Tsy mahavita azy
Inona marina no ataon’i Rajoelina any Paris e ? matahotra hianjeran’ny sazin’ny SADC ve dia mitsoaka ? efa andro maromaro izay, tsy nilaza mazava izay nalehany, nitsangatsangana ve ? eny hatramin’i Vital aza raha nanontanian’ny mpanao gazety omaly dia nisalasala be ihany, tsy sahy nilaza mazava ny tena marina. Ny mpitondra ambony eran-tany dia tokony milaza mazava izay dia halehany sy ny antonantony zavatra hatao, izay ilay «mangarahara».
Iza no miantoka ny diany any ? iza avy no miaraka aminy, ohatrinona ny volam-panjakana laniny, raha vao ny 08 janoary lasa teo izy no nilaza fa hahena 50% ny teti-bolan’ny fiadidiana ny Repoblika, niresaka fitsitsiana matetika izytamin’ny kabariny, inona izany no handanina vola be tsy toko tsy forohana any, aiza ilay «fanjakana tsara tantana» nodradradraina ?
Fa anisan’ny fifanindrifian-javatra ve fa sa ahoana fa ireo ministra nakarin’ny Fitondrana Fat ho Praiministra lefitra dia tsy nahomby daholo.
Isan’ireny ny VPM misahana ny raharaham-bahiny :
- Ny VPM Ny Hasina Andriamanjato, anisan’ireo tanan-kavanan’i Andry TGV, tsy nahitana fahombiazana daholo izay rehetra nataony. Tsy nisy ny fankatoavana iraisam-pirenena azony nandritra izay herintaona izay, fahafaham-baraka hatrany no azo isaky ny diany tany ivelany « sans qualitĂ© e ! ». Ny farany teo tany Addis Abeba, iny niarahantsika nahita teo iny ny vokatry ny lehiben’ny diplomasia Malagasy.
-VPM misahana ny atintany, Manorohanta Cécile, tsy fahombiazana lehibe indrindra vitany «nidofotra» iny fanemorana ny fifidianana 20 martsa iny, efa niady mafy nanao «campagne mediatique» fa tsy nety e ! Ny karam-panondro biometrika moa nandamoka.
-VPM misahana ny fahasalamana, Tehindrazanarivelo izay tsy mahafehy ireo mpitsabo sy ny mpiasan’ny fahasalamana, mitokona etsy mitokona eroa. Tsy misy fandraisana fanampahan-kevitra hentitra entin’ity VPM ity. Tsy mahavaha olana.
Tsy fahombiazana hatrany no hitan’ireto mpitondra FAT ireto.





le Vendredi 5 fĂ©vrier 2010 à 12 h 56 min
mba mitady ny mahasoa ny Firenena re izy e! ka inona indray ary no fiheveranareo ny diany any lazao topoko
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Vendredi 5 fĂ©vrier 2010 à 13 h 23 min
Madagascar est dĂ©fendu par l’Union africaine, contre l’invasion des colons français Ă travers le putsch Rajoelina.
Après l’Ă©lection de Son Excellence M. Bingu wa Mutharika Ă la tĂŞte de l’Union africaine et la dĂ©faite de Muammar Khadafi, le destin de Madagascar a subitement changĂ© et est devenue plus claire. Son Excellence M. Mutharika, PrĂ©sident du Malawi est un conservateur, connu comme le «soldat de l’Afrique». Au cours de la dernière annĂ©e en tant que prĂ©sident de l’AssemblĂ©e gĂ©nĂ©rale de l’UA, M. Khadafi a Ă©tĂ© accusĂ© de mauvaise gestion de Madagascar et en GuinĂ©e, comme Ă©tant lui-mĂŞme un putsch et le mentor de Andry Rajoelina.
La date limite donnĂ©e par l’Union africaine au rĂ©gime illĂ©gal de Madagascar prendra fin le vendredi 6 FĂ©vrier. Après cette date, les sanctions seront appliquĂ©es pour le rĂ©gime. Dans le mĂŞme temps, le prĂ©sident de la THA ont Ă©tĂ© Ă Paris depuis le 26 Janvier pour demander le support ultime de la France. Il a donnĂ© une interview sur LCI TV le 1er FĂ©vrier et se dĂ©fend devant le SĂ©nat français sur la 2ème.
L’Union africaine (UA) et la Southern African Development Community (SADC) ont conjointement annoncĂ© que si la Haute AutoritĂ© provisoire (HAT) continue la dĂ©cision unilatĂ©rale et ne pas se conformer Ă la dĂ©claration de Maputo et Addis-chartes Abbabas, ils prendront des mesures immĂ©diates comme «le moment de la dĂ©claration est passĂ©e », a dĂ©clarĂ© le nouveau prĂ©sident de l’UA. Il a Ă©galement soulignĂ© qu’il est temps pour l’Afrique Ă dĂ©velopper et Ă unir leurs voix pour se faire entendre dans les instances internationales, faute de quoi, l’Afrique sera Ă nouveau colonisĂ©.
La communautĂ© de la SADC est très prĂ©occupĂ©e par Madagascar et les actions doivent ĂŞtre prises dans les semaines Ă venir. La communautĂ© de la SADC a ouvertement dĂ©clarĂ© qu’ils Closse du trafic aĂ©rien Ă destination et en provenance de Madagascar dans les jours Ă venir si aucune dĂ©cision n’est prise par le chapeau.
Le dĂ©veloppement fragile a Ă©tĂ© mis en pĂ©ril par le putsch soutenu par l’armĂ©e et le gouvernement français. Plus de 500.000 emplois ont Ă©tĂ© perdus, des milliers d’entreprises ont Ă©tĂ© fermĂ©es, plusieurs centaines de tuĂ©s et arrĂŞtĂ©s sans raison – le coĂ»t de la vie a augmentĂ© de 40 pour cent dans l’annĂ©e Ă©coulĂ©e.
Tels sont les rĂ©sultats du prĂ©sident inexpĂ©rimentĂ© et putsch entourĂ©e de plus de 80 membres, qui continuent Ă piller le pays. Le taux de croissance de Madagascar a chutĂ© dans 0,5 pour cent en 2009, si pas nul, alors qu’il Ă©tait de 7 pour cent en 2008.
Les personnes vivant près des routes principales d’Antananarivo voir des vĂ©hicules militaires et d’entendre les sirènes de centaines de va-et-vient des convois chaque jour. Personne ne sait oĂą ils vont ni ce qu’ils font.
L’un des faits les plus remarquables concernant le rĂ©gime est son savoir-faire de la dĂ©sinformation, dans les mĂ©dias et Ă l’extĂ©rieur du pays.
On peut se demander si le régime illégal réelle de Madagascar est encore en prenant pour acquis les avertissements de la communauté internationale comme ils le faisaient dans le passé ou si elles sont conscientes du danger des sanctions pour eux et pour le pays.
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Vendredi 5 fĂ©vrier 2010 à 13 h 48 min
Momban’i tehindrazana, mba anontanio amin’ireo mpisabo izay tena mahafantatr’azy anie hoe, tokony hitondra marina ny titra hoe prĂ´fesora ve ‘lay io ĂŞ ?
