MyDago.com

Fambolen-kazo lehibe, @ 8 martsa

Hifanao fotoan-dehibe ny Zanak’i Neny amin’ny alatsinainy ho avy izao, ao anatin’ny fankalazana ny andron’ny vehivavy, hamboly hazo eny Ambatomanga, distrika Manjakandriana. Ny reny tokoa no fototry ny Firenena koa manainga ny vehivavy rehetra ao anatin’ny mouvance Madagasikara ny mpikarakara handray anjara mavitrika.

Obtenir le beau carton d’invitation.

40 réponses à “Fambolen-kazo lehibe, @ 8 martsa”

  1. Verohanitra a dit :

    Hafa ihany ho aho i Neny sady « classe no qualité ». Efa misy lisitry ny vehivavy ratsy toetra mandeha any amin’izao fankalazana ny 8 Mars izao. Ao daholo ry mama pam’s, ry lava-tonelina sns…

  2. fandresena tena izy a dit :

    Izany no atao hoe : « vehivavy voalohan’ny Fanjakana  » fa tsy zazakely mitsamboamboatra mampiseho fe eran’ny tanàna .

    Misaotra re ry Neny o ! Mandrapihaona e!

  3. kristelle a dit :

    mba misaina woa!fa zao Vehivavy izao ve aiza aiza eo @ Mialy ny faritra tokony hisy azy?toy ny Avion sy zahatra ny fampitahana ,na bika na tarehy na fahatanorana .na fahendrena na fitiavam-bahoaka
    inona no mba zavatra vitanio Ramatoa io 7 taona?jereo Mialy itanao fa olona tsy miavona

  4. KintanaMananDrambo a dit :

    Ianao io ry gamara, mpiantsoantso ny anaran’Andriamanitra ; tokony ho fantatrao fa NY FANAHY NO MAHA OLONA.
    DOMELINA SY NY VADINY DIA DEVOLY LATSAKA AN-TANY !
    MPIVAROTRA TANINDRAZANA SY FANAHY !
    LEURS CORPS NE NOUS INTERESSENT PAS, MAIS CE QUE L’ON SAÃŽT, ILS ONT VENDU LEURS ÂMES !

  5. kristelle a dit :

    driiiiiiiiiiiiiiii! aza mitsara fa mbola tsaraina
    inona indray no nahatongatonga fofona anao eo?inona angaha nolazaiko?

  6. Babyfoot a dit :

    Ionona no tian’i Nadia hiantsoana an’i Nadia ?

    Gamara sa Mama pam’s ?

    Coucou Véro

  7. Babyfoot a dit :

    Izaho alou Nadia tsy mitsara fa tena tsy reviko le Tailleur mangamanga be n’i Mialy tany Mapotu !!!!!!!!!!!!!!!!!!
    Tena namparary maso be tsisy hoatr’izany !

  8. Fred a dit :

    Verohanitra>>

    Inona indray ity lava tonelina ity re ray olona e ?!!!

  9. zora a dit :

    Tena 5/5 aloha ny First Lady Malagasy e, iny ka tena reny ;-)

    Aminy firy ny fotaona aminy 8 marsa o?

  10. Fred a dit :

    Ny zavatra mba angatahiko an’i Mama dia

    AZA MAMBOLY KININA re Tompoko o !

    Manimba ny tany sy maha karakaina ny tany io. Hazo nampidirin’ny Mpanjanaka hanaovana lalam-by, sy kitay io, ary mora mihanaka, tsy mila fikarakaràna, fa izay làlana misy an’io dia jereo tsara fa mora simba sy karakaina daholo.

    Maty daholo ny ravinala manodidina azy
    Ritra ny rano manodidina
    Maty daholo ny hazo manodidina azy.



  11. Tsilo a dit :

    Tsy azon’i Kristelle ny filling. Mme Ravalomanana tsy nila nividy vahoaka (nizara kilalao, machines à coudre etc.) satria voafidy sy mamim-bahoaka ny vadiny na tamin’ny mbola tsy Président aza.
    Betsaka ny zava-bitan’Andriamatoa filoha tamin’ny naha Maire azy…

    Pigé ????????????

