Cadeau d'anniversaire = Lacrymogènes

Cadeau d'anniversaire = Lacrymogènes

1 an de Fat = « bombe lacrymogène » no cadeau d’anniversaire nomen’i Andry Rajoelina ny vahoaka Malagasy.

Herintaona katroka androany ny nitondran’i Andry TGV ny FAT, fanaon’ny mpitondra fanjakana ambony eo amin’ny firenena iray raha mankalaza fety lehibe toy ny fankalazana ny nahazoana fandresena toy izao, ny manasa sy mifampizara mofo mamy sy vorona ary tambin-karama hoan’ireo izay nisasatra tamin’ny nahazoana ny fitondrana.
Ny an’i Rajoelina kosa tsy mba izay, fa baomba lakrimozena manempotra no nomeny ny vahoaka Malagasy, ny nampalahelo aza dia hatramin’ny zaza marary any amin’ny hopitaly nomeny ihany koa.

Tsy mahagaga aloha raha izany satria ny mpanongam-panjakana rehetra eran’izao tontolo izao dia ny fampiasan-kery no fitaovana eo am-pelatanany, ny fampiasana ny herim-pamoretana toy ny miaramila no hampanginana ny vahoaka tsy mitovy hevitra aminy.Tadidinao ? herintaona androany no nitenenan’ilay komanda irey hoe : « aiza ny basiko …résolution par la force no mitranga eto », tsaroana ihany koa ny nitondrana an-keriny ny Mpitandrina Lala Rasendrahasina izay lohan’ny Fiangonana FJKM teny amin’ny CAPSAT.Tohina ny mpino Kristiana tamin’izay, indrindra moa nahita ny arseveka Razanakolona nihomehy teny an-davarangana « nanao vain-drahalahy tsy marary e! ».Tsy hotohizako intsony ny tohiny fa « mamoha fota-mandry », aleo ny lasa homba ny lasa, ndeha ny hoavy no mbanjinina.

Nahazo « cadeau d’anniversaire » tsara ihany koa aloha ny Fat e !, an-jatony ireo nahazo sazy tsy hahazo mivezivezy any ivelany, (mitarika ny lisitra Rajoelina) ny fanagiazana ny vola any ivelany, tsy fahazoana manatrika lanonan-dehibe iraisam-pirenena any ivelany intsony, mendrika ho azy izay.

Fa manjavozavo ny hoavin’ny Madagasikara satria tsy hita mazava izay lalan-jotra hitondran’ny Fat ny firenena. Handeha hiroso any amin’ny fandrosoana sy ny demokrasia no nolokalokana teny an-kianja, kanjo any anaty tonelina maizina no misy antsika ankehitriny.Tena DOMELINA ao anaty TONELINA miaraka amin’i RAJOELINA eto isika mianakavy.



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Cadeau avy any @ Manorohanta
  2. Mon petit cadeau de Noël
  3. Hiatra ny sazy !
  4. Mikorontana ny ao anatin’ny Foloalindahy Malagasy
  5. Fanambaran’ny mpitsabo – Mitaky zo izao dia izao

74 Comments

  • kristelle dit :

    ary idadanareo ?i pety niady ho azy naka an’ny fianarantso t@ izy nanongam-panjakana no nigadrainy kou tsy izay nataon’ny Dadanareo izany no nianarany ry mydago,tena mba misu nahatadiidy ve haona i dadavalo naka faritany ?tena olona nampianatra fanonganampanjakana raha ilay rangaha iny,izay no lova havelaniny ka ho atao ntantara

  • kristelle dit :

    tandremo io mydago fafanareo a!raha mazaka adihevitra ianareo

  • KintanaMananDrambo dit :

    Maninona i Ndefo no nodakan’i domelina ?
    Mba azavao !
    Tsy hoe rehefa nanampy, dia mahazo halalana manaonao foana avy eo ! Loham-poza izany, ary fombanareo io ! Vadin’iza no niseho mahay ka tsy menatra akory manoratra taratasy, mamototra gadra ? TSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSS !!!!!!!

  • Mao dit :

    I pety anie mpangalatr’omby ry Krisy e, sady Mpanao vola sandoka, fanetriben’ny firenena izany Petikelinao, mazava ve? raha tsy mazava dia I Pety mihintsy antsoina.
    Ny lacrimogene efa manomboka mahazatra ny vahoaka e, mety ho lasa fototsakafo rehefa kelikely, nentin’ny Foza any anaty tonelina isika rehetra satria izy efa zatra miaina anaty lavaka, ny mahagaga ahy fotsiny dia mbola misy tsy tonga saina ihany hoe efa ao anaty lavaka izy dia manaiky eo foana.

