MyDago.com

Tratran’ny AVC i Vital !

MyDago.com aime Madagascar.
Albert Vital Camille

Albert Vital Camille

Samy efa nody mandry avokoa ireo Praiministra malaza ho « metis » Frantsay, isan’izany Me Ravony izay anisan’ireo nalaza tamin’ny fiandohan’ity Repoblika faha telo ity. Izy ilay Praiministra tsy nahay nanavaka, nanafangaro mihitsy ny « isa » amin’ny « vola » Malagasy. Izy ihany koa no anisan’ireo olom-panjakana ambony sahy niteny fa mbola tsy niaina tao anatin’izany fahantrana izany mihitsy.

Me Jaques Sylla, havanana amin’ny resaka lalàna, anisan’ireo tanan-kavanan’i Filoha Ravalomanana teo aloha. Efa Praiministra, filohan’ny antenimierampirenena, ary izy ihany koa no notendrena ho filohan’ny delegasiona Marc Ravalomanana. Maro ny anaram-bositra nomen’ny olona ity mpanao politika ity, ao ny hoe « vazaha be », taty aoriana izy nivadim-pitokisana tamin’ny Filoha Ravalomanana iny dia be indray no niantso azy ho « Jodasy ».

Fa ankehitriny tratran’ny anaram-bositra hafahafa ihany koa ny Praiministra metis vaovao : « AVC » na Albert Vital Camille. Angano angano, arira arira e !

41 réponses à “Tratran’ny AVC i Vital !”

  1. tokandalana a dit :

    Vao nahita ilay AVC aho dia nibitaka ary niantso ny namako .
    Avy eo aho vao namaky ny tohiny dia hitako fa tena AVC tokoa ilay izy saingy ilay tsy mahafaty !
    Izany hoe: mahafaty ihany fa tsy androany fotsiny…

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  2. Alidera A.R. a dit :

    Tsy i Vital angamba no voan’ny AVC fa i Madagasikara no victime-n’ny AVC!!!

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  3. KintanaMananDrambo a dit :

    Tandremo ary ry zalà, sao dia isika indray no ho voan’ny avc eo !
    Miaritra ny « mangidy » sotroina, na dia amin’ny kôpy somary zara fa misasa aza, no anisan’ny fanafody ; ho tonga ho azy eo ihany ny mpamonjy !

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  4. nadia grondier a dit :

    fa maninona ny Metisy no atao praiminisitra foana?ary ny mahagaga aminizy ireny dia maty Tanora daholo

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  5. Hamas a dit :

    HIANDRY IZAY HAHAFATY AN’I VITAL ZANY ISIKA KA RAHA SANATRIA TSY MATY?
    Ny tena marina dia metisy daholo ireo olon’ny faty ireo satria samy double nationalité ny ny filoham-paty, ny pm, ny vcpm. Zany no mahatonga an’i tgv maka hevitry ny deputes francais, zavatra mahamenatra ange zany fa isiaka malagasy ihany no mahazaka izany e! Asa mao na ireo mpitarika ny olona no tsy dia havanana na dia ny vahoaka mihintsy no efa gidro daholo. Sao kosa dia diso mampiasa vola loatra ny filoha Ravalomanana ka lasa ataon’ny sasany fitaovana soa mba haharitra ny tolona dia haharitra koa ny fahazahoana vola. Asa lahy…

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  6. Verohanitra a dit :

    Nitselatra ny ambava-foko hoe maty sahady ve fa naninona no voan’ny AVC ?
    Hay ve hoatran’ilay hoe OMAR ihany : Odon Marie Arsène Razanakolona.
    Enga anie ho ela velona daholo izy rehetra ao amin’ny FAT ao hahita ny fiafaran’ny tantara araka ilay resaka hoe : ny 99 andro anao fa ny iray andro an’Ilay Mahery. Tsy hahavita na inona na inona intsony ny vola aman-karena , ny fahefana nimatematesana amin’ilay iray andro.

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  7. Arivo lahy Tsy Maty Indray Andro a dit :

    Ny metisy dia maramara saina foana (ankoatran’i Me Ravony), ireny ilay basy narifito, na sady tsy an-tany na amparafara…jerena vazaha nefa tsy izy, ohatran’ny gasy ihany nefa toa vazaha koa…tsy dia mankaiza loatra ny foto-pisainany…araky ny teniny teo aloha hoe enga anie ho ela velona ireo FAT sy ny taranaka PADESM sy ny Frantsay fa ahita ny fahotana nataony…ny andrizareo FAT no vita ny fiainana fa ny fara amandimbin-drizareo no mitaty ny vokany izay tsy maty an-tsaina.