Rasesily toa i nadia ! Milaza tsy mpanohana an’iza na iza, kanefa fo.., voatavo be ! Tsy tiany no atao hoe foza !
Ilay mitondra anarana hoe Hasina, dia tsy fantatra intsony hoe, mbola mahay teny gasy ve i lery ? Fantany ve ny dikan’izany hoe hasina izany ? Olona namono an-dreniny indray, no atao namana, miara-mivarotra ny tanindrazana !
Izany rehetra izany eo ihany, fa efa lasa i domelina ! Nahazo toky ?
Ny zavatra hita, dia norebireben’i lery ny menasofina, dia mody nanaiky ; izao indray lery mody milaza fa ny satan’i Maputo no vaha-olana, ary manaiky an’io, kanefa sarotr’aminy ny hizarĂ na ny fitondrĂ na ! Dia nilaza fa tokony asiana organe de contrĂ´le ny tetezamita !
Famahan-dalitra lava izao, ary fandanian’andro !
Ho vokin’ny lalitra ve ny vahoaka malagasy ĂŞ ?
I Fetison koa ity manao ny ataony ! Aza misendaotra ianareo ry Dr Celestin, HoAiza, Ziry !Tsy mazava ny adin’ilay tary io ! Resaka fampandriana adrisa ny hoe, ho samborina i lery ! Raha tena mazava ny tantara, dia :
1)Na, efa ela izy no voasambotra. Madagasikara anie ka kely ĂŞ ! Sadama Osena aza mbola hitan’ny olona tany anaty lavaka !
2)Raha mazava ny nataony, dia tokony niatrika ny mpitandro filaminana sy ny Tribonaly ! Tsy manaiky ny fampitahorana lava izao !
3)Rehefa miaramila koa, dia ekena izay lazain’ny sefo ! Fa na ianao miala, na arahina izay Tetik’ady nomena ho atao ; raha misy zavatra hita fa tsy mety, dia ny sefo aloha no hifampiraharahana, fa tsy ny mpanao gazety, na koa ny fahavalo !! Sa dia lamaody ny manao mutin, izay manao rima amin’ny pu…?
Aza dia manararaotra hoe, tsy eo an-toerana ny sefo !
Izao lasa ao anaty savorovoro foana, no mba hiainan’ny vahoaka !
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Vendredi 5 fĂ©vrier 2010 à 13 h 58 min
ka tsy hoe nisipa t@ mpanankanto Vehivavy ve i Andriamanjato dia nisy mpaka sary namoaka Vaovao dia hitan’ny Tompokovavy Bao sa dia izay no nitarika fahafatesana ho azy?sa inona ry Kintana?
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Vendredi 5 fĂ©vrier 2010 à 14 h 05 min
tiako nama ity tranonkala ny Mydago ity tena marina e! ato no tena hahalalana zavatra marofa ny mahakamo ahy dia be olona manompa ka ny olombelona ve nama lazainy sasany ho foza aza manao izany a!
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Vendredi 5 fĂ©vrier 2010 à 16 h 39 min
N’existe-t-il pas d’autres questions plus intĂ©ressantes concernant la reprise du dĂ©veloppement du Pays ,,’Ă©lĂ©vation urgente du niveau de vie des Malgaches que de rabâcher les imbĂ©cikitĂ©s de ces farfelus pieds nickelĂ©s apprentis sorciers ?
Je pense que Nous avons le devoir et l’obligation de Nous occuper des petites choses avec des petits oyens pour aider rapidement des petites gens ,de chercher les solutions urgentes des problèmes quotidiens qui Ă©trangles les Malgaches !
Laissons ces tĂŞtes Ă gifles marinĂ©s dans leur merde !Ce n’est pas notre problème !
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Vendredi 5 fĂ©vrier 2010 à 17 h 14 min
hi hi hi hi hi ary toa tezitra?tsara ho fantatra daholo ny zavatra rehetra kou?
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Vendredi 5 fĂ©vrier 2010 à 17 h 30 min
Aoka ary ry nadiagrondier, fa tsy misy foza intsony izao ĂŞ !
Marihiko ihany anefa fa fomba gasy anie io mampitahy olona amin’ny biby io e ! Ohatra, valala, omby sns… MDR !!!!
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Vendredi 5 fĂ©vrier 2010 à 18 h 16 min
KM>>>
Sao adinonao r’i KM, fa i lavanify anie ka sady en visite privee no en visite tao amin’i Joyandet e !
Izany hoe, afaka nihaona tsara t@ DEBA izy momba ny fandehan’ny raharaha any Dago. Mifandray tsara @ zavatra lazainy izany momba ny fodian’i Deba any Dago, sy ny tsy fahazoan’i Dada mody.
Manantena sy mino aho fa fantatr’i Dada tsara izany tetika izany ka DIENY izao dia efa mikarakara tsra i Dada, ba ho afaka handray anjara amin’ny FIFIDIANANA PREZIDA.
Araka ny eritreritro di mbola lavitre ezaka ny ady manloana an’i Dada momba ny fodiany any Dago, ka raha tsy maty paika tsara dia mety hop ny ainy mihitsy no ho voakasika.
Nadia>>>Raha tena marina fa hiray dia isika momba an’i Dada, dia Faly mandray anao, saingy ny fiangaviana dia aoka mva tsy hanao kobaka am-bava, fa mitsikilo tsara izahay sy KM,GBD,HoAiza…….Tonga soa e ! Hoy i Poopy hoe : Soa fa nihiratra ianao
ka nifoha tamy torimasonao
….Mankalaza e !
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Vendredi 5 fĂ©vrier 2010 à 18 h 26 min
non non non non tsy izany anie lazaiko e! ilay ady hevitra raha tsy mifanompa fa tsy hoe hiova firehankevitra aho
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Vendredi 5 fĂ©vrier 2010 à 18 h 54 min
La force des Européens réside dans leur union, voilà pourquoi ils ont une monnaie unique et les avantages afférents aux échanges inter-commerciaux entre eux.
Pourquoi nous, les Malagasy nous dĂ©marquerions-nous de l’UA alors que nous ne sommes qu’une Ă®le isolĂ©e, riche certes, mais richesses exploitĂ©es Ă mauvais escient par nos faux dirigeants qui cèdent tout Ă nos colonisateurs. La consĂ©quence est que nous sommes les plus dĂ©nantis des dĂ©nantis.
Nous pensons que raffermir notre union avec les Africains : l’UA, la SADEC est une bonne chose. Suivre leurs directives est encore meilleure. C’est pourquoi, nous confirmons que l’application des Chartes de Maputo et de l’Acte additif d’Addis Abeba sont les seules issues de secours dont nous disposons. Mais si la mouvance Rajoelina persiste dans son unique voie inconsensuelle, exclusive, il appartient Ă la CI de lui appliquer les sanctions individuelles qu’elle mĂ©rite, y compris le dĂ©sarmement des mutins sur lesquels repose ce rĂ©gime dictatorial.
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Vendredi 5 fĂ©vrier 2010 à 19 h 02 min
Oui Verohanitra
je pense comme toi qu’il est grand temps que Madagascar affiche son ancrage , son attachement au continent africain
NOUS SOMMES AFRICAINS
Cette dissociatopn madagascar et Afrique vient de la politique de FOCART : nous isoler encore plus en nous faiosant croire que nous constituons un continent…et mieux nous exploiter !