  • James dit :

    Jereo ato ny mbola tsy voatanisa e !
    Vice President de la Transition Rajemison Rakotomaharo
    Vice President conseil de la transition : Jacques Sylla
    Vice PM interieur : Mme Cecile Manorohanta
    Vice PM Santé : Alain Tehindrazanarivelo
    VPM MAE : Ny Hasina andriamanjato
    Ministre communication : Nathalie Rabe
    Ministre de la Jeunesse : Serge Ranaivo
    Ministre des ressources halieutiques : Alain Andriamiseza
    Ministre des mines et des hydrocarbures : Mamy Ratovomalala
    Ministre de la décentralisation Hajo Andrianarivelo
    Ministre du Tourisme irene Andreas
    Ministre du Transport : Roland Ranjatoelina
    Ministre des affaires sociales Nadine Ramaroson
    Ministre de l’education Julien Razafimananjato
    Ministre de la culture Gilbert Raharizatovo
    Ministre des Telecomunications Augustin Andriamananoro
    Ministre de la sécurité intérieur : general Organes
    Ministre du commerce Rakotonitrina jean claude
    Ministère des sports : Virapin Ramamonjisoa
    Ministère de l’élevage: Maharanty Jean de Dieu
    Ministère l’Agriculture : Jaona Mamitiana Jusselyno
    Ministère de l’Environnement : Col Randriamiandrisoa
    Ministère des Finances : Hery Rajaonarimampionona
    Ministère Météo : Eric Razafimandimby
    Ministre de l’Enseignement Supérieur et de la Recherche scientifique : Athanase Tongavelo
    Ministre de la Fonction Publique, du Travail et des Lois sociales : Noëlson William
    Ministre des Forces Armées : Colonel Noël Rakotonandrasana
    Ministre de l’Economie et de l’Industrie: Fienena Richard
    Ministre des Transports : Rolland Ranjatoelina
    Ministre de l’Énergie : Jean Rodolphe Ramanantsoa
    Ministre de l’Eau : Nirhy Lanto Andriamahazo
    Ministre des Sports : Virapin Ramamonjisoa
    Secrétaire d’Etat chargé de l’enseignement technique : Toto Raharimalala
    Secretaire d’Etat a la Gendarmerie : General Ravelomanana claude

  • NIKSON dit :

    Indrisy fa dia eto sisa isika mianakavy no manala azy. Herin-taona tokoa izay no lasa, herin-taona nanaovan’i tgv izay tiany hatao, eny fa na ny Ci aza dia nanaovany izay sitrapony, herin-taona nitolomana nefa tsy nahitana vokany na dia kely aza. Indrisy dia faly ery ny isika fa hoe tonga ny sazy…Sazy ahona e, fanagiazana ny vola ve? efa ampy tsara hamindrana ny volany amin’ny olona hafa ny iray volana nomena ny faty? Tsy fanomezana Visa ve? La frantsa mbola tsy nilaza ny teniny farany ary i Lybie vao omaly no nanolotra fiaramanidina. Ampy hoan’ny faty ny manana ireo firenena ireo hivezivezena hoan’izay mivoaka fa ny sasany efa nolazaiko fa tsy dia misy dikany ho azy izany visa izany satria na nisy sakana na tsy nisy dia tsy mivoaka teto Madagasikar izy. Indrisy hoy aho satria azo ambara fa resy isika… Tsy ny tafika ihany no nivadika fa ny vahoaka mihintsy no nivadika. FA INONA MARINA NY ZAVA-NISY NANDRITRA NY 7 TAONA E????

  • Babyfoot dit :

    O ry james ô

    Jereo ato koa ny mbola tsy voatanisan’isé :

    Tsipoy
    Coucourge
    Ploum Ploum
    Gamara
    Tsy FUFUTE
    Boloky

  • Ziry Onésime dit :

    Dia tena mampalahelo mihitsy na ny fihesika na ny tenain’i Andry RADOMELINA tany manakara iny. Dia mpitondra fanjakana ve ianao dia sahy milaza hoe « tsy matahotra ny sazy aho, fa hiaraka hizaka an’izany eto isika »? .. Mba ohatrinona moa ny vola nomen’ny Frantsay sy ny vola naodinkodinao hatramin’izay, ka ny vahoaka izay tsy manana n’inon’inona intsony nohon’ny fandroahana tamin’ny asa, nohon’ny fisondrotry ny vidim-piainana,… vokatry ny nataonareo no ampidirinao amin’izany?.. DIA TENA TSY MATAHO-TODY MIHITSY IANAO!… Dia mbola olona izay mangataka fahamarinana indray no mbola darofanao amin’ny « bombes lacrymogènes »?….
    AOK’IZAY! AMPY IZAY RY VAHOAKA MALAGASY! MIFOHAZA AMIN’IZAY!…ATAMBARO NY HERY! TSY NY FAMPIHARANA AN’I MAPUTO INTSONY NO HIADIVANTSIKA FA NY FANONGANANA AN’I ANDRY RADOMELINA SY NY FORONGONY!… GREVE GENERALE! GREVE GENERALE!… GREVE GENERALE

  • kristelle dit :

    ireto ve olona marary e! olona efa vovoka ka mbola saziana atao inona?ireto ve mba olona misaina sa haona,ny fombanay Malagasy dia aleo ny maty andry ampiadanana satria efa tsy misy idiranao intsony izany fs aferany sy Andriamanitra,fa izay fomban’ny Gena tsy haiko mitanisy razana lava izao ary ny aminay ny olona efa maty antsoina hoe Tompokolahy omena voninahitra,mendreraka ireto gasy gena ireto BORIZANO