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  8. gasybe democrate a dit :

    Lohan-metisy hozy ny nenibenay…
    raha obama no jerena dia : tsy hitako intsony izay maha metisy azy.
    ny reniny sy ny avan-dreniny no nitaiza , sy nalehibe azy…
    ny rainy efa nivenjovenjo efa ela be , tsy nikarakara azy mihintsy , toy ny rainy Sarkozy…

    Ny maramara opportunistes no mahakamo.

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  9. gasybe democrate a dit :

    ny zanak’anabaviny Sibon any Diego : tsy manao azy gasy mihintsy !

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  10. Anti-Ra8 a dit :

    Ary manao ahoana indray ny gasilahy tsy hita tao anatin’ny tantaran’Andriana na Hova na Andevo avy any imerikasina? misavi-tsaranga ho andriana ka naniry ny hipetraka eny ANATIROVA? Ka metisy inn zany no ilazana azy ireny? metisse misavi-tsaranga sa mitomany ny randrana manendrika ny hafa????

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  11. gasy a dit :

    ihomehezo ny tsy fahalalana rey olona kanefa aleo hono manontanintany foana… fa inona ilay dikan’ilay AVC mampitselatra ambavafo azafady?

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  12. LaurencoMarques a dit :

    AVC : Accident vasculaire cérébral. Tapaka ny lalan-dra any amin’ny lohany any no haiko fandikana azy.

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  13. gasy a dit :

    misaotra anao nanome fanazavana fa tsy dia maharaka teny frantsay tsy fampiasa tany ampianarana moa ny tena!

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  14. Rado a dit :

    Aleo hinan tainy any i Madame Camille.

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  15. Dr CELESTIN Robin a dit :

    Tsy mampisondrotra ny haja sy ny hasintsika ny kilaolao-teny toa izao..!
    Mba hampiakaro bebe kokoa no izao ny toerana sy ny fisainantsika !
    C’est du zazakelisme persistant..et non crédible !
    Tena malaka tokoa ity siteity ka hafaka miteny ety izay tiany ho lazaina ny fy tsirairay…!
    Tst fahaiza mampiasa ny fahalalahana izany !

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  16. ralezoka a dit :

    Inona fotsiny izany no maha –  » Premier Ministre »
    anao izay tsy mahalala akory izay nalehan’i
    Monsieur le Président ? Mba te-hahalàla ny antondiany any koa anie ny vahoaka ê !-
    Inona izao no ataony izay miziriziry amin’ny hevin’io, raha mihidy eo ny habakabaka ny SADEC ? Hilomàno ?
    Le peuple souffre; Il n’y a plus de mots pour
    exprimer cette souffrance. Pety Rakotoniaina a
    déclaré: »Si le changement ne pouvait être effectué,
    RAVALOMANANA n’aurait pas dû être relevé de son poste .
    Qui dit mieux ? Le peuple entier n’attend que le
    retour de son Président élu démocratiquement .

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  17. pouss a dit :

    AVC: Ny zavatra tsy fantatrareo dia tena efa sisan’ny AVC tokoa io AVC io, tsy maintsy mankany andafy isantaona izao izy manolo ny pile @ fony. TENA VRAI IO HOE MANDEHA PILE NY FONY IO.

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  18. gasybe democrate a dit :

    Concernant AVC ou Rajoelina …
    ….ou autre plus ou moins métis…
    1) installer le délit de faciès rappelle bien des situations pénibles de l’HISTOIRE mondiale…
    2) écarter des métis du pouvoir n’a pas de sens , ils sont aussi Malgaches par le sang.
    3) de nombreux pays , dont la France , appliquent le droit du sang ( jus sanguinis ) dans leur code de nationalité .
    Aux Etats Unis , culture de terre d’immigration , s’applique le droit du sol : il suffit d’y naitre.
    4) à Madagascar on admet la double nationalité ,
    à mon avis C’EST LA QUE RESIDE LE PROBLEME
    Je ne voudrais pas ressortir des arguments réchauffés de TOP MADA il y a quelques mois,
    Mais TOUT INDIVIDU APPELE A OCCUPER LES PLUS HAUTES NATIONALITES DU PAYS NE DOIVENT PAS AVOIR LA DOUBLE NATIONALITE .
    Il doit RENIER OFFICIELLEMENT L’AUTRE NATIONALITE avec transcription devant les tribunaux des deux pays respectifs.
    Une fois revenu à la vie civile , rien ne l’ enpêche d’entamer une procédure de réintégration .
    POLITIQUEMENT : ON NE PEUT SERVIR DEUX MAITRES .
    OBAMA EST PRESIDENT DES AMERICAINS
    OBAMA EST AMERICAIN, RIEN QU’AMERICAIN et non Kényan (50% par son père ).
    SARKOZY DE MEME EST FRANCAIS ET NON HONGROIS (50% par son père)

