MyDago.com

Archives du Mardi 9 mars 2010

« Fonoka » sa « Mosavy » ?

Mardi 9 mars 2010

Dia lasa ihany ny saina hoe ahoana ihany ny hoavin’i Madagasikara. Toa mandrimandry manana aretina daholo isika mianakavy. Diniho anie e! Nitokona ny mpitsabo, nahomby amin’ny ampahany izany satria nanaraka nanao fitokonana daholo ireo mpitsabo manerana ny Nosy kanefa toa nijanona ho fitakiana sendikaly fotsiny ihany izany. Nanao ny azy indray ny mpiasan’ny fahasalamana sy [...]

Ă” i Ă´, nde hamboly hazo izahay !

Mardi 9 mars 2010

Partager cet article avec vos amis Hide Sites