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    Nahavita ny adidiny ny Communauté internatioonale…!
    Tsy nanaiky ny hanantaterahana ny Fifanarahana nosoniavina ny efa tonta irajoelina diua io ny valin’izany sakana izany :sazy nomen’ny Union Africaine ,izay nametrahan’ny CI ny andraikitra manome ny sazy ..!
    Tsy dia ahoako loatra izay sazy mikasika an’ireto mpanongam–panjakana ireto ,fa ny vokatry io ny tsy faneken-drajoelina ny Fametrahana ny Tetezamita iraisana dia miteraka fahavoazana lehibe ho an’ny Vahoaka atrizao..!
    KOA TSY AMPY IO SAZY IO..FA TSY MAINTSY MIHETSIKA ISIKA..HANALA IREO JIOLAHY IREO EO AMIN’NY TOERA-PAHEFANA …!
    Raha ny sitrapo-drajoelina no handrasana dia ho tanteraka ny kajin’ny frantsay izay mipetraka amin’ny hoe  »
     » attendre le pourrissement de la situation !Il faut tenir ,cazr les Malgaches – le Peuple- ne résistera pas longtemps…! »
    Le cyclone semble leur donner raison ,car les aide pour pourrir la situation !

    KOA RAHA TSY MIHETSIKA ISIKA ,TSY HISY FIRENENA HANAMPY ANTSIKA..
    TSY HIHONTSONA NY SADC RAHA TSY MIFANDONA AMIN’IRETO JIOLAHY ISIKA..!
    TSY MAINTSY MAMAKY ATODY ISIKA RAHA TE HANAO AOMELETY !
    TSY MILA BASY IZANY..FA FAHASAHIANA LEHIBE MIATRIKA AZY IREO..!ARY KIRY LEHIBE HANAOVANA TOLO-PIHAVOTANA TOLONA HANAVOTANA NY AINTSIKA..NY FARAMANDIMBITSIKA..!
    HIVERENO JEREO NY PAIKA !
    SOA TSY METY ILAY MISARATSARAKA AVY ATSY SY AVEROA FA TOKONY HIHAONA EO AMIN’NY TOERANA IRAY.ARY MAHAZO IO TOERANA IO TSY MIARAKA MAROBE ! « TONGA PAR VAGUES  » OHATRA !!
    ARY NY FONCTIONNAIRES DIATOKONY HIJANONA TSY HIHASA MBA HAMPIKATSO NY RAHARAHA-PANJAKANA..!
    MARINA FA EO NY KARAMA TSY HO RAISINA..!
    TSY ALEO VE MBA VERY KARAMA KELY TOA IZAY HIANDRY AN-DRAZAKA TSY HIVALANA ,TOA IZAY HIHAFY AMIN’IZAO FANALIKANA IZAO…!
    AVY AIZA MOA IREO MIARAMILA IREO ? MIARAMILAN’IZA ? TENA MIARAMILA VE IREO OLONA IREO ?
    MAHAGAGA MIHITSY Y FISAINANA SY NY FIHETSIK’IRETO TAFIKA SY ZANDARY ,MIADY AMIN’NY MALAGASY , MANDEMY NY MALAGASY !

    MISY ZAVATRA TSY MAZAVA…!

    AVY ATY AMINTSIKA NY VAHA -OLANA..! ATY AMINTSIKA NY HERY MAMPIJANONA IZAO FANAMBANIANA ANTSIKA IZAO…!
    ADIDINTSIKA EO AMIN’NY FIRENENA IZANY !
    ADIDINTSIKA EO AMIN’NY ZANAKA AMAM-PARA !
    ‘NDAO ARY !RAOFY NY HERY REHETRAAO AMINTSIKA TSIRAIRAY..!TOHERO NY FAHAVALO..NA IZY NA ISIKA NO HO TOMPON’NY LAKA !

  • kristelle dit :

    avoahy ny Anaran’ny olona 109 voasazy aiza?toa hoe i Ravalomanana Marc no lohalaharana marina ve izany
    ry zamadinika fa idada no manankorontana @ vola nangalarina?azavao tompoko azafady

  • zora dit :

    Mbola ho avy ny fitsarana avy aminy vahoaka.

  • kristelle dit :

    angaha ianao no hanome sakafo ny vady amanjanak’ireo piasampanjakanafa ?fa hoatrinona isanandro karama mandeha milahatra any e! toa hoe dimiarivo izany ve ialako amin’ny Asako

  • scoparfone dit :

    kristelle: oul mirefarefa @ tany ny fisainana e! tsis saina mist rah azo tenenina! na misaina @ zavatra hafa.
    tokony fongorina any ny oul ôtran’zany fa mandany rivotra hiainana fotsiny! mameno ny tany nefa tsitako izay ilàna azy!

  • Odile dit :

    Itymba misy Kristelle iray MPITENY ANGLISY :
    Comment rating ? or No comment ?!

