Ity taratasy voarainay eto amin’i MyDago.com ampitaina amin-tsika mpamaky. Marihiko eto fa imailaka amin’ny teny Malagasy no voarainay fa tsy amin’ny teny vahiny akory.
Miarahaba anareo rehetra e ! Tsy mba Malagasy aho mpanoratra fa zanatany manana fihaviana efatra nipetraka tao Toamasina satria moa ny razambe-ko dia tonga tao Toamasina tamin’ny taona sahabo 1893. Ary ny zanako efatra dia niala tao Toamasina tamin’ny 1973. Mangirifiry fatratra ny fonay zanatany rehefa misy vaovao mahakivy tonga avy any amin’ny nosy malalanay. Amin’izao fotoana izao ao Toamasina-Quartier Ampasimazava dia misy zaridaina communal hatramin’izay. Io zaridaina io dia misy vody-hazo feno 100 taona. Io toerana io dia potika tanteraka. Ny vody-hazo dia natao kitay. Misy trano super marché no atsangana amin’io toerana io. Tsy mba anjaranay no mitsara io toe-javatra io nefa moa misy fanontaniana mipetraka. Amin’ny fomba ahoana ny toerana communal dia azo amidy tahaka ny mofo menaka kely amidy an-tsena ??? Mila fanazavana ny mponina mipetraka amin’ny manodidina ny quartier Ampasimazava. Misaotra mialoha anareo mba mamoaka an’ity imailaka ity. Veloma finaritra.
François René.
Amafisiko fa tsy misy tombontsoa azonay zanatany amin’io raharaha io satria moa ny fiainanay dia eto Frantsa izay toerana anay tsy satry.
Article complémentaire : Photos des destructions et pillages de ces derniers jours.
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:


ka inona hono no tian’ny Zanatany ho lazaina?ka tsy dadanareo ve na motika ny Toamasina voalohany ny tenako kou dia valovotaka tao Toamasina ary miroky fa ny nampalahelo ahy voalohany dia nopotehin’ny Dadanareo iToamasina,tsy nomena famatsiambola i Niarovana Ratsiraka nohenjehina nipotehina ntanteraka,ary izao saika ataony t@ Rajoelina izao kou fa ela nitoratorahana ka nahavoa masonangandra IABAN »NY TIM
zero toen-tsaina sady tsy mahalala afa- tsy ny any ampaosiny ny olon’tgv ao ny ao @chef de region ao aza mafia indrindra ilay tale de cabinetra
Tsara raha mifandray amina Malagasy azo antoka eto frantsa io olona io . Ny tanjona dia ny hanaovan’ny frantsay manifestation eto frantsa manohitra ny fransafrika . Heveriko fa raha afaka manentana frantsay maromaro izy manao izany hetsika izany dia hihemotra ny fransafrika . Izany hoe aoka mba hihetsika ny frantsay « amis de Madagasikara » amin’ny alalan’ny olona tahaka ireny .
tsy vozongo zany io e!
Vozongo io rangahy a!!!
Jereo ny anarany ry Nadia be a, sa tsy mahay mamaky teny koa ianao?
ahy ve! ka tokony handray fanampahankevitra Rajoelina fa i Ravalomanana no namarotra anio fa tsy Rajoelina ,izay no nitolomana aza avela amidy ny fananay
asa ra avany jean rené ?
izany hoe gasy metisy réunionnais no fiheverako azy…
zanatany rô..
Mampalahelo ny zava-miseho any Toamasina izany, tanan-dehibe anisan’ny namboarin’i Ra8, afaka mampitaha ianao vao manomboka miditra ny tananan’i Toamasina @ hatsaran’ny lalana sy ny jiro @ poto marobe mamiratra manazava ny tanana miampy ny fanamboarana ny tampontanana sy ny port izay reharehan’i Madagasikara…kanefa dia potika tsikelikely izy izao…nohon’y fanongana-panjakana.
Toamasina et en train de perdre son patrimoine et c’est vraiment désolant de voir disparaitre de si beaux arbres et surtout ce que fut cette si belle ville il n’y a pas tres longtemps .Il faut laisser à Ampasimasava son poumon.