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  19. gasybe democrate a dit :

    Je rectifie
    TOUT INDIVIDU APPELE A OCCUPER LES PLUS HAUTES « RESPONSABILITES  » DU PAYS (et non hautes « nationalités)
    sorry………..

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  20. Anti-Ra8 a dit :

    ARY NY ZANAK’I RAVALONANDRA NANAMBADY VAZAHA INY ZANY ZAO MANAO AHOANA NY ZANANY? HANANA ZAFIKELY METISSE ZANY ZAO DADAN’LISANY AN?
    HITANY ANGAMBA FA NAHOMBY ILAY LOHANA METISSE DIA NAMPOROSIANY NY ZANANY LAHY HANNAMBADY VOZONGO AN?

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  21. raktjasu a dit :

    tena be vendrana mitsy reto mpanao commentaire reto:
    Ze AVC ao de rohitina lava sy makarary ny lohany eo.
    Ny AVC ry boto dombo dia:Any Video Converter a!lol

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  22. raktjasu a dit :

    ts ny lah fa ny zanany vavy koa ry C a!
    ts nahazaka sipagasy mitsy lesy lery a!

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  23. Anti-Ra8 a dit :

    Izao no dikan’izany raha tsy fantatry ny mpomba an-dravalonandra!
    « AZA VENDRANA SY CON » (AVC) ihany ry mpomba an-dravalonandra ah! efa hita zao fa tsy mahomby ary tsy hahomby nefa forcer-na ihany! FOMBAN’NY DADAN’LISANY MOA IO MANAO FORCING IO DIA MBA MODY MIATSARA VELATSIHY NY ANY IVELANY! TSY MAINTSY JUSTIFIER-NA KOA NY VOLA NOMEN’I RAVALONANDRA FA RAHA TSY IZANY ROMOTRA NY ANAO LAHY! ZAO ZAO VOLANA CHOCOLAT INDRAY NO MIASA FA TSY VOLAN-dRONONO! hi!hi!hi!hi!

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  24. gasybe democrate a dit :

    Anti ra8
    le métissage n’est pas un problème …
    C’est l’opportunisme qui est dommmageable , ainsi que la double nationalité lorsqu’on occupe les plus hautes responsabilités de l’ETAT (président ou ministres).
    Obama métis de nationalité unique : américaine , n’oeuvre pas pour le Kenya.
    Sarkozy métis de natuionalité unique :française , n’oeuvre pas pour la Hongrie .
    Relis les posts , tu comprendras mieux.
    Il n’y a rien de compliqué.
    Avant de se présenter que ces messieurs donnent la preuve d’ un EXTRAIT DE JUGEMENT DE RENONCIATION A L’AUTRE NATIONALITE ( par un tribunal d’instance française, par exemple , concernant Vital ou Rajoelina dont le grand père maternel était Français à Fianarantsoa )
    Merci.

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  25. Anti-Ra8 a dit :

    REHEFA TSY TIANA NY OLONA AHITANA ZAVATRA RATSY SY TSONGOLOINA FOANA E! HATRAMIN’IZAY IANAREO TSY TAITRA TAMIN’NY NAHA-METISSE NY OLONA TEO AMI FITONDRANA KOU NO IZAO VAO HOE OUILLE A OUILLE!
    NY VAHOAKA MALAGASY DIA TSOTRA! ON NE VEUT PLUS DE RAVALOMANANA! ZAY D BASY! AMPY! TSY ASIANA FANAMPINY! KA NA GORILLE NA APONDRA NA BITRO NA VOALAVO NA KANKANA NA ANACUNDA NA ELEPHANT NO NAMPIONGANA AN-DRAVALOMANANA DIA IZAY IHANY ALOU NO BUT SY TANJONA VOALOHANY! IZAO FALY! TENA FALY MIHITSY IZAHAY VAHOAKA MALAGASY NAHARODANA AN-DRAVALONANDRA MPANGALATRA SY MPAMONO OLONA!

