Cadeau avy any @ Manorohanta
Dimanche 7 mars 2010. Chapeau au « Cadeau du Château » Eo ampiandrasana ny sazy avoakan’ny Gic sy ny Cps ny 16 martsa, miha-mangoron-karena hatrany ny FAT, manao izay daninin’ny kibony ny mpitondra tsy ara-dalĂ na, santionany iray ity avoakanay ity, fa maromaro amin’ireo minisitra sy mpitondra ambony no fantatra fa manao fanararaotam-pahefana.Tsy misy aro fanina tokoa mantsy ny fitondrana fa [...]

