MyDago.com

Fampierana et MAGRO

6 réponses à “Fampierana et MAGRO”

  1. RAFALIMANANA a dit :

    Vous les LEGALISTES, il faut sauver Mr RAZILY car pour moi c’est un héros de la nation malgache pour avoir osé défier les militaires putschistes. Sa famille est désespérée aidez-la SVP.

  2. nicodème a dit :

    Ra-Jules fa tsy Razily. ra-Jules garde du corps de Fetison.

  3. GBD a dit :

    Cela est grave
    Cela me semble mériter un large mouvement de solodarité!
    informez nous davantage SVP

  4. ralezoka a dit :

    Inona no heloka be vava vitan’Atoa Razily raha nitondra amin-panajàna ny sainam-pirenena teo anoloan’ny miaramila izay mahalàla tsara ny vidin’izany sainam-pirenena izany izy ?
    Raha nitora-bato,na nandràhona,na nakaloza ny miaramila Atoa Razily,dia rariny loatra raha tsaraina sy ampidirin’amponja arak’izay sahàza azy izy.
    Amiko tokony hampodiana ho any amin’ny vady aman-janany tsotra izao Atoa Razily rehefa tsy omena marim-pankasitrahana ihany nohon’ny fampisehoany ny fitiavany ny tanindrazny .

  5. GBD a dit :

    ity governementa ity dia governementa MPANENJATANY , DIKTATORA hoy ny teny vazaha…
    Tsy misy lalana intsony …
    tsy ny lalana no ampihondrika azy …
    Aza manao « protestation , na manifestation en solo »
    na dia pacifique aza.
    Jiolahy no eo anolaona.
    ADY ENJANA HIANY NO FANTANY.
    Ny mponina dia tsy mihetsika mihintsy ? ny gazety?
    Petao tracts eny aminy ambassades rehetra…tsy afaka hanenjika ambassade ry zareo.

  6. ralezoka a dit :

    Gaboraraka, didin’ny be sandry,tantely afa-drakotra,samy manao izay danin’ny kibony,tsy refesi-mandidy, izao no fiafaràn’ny firenena fehezin’ny mpitondra sankalite.
    Efa tena tsara aloha fa izao vao misokatra ny voamason’ny zandary izay mitaky ny tambi-karamany.

Emettre mon avis ou un commentaire

Ceux qui ne sont plus capables de faire valoir leurs idées versent dans les insultes et les grossièretés.
Izay tsy mahavita ny mampiseho ny hatsaràn'ny heviny dia lasa manompa sy miteny ratsy sisa.