    _http://www.franceglobal.com/a-propos-de-lauteur.html

  • ralezoka dit :

    Ry Mpiray tanindrazana : » Ndaho amin’izay ny teny feno fahendrena napetraky ny Razantsika no atao sabatra sy lefona handresentsika ireto fahavalom-pirenena mitondra antsika ao an-davaka lalin’ny fahoriana izao :
     » NY FIRAISANA no HERY  »
     » MITA-BE tsy LANIN’ny MAMBA »
     » AKANGA MARO tsy VAKIN-AMBOA »
     » IZAY MISARAKA ‘FASIKA’,izay MIRAY ‘VATO’
    Raha mbola misy mahita fiten-drazana toa izany mba hanamafisana bebe kokoa ny firaisan-kinantsikantsika amin’izao tolona izao ,dia mahafaly tokoa ny mamaky izany eto .
     » Alao hery izany isika mianakavy hoy koa
    Dr Célestin Robin . Tsy maintsy mandresy ny tolona .

  • kristelle dit :

    hen! bedin’Andriamanitra zay ka! miteniteny foana Andriamanitra matoa namorina olombelona iray dia manana adidy ety Antany,izy irery hiany no faka maka anin’ny fa tsy misy hafaka hanapakevitra amin’ny olona nivolavolainy,i Dadanareo angaha no nanamboatra ny rivotra?tony dia kondrana ka

  • kristelle dit :

    valalan’Amboa ny tompony haza tsy tia
    nenga tsy nitoravagna

  • Odile dit :

    Niaina tany Dago – Miteny gasy -comorienne – Miresaka an’i Madagasikara amin’ny blog-ny, ary mahay miafina sy mamoaka jugement sur Dago.

  • Odile dit :

    Manja be mapte hamelaka tehamaina.

  • kristelle dit :

    hi hi hi hi mitovy amino ve indry aky?

  • kristelle dit :

    i Kintana ve i odile ?

  • Verohanitra dit :

    Même si l’article est écrit en notre langue, je prie l’auteur de m’excuser si j’emprunte la langue de Molière pour y répondre.
    Les réactions du FATY suite aux sanctions qui leur sont appliquées individuellement :
    - « L’Afrique n’est pas le monde ! »
    - « Sanctions : coup d’épée dans l’eau »
    - Nous apprendrons à vivre dans l’effort.(mampianatra antsika hisiki-ponitra).
    Autrement dit, les sanctions attribuées par l’UA et le GIC n’affectent en rien la sérénité des putschistes qui les considèrent donc comme de l’eau sur la plume des canards. Après tout ! Ce n’est que l’Afrique…
    Comme si le peuple ne vit pas déjà au-delà du seuil du supportable.
    Suite aux tirs de grenades lacrymogènes sur les manifestants des trois mouvances, ces dernières ont riposté avec des jets de pierres et blessé un policier. Le ministre de l’intérieur : Organe Andriamitarazoka (tiens, fait-il partie de la liste celui-là ?) a martelé : nous ne nous laisserons pas faire, sous-entendu les répressions seront sans merci.
    Pendant ce temps, le putschiste et sa femme jouent les innocents bienfaiteurs des sinistrés dans le sud-est peut-être avec les 40.000$ US attribués par les USA ou bien ceux-ci ont-ils servi à colmater d’autrès brèches ? « Je partage les sanctions avec le peuple » a déclaré le putschiste alors que celui-ci n’est pour rien dans cette histoire sauf peut-être les bas quartiers qui l’ont hissé au pouvoir.

  • KintanaMananDrambo dit :

    Very gode my « danghter » ?
    Hi hi hi !!
    LOL !!

  • Odile dit :

    [b]Message aux Églises de Madagascar[/b]
    [b]lundi 15 mars 2010 [/b]

    VOUS ETES LE SEL DE LA TERRE !!!…

    … « Si le sel vient à s’affadir on le jettera dehors pour être piétiné par les passants ». Si le sel perd sa saveur, il n’a plus aucune valeur. Vous aussi si vous perdez votre saveur, vous serez piétinés par les gens, vous ne serez plus respectés.
    Tel sera le sort de notre Pays, s’il vient à perdre sa saveur et sa valeur, il deviendra la proie des vautours, des faucons, des puissances étrangères et étranges prêts à le mettre en coupes réglées et à l’exploiter jusqu’à la dernière goutte des son sang.

    Chacun devra y voir sa part de responsabilité.
    Il n’est jamais trop tard pour bien faire, pour retrouver sa saveur et tenir en respect tout prédateur et tout « vampire ».

    Il est encore temps que chacun redore son blason.

    suite.. _.http://www.madagascar-tribune.com/Message-aux-Eglises-de-Madagascar,13711.html

  • Odile dit :

    _http://www.madagascar-tribune.com/Message-aux-Eglises-de-Madagascar,13711.html

  • KintanaMananDrambo dit :

    Ce qui ne tue pas, rend fort. Dixit A. Rajoelina

  • Odile dit :

    Aza ampitoviana ny Torchon sy Serviette hoy ny vzongo. Fa salamamin’io no fahitako an’i FOTSO.
    Anarana vaovao ho an’i Ra krisy ndray io e ! Hi hi hi !
    Izany olona atsoina hoe Ra Krisy izany anie ilay olona mitapitapy irony e ! Ka na ny pôziny aza dia irony le miseho kirangy sy milay irony nefa…..