UNE FLATTERIE GROTESQUE…
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Vendredi 5 fĂ©vrier 2010 à 19 h 06 min
Aleo isika milamina dia araho tsara ny tantara fa efa miova daholo ny donne izao manomboka mitranga ny tsy fahombiazan’ny Ekipa HAT indrindra ny MInisitra nadra rehetra, I DOmelina anie ka efa nanomana ny Fitsoahany izy io mody miandriandry any Frantsa io e. Miandrandra mafy ny Frantay leri nefa toa tsy misy afitsoka ilay Frantsay mpanjanaka.
Miandry ilay 6 Febroary isika rehetra fa ny HAT tsy mahavita azy e.
Ny fifidianana President anie ka isika rehetra no manomana azy ry Mr Fred e! sady io ny tsy manao propagande ary Dada8 mandresy io ndao ho jerena eo anie e.
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Vendredi 5 fĂ©vrier 2010 à 19 h 09 min
I NGrondin dia foza ho foana ĂŞ !! Ao amin’i Sobika ny sariny, hitako !
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Vendredi 5 fĂ©vrier 2010 à 19 h 29 min
io anie ataon’ise avy eo tsika bedy
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Vendredi 5 fĂ©vrier 2010 à 19 h 49 min
Nilaza tamin’ny TVM, androany hariva, Johary Ravaojanahary fa hisy indray izany « webradio » izany. Orange? Telma? Orinasa frantsay indray ve izany ? Tsy hisy mihitsy hono ny « censure » (sivana )Mahatalanjona ihany ny mahare an’izany fitenenana izany avy amin’ny talen’ ny TVM. Ary tsy izao vao misy an’izao koba – kambavany ( « demagogie « ) toa izao avy amin’ny FAT. Nathalie Rabe -nono koa efa nanamafy an’izany teo aloha.TGV Koa.
Dia mino an’ izany ve ny vahoaka???
Ny mampiomehy dia isaky ny misy ny resaka amin’ny GIC – 7 fĂ©vrier ny mananaraka – dia izany « libertĂ© de presse izany foana » no vohizin’ ny FAT na ny « Ă©lections consensuelles, libres et transparentes »
Dia hino an’izany ve ny Malagasy fa tsy fomba fandanim – bola sy fotoana fotsiny izany rehetra?
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Vendredi 5 fĂ©vrier 2010 à 19 h 55 min
Soa ihany aho izany fa tsy dia nino loatra.Misaotra ihany milaza ny marina e ! Mijanona ho foza ihany izany ? Droit-nao izany e !
Izaho kosa aloha tsy mba mandeha any @sobika mihitsy hatramin’izay e, toa malaza ratsy, sy be…..foza ao ko, sao kakeriny eo ka mitraotra foana.
Fa azafady aloha Nadia, raha tsy mahiratra amin’izao loza mahazo ny Firenena izao ny maso, dia tsy hihiratra intsony, na milaza ho Tia Tanindrazana aza tsy dia marina mihitsy izany, fa ny hoe malahelo ny nanaovan’i Dada anareo angaha no marina kokoa. Izany hoe Tia Tanindrazana fa na hivarilavo aza ny Firenena tsy kaoty fa ny VALIFATY no atao Mafotaka.
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Vendredi 5 fĂ©vrier 2010 à 20 h 09 min
tsy izany anie ny resaka e! ny fanampianareo kou anie mahatfarina ity Firenena ity sy mahalatsaka azue! tsy ny tsanganolona @ Maha dadanareo azy anie no jerena fa ny hoe aleo alou hovana indray sao mba hitondra zavabaovaovao satria raha ny lalana naleha hatrizay mank di tsapa fa tsy izy ila Lalana nitondrany Dadanareo,ka andao hifanome Tanana isika mianakavy dia hiray hina amin’izay mivaha ny Crise dia eo ny vahoaka maneho ny safidiny fa raha korontana lava ity tsy vita ny Fifidianana Filohampirenena ny HAT izay halanareo mijanona eo foana ka hoy aho e! andao isika hilongo fa fiainantsika toy mandalo ,nankaiza i Malahelo ry reto?
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Vendredi 5 fĂ©vrier 2010 à 20 h 11 min
IDJ Andry ange efa fantatra fa tsy manampahalalana na kely aza e, ny bacc aza nvidiana dia hatreo ny nananany raha fantatro, jereo amin’ireny ny prestation televisee-ny t@ LCI…ny diplomen’ny fandaingana no tena hananany.
Fantantsika fa tsy mhay i Andry sy ny forongony ireo…fa nahay nanongam-panjakana izy na nangalatra fitondrana…
Haka toky @ Frantsay izy iny any Parisy iny fa nomena vola be mba ahatratrarana ny tanjona dia ny hidiran’ny frantsay moramora fa tsy nahavita ary tsy ahavita ka tsy maintsy manao compte rendu, etsy ankilany very ko ny sponsor-na putsch dia i Kaddhafi ka efa mirodana tsikelikely ny fitondrana nangalariny t@ lainga sy fisotasosata…na azo t@ magie noire.
Mijery ny strategie rehetra hanapotehana ny noyau eto Iarivo Lahy Tsy Maty Indray Andro sady efa ho avy koa ny 29 martsa…mbola mijoro manko fatsy mandohalika ny malagasy sy ny Arivolahy Tsy Maty Indray Andro.
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Vendredi 5 fĂ©vrier 2010 à 21 h 13 min
Ny olana r’i Iarivo, na dia tsy mahay sy tsy manana Bacc aza izy, dia mbola izy no mibaiko izay atao a ! Azo lazaina izay tiana ho ambara fa , izy no Role aloha izao.
Ka izay fomba hanalĂ na azy no maika sy tsara ho heverina, fa tsy hitanisa ny ataony akory.
Ny ohatra izao dia, tokony ho izao misavorivory izao izy no misy fihetsehana, anefa toa tsy misy fa fifanatsatsoana aza no betsaka(Fetison).
Toa sasatry ny miandry isika rehetra, anefa miandry inona ?
ary avy aiza ?
ary rahoviana ?
Eo no misy antsika izao ! Ka inona no azo atao?
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Vendredi 5 fĂ©vrier 2010 à 22 h 18 min
KOA RAHA NAHAVITA AZY NY DADAN’LISANY TSY NASAINA NIJANONA TETO FA NALEFA NITSAOKA ANY AFRIKA ATSIMO? HI!HI!HI!
KOA RAHA NAHAVITA AZY LISANY MBOLA TSY NAHAONGANA IZAY TIAN’LISANY AHONGANAN? HA!HA!HA!
KOA RAHA NAHAVITA AZY NY 3 MOUVANCES TSY NASAINA NANAO NY NATAONY SY NAMETRAKA IZAY SATA SATA N’LAH AVY ANY AMIN’NY TANIN’NY GENABE? HO!HO!HO!
KOA RAHA NAHAVITA AZY NY MY DAGO TSY NIHAINO AZY SY NAMAKY AZY DAHOLO NY VAHOAKA? FA OLONA 5 MANANA PSEUDO 20 NO LAZAIN’LAH FA VAHOAKA ETO???? HU!HU!HU!
