MyDago.com

Archives du Lundi 1 mars 2010

Inédit, vidéo répression 28 mars

Lundi 1 mars 2010

Partager cet article avec vos amis Hide Sites

Fanambarana avy any Washington

Lundi 1 mars 2010

Tsy mitsahatra manome fahafam-po ho anao mpamaky i MyDago.com, noho ny fitiavanareo anay, izay ankasitrahana eram-po eran-tsaina ny fiaraha-miasa aminareo, « sitraka enti-matory izany ka ho valiana raha mahatsiahy ». Inty misy fanambarana hoentina aminao, inoana fa hanokatra ady hevitra vaovao indray izy ity. Manasa anao na dia amin’ny teny Anglisy aza. Carson Cites ‘Powerful Success Stories’ [...]

Mojoroa hanohitra ny fangejana !

Lundi 1 mars 2010

Sambo-belona sa sambo-dokotra sa sarika am-pandriana? Voalohan’ny herinandro, voalohan’ny volana Martsa, hanamarika zava-dehibe eto amin’ny firenena ity volana ity. Hita sahady fa dia hangotraka ny tontolo politika, manao ramatahora tsy ankijanona ny herim-pamoretana. Ny zoma halina teo, natao sava hao ny tranon’i solombavambahoaka voafidy Partager cet article avec vos amis Hide Sites