    Tena MDR BE aho nahita an’io !

  • Odile dit :

    KM-Bab’s-Vero-GBD-Anja-Fred-Altmia….ect.rahoviana ihany ianareo vao hifanoratra, ary izaho ve mba isan’ireo ?!!

  • Babyfoot dit :

    Légalistes,

    La chanson, on la connaissait d’avance. « Vavan’ny maty andrano sy efa ho faty ka mandrovon-tsihy ».
    Passons !!!

  • KintanaMananDrambo dit :

    Odile,
    Anisany raha sitrakao, tsara na mila miandry kely fotsiny ! Mila « fandaminana » !

  • Babyfoot dit :

    Ho an’i FOTSO ary ry Odile ity soratako ity e !

    Ces premières sanctions s’appellent : « l’ENTREE », les Plats de consistance suivront puis, le dessert soit  » la SORTIE » !!!

  • Odile dit :

    Merci KM-Babyfoot, Sao tsy tiana-dry le hoe Bab’s aloha e !

  • jaja dit :

    izay ny sazin’ny communauté inter fa anjartsika amzay ny mananasazy azy ireo zao,mijoroa ,mivonona fa tsy avelatsika reo raha tsy mandohalika

  • Ny Ala dit :

    Rakrisy taoko nitarogna hoa tsa hisy sanctions. Zao no tarognina ?????????

  • Ny Ala dit :

    Odile, mandeha ilay oe bab’s e ! Tsisy oloana aky a !
    Pour Véro, jereo kely ilay articles à lire (Mahay zavatra Andriamanitra) fa tena bien faits marina e ! Hi hi hi ! Izy mianakavy no mitrongy rano sy lasa statues, tapi-dalan-kaleka.
    Momba ilay hoe  » l’Afrique n’est pas le monde », vavan’ny maty andrano io ary izy akory tsy hibaboka ka tsy ataontsika mahagaga izany.
    L’Afrique fait partie du monde et participe à tout ce qui se fait dans le monde et ces sanctions mettent fin au tralala et aux visites officielles de Domelina à l’étranger, c.à d. DANS LE MONDE ENTIER.
    Elle n’est pas belle la vie ?

  • Babyfoot dit :

    Misaotra an’i Ala fa izaho akory tsy mba tezitra izany ary marina daholo ny zavatra noteneniny. J’ajoute juste un mot : Que demande le peuple !!!

  • Zanak'i dada dit :

    mba jereo anie ty eh,

    Marina ny anl’le namako eo ambony eo, mampi-té hamélaka ! i krisy io eh (FOZA)
    _http://www.franceglobal.com/a-propos-de-lauteur.html

  • Zanak'i dada dit :

    Slt Odile, iza ndray oe no hiantsoana an’i Krisy? FOTSO? hihi, mba mahita anarana kou enao, ny ana alou de foza orana ihany no hiantsoako azy eh! izay mantsy no malaza kou. ary mbola tsy mety lany manja satria ny lehibeny mbola velona any dia i (lava nify zany)

  • Zanak'i dada dit :

    Slt Ny Ala, Odille, ….zay rehetra zanak’i dada ato, mba relévéo oe iza daholo isika no tena mpanoratra ato de mba asiana présentation eh! sa ahoana hoy ianareo? tiako be ra mba mifankafantatra isika rehetra hanongana io fanjakam-poza io.

    Mazotoa de miandry ny valin’tenin’nareo zay te hamaly, fa tsy voatery oe ireo foatonoko anarana ireo.

    Biz

  • kristelle dit :

    sazy tsa manakory io leaka tsy atao mamparary andoha na bitika fa dia himehezana,tsy misy zavatra tokony mahamaika ho andianagna any Afrique ka zay ro nitarognako tsa misy sazy

  • anja dit :

    Salut daholo,
    Faly daholo isika noho ny sanction’ny UA.Ce n’est qu’un début, car ni l’ONU,UE et les autres États ne se sont pas encore prononcés.Mbola miandry aloha, nefa na izany aza tsy mijanona ny fanakorotànana ireo ao @ fat ireo.Vero â tena io oul ao @ sary io mitsy le ratsipoy ô.Odile â ny coordonné-ko alou de efa any @ MyDago donc c’est à toi de voir.Pour le rv, moi je suis ok mais j’attends les modalités avec les autres.Je pense que ts les légalistes qui discutent sur ce forum sont les bienvenus.Biz et au plaisir de vous lire.GDB aiza indry ê

  • Zanak'i dada dit :

    Faly aho, faly ary tena faly, izany no tenin’i dada rehefa faly izy, miandry ny kabariny indray isika eh, tena efa tsy mahita tenenina ny membre-ny hat sasany kou, vola narim-potsiny zao ny an-dry hasina andriamandranto lay nividy villa be any suisse fa hiaran’ny sazy kou, ny minisitry ny hat nividy appartement any frantsa koa tsy ferana, angamba mety nisy tapaka lalan-dra mihintsy. hihihihihii. akaka herin’andro ndray ra ela dia hoi avy ndray ny embargo économique eh! avy eo ny intervention militaaaaaaaiiiiiiirrrreee. zayyyyyy dia miandry isika sady manankorotana, de atao lany bala eo ireo eh! dia miandry antsika légaliste daholo mba hiaona eh! za miandry ny contact anareo fotsiny

  • kristelle dit :

    mba nitokona ve ny legaliste androany ?sa nahazo flaka tamaina omaly dia nihidy trano

  • kristelle dit :

    aza miteniteny foana fa inona ny hitovizako @ Sary hoatran’ny Sariny Vehivavy Tim io?

