Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Magro, Villa Elisabeth 16 mars
  2. Les enfants premieres victimes des violences politiques et de l insecurite
  3. Tsy ho vanona mihintsy io 4 sy 5 mars an’ny FAT io
  4. Inédit, vidéo répression 28 mars
  5. 17 mars 2010 à Madagascar

24 Comments

  • ELAS dit :

    rehefa tsy azo hatao ny milahatra, tsy azo hatao ny mivondrona dia azo hatao kosa ny MIKOMY; tsy misy mivoaka ny trano indray andro, haolo ny tanàna, tsy miasa, tsy mivarotra, tsy mividy, tsy mianatra, mihidy aman-trano ny daholo be mitady ny FAHAFAHANA .
    tsy aleo ve matory indray andro ?

  • kristelle dit :

    efa lazaina aza mihinankanina aminizay maty

  • NIKSON dit :

    Efa lazaina fa tamin’ny volana febroary 2009 no tokony ho nanao hetsika na fa tsy izao intsony. J’ai lu dans un journal que M. Ra8 a supplié le President Andry Rajoelina…Mahamenatra. Inona moa ny antony tsy nanafihan-Dra8 avy hatrany ny Cpast tamin’ny 8 mars 2009 raha vao nanomboka ny fikomiana??? Jereo ny nanaovan’ny olona ny Ras. Nahona i Ravalo no tsy nahavita tahaka ireny? Inona no nolazain’ireo mpanolontsaina tamin’izany.Jereo tsara ny fahaizan’ny olona mampiasa ny tafika ho fitaovana. Ny tena olana dia tsy mba nahay nifidy olona i R8 fa nifidy fotsiny ireo mpiaradia taminy tao amin’ny orin’asa tiko sy ireo Fjkm ary nanilika ny katolika dia izao no vokany. Ny vahoaka no asesika etsy sy eroa nefa ireo mpitarika manao fety any an-trano fotsiny. Manao antso avo amin’ny namana rehetra mba hampitsahatra tanteraka ny hetsika fanoherana ary dia hiomana amin’ny fifidianana. Efa tara loatra isika ary tsy misy azo atao intsony. Efa mafy orina ny fitondrana faty ary na ilay sazy nantenaina aza dia tsy misy dikany aminy akory. Ampy izay ny fanaovana takalon’aina ny firenena ka aoka hanaiky resy isika. Miantso ny Filoha teo aloha R8 mba hipetraka tsara amin’izay raha tsy nahavaha ny olana enao hatramin’ny volana desambra 2008 jusqu’à janvier 2009, fotoana mbola nananao ny fahefana dia mahaiza mionona fa tsy efa aty Afric du Sud indray fa hanatena hamaha olana. Lanin’ny olona fotsiny ny vola afafinao ka atsaharo ary tsarovy koa fa misy fetrany ihany ny asan’ny vola indrindra moa raha tsy hainao ny mampiasa azy. Raha nahay nampiasa ny vola enao ka nanakarama olona hanafika ny Capsat dia tsy ho tahaka izao ny fiafaran’ny vahoaka malagasy. Ampanaja tanteraka, satria ny tenako dia olona nanohana anao hatramin’ny farany no hiantsoako anao mba hangina amin’izay ary hamela ny Fat handamina ny firenena izay azo lazaina fa efa milamina ihany amin’ny akabobeny. Mirary soa hoan’iizay mbola vonona hitolona fa zaho aloha dia mahatsapa fa nahavita betsaka ka hikisaka satria hoy ny fitenin-drazantsika hoe  » akoho tsy naneno toa izay efa lanin’ny kary »

  • KintanaMananDrambo dit :

    Je ne serai pas plus nul que Ravalomanana, hoy i domelina ! Dia Tena Domelina marina !!
    Tohano ihany ry lerony ny domelinareo, fa ny MARINA TSY HO RESY MANDRAKIZAY !