Merci à François René, jereo ny site ny gtt fa misy tel ao azonao hantsoina rehefa misy manif mba ahafahanao mifandray @ ireo tia taniindrazana fa tsy tsy mitovy @ itony nadia gron-doire tsy valahara itony é
Ampasimazava gamins nous avons joué dans tes allées
Nous nous sommes reposés sous tes arbres séculaires
Nous avons longtemps palabrés dans tes rues voisines
Tu as bercé nos jeunes années
dans nos courses effrénées
Aujourd’hui nous te pleurons, mais nous combattrons pour te retrouver.Max Duval
Il y a bien d’autres endroits pour implanter un supermarché, et non pas à la place de ces arbres centenaires !
Je soutiens René François dans combat.
Je suis bouleversé par la disparition de cet écrin de verdure.
Ba betsaka daholo
Zernié
Non seulement la place est une propriété publique, mais l’arbre est centenaire, très bel et d’un espèce rare.
Bonjour, zanatany, je trouve dommage de sacrifier un jardin aussi ancien, permettant de profiter d’un coin de nature centenaire, avec de grands arbres, pour édifier un supermarché ; surtout si cette vente de terre communale est illégale. Les supermarchés peuvent se faire n’importe où, en quelques semaines, pas les grands et vieux arbres. Le respect des traditions peut aussi passer par le respect des arbres ancestraux.
Drack Drack >> sale raciste tais toi!!
Ces grands arbres ont connus tous nos anciens tous les ont respectés ; voyons ce que les générations futures vont faire pour réagir.
Rebondir est nécessaire, élus réfléchissez ensemble, avec tous et toutes.
Salama à tous, avec respect.
Si la belle île Madagascar est actuellement dépouillée de ses richessea de toutes natures, pillée de fond en comble,détruite sans aucun ménagement: c’est l’oeuvre insensée des gens égoïstes sans scrupule,jaloux de sa prospérité.
Ces gens-là ont-ils bonne conscience du mal indélébile qu’ils ont commis à ce pays ?
HO ANY GASY BE DEMOCRATE/ TSY MBA MANANA FIHAVIANA AMIN NY JEAN RENE MPANJAKA BETSIMISARAKA / IZY NO NAMORONA NY FANJAKANA MISY MPANJAKA VOALOHANY BETSIMISARAKA/ ZAFINDRAONY IZY IO / VELOMA FINARITRA
anao ty mou Vazaha sa Gasy? ilay olona nanokatra ity lahatsoratra ity zany no tiako lazaina, vadin’ny Gasy be drakidraky alou tena tsy izy mihintsy e!
ony hoa i Drack Drack ve mahay teny gasy?haona ny fomba hazoany resaka satria dia teny Gasy no nanoratan’ny ZANATANY azy,raha mahay izy dia BRAVO DRACK DRACK tsy ny adalany no hanaovana izany fa noho ny ezaka nataony ,nefa tsy mino aho io hiasa saina hianatra teny Gasy izany tereny Gasy be angamba izy MDR ,aza tezitra ry Neny a!
François René
izaho valivotaka tao Tamatave…fantatro lahotra Ampasimazava , indrindra ny hazo « séculaire » banians , nampanofy anay manao » Tarzan » taminy foiny kely.
Tsy lavitra teo izahay monona…
Fa ny fahantrana isankarazany mampadino any olona fa ilaina hajaina ny lovantsika ( patrimoine culturel et enviroronnemental).
Veloma finaritra koa.
mambole indray hazo e! fa rehefa any aorina midoroboka fa angaha moa tsy hotrany izany fona ny aty afrique ary tsy i Ravalomanana no nikapa sy ny varotra azy fa ny vahoka no nikapa azy nanao kitay nohony fahatrana sns……ny tany tsy namidy izany fa nanaovana tsena ka inona ny olana @ izany ……veloma fa tena mandreraka be ianao re! tsy fatantrao marina ny tsy fisina ka ny hazo no harovanao fa ny olona maty ny hanohanana tsy fantatrao veloma A+
HO ANY …FANDRESENA TENA IZY…..Ny tanjonako dia mifanatrika ….amin’ny conseil municipal ny TOAMASINA….satria moa , amin’ny ity raharaha ity dia ny feo ny andaniny no heno….ary ny ankilany …..tsy misy mamaly- FRANCOIS rene
tena mahy teny gasy tsy manjary ty fa magnadala olo aiza aizany Salaka sy raha jiaby io
Mampalahelo aloha ny fahalalana fa misy mamotika ny vakoka toy ireny. Izahay dia nipetraka naharitra tao Ampasimazava. Ary isany tontolo iainana nahalehibe anay io toerana voalaza io.