  • OmeoNyAzyKa dit :

    Vues les reactions de Domelina, je me demnade pourquoi les 3 autres mouvances laissent croire avec tout ce qui se passe, que MADAGASCAR APPARTIENT A DOMELINA ET IL PEUT FAIRE TOUT CE QU’IL VEUT comme ça ! Tele fone avy amin’i Ra-Krisy angamba ?!!!mdr

    Il va falloir se decider à le……….cela fera partir du même coup les indesirables etrangers.

  • KintanaMananDrambo dit :

    KIVY BE AHO RAFOTSO OH !

  • Eh! dit :

    Ity misy anaran’ Rakrisy vaovao Krad ( Krystelle_nadia

  • kristelle dit :

    ita i KIntana manandrambo angamba nanao io sary MAHFANNE ,misy mitovy aminio ve ianareo eto?

  • kristelle dit :

    inona nolaqzain’ny Dadanareo taoriana iny zavatra omaly iny?i Dada ve tsy miresaka ny fodiny intsony sa mihevitra anorimponena any e!

  • KintanaMananDrambo dit :

    « Demande instamment à l’ensemble des partenaires multilatéraux de l’U.A., en particulier les Nations Unies, l’Union européenne et d’autres organisations internationales compétentes, ainsi qu’aux partenaires bilatéraux, y compris les membres permanents du Conseil de Sécurité des Nations Unies, d’APPUYER fermement la présente décision. A cet égard, le Conseil souligne la haute importance que l’UA attache à cette question, et la nécessité pour les partenaires de l’UA de s’ABSTENIR de toute action qui AFFAIBLIRAIT les effort de l’Union Africaine, et envoyer des signaux contraires aux auteurs du changement anticonstitutionnel à Madagascar, et partant, saper les processus de démocratisation dans lesquels les Etats membres de l’UA sont engagés. Le Conseil demande à la Commission de suivre de près cette question et de leur rendre compte de tout développement, y relatif. »
    §7, io !

  • KintanaMananDrambo dit :

    I gamara tsy manja noho io akory !! Aza be question, fa tsss !!

  • Verohanitra dit :

    Légalistes de ce forum, je vous adore tous qui que vous soyez car nous partageons le même combat, plus particulièrement Bab’s ! KM : quelqu’un semble être jaloux (se) quand je te parle. Devines qui ? Si ce n’est pas l’amour ça lui ressemble ! MDR
    GBD fa nankaiza ndry ?

  • GBD dit :

    Anja sy Vero
    eto hiany aky â !
    miandry mafy ireto « sazy »…

  • kristelle dit :

    sazy aho sazy ndehana mandry

  • anja dit :

    GDB,Vero,Maeva,Zanak’i Dada,Bab’s,Odile,
    Jereo fa efa ao ny sazy ê.Mande aingana mamaky, fa avelao i tsipoy i digérer azy lol.
    Biz anareo rehetra ary miandry ny fifanoràtana.

  • Fred dit :

    Coucou GBD…………
    1 MORT, c’est deja trop ! mais 17 c’est ENCOURAGER les MUTINS A MASSACRER LES GENS !
    Pourquoi SEM RAVALOMANANA cherche toujours a TRAITER avec le TGV ? Je ne comprends pas !!!
    Voici ce qui se dit :
    « Dans un communiqué diffusé dans l’après-midi du Mercredi 17 mars, Marc Ravalomanana a appelé Andry Rajoelina à coopérer avec la communauté internationale pour chercher une solution à la crise à Madagascar après que l’Union africaine ait pris la décision de mettre en œuvre des sanctions contre le pays. :
    « Le communiqué déclare : « J’espère que ces sanctions ciblées stimuleront Andry Rajoelina à coopérer avec la communauté internationale et qu’elles serviront de sirène d’alarme. Je supplie M. Rajoelina de travailler avec toutes les parties à Madagascar et la communauté internationale pour restaurer une démocratie constitutionnelle pour Madagascar et atténuer les souffrances du peuple malgache. La réponse à cette crise est simple : laisser les gens décider ».
    Traiter avec un Traitre et un Assassin qui merite le TPI est une ERREUR FONDAMENTALE. Je ne suis pas d’accord avec lui, là-dessus !!!
    17 MORTS, Monsieur le President.
    Laissera t on encore tuer les gens longtemps ??? Ce n’est ni juste, ni moral !
    Envoyez illico les soldats de la SADC, ou les casques bleues de l’ONU s’il vous plait ! Y en a marre !!!marre!!!
    Miandry TPI ho an’ny HAT, fa izany mendrika azy ireo.