  12. GBD a dit :

    Fred â
    marina fa ny KININA (eucalyptus)dia mamono ny tany (appauvrissement irréversible du sol !) ,
    Araky izany koa ny fambolena SAKAMALAHO : HAOKA RE RAI-OLONA Ô ireny doro-tanety ireny ambolena sakamalaho….!

  13. HoAiza a dit :

    Pour une fois, merci Kintana!

  14. Babyfoot a dit :

    Ny fieverako ilay hoe « lava tonelina » aloha dia lava nisy ! Quoi que…

    (Véro, on a besoin de ta lumière sur ce point)

  15. Fred a dit :

    Raha izaho dia ireny Bararata be ireny, tsy haiko ny tena anarany, fa ireny fanaon’ny vietanmiana trano sy fitaovana ao an-trano ireny no mba iriako.

    Rehefa zana-kazo fihinam-boa ihany koa dia izy daholo. Averina hambolena ireny zava-maniry sarobidy alain’ny Mpanjanaka mora foana ireny.

    Ampianarina mamboly Blé ny vahoaka, fa maro ny tany.
    Ny Katsaka hamelona ny tany amin’ny zezika aterany.
    Ny Fary-Ny Goavy-Pibasy-………..etc. Antsoy aho r’i Dada fa tena haiko tsara ny mampihezaka momba ireny. Tsy mila seza akory aho, fa mba anontanio fotsiony hoe inona no efa nataoko.

    Indrisy, mba misy mamaky itony ve ny akaikin’i Dada ?

  16. Fred a dit :

    Ity ny Programa arahin’i Mama :

    _http://www.unep.org/billiontreecampaign/FRENCH/

    Tena matsilo saina ary tsy tara fa mendrika.

    Tsaroako fa i Nadine sy Mialy nandray kofafa hanadio an’Antananarivo no mba programany. Tena SSSSSSSHHH mihitsy.

  17. HoAiza a dit :

    Ary manao ahoana ny kininina fotsy?
    Misaotra @ fifanankalozan-kevitra rey oln ô: tsara sady mihaja koa ny bararata be (=bambou?) lazain’i Fred.
    Ny mba tiako any aoriana dia mamboly voankazo eny Ambanivohitra, rahefa tena mande tsara dia manokatra usine toan-dRavalo hanodina azy ireny ho jus anaty cans pour exportation: ao ny garana, goavy, …
    Ifampitadiavana ny vita avy any @ tropique, fa tsy be produit chimique be loatra miala avy any @ zezika fambolena azy!

  18. Babyfoot a dit :

    Hono oà, ary nankaiza i dédé ?

  19. Fred a dit :

    Izahay manana Association : mamboly Hazo fihinam-boa 10 isan tok trano isan-taona any ambanivohitra . Hatramin’ny Kafe sy Kaki……voasary, ananas. Mazoto ery ny tantsaha.

    Ndao isika hiaraka hamboly e !!!hi hi

    Vao hanoratra mihitsy aho hoe : Bambou marina no tiako holazaina, satria io mitondra rano, ary ny rano atsy ho atsy hiadivana eran-tany.
    Any amintsika anie ny ambanivohitra, somary antampon-kavoana foana, dia mijaly ny tantsha amin’ny rano aryyyyyyyyyan-doharina ary no matsaka e !

  20. HoAiza a dit :

    Addis du 8 – 10 mars est annulé: c’est Radomelina que l’on souhaite se présenter sur la table ronde, et non des représentants de la HAT!
    Il paraît que C. Vital se prépare à s’y rendre tout de même. La raison?



  21. Fred a dit :

    Etant ILLEGAL lui même, j’espere qu’il ne franchira pas la porte ! Et cela voudra dire, je l’espere egalement, que cela declenchera la mise en application des sanctions et le retour au plus vite à la Legalité.

