Archive for mars 6th, 2010

Victoire très proche et carottes (orange) cuites

Victoire très proche et carottes (orange) cuites
6 mars 2010

Victoire ! La victoire est très proche, c’est une évidence. Tout le monde sent que le vent a tourné en —> MyDago.com


Fambolen-kazo lehibe, @ 8 martsa

Fambolen-kazo lehibe, @ 8 martsa
6 mars 2010

Hifanao fotoan-dehibe ny Zanak’i Neny amin’ny alatsinainy ho avy izao, ao anatin’ny fankalazana ny andron’ny vehivavy, hamboly hazo eny Ambatomanga, —> MyDago.com


Réaction mpizaika atrikasa HAT

6 mars 2010

Inty misy fanambarana voaray, anisan’ireo mpizaika nandray anjara, nahita fa tsy nahomby iny atrikasa iny. Nohon’ny tsy fanajana ny famehezana —> MyDago.com


Kilalaon-jaza ny TGV teny Ivato

Kilalaon-jaza ny TGV teny Ivato
6 mars 2010

Atrikasa kitoatoa Nipingapinga ery nampiasa ilay efitrano fivoriana tsara tarehy namboarin’ny filoha Ravalomanana, izay efa tafiditra tao anatin’ny lisitry ny —> MyDago.com


  • '