  • beby Randriamanantena dit :

    Aza entim-po loatra hianao Fred amin’ny fihetsiky President ntsika, olon-kendry angé izy, ary matoa ireo ny teny navoakany misy antony, tianao vé ny fiteny President fat hoé  » tsy mahataitra azy ny sazy fa haja hoazy hono »tokony samy hifanomé tanana isika, tsapako ny fahalelovanao sy hasosorana nefa aoka andinika moa mahereza daholo.

  • Fred dit :

    Misaotra anao mananatra, efa niteny ahy ihany i KM, toy izany fa efa mangidy ho an’ny vahoaka e !
    Ity misy mail nalefan’ny namako. Vozongo tena hatokisako izy io, ka mba asehoko anareo eto ny zavatra lazainy :

    e m’inquiète de la situation à mada, je viens d’avoir des nouvelles hier soir. Les gens en province et même aux alentours de Tana semblent « terrorisés » et se murent chez eux :-(

    Il me tarde de voir ma petite famille, bien sûr… je sais qu’ils sont bien chez la famille, mais on ne sait jamais !!! Mon beau-père est quelqu’un de charmant et de très simple avec des joies toutes simples… et ne demandant rien à personne ! Seulement cela semble encore être de trop, la vilaine jalousie rôde dans les parages… On vient de battre à mort le vieil alika « Snoopy », le préféré de a femme… C’était un « coton blanc » typique de Madagascar… Il a juste suffit d’une sortie, il a agonisé toute la nuit et le lendemain n’était plus ! J’ose espéré que… enfin, bref tu vois bien ce que je veux dire ! Heureusement, il y a 3 hommes dans la maison, et la nuit au moindre bruit, ils sont aux aguêts…

    Les liaisons entre Tana et les villes de province sont systématiquement attaquées la nuit…
    Ne parlons même pas des rescapés du cyclone, isolés et laissés sans secours ! La liste est longue, je vais m’arrrêter là…

    109 « personnalités » gasy (dont le bandy kely) viennent donc d’être déclarées « persona non grata » partout en Afrique par l’Union Africaine.

    Le « Chikungunya » y est apparu vers Manakara et Mananjary ! Le paludisme VIVAX pareil ! C’est grave !
    Et cela, inquiètes à nouveau les amis Réunionnais, mais comme actuellement ce sont les élections, tous les politiciens y dansent le Séga !

    Bon, je vais pas jouer les rabats-joie, tu sais tout cela… mais j’avais juste besoin de te parler, ce soir…

    Amitiés,

    SOAVA MANDRY DAHOLO, ARY Atra hitahy antsika rehetra anie !

  • anja dit :

    Fred â,
    Tu es dégoutée par les fanfaronnades de tgv, mais ce n’est qu’une façon de dire inona moa no ataoko?Comme le dit Beby, calmes-toi notre président n’est pas un branleur comme tgv, ni un revanchard comme ratsirahonana,ramaroson ou les autres.Le président sait ce qu’il fait, et nous combattrons jusqu’à ce qu’ il revienne.Nous avons tous de la famille qui ne dorme pas ou presque la nuit, et le matin il faut aller bosser pour ceux qui ont du travail.Les autres dans le quartier malheureusement guettent,et par jalousie ou par vengeance ils font des choses débiles et inutiles.Donnons-nous du courage car c’est maintenant que les fat sont enragés.Biz

  • Babyfoot dit :

    Salut Véro, quelqu’un semble être jaloux quand tu parles à Kintana ? On croit déviner son nom, cela fait longtemps qu’elle (il) est folle (fou) amoureuse (amoureux) de KM. C’est certainement la raison pour laquelle elle (il) s’en prend à M. Ravalomanana !

  • GBD dit :

    Anja, Vero , Baby , KM , Fred sy ny namana izay afaka3…
    ny fankahitana aminy toerana , sy daty voafetra no andrasako.
    Tsara ny hevitra miseho eto aminy tranok’ala , fa ataoko fa tsrara kokoa mifankahita …(directement , entre nous , asiho topimaso ihany mydago.com ry zalahy â !)
    … hanaovana resaka mandroso kokoa.
    Efa betsaka izay fantatra , sy izahy nolazaina , ary efa tena mankaleo ny very fotoana aminy fitenenana ambony vavahady aminy foza kely na be mi-polluer eto aminy ity site ity…

  • GBD dit :

    Comme Fred
    je ne conçois pas une main tendue à Rajoelina par Ravalomanana…
    Ce serait un acte de faiblesse , on ne tend jamais la main à des putschistes : on les élimine !

  • kristelle dit :

    aza mba manao olona foza izany fa mahavoasazy

  • GBD dit :

    L’arrestation de Rina Andriamandavy , jeune dirigeant de TIM , ne doit pad rester en l’état.
    Les arrestations , comme toutes les intimidations de toute sorte continuent…
    Il s’agit de méthodes caractérisées de DICTATEUR !
    allons président Ravalomanana : ou vous continuez à soutenir la rebellion à cette dictature qui n’est plus une mascarade …ou vous passez la main .
    Je ne sais trop,à qui , mais il y aura des résurgences de résistants .