  22. GBD a dit :

    Fred sy HoAiza
    tena mampanembona ahy mihintsy ireto resaka fambolena…
    io no tena kanto ho any gasy ;
    => sécurité alimentaire
    => assolement
    => exploitation forestière
    => irrigation
    Un peuple heureux mange d’abord à sa faim ,
    bien vigoureux il aura la tête disponible pour combattre les prédateurs du pétrole et autres richesses de Madagascar….
    ne ferait pas de rotaka
    n’appellerait pas « au secours la France , mets moi sous tutelle » avec Andry…
    SANCTIONNER DE MANIERE EFFECTIVE LES RESPONSABLES DE DORO-TANETY , chefs de village compris !
    Mais AIDONS NOTRE POPULATION PAYSANNE QUI TRIME .

  23. Dr CELESTIN Robin a dit :

    Faly tokoa miarahaba Anareo Reny Rehetra na any Madagasikara ,na aty ivelany..!
    Ianareo no nitondra sivy vola ,nibaby sy nikolokolo ary nomba anay mandra-pahalehibe efa na efa mazaka tena aza dia ,araka ny hira’i Bessa dia iny foana i Neny manra maso ..!
    raiso ry Neny Rehetra ny fisaorana sy fankasitrahana Anreo Rehetra..!
    Ary amin’izao fotoana sarotra eo amin’ny Firenena dia heveriko fa manana anjara lehibe Ianareo eo amin’ny fanerenana ny Firenena sy ny fanabeazana ara-tsaina ,ara-panahy ny Zanak’ i Madagasikara..!
    Misaotra Anareo ry Neny mamy !
    Totofanay voninkazo mbola velona Ianareo !

  24. ramenavahoaka a dit :

    Merci pour les « teny mamy » ry DR CELESTIN Robin, mahafinaritra ilay mamaky zavatra ohatr’izao ankoatry ny poltika e. Izaho koa dia anisan’ny reny dé arabaiko manokana koa ny mamako malalako izay naha toy izaho ahy. Ho tahiana’ Andrimanitra lalandava isika Reny rehetra é!

  25. HoAiza a dit :

    GBD,
    Je rêve de ces familles qui arrivent à subvenir leur besoin en riz pouvant couvrir 12mois (équivalent à 12gony de 50kg donc), par production de leur lopin de terre, acquis.
    La route menant à mon Ambanivohitra aurait pu être goudronnée si le gvt Ra8 était encore là, car inscrite dans l’agenda… Seulement la moitié est achevée (fort heureusement!)

  26. HoAiza a dit :

    Misaotra an’i Dr Celes.
    Bon Dimanche daoul: na ny eto antoerana (somary manjombona ny andro eto Iarivo), na ianareo any ampita!

  27. Verohanitra a dit :

    Coucou Fred, Baby, GBD, ets…
    Fa adinonareo ve ilay tonela lavabe hitan’iMadama ministry ny serasera miainga avy ao Faravohitra mankany Imerikasinina e ! Antenne radio piraty no notadiavana hay ilay tonelina no hitan’ilay Madama masom-bisy !

  28. Mao a dit :

    Bonjour daholo e!
    Verohanitra,
    Sao dia mba lavabitsika izany fa tsy tonelina lavabe?

  29. GBD a dit :

    Mirahaba anareo namana rehetra,
    ary misaotra betsaka tsy manadino ny anjaran’ny NENY rehetra izahy mitaiza ny ankizy antsaina , ampanahy , aminy fitiavana , na fitiavana mpiraitanindrazana , na fanajana ny tanindrazana , fiheverana NY HO AVINTSIKA REJETRA
    ENGA ANIE SAMBATRA NY TANINDRAZANTSIKA
    Tsy ho ela akory

