Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. 17 mars 2010 à Madagascar
  2. Madagascar, harcèlement ou sakoroka 18 mars 2010 ?
  3. Magro, Villa Elisabeth 16 mars
  4. Marc Ravalomanana sur RFI le 23 mars 10
  5. Tsy ho vanona mihintsy io 4 sy 5 mars an’ny FAT io

40 Comments

  • KintanaMananDrambo dit :

    Mankasitraka anareo ry VAHOAKA MALAGASY TENA IZY AH !
    ONTSA SADY VELOMBOLO IHANY KOA NY TENAKO !!

  • Kristelle dit :

    io tsy Mlagasy izany fa AFRIKANINA tsy misy Malagasy manana toetra zoulo hoatranio beurk

  • redo dit :

    tsara ilay sary mydago an!, tena hita mihitsy ilay miaramila sola loha nainga hitifitra vahoaka
    Tsy vanona

  • redo dit :

    naninona ary aho raha tany Dago.Tofiriko totohondry ny vavan’iny Kolonely Ravalomanana iny.

  • KintanaMananDrambo dit :

    Hitako ny sarin’i Krisy nandihy ! Nanao ambony mena, dia djina manga !

  • ELAS dit :

    Misaotra sy mankasitraka mydago.com na dia tsy ampy aza ilay sombitsary mihetsika
    Misaotra ny Malagasy 100% malagasy dia mahareza daholo
    Tsy haritra : iza ilay agent de sécurité ohatra ny vazaha mifikotra amin’ny téléphone io ?
    Izany ve no hikaramana ny 1er ministre ? miaraka amin’ilay karamana 1er ministre ?
    Ouf !!!!

  • KintanaMananDrambo dit :

    Ary ny Tapis rouge-nay mba nataonareo aiza ry gamara ? Sao dia iny nidedahanareo iny ? Tsara noho iny aloha no izy ê !

  • Any an-danitra dit :

    Tsy afaka hangina intsony ny tenako fa noho ny asan’ny Fanahy Masina dia milaza izao teny izao aho mba tsy ho adinina amiko any amparany any.

    « Any an-danitra no fitsarana farany, fa raha eto an-tany dia samy tia tena sy manamarina ny azy ny olombelona rehetra, ka lany andro mifanenjika sy mifanaratsy eto. Mibebaha isika rehetra »

  • Babyfoot dit :

    Mon Dieu,
    Mettez fin au comportement malsain de ce petit DJ et de ces mercenaires qui se moquent de nos ancêtres, morts pour libérer notre pays de la colonialisation française. Si le ridicule ne tue pas, l’hypocrisie quant à elle donne l’envie de vomir.
    Dans ce monde de naz, il peut arriver que l’on puisse chasser un président élu démocratiquement mais l’âme de ce momiment aux morts doit être respectée et enterdite aux pieds qui dansent sur les tombes de ceux qui se sont battus pour repousser les envahisseurs étrangers avec lesquels ce DJ et Cie se montrent actuellement obéissants quitte à enfoncer leur pays plus bas que terre.
    Ce vidéo laisse croire qu’un retournement de situation ou un changement de camp ne serait pas à écarter, certains gendarmes et militaires en effet n’ont pas osé braquer leurs armes vers la foule. Bravo Messieurs !

  • KintanaMananDrambo dit :

    I gamara no voalohany ? Ataovy kely eto mba ho hitanay !
    Izaho Nadia kristelle, militante foza promiera kilasy, dia ……………Tohizo !

  • KintanaMananDrambo dit :

    Tezitra be daholo isika Baby, fa tandremo ihany fa mbola mila anao izahay an !
    Tezitra laotra i dry, zao lasa momiment, ny monument ! Maika laotra ity ratsan-tanana ! Tsy tiako i ndry hiomehezan’ilay gamara ratsy toetra kely io !
    Na izany aza MDR !!!

  • Kristelle dit :

    za alou tsy ratsy fanahy Baby e! za tsy himehy andry fa zavatra mety hitranga daholo izany

  • Anona dit :

    Tena mampalahelo anà mitsy ny mijery an’ilay sary. Olona mpanongam-panjakana ve ranga no mitarika antsika hikorotana ohatra ireny. ny tsy fantatrireo mpanongampanjakana ireo dia ny ny hoe voarakitra ao anatin’ny tantara daolo anie reny e! angamba tsisy anadino an’ity 29 mars 2010 ity fa dia mety takona tanteraka ny tena tokony hotsarovana dia ireo maty niady tamin’ny 1947 fa iny niseho iny indray no hisongadina refa any aoriana any. ny azo ambara sy azo antoka aloha dia ny hoe noho ireo mpanongam-panjakana ireo ihany, noho ireo daholo, noho ireo foana no nahatonga an’izao rehetra izao.Soa fa mbola misy ireo olona tia tanindrazana, ireo tanora vanona hitantara sy hampatsiahy hoan’ny taranaka any afara ny tena marina.
    Ny momba an’ilay miaramila nanambana basy teo indray dia nivaly angamba ny fanontanian’ireo mpanakanto oe: »iny basy iny itifiranao an’iza? » Ho an’ireo tia tanindrazana aloha raha ny hitanay teo! sady vehivavy ve ranga no ambanana basy toy ireny! tena tsy rariny.
    Dia ho tabataba foana ve ny eto an-tanana eto? Maninona anefa raha manaiky ny Maputo e!
    mety azo eritreretina izao fa any Maputo any misy mamoron-kira oe: Mdagasikara, tabataba lalandava e!, Tanàna maintsomaintso izy dia nolokona volom-boasary.

