MyDago.com

Archives du Jeudi 11 mars 2010

Beaux militaires !

Jeudi 11 mars 2010

Vraiment pas grand chose Ă  vous dire ! Et puis rien Ă  montrer non plus ! Ou plutĂ´t si ! Regardez ces beaux militaires (gens d’armes) de Madagascar sur Tribune. Gros ou maigres, ils sont en « bonne santĂ© » n’est-ce pas ? (photo Sobika) LĂ , il y en a un, sur sa chaise solide qui se [...]

Le bruit des bottes

Jeudi 11 mars 2010

Ity misy lahatsoratra voarainay omaly alarobia 10 martsa alina, mba entinay eto aminao. Nahazo alerte avy any @ ministry ny fiarovana ny camp misy ireo blindés sy tanky any Arivonimamo fa ho tafihan’ny FIGN ny eny Iavoloha sy Ambotsirohitra, fomba atao fotsiny io mba ahafahana mampiakatra ireo tanky ho ao Tana, tanjona dia hoentina hanafihana [...]

Mamokona totohondry !

Jeudi 11 mars 2010

Mamokona totohondry amin’ny vahoaka Malagasy ny Fitondrana Fat, mampalahelo ny zava-misy eto Dago. Vao omaly no omaly no navoakan’ny fitsarana ara-barotra fa « miala tsy misy hatak’andro » amin’ny Groupe Tiko ny tany eo amin’ny Magro Akorondrano, niampy fandoavana onitra. Araka ny lalana misy aloha dia tsy hanao « interpretation » ny didim-pitsarana isika, fa raha io didy navoaka [...]