Tsy misy trève izany intsony !
Mercredi 31 mars 2010Milaza ry zareo ao amin’ny TGV fa hanao « trève » amin’izao herinandro Masina izao. Dia lazaina fa aleo aloha ajanona ny tolona amin’izao fa hitory Fihavanana hono izy ireo. Tsia ! no valiny ary aoka isika tsy ho tafiditra amin’ny fitaka sy lainga tahaka izany. Aoka ho mailo ary aza mihaino fihetseham-po mihintsy amin’ireo devoly mpamitaka [...]