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  26. gasybe democrate a dit :

    Anti ra 8
    ton niveau intellectuel …est grave.
    Lis et relis les posts : essaie de comprendre avant de t’exprimer.
    Allez un effort……….

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  27. Anti-Ra8 a dit :

    MON OEIL! LES GENS DE CE SITE N’A AUCUNE NIVEAU INTELECTUEL! DIA MBA MANARAKA NY NIVEAU-NAREO KOA ZA EH! MBA POLYVALENT E! REHEFA MIREFAREFA TOYIZAO ATAONAREO ETO IZAO NY ADY HEVITRA DIA MBA MANARAKA KOA NY TENA MBA AHA-MANGA NY ADIHEVITRY NY KELY SY NY FOHY FISAINANA E! TSY NY SITE OHATRIZAO MIHITSY ANGE NO HANEHOANA NY MAHA-INTELECT E! FAMPORISIHANA ANAREO HIREFAREFA AMIN’NY TANY NO ATAO ETO! HA!HA!HA!

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  28. gasybe democrate a dit :

    Marco ! on se calme…

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  29. Rambilo a dit :

    Je suis là je lis tous ce qui peut être important dans ce forum mais toi l’anti ra 8 si tous les anti 8 étaient comme toi intellectuellement parlant, le ravalo aurait pu rependre sa place de président façilement! je vois vraiment que tu es engagé politiquement donc stp trouve le moyen d’améliorer ton niveau intellectuel et sort moins de conneries sinon discuter avec n’est même pas intéressant pour ces pro ravalo: mahalàlà menatra.

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  30. KintanaMananDrambo a dit :

    Stop amin’izay ry voatavokely â ! Hitan’ise fa tsy nitondra inona na inona ny 600 à 800 posts / mois, tao amin’ny Topmada !
    Ho Paria foana, ny potsista !!

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  31. Faucon de Dago a dit :

    Avelao, hoy AVC, ho avy ny SADC mba hanaovana sarin’ady. Mba sahisahy miteny io rangahy io satria dia ho tanteraka eo tokoa amin’ny tenany ny tena AVC. Ary ho anao ry ingahy antiRa8, mba vakio ny teny eo ambany manao hoe: »Izay tsy mahavita ny mampiseho ny hatsaràn’ny heviny dia lasa manompa sy miteny ratsy sisa. »

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  32. rasoa a dit :

    bonne nuit r’i Faucon de Dago â!!!!
    avelao io antiRa8 io eo ê!!

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  33. Voaramasiaka a dit :

    De zao ve sisa no niafaran’ireto zanak’i Dada reto ?
    Mpanompa olona sy mirefarefa fisainana nefa milaza ho intelligent daholo…
    Raha zay wawawa be eran’ny forum izay ngamba dia efa voalevimbelona mihitsy Rajoelina sy ny HAT.
    Qui veut parier avec moi que Ra8 ne deviendra plus jamais PDT de Madagasikara ?

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  34. KintanaMananDrambo a dit :

    Avoay eto ny anaranareo sy ny adiresinareo, dia ataon-tsika ny fanamby ! Tsy i pasplusnul izahay, ka hanao fanamby amin’ny olona izay tsy fantatra akory no misy azy !!

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  35. Anti-Ra8 a dit :

    rambilo angah efa mamon’ny ambilobe? ha!ha!ha! olona mirefarefa ami-tany ato anatin’ity site ity v no mba hanehoan’i mbilo ny maha-intelect an’i mbilo? ndryyyy! mampalahelo i mbilo! i sombila ange no anaran’lé nifampitadiavan’ny amerikana tao dago iny e!
    o ry mbilo ah! mba mahaiza manao diversification-n’ny fampisehoana fahaizana fa aza d miseho milay amin’ny resaka tsis dikany. Niveau bureautique angé ry rambilo ny 90%-n’ny olona mandray anjara ato ami my dago e! tafiditra ao anatin’zany enao io satria mandray ny resaky ny olona ato ho faran’ny ambony! mba mijereva ré site-na intelctuel hafa e! fa rehefa mba mampirevy ireo dondrona sy sôlafa dia miditra ato e!
    rehefa mitantana société enao Rambilo dia mba asio fotoana iresahanao amin’ny mpamafa trano, gardien, fille de salle, sns… dé asiana koa fotoana iresahana amin’ireo employé moyen rehetra, dia avy eo asiana fotoana ho an’ny cadre, dia hafa mihitsy ny fotoana hiaonanao amin’ny samy PDG sy ny DG! mazava amin’i rambilo???