  30. GBD a dit :

    HoAiza
    La construction des routes par Ravalomanana avait fait les gorges chaudes des ratsirakistes notamment : qu’on ne « mangeait pas les routes  » !
    Voilà le genre de COMMENTAIRES PARFAITEMENT DEMAGOGIQUES ET ARRIERES DES  » TOMBEURS  » DU GOUVERNEMENT Ravalomanana…
    Il n’y a AUCUN DEVELOPPEMENT envisageable sans infrastructure.
    Les infrastructures élémentaires s’appellent :
    => COMMUNICATION (routes et CHEMIN DE FER à restaurer et augmenter le réseau , voir les premières les premières préoccupations des Américains au XIX° siècle ! )
    => l’ENERGIE (électricité , énergie renouvelables : éoliennes , solaire , hydrolique , dont flux marins)
    => AGRICULTURE et sécurité alimentaire ( irrigation , assolement , aides aux paysans )
    Les RICHESSES du sol NE SONT PAS RENOUVELABLES , il faut établir un cahier des charges contraignant à l’avantage des solutions pour l’  » L’APRES  » , des solutions de rechange pour l’avenir de la population…
    Les royalties ne profitent souvent qu’aux GOUVERNEMENTS CORROMPUS du type gabonais ou congolais .
    => EDUCATION ET FORMATION TECHNIQUE
    Il est plus important d’ORGANISER L’AVENIR A PARTIR D’UN VECU QUOTIDIEN SEREIN .
    Ratsiraka avait une ENTREPRISE DE DEMOLITION DU PAYS PENDANT 25 ANS , sans compter la haine entretenue.
    Ravalomanana en 7 ans s’était attaqué courageusement et intelligemment à remettre le pays sur les rails…
    Il n’est pas ZORRO pour qu’on exige de lui l’impossible …ingratitude populaire tananarivienne…
    Le peuple n’avait pas tiré profit de la belle croissance : comment tirer profit de fonctionnement , lorsqu’on est dans la période ingrate d’investissement ?
    Qui donnerait la réponse miraculeuse ? Rajouell???



  31. Verohanitra a dit :

    Mao â !
    Toa tsy lava-bitsika ilay izy kâh ! Lasa feno bibilava nanerana an’Ampandrana hoy ny gazety taorian’ny nahitan’i Madame eyedebisy ny lava-tonelina.

  32. beby Randriamanantena a dit :

    Faly sahady miarahaba ny reny rehetra, arabaina manokana Rta Lalao Ravalomanana, hafa tokoa ny fihetsikao fa vehivavy mendrika misoritra amin’ny endrikao ny Famirapiratany Voninahitr’Andriamanitra. Tena mety ny fambolekazo no atrik’asa hatao, nefa araka ny torohevitra omeny Fred aleo hazo tsy animba ny tany no ambolena, ary maninona tokoa moa raha hazo fihinambo no volena, samia manao izay fantany ary dia mahereza daholo

  33. slim a dit :

    Tena hita ary vao may azo tsapain tanana fa mbola maro ireo olona tsy misy hazon damosina mbola manaiky fa tsy mandinika tsara ny maharatsy ny FAT.Mahafinaritra kosa ny hetsika ataon’ireo VEHIVAVY manaraka ny ara dalana momba ny fambolen kazo;tsara rehefa maintso mantsy ny tontolo,fa tsy ho orange be may kilan’ny afo.Ny viavin’ny sasny moa mandany andro manao lamaody fotsiny,tsy hita zay mba katrika ataony;mamboly lokomena angamba sa….?

  34. kristelle a dit :

    tratrin’ny fetin’ny Vehivavy e! lava andro hiainana daholo fa mbola miandry antsika ny firenena,zany mou ka tonga hatreny antelomita ve ny fambolena azo?any Tanana manko toa efa nokapaina nanaovana kitay ny hazo ka mba vol4eo ri Nenin’ny tim a!

  35. revolition orange a dit :

    Tratrany 8 mars ry Makoreliny Mydago en
    fa iza loatra oa ny anarany ndry Nadia sa Nadia grondier sa Kristelle
    fa maninona raha manao magie noir mba ho lasa Mialy raha izany no tena maha maty kambo any ndry

  36. Arivolahy Tsy Maty Indray Andro a dit :

    Dia miarahaba anareo vehivavy legaliste eto tratry ny andro androany.
    Misaotra anareo Reny @ izay nentinareo ampitiavana teto manomboka hatramin’ny fitiavana tokatrano sy ny fandraisana anjara @ politika ka tsy manaiky lembenana amin’izao ataon’ny Jiolahy DJ Andry sy ny namany izao.