RAHA MAHAVITA AZY LISANY AHONGANY RAJOELINA SY NY FITONDRANA AMIZAO FOTOANA IZAO FA AZA BE TAIM-BAVA E! HE!HE!HE!
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Samedi 6 fĂ©vrier 2010 à 0 h 17 min
Misy tokoa ny mmpanakorontana ny resaka sy ny saim-bahoaka !
Tsy avelan’izy ireo hijanona na hifantoka amin’ny lohateny iray ny resaka ,fa avadiny..dia iny ny mpamaky dia manara-drenirano ,dia tavela eo ilay ilay lohateny voalohany..: miditra amin’ny dian-drajoelina eto frantsa ,dia miporisaka any amin’ny fahatongavan’ny miarmilan’ny SADC ,dia mitapody any amin’ny Union EuropĂ©enne matanjaka ,dia mijery ny na miaraka amin’ny afrikanina Isika ,dia ho aiza Isika ary inona no resaka ifanaovana raha ka tsy misy lohany sy vodiny izy ity..!
Io no ilazako fa misy mpanakorontana ,izay tsy mety manaraka ny lohateny naroson’ny rĂ©dac.n’ny Mydago !
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Samedi 6 fĂ©vrier 2010 à 4 h 54 min
Eh oui, Dr Célestion.
Stay focused on the subject, please!
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Samedi 6 fĂ©vrier 2010 à 5 h 22 min
Mikasika ny valin-teny omen’ity VPM omaly alina dia: Hangataka fotoana (temps futur) hiresahana @ AVC (izay toa ny zĂ zĂ milalao vovok’irery) hono izy mikasika ireto zavatra nangatahin’ny mpiasan’ny fahasalamana.
Ilaikely izany izao no antsoin-dry zareo, kanefa toa tsy manohina!.
En attendant la rĂ©ponse – dĂ©cisions et actions du GIC suite aux Ă©venements , que nous espĂ©rons le plus tĂ´t POSSIBLE,
Une pluie fine s’abat sur Antananarivo Ă ce moment, (un cyclone s’en va tandis qu’un autre fait son entrĂ©e qque part sur nos cĂ´tes).
Dans l’agenda du jour sont inscrits: un rassemblement Ă Ankorondrano, pour rejoindre en dĂ©but d’après-midi Antsahamanitra!
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Samedi 6 fĂ©vrier 2010 à 5 h 37 min
Ny mpanakorontana tsy maintsy misy fa ny lohatenin’i mydago dia mifandringotra @ zavatra anakiray dia ny vokan’ny fanonganam-panjakana ary mametraka antsika any @ fanontaniana isan-karazany dia ny maninona sy ny fa ahoana? noho izany n’inon’inona lohanteny mipetraka eo dia tokony hametraka tokoa isika amin’ny hoe inona ny soso-kevitra tokony entina.
IEkena, i Andry no role izao, ny vahaolana aloha hatreto dia:
- ny fampiharana ny satan’ny Maputo sy Addis izay tsy azo lavina mba hialana @ fitohizan’ny mpitondra mioko eo @ fitondrana irery ka mampijaly ny vahoaka maro an’isa,
- fiverenana @ fividianana mangarahara…fa asa raha ho tanteraka izany raha mbola misy manao antsonjay eran’ny fokontany @ fanaovana listran’ny fividianana tsy marina, ny fampiasana hery (na ny propagandy ataon’ny ankolafy tsy mpihoko aza mety hotofin’ny miaramiala mpihoko…).
- Tokony hifanekena koa ny fanalana ny fitaovam-piadiana eny ampelatanan’ny miaramila (hapetraka any @ kazerina)
- Fantatra fa olona vitsy ireo mpihoko fa mahery vaika satria mpisotasota sy manana fitaovampiadiana, nefa tokony hisy ny re-mobilisation massive an’ireo tsy manaiky izao fanonganam-panjakana izao
- Mila mandresy ny CI international ny legaliste mba ahafahana mahazo fanohanana sy mandeha any @ vaha-olana: ny frantsay iny dia efa fantatra ny positiony fa manampy ny mpihoko, ny UA (ankehitriny), SADC, GB, US izao tsy manaiky ny fanonganana fa mila resena lahatra hatrany, ny Russie, Chine dia manana poids be nefa eo am-povoany ary izay manana hery no hidirany amin’izao ary mila resena lahatra.
Tsy mahay ry Andry sy ny forongony eo @ fitondrana mpanongana izao fa mila tsy mifanaratsy isika legaliste ary tokony hanambatra ny hery hatrany.
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Samedi 6 fĂ©vrier 2010 à 5 h 45 min
Eh MyDago,
La Ministre de la Justice (cette femme Ă la physionomie d’une sorcière – bizarroĂŻde en tout cas) BOUGE, pression oblige, pour mener des enquĂŞtes relatives au Samedi rouge du 07 FĂ©vrier 2009.
Pourtant, selon la source mĂ©diatique, les membres de l’association AV7 (association des victimes du 7 fĂ©vrier) et dont Étienne Andriamahefarisoa (l’homme en costume gris du vidĂ©o) est le prĂ©sident, semblent INTROUVABLES.
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Samedi 6 fĂ©vrier 2010 à 8 h 52 min
HoAiza,
L’actuel prĂ©sident de l’AV7, est un certain Bona jean-Pierre Rafaramandimby, et non plus l’homme au « complet gris ». Ce dernier a disparu de la circulation, depuis ses dĂ©mèlĂ©s avec la Justice ( affaire Sabotsy-Namehana ) !
Concernant l’affaire du 7 fĂ©vrier, on ne connaĂ®tra jamais les noms des coupables, aussi longtemps que les putschistes seront au pouvoir.
Il ne faut pas se leurrer car les raisons sont tellement évidentes, pression ou pas.
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Samedi 6 fĂ©vrier 2010 à 9 h 20 min
Arivo lahy,
Ny TENA TANJONA, dia ny famerenana ny Ara-dalĂ na, sy ny ny atao hoe Etat de droit ! Dikan’izany, ny fanesorana an’ireo mpanongam-panjakĂ na, izay milaza ho Mpitondra ireo !
Ny satan’i Maputo dia anisan’ny lalana, na koa tetik’ady mba hiverenana amin’izany Tanjona izany.
Efa ho 7 volana izao no vita sonia ny satan’i Maputo, na dia mbola notovanana tany Addis Abeba aza.
Mbola nanao soso-kevitra iray indray ny potsista.
Ny tsy hampiarana an’io sata io, no Tanjon’ny mpanongana ! Koa rehefa izany, dia tsy misy zavatra hafa ankaotry ny sazy, sy ny fakĂ na ny fitondrĂ na, sisa no atao !
Anjaran’ny ankolafy Telo no mieritreritra sy mifanaraka dien’izao ! Tsy hiandry erin-taona indray !
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Samedi 6 fĂ©vrier 2010 à 11 h 24 min
KM
d’accord avec toi
priorité = ETAT DE DROIT
l’intervention de la SADEC , le plus rapidement devrait pousser Ă la normalisation…
…de ce pays complètement dĂ©structurĂ© politiquement et Ă©conomiquement , et cela par la grace d’un putschiste , dictatorion installĂ© par la France…
Que les accords de MAPUTO s’appliquent.
