Archives du mars 2010
Mercredi 31 mars 2010
Milaza ry zareo ao amin’ny TGV fa hanao « trève » amin’izao herinandro Masina izao. Dia lazaina fa aleo aloha ajanona ny tolona amin’izao fa hitory Fihavanana hono izy ireo. Tsia ! no valiny ary aoka isika tsy ho tafiditra amin’ny fitaka sy lainga tahaka izany. Aoka ho mailo ary aza mihaino fihetseham-po mihintsy amin’ireo devoly mpamitaka [...]
Posté dans Société | 45 Commentaires »
Mercredi 31 mars 2010
« hanao inona eto Joyandet? » Lasa ny andro, lasa ny volana, lasa ny taona. Dila indray ity ny volana martsa dia ho aiza i Gasikara? Herintaona toy izao no efa nampanantena « ronono an-tavy » sy « tantely afa-drakotra » ary « kobaka am-bava » i Andry Rajoelina. « Sakafo fy hoan’ny Ntaolo Malagasy tokoa mantsy izany hoe : « Ronono tondrahan-tantely » ary ny [...]
Posté dans Société | 53 Commentaires »
Mercredi 31 mars 2010
Partager cet article avec vos amis Hide Sites
Posté dans Société | 40 Commentaires »
Mardi 30 mars 2010
Comme nous le disions il y a quelques jours, les sanctions en direction de la HAT, les putschistes de Madagascar vont être prises par d’autres aussi. En effet, nous ne saurions oublier les sanctions déjà décidées par l’Union Africaine (109 personnes). Nous vous rappelons le soutien du Canada à cette décision de l’Union Africaine. Soutien [...]
Posté dans Société | 99 Commentaires »
Lundi 29 mars 2010
« adim-bahoaka » Mananontanona ny ady an-trano ? izay no zavatra hita teto Ambohijatovo tamin’ity tontolo andro ity, hiram-pivavahana sy hiakam-pitolomana no ré nataon’ireo mpandala ny ara-dalana raha fihantsiana kosa no nataon’ny mpomban’ny TGV. Vokany raikitra ny adim-bahoaka. « Foza » Nikasa nametraka fehezam-bonikazo fahatsiarovana ny mahery fo tamin’ny fitolomana ny vehivavy legalista kanefa vava basy no nasetrin’ny miaramila [...]
Posté dans Société | 81 Commentaires »
Lundi 29 mars 2010
29 Martsa 1947 – 29 Martsa 2010, feno 63 taona anio ny tolom-panafahana ny Firenena Malagasy tsy ho eo ambany vahohon’ny mpanjanantany izay nitarika ny fahazoana ny fahaleovantenan’i Madagasikara. Ndeha harahintsika ny fanambarana lehibe nataon’i Filoha Ravalomanana Marc. Raha te ahita izany an-tsoratra ianao dia indro ny pdf. Ity kosa ny nolazain’i Jacques Chirac tamin’izy [...]
Posté dans Société | 69 Commentaires »
Dimanche 28 mars 2010
Professor Douglas Yates, Professor of Political Science at The American University of Paris and Solofo Rafeno, a Malagasy blogger and businessman were invited to France24 to discuss the question : « is the standoff in Madagascar over? ». The show aired Friday 27 March 2009. One year ago. . (Thanks to the American University of Paris and [...]
Posté dans Société | Un commentaire »
Samedi 27 mars 2010
. . . . Henoy tsara ity eto ambany ity. Interview-an’i R. Jean Claude. . . . Henoy tsara ity eto ambony ity. Interview-an’i R. Jean Claude. . . . . Partager cet article avec vos amis Hide Sites
Posté dans Société | 24 Commentaires »
Samedi 27 mars 2010
« 29 martsa 1947″ Atomotra ny fankalazana ny 29 martsa 1947, ny tolom-panafahana nataon’ireo Malagasy tia tanindrazana.Izay niady sy namoy ny ainy mihitsy nanohitra ny mpanjanantany Frantsay. « 89.000 ireo Malagasy namoy ny ainy » Niisa 4 tapitrisa teo ho eo ny mponina teto Dago tamin’izany ary araka ny tatitra dia nahatratra 89.000 ireo Malagasy namoy ny ainy [...]
Posté dans Société | 36 Commentaires »
Samedi 27 mars 2010
Nous publions ce communiqué que nous avons reçu. Désormais la solidarité la plus nécessaire est la nôtre derrière le Président RAVALOMANANA Le pays est toujours dans l’impasse, le peuple malgache s’appauvrit de jour en jour, la nation a perdu son intégrité vis-à -vis du monde. Tel est le constat que nous pouvons tirer au bout d’une [...]
Posté dans Société | 36 Commentaires »
Samedi 27 mars 2010
Partager cet article avec vos amis Hide Sites
Posté dans Société | 13 Commentaires »
Vendredi 26 mars 2010
. Nanao valan-dresaka hoan’ny mpanao gazety ny mpisolovava ny orinasa Tiko io hariva io. Nahitana ny Me Andriamadison Hasina, Me Rakotomavo Razafimanantsoa Hanitra, Me Radison Solo. Mazava ho azy fa mikasika ny raharaham-pitsarana mahakasika ny orinasa Tiko no antonanton’izany. Magro Akorondrano sy ny CCIA Tsy nanaraka ny fifanarahana natao sonia tany am-piandohana ny CCIA hoy [...]
Posté dans Société | 28 Commentaires »
Vendredi 26 mars 2010
Madagascar, with a population of over 20 million, is ruled by an unelected civilian regime that assumed power in a coup March 17 with military support. Andry Nirina Rajoelina adopted the title of President of the Transition, at the head of a loose coalition of former opposition politicians, and intends to remain in this position [...]
Posté dans Société | 6 Commentaires »
Vendredi 26 mars 2010
Le Zoo de Zurich très préoccupé par les coupes illicites de bois dans le Parc National de Masoala. Le magazine Allemand GEO a fait un reportage concernant le trafic mafieux de ce bois. Le groupe français Bolloré est dernière ces vols de bois de rose nous indique un correspondant proche du Zoo. Ces trésors sont [...]
Posté dans Société | 13 Commentaires »
Vendredi 26 mars 2010
Partager cet article avec vos amis Hide Sites
Posté dans Société | 22 Commentaires »