  • kristelle dit :

    marina mitavozavoza resin’ny lainga tsara lahatra
    ita fa marina izany lazain’ny NIKSON zany kou
    aza manome tsiny an’ny Dada ianao fa izy aza mampalahelo mahazo azy any, mbola tsy mety tafody foana letsy e! mahereza Dada malala fa izay mahasoa ataon’Andriamanitra

  • kristelle dit :

    tadidiko iFilohaRatsirahonana nilaza izany t@Dada
    izao no nitazona ny baiboli ianao ninina teo @arabe 13 may ho filoha fa tsy mety intsony io,e!fa maninona no nandao an’ny Dada ianareo akaiky azy rehetra,aza matoky olonma intsony ry Dada na iKintana mody manohana anao io aza mety olo tsy manjary

  • Maevanilla dit :

    NIKSON !!! mbola any amindravalo foana ve ny problemenao fa tsy izay hahatafavoaka anity firenena ity. Ny zavatra tantarainao eto dia efa zavatra tsy ho tanteraka satria fotoana efa lasa. Ny tokony sy ny tsy misy dia mitovy. Soit positif(ve) fa tsy manao litanie ny zavatra efa lasa. Inona no azo atao amin’ny fomba mendrika sy manaja ny mahaolona. Mba fantatry ny mpifidy ve izany assemblée constituante izany, inona no asany??? Izaho aloha tsy mahay eh!!! ary tsy te hahay koa fa ny fantatro dia ataovy ny referendum manova ny constitution dia ataovy ny fifidianana filoha ??? dia mifidy izahay. Point à la ligne. Mba be zeste ery i Domelina fa hoe hijanona hiraka aminareo eto aho fa voasazy. Hijanona sa hialokaloka fa matahotra. Nefa ny le 12 mars mbola mandany vola mandeha amina jet privé mankany NOSY BE izy efamianaka.Manofa hotel faran’izay lafo indindra. Izany ve no olona hiafy hiaraka amin’ny vahoaka, dia ny hetra miala amin’ny karamanay isambolana no mbola laniandreo aminio hotely io. Io koa aloha dia mbola tsy mazava io fandehanana Nosybe io satria nisy avion german airforce tonga tao nitondra vatandehilahy 8 matanjaka be. Fifanandrifianjavatra ve??? Sady tsy hisy olona afaka hanakana azy hody any Frantsa satria izy dia Frantsay ka ny firenena Frantsay dia manana zo maka ny ondriny. Ny olona any ambanivolo no ampandriany adrisa eo satria ny gasy dia be fitserana toa ny nataony naka ny fitondrana hoe ataoko 500Ar ny kilaombary eh. Mbola izy no eo dia aiza izany zao???? izao no tena tokony hamoahany ny fahaizany milaza fa tsy mila fanampiana. Mba manaova raha mahay noho i ravalo eh!! Economie no resahiko eto fa tsy fividianana miaramila. tsisy ilana miaramila eto Mcar. Foano any io. Izahay zao hanao petition hangataka ny fanafoanana ny miaramila. Ny zandaro sy ny polisy no ilaina.

  • kristelle dit :

    woa woa rehefa resy

  • Maevanilla dit :

    Izahay ndray ry krist-assez (crustacées=foza)mbola tsy nanangana saina fotsy ah!!! resy amy fijerinareo fa mbola manohy ny tolona izahay. Avy aiza moa ny liste hozy anao raha tsy avy amin’ny tsirairay teto. Mitohy ny tolona Rafoza ah!!!Miwoa – woa fa tsy olana, mawola fa tsy olana, dia inona ndray ny karazantenimpoza azo avoaka fa tsy olana aminay mihitsy. Tsikerao ravalo fa tsy olana, ny anay mitohy hatrany ny tolona efa natomboka. Nisy maty foana teto isaka ny misy tolona 1947,1972,1991,1992,2001,2009 fa ny 07 février 2009 no mamparary anao dia mitomania mafy ao. Taoko nisy maty koa ny 26janvier 2009 may sy tsy hita faty fa toa tsy tenenina eto mihitsy. Samy tsy misy aina intsony ireo na voatifitra na may, donko samy maty.

  • kristelle dit :

    mahazotoa drako o! akanjo be gony mahazahoa lalagna e!

  • Maevanilla dit :

    Ny aty mazoto na tsy mahazo rady taminao.
    Iah zahay ndreky fier amy akanjo be gony eh!! tsy mantsigny karaha tsivakiny izy io drako oh!!!
    Ho anizay tsy mahay:tsivakiny=patsa

  • Fred dit :

    Mbarakaly rô Maevanilla ! Angne Borizano tsy raha magnavakavaka zigny, fa io raha ataon-jare vazaha enty mampiady an-tsena !

    Izy ko zaigny raha tsapn’ny ralahy sy anabavy an-tsena aby, eee lefa fanjanahana mapijaly malagasy !

    Vôlagna atô amy malagasy magnerana ny Nosy raha salam’izaigny, avotra an-tsegna !
    Kristelle io mpampiady foko sasy !