Exit l’OVNI .
Vivement que Madagascar retourne dans le giron des Etats normaux et que s’installe une Ă©conomie dans le seul intĂ©ret des Malgaches , comme Ravalomanana le souhaitait et ce qui gĂŞnait fortement les Français ou karana(pakistano-arabes) pieds noirs de Mada.
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Samedi 6 fĂ©vrier 2010 à 14 h 37 min
Efa etat de droit zao no misy ao Madagasikara e! tsy mila Sadec sy UA zany! ny sinoa efa manaiky ny hiara-hiasa! ny arabo efa maro no te hiara-hiasa! ny ny russie efa nifampiresaka mazava tamin’ny minisitry ny raharaham-bahiny! inn ndray no tadiavina??? ireo UA mahantra kely tsy misy fivoarana ireo ve? nofy anie zany! Ny comm Inter efa mizara ny heviny! tsy mandray fanapahan-kevitra unilateral (fanohanana olon-tokana sy ankolafin’olom-bitsy zany mihitsy koa ireo na hanonofy angidina eo aza ireto zanak’i ravalonandra ireto!
Tsy maintsy mba manao fihetsika izy ireo fa NOFY IZANY FANASAZIANA IZANY! ETO ISIKA MIARA-MAHITA FA TEHIRIZO ANY AMBANY ONDANA NY NOFINOFINAREO! EFA MANOHANA NY SINOA! MANOHANA NY ARABO! MANOHANA NY FRANTSAY! MANOHANA NY ROSIANA! IZA INDRAY NO TADIAVINA? Tsy mila ankoatran’ireo ny malagasy! Asaivo mandamina ny fiainany sy ny olany miaraka amin’ny arabo aloha ny amerikanina! TSY TONGA NAMANA ISIKA VAO MAVOMAVO RY VAHOAKA MALAGASY AH! EFA IREO ISAN’NY HERY MATANJAKA NO MANOHANA ANTSIKA AO AMBADIKA AO! ENTO ZAY ENTINA FA ZAY ROVITRA ZAIRINA E! HI!hhi!hi!hi!hho!ho!ho!ho!ha!ha!ha! MIANDRASA VASOKA EO!
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Samedi 6 fĂ©vrier 2010 à 14 h 55 min
Hay kosa ve efa be mpanohana ĂŞ ! Manga tsara ny lalitra izany !!! Que demander de plus ?
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Samedi 6 fĂ©vrier 2010 à 15 h 06 min
KA INN NDRAY NO TADIAVINA???? MIANDRASA AN’I PĂ”LY EO! MIANDRASA AN’IREO GENABE AVY ANY AFRIKA IREO! MIANDRASA AN’IREO AMERIKANA SY ALLEMAND HALAN’IZAO TONTOLO IZAO IREO! MBA MANAOVA HOE SONDAGE I MY DAGO HOE: FIRY POURCENT NY MUSULMAN ETO AMBONIN’NY TANY? DIA FIRY AMIN’IZY IREO NO TIA AN’I ETAT UNIS SY ALLEMAGNE????
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Samedi 6 fĂ©vrier 2010 à 17 h 51 min
Tsy tain hoa ! Efa tonga aty amin’ny RG-nay anie, fa miady an-trano ary ho faty ny lalimanga ĂŞ !!
Hita soritra amin’ny fitabatabany koa izany !
Tohizo ny rediredy fa milay ny baromètre. Tsy diso mihintsy !
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Samedi 6 fĂ©vrier 2010 à 18 h 02 min
O ry Anti-Ra8: fa ny people ve manisy sira izay musulman-nao ĂŞ! DĂ©jĂ du fait qu’ils sont polygames.
En passant, que l’on arrĂŞte l’expansion en douce de l’islamisme Ă Mada…
KM: merci de me tenir informĂ©e sur le cas de la prĂ©sidence de l’AV7.
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Samedi 6 fĂ©vrier 2010 à 18 h 36 min
karazana borisatroka angamba ity ra8 ity…hoatry tsy mahatsikaroka mihintsy ny fahaoriany gasy…..
sa jamba ?
*haoka iresaka :
tsy faly mahita loza manjon’olona aho , fa mahafantatra olona niaro any Rajoelina taminy fĂ©vrier 2009 , tena lasa nivadika fisainana.
Nangatahiny HAT anao raharaha maloto ho azy (affaire glauque) , tsy nanaiky ilay kala dia nandefasany hat barbouze tany andranony , ambony ambany tao an-trano sao dia manafina « conspiration » hono!!!!!!!!!
Tena resaka « pouvoir acculĂ© » , mitona-tonana……
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Samedi 6 fĂ©vrier 2010 à 18 h 39 min
HA!HA!HA! HA! AIZA IHANY ARY ITY SANCTION-N’NY UA SY NY SADEC LE!!!! TENA ELA LOATRA IZY ZANY AN! EFA TENA DODONA SY LIANA MIHITSY IZAHAY VAHOAKA MALAGASY E!
RAHA NISY VE NY MPIADY AN-TRANO TSY NY TIM? RESAKA RAJEMISON RAKOTOMAHARO E! RESAKA SYLLA E! RESAKA MAHAFARITSY TAO AMIN’NY ASSEMBLEE NATIONAL E! RESAKA RANJVASON SY NY MATSILO E! NY CHIEF OF STAFF LASA NANDOSITRA E!SNS….. KA SAO D NAREO NO MPIADY AN-TRANO???? REHEFA TSY MILAMINA INTSONY MANTSY NY ADY AO ANATY TRANO DIA ENTINA ATY IVELANY TOY IZAO ATAONAREO IZAO! HA!HA!HA!
TAPAHAKO IZAY AZO TAPAHINA REHETRA AMIN’NY TENAKO ARY FOHANAKO HATREO IZANY ATAO HOE TARANAKO SY NY FIANAKAVIAKO IRAY MANONTOLO RAHA HISY IZANY RAVALOMANANA HIVERINA IZANY!
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Samedi 6 fĂ©vrier 2010 à 18 h 41 min
KM, GBD et HoAiza (HA): je meurs de rire avec les reactions des Pro-Putschistes…
Nous nous posons toujours la question ci-après concernant « le coup d’Ă©tat »:
Est-ce que Rajoelina a réussi son coup? et nous répondons à chaque fois,
non. Au delĂ des apparences, il n’est qu’Ă moitiĂ© de son chemin. Le
jour où il sera reconnu, oui, il aurait réussi, mais pas avant. Ce qui
nous amène Ă affirmer qu’il n’y a pas encore de « fanjakana » Ă Madagascar,
mais une association de gens malveillantes qui tient en otage tout un
peuple au bout de leurs armes. D’oĂą …
Je remercie Rohivaga pour cette reflexion
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Samedi 6 fĂ©vrier 2010 à 18 h 52 min
RAHA TSY MISY FANJAKANA AO MADAGASIKARA KOA TSY ATAO IZAY ATAO FA ETO FOTSINY NO MIREDIREDY EO! MANAOVA RAHA MAHASAHY E! AZA B KĂ”ZY BOBAKA OA FA TSY ALEHANY! TSY MANKAIZA! RAHA ITY RESAKA ETO AMIN’I MY DAGO ITY ANGAMBA NO TANTERAKA EFA LANITRA NY TANY! SAINGY BE KABARY SY BE LAZAO FOTSINY FA TSY ANINON-TSY ANINONA! MANAOVA RAHA SAHY E! MIANDRY ANIE NY VAHOAKA E! TARITO IZAY VOATARIKA E! ZANY ANGE KA NOFY! HA!HA!HA!