  • Babyfoot dit :

    Kintana a !
    Ny famaikana angé tsy miala e ! Sady mi Bosy no mangalatra connexion kely. Ny hoho lava koa mibilisatra iany indraindray. Ary raha i Gamara kely no hanao jury eto dia c’est pas demain la veille. Ny teny gasiny aza be fautes be. Tsy misy espace akory ny virgules sy ny points !

  • Kristelle dit :

    hhhhhhhhhhhhhihhhahhhhhhhhhi hhhhhhhhhhho,dia haona ny tenigasiko?iza noo mahay teny gasy za sa Dadanareo?la pon sa le pon hhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhh
    izovy tianao mpitery Ronono sa dj?

  • Kristelle dit :

    aiza tianao teny gasy sa teny Africain?

  • Kristelle dit :

    aiza tianao biby olona sa osy?

  • Kristelle dit :

    aiza tianao bengy sa osy?

  • Kristelle dit :

    aiza tianao volana sa Kintana?

  • GBD dit :

    ESY EEEEEEEEEE
    tsipoy kely angaha nanao striptease tao aminy « zaza club » ????????

  • Kristelle dit :

    aiza aleonao bado hendry sa manampahaizana adala?

  • Kristelle dit :

    aiza safidinao volagna sa kintagna

  • GBD dit :

    kristelle se prend pour le sphinx ?
    reine des devinettes ?
    allez nadia ! allez coucourge !

  • Babyfoot dit :

    Nadia,
    Oy ! Toa tezitra be Nadia ? Ny teny eto anie ka gidradridra lava efa iara-mahalala. Ny ompa variraraka efa mahazatra hatrany ary ny toetran’isé tsy mba tezitra mihitsy no nitiavako an’isé tany @ Top Mada, niteny hoe samy gasy daholo na tsy mitovy hevitra aza.
    Zany an ! Aza tezitra intsony !

  • Kristelle dit :

    iza tezitra?za tsy mba tezitra mihintsy za anie tsara fo e!

  • Valiha dit :

    Kintanamanandrambo passe son temps à compter les fautes d’orthographe ou de frappe des uns et des autres sans regarder les siennes. Hier Vazimba en a fait le frais aujourd’hui c’est babyfoot et demain à qui l’tour ? Si vous le faites cher kintanamanandrambo par crainte que les français nous jugent, ne vous en faites pas ils ont l’habitude de lire les écrits de leurs illettrés. Il nous suffit de jeter un coup d’oeil dans les forums en france pour nous en rendre compte Pensons plutôt à l’avenir de notre nation au lieu de chercher des poux partout

  • Kristelle dit :

    i Kintana mba manitsy indray hitadiavana ady?i kintana juste mba manoro

  • Ny ala dit :

    Hono ho aho : mpivady angaha krisy sy kitanamanadrambo ? Misy tsa mazavazava eto izany

  • Kristelle dit :

    Ramatoa ity a! KIntana anie ka zanak’i dada e!inona no hivadianay?ianao ve misaina e!

  • KintanaMananDrambo dit :

    Ô ry Ny ala ô ! Toa TTTtahaky ny manompa ahy anie ianareo izany ê ! Amin’ny fomba ahoana ro no hanambadianay foza ? Amin’izay koa vadim-bazaha tsy hay any ! Aza dia mampiomehy rey olona ah !
    MDR !!

  • Ny ala dit :

    Tsa ramatoa aho fa rangahy vona vatony
    Aho ve mahalala fa sao dia manao vazaha mody miady agnareo roa

  • KintanaMananDrambo dit :

    Tsy hainao ny fandehan’ny resakay ato ry valiha, koa dia tsy asiana valiny ny resakao â !
    Na i kristelle aza, mba nikaopy !

  • Kristelle dit :

    vadim-bazaha dia maninona ?

  • anja dit :

    Tandremo ry KMD ny esoeso fa ataon’ny olona sipan’i tsipoy ndry.Ahoana moa ilay filazan’iny hoe beuk.Ny Ala â gamara/tsipoy no manambady vazaha lany mofo, ka mitady mofo kely ê.Bab’s â avelao ho tezitra fa tsy manà zany.GDB â i tsipoy manao strip tease eny @ bois de boulogne angamba azahoana vola hoan’ny fat.

  • Babyfoot dit :

    Anja,
    Marina ny tenin’i anja fa raha mitohy ny sangisangin’i Kintana sy Krisy dia izy roa indray no hataon’ny NyAla hoe « Depardé » hi hi hi !
    Ary NyAla koa angamba te hikôty an’i Krisy io izy miteny heo lehilahy « vatombatony » fa tsy vehivavy !

  • Kristelle dit :

    hevitra no ampiadiadiana eto,izay ratsy saina gadraina

  • Kristelle dit :

    izay te hampiady zavatra hafa tsy ekena ! mazava a! hevitra no miady tsy mila ratsy saina

  • KintanaMananDrambo dit :

    Baby, zaho anie ka mijaly mihintsy eh !
    Miafina ao ambadik’ilay tamboho izay izy, dia vao mandalo aho, dia iny izy no manao ny adalany !! Hi porter « plinthe » mihintsy aho, any amin’ny EOMOARYNAT ! Tsy rariny izao !!

  • Kristelle dit :

    i Kintana kay sola,inona ny nahazahoany Madagate ny sarinao?zay ary fa igadra i se marina e! dieny izao mifona fa efa ita ny sarinareo nanakarama ireny 29 mars ireny,tsy vazivazy ity a! bonne nuit

  • zava-misy dit :

    Tsy menatra ve i kristelle ?

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Vos idées et arguments sont valables.
  • Utilisez avec modération les majuscules pour vos mots entiers. Vous n'en serez que mieux lu(e) et compris(e).
  • Les insultes et grossièretés sont les moyens de ceux qui ne trouvent plus de mots cartésiens et raisonnables.