Aoka tsy hifanilika sy hitady olona homelohina foana fa maninona raha mihetsika e?!
I Ravalomanana nanatsara an’i Toamasina.
I Rolland Ratsiraka nanodikodim-bola (voaporofo)
I Andry Rajoelina variana amin’ny fanaratsiana ny zavatra tsara vitan’ny teo aloha ary mahagaga fa toa tsy mbola nahavita zava-mendrika akory hatreto. (malgré ses expériences de DJ – improvisation….)
Ka ny fanontaniana dia hoe : fa maninona nefa raha ny vahoaka tsirairay no manao zavatra e? maninona no miandry ny mpitondra foana? olona + 10 tapitrisa actives ve aninona foana? zatra tolorana? tsy zatra miasa sy mba misasatra fa miandry toloram-potsiny…
Ho an’ny avy any ivelany aloha aoka tsy ho be vava fa tsy mahafantatra ny zavatra tena misy akory.
mila miova kou alou ny Malagasy fa kamo e! miandry mana latsaka avy Andanitra lava izao ny any Tanana anie miasa kely dia vita mila mpanampy sy ny sisa,izahay aty miasa andro amanalina tsy misy mpanampy nefa dia vita foana ,io na toa haona ny mpitondra rehafa kamo diia eo ady ny Fianana hoy Vohangy,tokony miezaka n y tsirairay
tena mahy teny Gasy tsara mihintsy iZanatany drakidraky ity fa manadala olo,haiza ka hainy it salaka sy teny gasy rehetra izao tena tsssssssssss
_http://www.madatimes.com/index.php?option=com_content&task=view&id=239&Itemid=4
inona ny olana ry kala tsipoy kely â ?
fa maninona no manahirana anao ny zanatany mahay teny gasy ?
Vola
la restriction ,la misère galopante , mais aussi la DEMOGRAPHIE GALOPANTE font que le déboisement à Madagascar , comme en Afrique …galoppe également.
Il est vrai que dans une logique d ‘ ECONOMIE DE SURVIE , la protection de l’environnement est présentée comme un luxe , par bon nombre de politiciens usant de DEMAGOGIE .
par rapport à la faim
par rapport la mort subite ou prématurée
phénomènes à combatttre au quotidien pour notre peuple que l’on a réduit et habitué à la VIOLENCE DE LA MISERE .
Mais il nous faut penser à l’avenir pour nos descendants , préserver un environnement qui permette de vivre et surtout QUI PERMETTE DE CONTINUER A VIVRE .
Ne sombrons pas dans un syndrome Haïtien , à force de déboisement, la terre cultivable est drainée vers la mer par les eaux de pluie (phénomène de Betsiboka , constamment rouge de terre…perdue)
Quand il y aura de moins , en moins de terre cultivable :
comment nourrir la population ?
A Haïti pour tromper la faim les pauvres mangent des GALETTES DE TERRE ! je dis bien « mihinana tany maina ! »
Alors ne crachons pas en l’air , en ne pensant qu’au présent .
Cet article a été complété par des images qui nous ont été très généreusement transmises.
Toamasina avant et après les actes de vandales à Ampasimazava.
Tamatavien de naissance et de coeur, je suis révolté de constater la passivité des hommes politiques devant un tel carnage. Que ceux qui aiment Tamatave se mobilisent et se rassemblent. N’oubliez pas que sur place vous avez le droit de vote. Faites-le savoir et vous constaterez que les choses changeront. C’est votre passivité qui vous condamne.Nous sommes avec vous et poursuivons le combat.