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  36. KintanaMananDrambo a dit :

    Ô ry zalà sy zavavy ô !! Mba omeo sopapa kely izahay fa tena leo be ê !
    Ritra daholo ny vatsy kely mba natao tao an-trano. Aiza no mba misy lafarina mora ? Sao dia mba misy mahita ianareo ? Rehefa mba manendy ireny trondro kely ireny mantsy i madama sy ilay mpanampy, dia mba mila an’io !
    Ny siramamy moa dia tsy lazaina intsony ! Ilay kalakely mpanampy moa dia efa tsy nirahina intsony, fa tapak’andro toa very fotsiny ! Asa koa raha mijery ny akamany any fotsiny ity izy ?
    Tantely sisa izao, no atao solon’ny siramamy ! Ny tena koa tsy dia manam-potoana firy rehefa mandalo ao Vohitsara !
    Aiza ve dia ho siramamy no atao feno ao anaty valizy rehefa handeha ? Tsy ho avy eo indray ry zalà ao amin’ny ladoany hoe : Inona daholo ireto ? Mba omeo iray amin’izany izahay ! Dia voatery zaraina amin-dry lerony eo indray ireto izy, kanefa efa navela daholo na ny voan-dalana ho an’ny ankizy aza ! Tsy lasa intsony ka !
    Miverina indray, ny kaomiberaka toy ny tamin’ny andron’i deba !TTTTTTTTTTTTTTTTTTTTTTTTTTTTTTTTTTTTTTTt

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  37. Anti-Ra8 a dit :

    mandalova ao ami magro fa misy ao! ny 3 mouvances efa nizara vary Ar 10 ny kapaoka! ao amin’ny chocolaterie-ndravalonandraany afrique du sud koa misy!
    tantazo ny vokany fa noho ny ataon’lisany sy ny dadan’lisany daolo no mahatonga an’izao e! raha niala am-pahendrena fa nahatsapa ho tsy tian’ny vahoaka ange izy tsy nisy an’izany e! efa mbaraky ny efa naloham-bahoaka noroahina ny tanindrazana mbola tsy mahay mipetraka ihany fa manakorontana! tsy mihinana chocolat any afrique du sud any ty ho faty any le ravalonandra ty!

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  38. gasybe democrate a dit :

    antira8
    na miova pseudo aza ilay tsipolotra kely dia mora « deviner »na
    ndeha mibalady , fa resaka graphophone vizaka é!

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  39. nadiagrondier a dit :

    siramamy zany ve mahafaty?aza mihinana ,lafarine tsy misy ilana izany mividiana mangahazo dia hahazo dia totoy fa lafarinneavy eo MDR

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  40. nanah! a dit :

    salut!
    ory anona ? fa iza no nandoro ny magro sy nandromba ny fananan’i dadanay tsy nareo iany ve e? mba valio kely oe: azafady ra tsy mahadiso
    ry foza mailaka ery nitatitra entana ( atsemboan’ny sasany)t@ 26 janvier io 2009)ka zao nizaka ny vokany tsara o? valio ra , tatazo fa te hanao aminy eo kou!!!!!!!!!!!!!!!!!!
    tsy maintsy mijija izay nafafiny ny tsirairay nefa dommage fa ny malagasy reetra ny mizzaka ny vokany kou!

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

  41. nanah! a dit :

    ra za ko ireo sasany ireo mametraka demission ko za dieny mbola tsy mafana ny rara na dia efa mahamenatra iany ary e?
    tena mampalaelo e?

    Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ? Thumb up 0 Thumb down 0

Emettre mon avis ou un commentaire

Ceux qui ne sont plus capables de faire valoir leurs idées versent dans les insultes et les grossièretés.

Izay tsy mahavita ny mampiseho ny hatsaràn'ny heviny dia lasa manompa sy miteny ratsy sisa.

snowflake