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Samedi 6 fĂ©vrier 2010 à 19 h 02 min
Anti ra8
petit bagarreur de la rĂ©crĂ©ation , Ă l’Ă©cole maternelle…
Etat de droit…va, cours , essayer de comprendre ce que cela veut dire.
Prendre le pouvoir par un putsch ne signifie pas gouverner , mais planter le dĂ©cor d’une ASSOCIATION DE MALFAITEURS .
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Samedi 6 fĂ©vrier 2010 à 19 h 15 min
KA ARODANY IZAY LAZAINAO FA ASSOCIATION DES MALFAITEURS RAHA MAHAVITA E! ASSOCIATION DES MALFAITEURS VE AHARITRA AMIN’NY FITONDRANA VAHOAKA MANDRITRY NY HERINTAONA E! APETRAHO INDRAY IZAY ASSOCIATION-N’NY PRESIDENT SADIQUE(SADEC) E!
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Samedi 6 fĂ©vrier 2010 à 19 h 20 min
Mba any teniko dia izao.
Nanao fahadisoana be ry zareo mpanongana ireo, amiko ; kanefa mino mihintsy aho fa tsy hirediredy toa an’ity foza, milaza ho Anti-Ra8 ity ry lerony !!
Avelao fotsiny izy ry zareo himenomenona eo â !
Proportionnel amin’ny fitabatabany hoa, no ahafantaran-tsika hoe : Milamim-tsaina ve ry zareo ?
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Samedi 6 fĂ©vrier 2010 à 19 h 24 min
fa i dadanareo milamintsaina?
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Samedi 6 fĂ©vrier 2010 à 19 h 30 min
Filaminantsaina ry KM , dia araky ny fahafahany tsirairay io…
fa mandreraka ny rediredy tsy misy fontiny, ka ilaina indraindray homena sira ny kakanjila..
Kanefa marina fa tsy hilaina hamerenzam-potaona aminy tsy antony…
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Samedi 6 fĂ©vrier 2010 à 19 h 31 min
KM
sais tu que pour tuer les limaces , il suffit de verser un peu de sel : elles fondent…
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Samedi 6 fĂ©vrier 2010 à 20 h 54 min
Est-ce que Rajoelina a réussi son coup? et nous répondons à chaque fois,
non. Au delà des apparences, il n’est qu’à moitié de son chemin. Le
jour où il sera reconnu, oui, il aurait réussi, mais pas avant. Ce qui
nous amène à affirmer qu’il n’y a pas encore de « fanjakana » à Madagascar,
mais une association de gens malveillantes qui tient en otage tout un
peuple au bout de leurs armes. D’où …
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Samedi 6 fĂ©vrier 2010 à 22 h 41 min
KA VENDRANA VE ZANY NY MALAGASY 20 TAPITRISA ATAO OTAGE E? SA LISANY MIHITSY NO VENDRANA KA TSY MAHATSAPA FA TSY TIAN’NY OLONA NY HEVITR’LISANY SY NY DADAN’LISANY MATOA TSY MISY MPANARAKA STY MISY MIRAIKA TSY MISY MPANONTANY????
SA LISANY BE RESAKA SY BE LAZAO SY BE ANALYSE ETO AMIN’NY MY DAGO IHANY NO VAHOAKA MALAGASY? EFA TENENINA FOANA FA EH!EH!EH! EFA HOE RAHA TSY TIAN’NY VAHOAKA NY MPITONDRA EO DIA TSY HO TAFAPETRAKA EO IZANY NA DIA 1 SEGONDRA AZA! MATOA TSY TAITRA SY TSY ROTOTRA NY HANONGANA AZY TOA AN-DRAVALOMANANA DADAN’LISANY NY VAHOAKA DIA METY AMINY IO! LISANY NO MARARY AN-DOHA EO FA NY VAHOAKA TSY MILA IZAY DADAN’LISANY SY IZANY 3 MOUVANCES EFA ANTITRA BE MPAMOTIKA TANINDRAZANA IZANY!
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Samedi 6 fĂ©vrier 2010 à 22 h 46 min
Rajoelina sur LCI, Rajoelina sur RFI,… En toute franchise, si vous en
êtes encore capable, quels sont les arguments forces qu’il a avancés
pour répondre aux questions des présentateurs de ces chaines de TV ?
Je vous les donne en mille :
1/Les 3 anciens chefs de l’état malgache ont tous été rejetés par le
peuple, d’où l’impossibilité de la poursuite des accords.
Réponse : En un an, il devrait comprendre qu’il ne représente que les
putschistes, qu’il n’est ni élu, ni désigné. Alors comment le
qualifier ? Il n’aura jamais été un « président de la transition »
que …
Bonne nuit, la nuit porte conseil…
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Dimanche 7 fĂ©vrier 2010 à 5 h 58 min
Arivo lahy, GB, KM:
mitarika ny tena handrorona (descendre) ambany dia ambany ity anti-Ra8.
J’avais dit niveau CEPE, GB dit niveau de maternelle.
En tout cas, aucun bagage que ce soit éducation, intellect!
- Pourquoi il arrive Ă communiquer sur internet?
- Peut-ĂŞtre mĂŞme possĂ©der un ou plusieurs voitures 4×4!
- Un chateau, du moins un villa avec piscine…
FONT PARTIE DES MILLIARD DE MILLIARD, VOLES DANS LES CAISSES DE L’ETAT.
Heureusement que tu n’utilises autre que notre langue, sinon quelle honte envers les autres lecteurs que d’avoir parmi les nĂ´tres un miniscule SANKALITE de plus!
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Dimanche 7 fĂ©vrier 2010 à 6 h 36 min
KM, GB, HA:
C’est comme ca que les foza reagit, raisonne…meme mon enfant en pre-maternelle ne discute pas, ni reflechit ainsi.
Laisses moi m’exprimer en malagasy.
Mampalahelo ahy ny olona ohatran’ireo TGVistes ireo fa mila mianatra manoratra, miaina sy mieritreritra…ny fiainana tsy hoe mangalatra foana, na miteny ratsy, na rehefa hoe eo ambony clavier dia mahay fa fianarana daholo ny eto, na izaho aza mbola mianatra, dia mianatra maneho hevitra @ saina tony…tsy mora izany ary tsy omena tsiny izy fa atao ahoana moa fa na ny lehibeny aza tsy manana izany, anjarantsika no mampianatra.
Rehefa ratsy aloha dia ratsy, rehefa foza orana dia TGV ary rehefa mpanongam-panjakana dia mpanongam-panjakana…izay no hita nadritra ny herintaona.
mdr…
Bon dimanche a vous
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Dimanche 7 fĂ©vrier 2010 à 15 h 52 min
Ny Vazaha mody miady fa ny Gasy mody mihavana!!!!