à The Man: merci pour le lien!
o nadia,sao dia tsy fantatrao ary fa nareo tgvistes anie no tena kamo tsy te hiasa fa mandroba fotsiny e, manantena miracle sy magie @ ty vary 500 ariary tsy hisy mandrakzay,i dadanay no nanamboatra sy nanatsara an’i Toamasina ary nokarakarainy mihoatra an’Antananarivo aza , mbola haveriko @ Nadia ndray fa nareo tgvistes no tena hita porofo mivaingana fa mpivarotra tanindrazana, tsy maninona anie raha mba misy manangana supermarché e, mba sitrany ahay asa ho an’ny gasy sasany, fa saingy maninona raha natao tany ankafa fa tsy ny zaridaina no nopotehina,ho an’i Vola indray, ny vahoaka mponina any Toamasina na mahantra aza dia tsy hanan-tsaina ny hanimba ny zaridaina filalaovan-janany fa saingy rehefa notapahin’ny mpamotika ny hazo, tsy aleo ve hatao kitay toy izay ho jerem-potsiny eo?? dia tsy iza lay mpamotika tiako tenenina @ io fa ny mpiray petsapetsa @ Andry RAJOELINA,koa nadia sy ny forongom-poza rehetra na hiteny inona na hiteny inona dia tsy hitovy @ dadanay mihintsy ny RADOMELINAREO, ny anareo V be, mamotika fotsiny fa tsy mahavita inon’inona, mba teneno anay hoe ny zavabitan’i Andry RADOMELINA tsara tao TAMATAVE ???tsy misy…,haelezo aparitaho ny fanapotehiny ilay zaridaina dia alaivo sary , be dia be mantsy ny mponina avy any TAMATAVE no mipetraka any andafy,@ zay mitombo tsara ny laza ratsin’ireto V reto fa matim-bola loatra ka varotana hatr@ zavatra tsara kely mba fananan’ny malagasy, sady zareo zao efa hilatsaka rahateo ny saziny, sa tsy zany ry Nadia Vendram-poza??
cette destruction ,( grotesque pour un hypermarché !) ,
illustre parfaitement la mentalité destructrice de ce gouvernement formé de rapaces arrivistes à mort , qui veut gagner le plus vite possible , à n’importe quel prix:
la population et l’avenir du pays sont très loin de sa préoccupation.
Après eux le déluge.
nareo aza manaiky hamporesahan’io nadia io fa tzvista ne io e!mampiome fa i Sorsiera aza no mba mpanolontsina ny sefo de région ko aiza no hisy tantara ho vanona,oh ny olona misona miakanjo mainty fôna isan’andro, efa matahotra ny ho rakatra @ fandaniana volampanjakana @ firevena tôka vahiny lafo vidy isankarazany,de misoloky indray ry ricky din van zany tranompanjakana no atao lavanty de nanaovana tombola ,nefa rava ny tsena!!nga tsy efa hifampihinana ny tadi-kirarony ao sisa e!, tsy mahalala menatra tssssssss
MARINA NYTENINAO RY ZANATANY AH!
tsy misy lavina fa ataoko fa ny fahatrany vahoka no nakany ny hazo natao kitay hay tena nongotana sy nofoforina ary nangalarina tokony ho torina @ ecologie i TGV fa ny hazo no fototriny fijalina raha fongotra tokoa ,arakiny hirany yannick noah ary io no mahatonga ny cyclone lava ao toamasina….sy ny any cotier ….ny tokony hatao aza mbola tokony hamboly hazo betsaka sy maro ny gasy hiarovana ny rechaufement climatique ….ka inona no tokony hatao @ ity TGV fanjakany baro ity fa ny vahoka aza maty ny anohanana sy ny fampahorina sns…..insécurité izany …..ka mitadiava aza hevitra hiarovana ny ala sy ny fihainambahoka ……
mivavaha daholo e!
et dire que ce CONNARD de DRCAK DRACK …le VRAI !!! avait mis les GASY en garde contre TGV et ses LOUPS des Mai 2009 ….n est de pas l amie Gasybedemocrate ?
TRISTE verite pour celui qui a ete traite et INJURIE par presque TOUS !!!!
Bang Boum…j’ai toujours attiré l’attention :
=> d’une part sur les décalages de l’information sur internet
=> d’autre sur le fait que certains intervenants n’ont pas forcément suivi mydago ou topmada depuis le début…
ils méritent toute indulgence.
ou pan-pan cul nu…MDR