    Masina ny Tanindrazana

  37. Fred a dit :

    Tena mahafinaritra be ny mamaky ny zavatra voasoratra eto, ary na ny soratra nataon’i Kristelle aza, dia mba hideràna azy kosa e ! Rehefa ao anatin’ny fijaliana sy fahoriana no mahavita izao dia tena misy lanjany tsara mihitsy.

    FA HO ELA VELONA DAHOLO ny mahatsiaro ny nihaviana TSY FOY e! NY RENY dia TANINDRAZANA IHANY, tsy misy toa azy.Tsy ny Reny ihany kosa, fa ireo vehivavy mifofotra miady ho an’ny manodidina azy amin’ny fianakaviany. Hanao masiaka be aho, fa esorintsika amin’izany fideràna izany i ramarson(vehivavy tsy fanao ianao).

    Misaotra anao Beby Randriamanantena, nampahatsiaro fa ratsy ny fambolena eucalyptus. Tena important io ho fantatry ny Malagasy.
    Ny bambou no tena ilaina izao.

    Ny tena fanao dia: manao Dina mihitsy ny Mpiray tanàna hoe :
    samy mamboly hazo fihinam-boa folo, Isan-tokatrano, ary Isan-taona toy ny tanànanay ( ;o).
    Enga anie ho maro no hanao izany.Izao tsy mahita goavy ho an’i Nadia Kriostelle intsony. Ny Pibasy mihena, Ny voatabia hazo tena vitsy mihitsy. Ny paiso petak’orina, tsy misy intsony, ny Paiso Gasy ( ilay voankazo io r’i Kristelle fa tsy i Ratsirahonana akory an!!)

  38. Fred a dit :

    Coucou Verohanitra !
    Aiza ny ohabolanao e ?!Hi hi hi !!!

  39. Babyfoot a dit :

    Merci Véro tamin’ny fanazavana. Noheveriko fa tena tonelina marina ilay izy dia ozizy zà oe : marina mafy raha ho afaka hiditra @ tunel izany ila mpirarika Posy tany Antsongo ah ah ah !

  40. Dr CELESTIN Robin a dit :

    Iza tamintsika no tsy namboly hazo niaraka tamin’ny sekoly nianarana ?
    Tatoato dia ny fambolen-kazo dia nohararaotina nanaovana zaika miaraka mlba niresahana ny olana misy eto amin’ny Firenena ,koa nampiseho endrika vaovao ny fambolen-kazo izany !
    Teo aloha ny hetsiky ny protestanta tany akaikin’AMBATOLOANA ,dia iny koa ny TIM namboly hazo sy nivory tany ANDAKANA (Ambohidratrimo ),dia ireo ny an-kolafy RAVALOMANANA MARC ,izay ialokalofan’ny an-kolafy hafa …namboly hazo tany AMBATOMANGA (tanana nahabe ny Filoha RAVALOMANANA MARC..)
    Tsara ny zaika toa ireny no sady maboly hazo no mivory ,miady hevitra sy mandinika ny raharaha mikasika ny Firenena..!
    Ary ireny zaika ireny dia miteraka fifankazahoana sy firaisana ,izay tena ilaina tokoa..!
    Hafa mihitsy ny mifankahita tava sy ny miresaka imasoimaso !

    Teana tsara ary tena ilaina izany..
    Misaotra ireo mpikarakara ireny zaika ireny



Emettre mon avis ou un commentaire

Ceux qui ne sont plus capables de faire valoir leurs idées versent dans les insultes et les grossièretés.
Izay tsy mahavita ny mampiseho ny hatsaràn'ny heviny dia lasa manompa sy miteny ratsy sisa.