  • KintanaMananDrambo dit :

    Ny 7 février dia ry zareo ihany ! Maevanilla, avelao izy himenomenona toy ny loha tapaka eo !
    Tao amin’ny havan’i gamara, teny Itaosy no nahatratratrana fanamiana miaramila 300 isa, ny zoma 6 février. Dia nolazaina fa commande-n’ny Tafika FRANTSAY !!
    Ho an’iza ireo ??
    MDR !! Tssssssssss !!!

  • kristelle dit :

    inona ry Kintana?iza indray io manao Borizano olona io ?bedy a! raha karaninjany avotra antsegna?izany no fiteny

  • Odile dit :

    Efa lasa fombanareo mihitsy ity mibedy ity, na mamono olona, ka raha vao misy « MITENY » dia Bedy bedy ihany ! Amboary ny fomba fitaiza fa izany no mahadondrona ny foza !

  • kevoka dit :

    NIKSON sy Ksisy e

    Asa raha tsy mahalala na dia manakivy @ izao fotoana izao no hany herinareo .
    Aoka hazava fa maro anie no mpamadika tao e.Iza no ministra ny defense? sy ny hafa ary izao vao fantany.
    Tsy ny olony Tiko na ny FJKM izany no maro tao e lainga izany fa te-hanosopotaka ianareo

  • ralezoka dit :

    Ny Ndriamanjato ihany aloha no tena maranitra amin’ny raharaha toa izao ê: miditra izy raha vao milamindamina ny fandehan-javatra,mipitika izy rahavao mitady hisy romoromo.
    Fa nisy inona ry Nikson no kivy sahady â. Ao rà .
    Ny tolona anie tsy vita indray andro

  • KintanaMananDrambo dit :

    Ireo izay niaraka tamin’i Ravalomanana, ka namadik’azy, no tokony saziana koa. Tsy ry Sesily ary ry Jivasaona ihany !

  • kristelle dit :

    i Kintna kou mamadika izany no tsy mahatafita ny tolona

  • KintanaMananDrambo dit :

    Namadika an’iza ry lay foza kely ty ah ? Aza miteniteny foana hoa rehefa tsy mahita ho lazaina ! Izao ve no fivoarana mba nobanjininareo !
    Korontana, fahoriana, fijaliana, hanoanana, horohoro, famoretana amin’ny fitaovampiadiana, halatra, vono-olona, fisolokiana, ets ets …
    Mampalahelo ! Mba fitsinjovam-bahoaka ve izao ?

  • kristelle dit :

    za anie tsy niteny izany fa ilay namanareo no niteny hoe misy piaramitolona ato manimba tolona fa azafady a! izay no mahatonga iDada tsy mety tafody
    satria izay paikady ataonareo mandamoaka daholo satria ny ao hiany no mamadika

  • Babyfoot dit :

    Karaha niôva kô ane Kris zegny. Magnano DADA ndreky izy zô !
    Ha rô ! Mahe raha Zagnahary e !!!!

  • KintanaMananDrambo dit :

    Matoa izy tsy mbola miverina, dia MBOLA MIASA HO AN’NY FIRENENA ANY AMIN’IZAY MISY AZY ANY !!!
    TSY MIZESTA AMIN’NY JETY TOA AN’I DOMELINA, KANEFA NY VAHOAKA MOSARENA, TRABOINA, NY FIRENENA TSY MISY FIHIDIRAM-BOLA SADY VOASAZY !
    AZA MISY MANDOA HETRA KOA RY ZAREO AH ! ATAOVY AO AMIN’NY COMPTE SEQUESTRE DAHOLO, FA LANIN’NY MPANONGANA FOTSINY NY VOLA !

  • Alidera A.R. dit :

    Mody tsara fanahy amin-Dravalomanana ve i Kristelle sa maneso?

    Ny zavatra hitako amin’ny lazain’i Nikson indray dia mazava fa tsy manao zavatra tsy ara-dalàna Ravalomanana. Tsy hanakarama olona hanafika ny Capsat izany izy. Porofo koa izany fa tsy nisy ireo mercennaires, lainga nafafy eraky ny tanàna fotsiny io. Ny mercenaires hita dia ny avy aty Frantsa, tahaka ny tamin’ny 2002 tamin’ny andron-Dratsiraka.
    Porofo iray ihany koa io fa ny HAT no mpividy olona.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site