MyDago.com

Archives du Mardi 2 mars 2010

Fandrebirebana ilay 4 sy 5 martsa 2010

Mardi 2 mars 2010

Partager cet article avec vos amis Hide Sites

Banque Mondiale et Madagascar

Mardi 2 mars 2010

Nous avons tous constatĂ© la situation catastrophique de notre pays, Madagascar depuis ce coup d’Ă©tat, en tenant compte de la chute du taux de croissance, actuellement Ă©valuĂ© Ă  0.60% alors qu’il a Ă©tĂ© au dĂ©but de 2009 estimĂ© Ă  plus de 7.00%… Les prix ont grimpĂ© de façon vertigineuse, crĂ©ant au fur et Ă  mesure [...]

Tsy ho vanona mihintsy io 4 sy 5 mars an’ny FAT io

Mardi 2 mars 2010

Azo inoana fa efa fantatr’i Andry io datin’ny 8 sy 9 Mars any Addis Abbeba io ka izany no antony nanomanany io fikaona-doha amin’ny 4 sy 5 Mars io. Ary raha apetraka ny fanontaniana hoe : Avy aiza ny vola hanatontosĂ na izany fihaonana amin’ny 4 sy 5 Mars izany dia na dia zazakely kilasy faha-6 [...]

Vahaolana maharitra sa vonjy tafan’andro no ilain’ny vahoaka?

Mardi 2 mars 2010

Maputo sy Addis Abeba : vahaolana eken’ny rehetra Hamory ireo filohan’ny Ankolafy efatra indray ny Vondrona Afrikana, ny 08 ka hatramin’ny 10 martsa ho avy izao, izay hatao any Addis Abeba .Ny Komisionan’ny Fandriam-pahalemanana sy ny Filaminana ao amin’ny Vondrona Afrikana miaraka amin’ny SADC ary ny Filohan’ny mpanelanelana Atoa Joaquim Chissano no tompomarika amin’izany ary [...]

Nouveau forum sur MyDago.com

Mardi 2 mars 2010

Nous avons le plaisir de vous annoncer l’ouverture du Forum libre de MyDago. En effet, en ce mois de mars 2010, nous constatons que plusieurs de nos lecteurs et contributeurs souhaitent la mise en place d un forum. Selon vos dĂ©sirs, nous l’avons mis en place. Il vous suffit de rĂ©server votre pseudo (ou nom) [...]