  • KintanaMananDrambo dit :

    Aza dia taitra laotra ianareo, fa ny mpandika teny koa anie, na ny mpanao gazety misy miteniteny foana ê ! Izaho koa mba gaga nahita an’io ! Ny tolona mbola ho mazana ry zareo, ka izao : Tokony ho fantatsika fa tsy kely lalana ny mpanao ratsy, ary izao manjo an’ny firenena izao dia vokatry ny fialonana, fitiavan-tena. Tsy hiverenan-tsika izany, fa ny tokony ho jeren-tsika hoe iza avy no miandry kendritohana any ambadika any, ary faly amin’izao toe-javatra izao. Tsy namokatra ny stratejia domelina, dia velomina ny afo, ny fandotoana an’Ingahy Ravalomanana, mba ampiarana ny stratejia manaraka !
    Iza marina no mamim-bahoaka, ary iza no nahavita hatramin’izay ? Tsara mba dinihan-tsika amin’ny saina TSY MIANGATRA IZANY !
    MBOLA MILA AN’I RAVALOMANANA VE NY VAHOAKA GASY ? RAHATOA KA ENY NY VALINY, DIA AOKA MBA AMPILAZAINA AN’NY MARO IZANY, APARITAKA HO REN’IZAO TONTOLO IZAO !
    Ny mpanao ratsy dia manohy ny asa ratsiny.
    _http://www.letemps.ch/Page/Uuid/af2a1fbe-320d-11df-bc8f-b7b4c5ee1684/Une_année_après_le_coup_dEtat_lanarchie_règne_à_Madagascar
    Tsy manendrikendrika an’i Ranjeva ny tenako. Fa tsy fomban’ny mpanao gazety ny manao propagande TAHAK’IZAO. AMIN’IZAY KOA DIA HOE IO OLONA IO NO MANOFANA SY MAMPIANATRA, NY MPANAO GAZETY GASY. TSY MAHAGAGA !! GAZETY SOISY KA MBA ARAHO KELY NY MASOKO !!

  • GBD dit :

    KM
    Ranjeva , en fait ,m’intéresse en tant que caution intellectuelle …il serait très bien en Président de la république …sans pouvoir .
    Il ne s’est jamais mouillé dans la vie politique du pays , toujours dans un retrait discret , trop discret , en tout cas inadmissible quand on sait que le pays se trouve plongé dans une mouïse noire…
    Tout Malgache ayant un minimum de fibre patriotique doit se manifester , dire ce qu’il pense : franchement.
    Il n’a pas le droit de FAIRE SA DIVA et donc de laisser faire les Ratsirahonana et Andriamanjato.
    Après tout il est spécialiste de droit public , et les sciences politiques comprennent au moins 40% de connaissances de droit public ..

  • KintanaMananDrambo dit :

    Le hic, GBD, c’est que des hommes ou femmes intègres, et compétents, il y en a à la pelle, mais………. !!
    On en reparlera, puisque je vois que t’as plus ou moins deviné, mes incertitudes, mes doutes !
    Encore une fois, une tête bien pleine, ne signifie pas, bien faite !!

  • Odile dit :

    « Encore une fois, une tête bien pleine, ne signifie pas, bien faite !! » le contraire est aussi valable KM ! :) .

    Mais je m’aperçois que la gueguerre inter ethnique a commencé. Me tromperais je ? L’on n’arrete que les malama loha !
    KM
    D’apres ce que tu viens de dire, si j’ai bien compris,Nous continuons d’attendre encore un peu pour nous mettre en contact. Ou pas ? D’apres vous MyDago lit chacun de nos posts ou pas ? J’aimerais bien savoir !:)

  • GBD dit :

    mydago règlera l’ensemble de nos messages ce WE

  • anja dit :

    Salut daholo,
    Za kao ry reto dia miandry ny fifankahitàna fa sosotra be aho @ ity ataon’ity fat ity.Tena organisation de fatin’olona.Izy voa sazy indray no midradradradra hoe:izahay koa maka sazy hoan’ny UA sns…Ny président,nefa mbola miantso azy hoe miverena à la raison pour le bien du peuple, or ces connards ne pensent qu’à leur petite personne.Quand on est sanctionné, la 1ère chose à faire est de montrer sa bonne volonté or, ceux-ci, ils font comme si de rien ne leur est arrivé.Quels imbéciles! « Rehefa izany dia aleo izaho hijanona miarak’@ olona eto ».Non mais, il n’a pas encore compris que les gens ne veulent plus le voir mme en photo? Quel bouffon sans classe ni qualité.

  • KintanaMananDrambo dit :

    Odile, yes daholo ny answer !
    « Ne signifie pas toujours » raha izay no tianao ê ! Façon de parler io !

  • Babyfoot dit :

    Odile,
    Vous avez dit « on n’arrete que le malama loha », j’ai été moi-même etonnée de voir des « REVOHA, TSIVATOHA etc. assurés la circulation dans la capitale depuis le coup d’état mais après mure reflexion, cela est tout à fait normal car les Antandroy et les Merina sont des « Mpivaky rà ou Mpisomandrazana ». Et Domelina ne l’a pas compris !
    Si y a gueguerre inter ethnique, les merina atimo et avaratsa ne feront qu’un et avaleront tout cru ce DJ !!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site