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Dimanche 7 fĂ©vrier 2010 à 16 h 00 min
esotra vazaha , tsy homena sira…
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Dimanche 7 fĂ©vrier 2010 à 16 h 12 min
Misaotra anao Ra-Vazaha, fa dia misy fahamarinany izany voalazanao izany !
Ho anareo izay lazaina fa fanaka malemy, kanefa dia Andriambavilanitra mpitolona ; raha miziriziry hanao fifidianana ny mpanongana, tahakin’ny mba tsara ihany rahatoa ka mba manao toan’ny fikambanan’ny vehivavy antsoina hoe « FEMEN » ianareo !!!
Anareo ny ambony, anay ny ambany !!!
Mba mety ve ? MDR !!
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Dimanche 7 fĂ©vrier 2010 à 16 h 21 min
aminy Pentecoty mety azo heverina izany, raha mihaona , sa ahoana ry Baby? AĂŻcha? sy izay namana vonona .
Mety enroler-nay koa i madama KM, madama Alidera? celestin ? lioka? Fred? etsetra…
Tsy ekipa na rugby , fa eo ny hevitra sy fahazotona.
MDR ?
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Dimanche 7 fĂ©vrier 2010 à 17 h 29 min
hi hi hi hi NGAHa?ary ilay mpitondra lamasinina vadikelinao iny angaha tsy hasainao?amin’izany kosa mba efa tafaverina i Dadanareo e!
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Dimanche 7 fĂ©vrier 2010 à 17 h 39 min
Ho hitanareo zany ‘lay madama botabe !! MDR !!
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Dimanche 7 fĂ©vrier 2010 à 18 h 03 min
hi hi hi hi za ve mahazo mandeha ry Gasy be?ijery ilay madama botabe iny no mahamaika ahy
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Dimanche 7 fĂ©vrier 2010 à 18 h 30 min
iny kakanjila iny ry Nadia dia homeko tsara anao aminy fĂ´ madio……..
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Lundi 8 fĂ©vrier 2010 à 11 h 33 min
HO AIZA! mĂŞme ton nom indique que t’es very (very bad)! very satria narin’ny dadany ravalonandra! teny frantsay vĂ´tany v no mba hainao d milaza enao fa niveau inn? mitovy amin’lĂ© mpamafa gabone anay manoratra sy miteny ato enao ry HO AIZA AH!
trano fisoko ao paris no mba ipetrahana nefa milaza ho intelect! loooza! raha tena mahay ampiasao ny loha mba hipetraka amin’ny fahaizana fa tsy ny fiarovana ol mba nandefa nianatra sy hivaro-tena aty an-dafy no harovana foana eo!
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Lundi 8 fĂ©vrier 2010 à 14 h 45 min
VIREES DE LA DERNIERE CHANCE
VoilĂ ce qu’ on peut titrer le dernier » VOYAGE PRIVE » de TGV,Hasina Andriamanjato, Zazah, Annick Rajaona, le ministre de la SantĂ© …en Europe, aux Etats – Unis, en Afrique
Andry TGV & sa Bande méritent maintenant les « SANCTIONS INDIVIDUELLES » déjà listées dans les Accords de Maputo et signées par Andry Rajoelina en personne. Bref, les mêmes sanctions que le capitaine putschiste Moussa Dadis Camara de Guinée?
Le peuple malgache, dans son ensemble, n’ a rien demandé à Andry TGV. Ce sont les Baomanga – jeunes désoeuvrés de la capitale – et le Capsat à qui la Communauté Internationale devrait demander des comptes avec TGV et ses compagnons de lutte.
L’ Europe va décider, ce mercredi, des sanctions à prendre. Beaucoup espèrent que ce soient celles-la mêmes que le GIC – UA/Sadc – a énoncé à Maputo. Il y va de la stabilité politique dans les ex-colonies françaises en Afrique qui connaissent la même situation que Madagascar au cours de ces dernières années.A cause de la Françafrique
N’oublions pas que TGV cherche à gagner du temps. Les élections qu’il serine, ici et là , sont pour lui « consensuelles » dès l’ instant où sa mouvance est appuyée par des centaines de groupuscules qui ne représentent qu’eux mêmes; que les derniers voyages « privés » effectués par lui-même ne relèvent que des combats d’ arrière -garde, pertes de temps et surtout d’argent.
S’adresser Ă une poignĂ©e de parlementaires français – sur les plus de 800 toutes « mouvances » confondues que compte le Parlement français – n’est-ce pas de la pure dĂ©magogie? Le Conseil SupĂ©rieur de la Transition ( CST) que TGV propose c’ est encore un attrape – nigaud supplĂ©mentaire.
Ce que recherche TGV, c’ est de présider le prochain 26 juin et aller aux Champs Elysee voir défiler le Capstat pour le 14 Juillet. Il y tient pour son face-book.
Les trois mouvances ne doivent même plus accorder le moindre intérêt à la venue programmée, pour ce mois de février, de Joyandet ni à accpter la convocation de son missi dominici à Antananarivo.
A la demande quasi – gĂ©nĂ©rale, FĂ©tison ne doit -il pas ĂŞtre remplacĂ© après ses coups tordus de ces derniers temps ? Par un Guy Rivo par exemple.En tout cas, pas Mamy Rakotoarivelo non plus s’il vous plaĂ®t. N’oublions pas que la « Mouvance Ravalomanana » n’ plus droit aux erreurs. Et, les 3 Mouvances devraient rester au – coude – Ă coude jusqu’ aux Ă©lections ( les vraies! )
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Lundi 8 fĂ©vrier 2010 à 16 h 33 min
Selon lEXPRESSMADA de ce jour
Après une période de discrétion, elles comptent organiser des rassemblements sur le terrain. « À partir de lundi et jusqu’à mercredi, les manifestations au Magro reprendront de 10 heures à 14 heures », a indiqué samedi Jean Louis Rakotoamboa, président du parti Teza, membre de la mouvance Ravalomanana.
Comme annoncé, l’alliance des trois mouvances s’est donnée rendez-vous à Ankorondrano pour un rassemblement politique malgré la pluie. Le meeting qui s’est tenu devant des centaines de partisans a pour objet de mettre à nouveau la pression sur la Haute autorité de la transition.
En outre, les rassemblements organisĂ©s par les trois mouvances se dĂ©rouleront parallèlement aux manifestations concoctĂ©es par le « Mouvement ecclĂ©siastique ». Au cours du rendez-vous Ă Antsahamanitra qui a vu la prĂ©sence des reprĂ©sentants des trois mouvances, le pasteur Roger Andriamisata a annoncĂ© la tenue d’autres manifestations dans les prochains jours. « Des « rodobe » seront organisĂ©s d’ici peu », a-t-il indiquĂ© au milieu d’un coliseum bien rempli.
Samia MAZOTO sy MANDRAY ANDRAIKITRA DAHOLO amin’io andro io ry Malagasy havana rehetra a !
Ho hitan’i Anti Ra8 sy ny namany izany vahoaka izany.
Marihiko aloha fa ny vahoaka milahatra manohana an’i TGV aloha hatramin’izao dia ny miaramila vendrana toa azy ihany e !!!!
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Lundi 8 fĂ©vrier 2010 à 16 h 40 min
Anti ra8
tes insultes ridicules Ă l’encontre de Haiza , fantasmagoriques et stupides me font vraiment croire que Nadia et toi ne faites qu’un…
Ă dĂ©faut vous n’ĂŞtes que « formatĂ©s » par un « coach » absolument » light » , plein de courant d’air entre les oreilles..
triste Ă mourir.
.
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Lundi 8 fĂ©vrier 2010 à 22 h 00 min
tena faly aho! ary tena faly tokoa! NAHAZO KIL BOBAKA B! eh!eh!eh!
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Lundi 8 fĂ©vrier 2010 à 22 h 02 min
Tsy hoe tsy miteny izahay dia manaiky ny hiverenan-dRavalomanana an! TSIA TSIA TSIA! TSY MANAIKY NY HIVERENAN’I RAVALOMANANA MANDRAKIZAY IZAHAY!
ka averinay koa ny FEON’NY VAHOAKA HOE:IZAHAY NO VAHOAKA! MPANOHANA NY FITSOKAN’NY RIVO-PANAFAHANA TEO AMBANY ZIOGAN-DRAVALOMANANA!
DADANAREO NO TSY MAHAVITA AZY!
RAVALOMANANA=ASSASSIN! RAVALOMANANA=LA PAUVRETE!
RAVALOMANANA=VOLEUR! LES PEUPLES MALGACHES NE VEULENT PLUS DE RAVALOMANANA ET Cie!
LA VOI DU PEUPLE DIT QU’ON NE VEULENT PLUS DE RAVALOMANANA! RAVALOMANANA=NON! NON!NON!NON! A L’INFINI……………………………….
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mardi 9 fĂ©vrier 2010 à 5 h 43 min
Il ne faut pas repondre aux insultes de Nadia qui utilise plusieurs pseudos et ose parler au nom de tous les peuples (la falsification, le mensonge sont l’un des points forts des TGVistes)
Comme elle/il (on ne sait plus si la personne est bi-sexe) a un francais minable, c’est normale avec l’education qu’il/elle recoit.
Je ne sais pas qu’il/elle me/nous comprendra
La lutte contre le putschiste (pour NG mpanongam-panjakana), la francafrique et la France continue quand Ra8 vient ou ne revient pas au pouvoir, la legalite devra etre instaurer et que les foza partent du pouvoir.
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mardi 9 fĂ©vrier 2010 à 7 h 34 min
Elections : Putschistes Ă©ventuellement hors courses, d’après l’UA !!
Application de la Charte africaine de la Démocratie, de la Bonne gouvernance et des élections !
Siora nama â !
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mardi 9 fĂ©vrier 2010 à 21 h 25 min
Nadia
alias vahoaka
alias betsimisaraka
alias faritra atsimo
alias tavaratra ,etc.
tu es vraiment RIGOLOTE , tu viens de découvrir que les points cardinaux éxistent aussi à Madagascar ???
va coucher , il est tard…et les dents du petit ?
MDR !
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mardi 9 fĂ©vrier 2010 à 21 h 44 min
GBD
C’est pour ça que je considere que « FOza est une insulte ! hi hi hi
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mardi 9 fĂ©vrier 2010 à 21 h 49 min
Ny fiverenan’i Dada Ravalomanana no vaha olana mora indrindra! tsy nisy nahavita ny vitany ary tsy nisy niantra ny vahoaka raha tsy izy , koa tsy maintsy miverina ny Filoha Ravalomanana na iza hisontro tangena na iza hamono tena , miandry azy ny vahoaka nifidy aazy ! ce sont les lavanify qui ont peur de se retrouver face Ă face Ă SEM Ravalomanana , je dis: qui a bu boira donc la fin justifie les moyens ry betsimiraraka a, nous luttons jusqu’au boutisme Ă bon entendeur salut!
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mardi 9 fĂ©vrier 2010 à 23 h 07 min
RAVALOMANANA=ASSASSIN! RAVALOMANANA=LA PAUVRETE!
RAVALOMANANA=VOLEUR! LES PEUPLES MALGACHES NE VEULENT PLUS DE RAVALOMANANA ET Cie!
LA VOI DU PEUPLE DIT QU’ON NE VEULENT PLUS DE RAVALOMANANA! RAVALOMANANA=NON! NON!NON!NON! A L’INFINI……………………………….
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mardi 9 fĂ©vrier 2010 à 23 h 25 min
Mbola aiza ny hanjo ny hat? Izao dia efa miboredika sahady .Tavaratra e!, ny faritra atsimo andrefana e!,betsimisaraka e!,izahay atsimo e!, ny faritra atsimo e!…Dia ahoana koa???? Efa am-bivitra ny aina ka izay vao vahoaka aho e! vahoaka?????? Hiala ho azy ireo miaramila tsisy ilaina azy ireo fa efa tsy hisy intsony ny vola hamahanana azy, ka dia hohitanareo tgv sy hat ny tena atao hoe VAHOAKA. Tsy mahay menatsy. Iha olo raiky avao manoratsy io, va ataonanao sanana iaby zahay ka iha ndro misolo vava anay? Abohao koa hafa!!!!
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mercredi 10 fĂ©vrier 2010 à 10 h 42 min
Tsalokely et autres amis légalistes,
peuple malgache , betsimisaraka et autres ne sont qu’une seule et mĂŞme personne : NADIA
inutile de vous mettre en colère contre le NEANT INTELLECTUEL.
Elle est payĂ©e par radio VIVA pour remplir les sites internet lĂ©galistes par tous les moyens , n’importe comment : le ridicule ne lui fait pas peur car ele INCARNE LE RIDICULE EN SOI
Elle écrit toujours sans argumenter que par sa haine pour Ravalomanana ( viscérale et non cérébrale )
Et puis je pense que radio VIVA lui donne instruction pour sortir la mâme chose sous plusieurs pseudos , pour la simple raison qu’elle est incapable d’Ă©crire une seule phrase en Français.
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mercredi 10 fĂ©vrier 2010 à 11 h 11 min
GBD !
Aokanareo kosa ‘lay voatavo kely ĂŞ !! Efa matahotra mafy anie izy ĂŞ !
MDR !!
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mercredi 10 fĂ©vrier 2010 à 11 h 20 min
KM
tena tahintsika laotra io tsipoy kely io…
« mĂ©rite t elle le bon Dieu sans confession » ???
MDR
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mercredi 10 fĂ©vrier 2010 à 11 h 31 min
mdr…mahantra sady mampahatra tena ireo foza…vraiment il (au singulier car il n’y a qu’une seule personne qui change de pseudo)n’a rien dans la cervelle…il ne fait que brandir la guerre.
C’est l’effet de la magie noire du chef du putsch, non moins le roi des foza.
Unissons notre force, le temps se ressere contre eux
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0
le Mercredi 10 fĂ©vrier 2010 à 12 h 00 min
GBD,
Izaho efa milaza aminareo foana, fa baromètre ny fitabatany !
Rien ne va plus chez les mpanongana ; Péril en la demeure ?
Tsara (like) sa Ratsy (dislike) ilay commentaire ?
0
0