Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Réunion du CPS de l’UA ce vendredi 19 fév 2010
  2. Tsangambaton’ny fahaleovantena !
  3. Madagascar-ONU à Genève le 15 fév 2010
  4. Les voeux du President Ravalomanana pour 2010
  5. Antsahamanitra, sabotsy 9 janv 2010

8 Comments

  • kopaka dit :

    Tsy nanana fotoana ny avy @ faritra haneho ny heviny, nefa mba olompirenena feno afaka mandroso hevitra hamahana ny olana izy ireo. Fotoana io ahazahoan’izy ireo maneho ny heviny.

    Tsy Antananarivo sy ireo vahiny Afrikana fotsiny akory no hahavaha io olana io?

    Betsaka ny olona liana ary ho tonga @io

  • Alidera A.R. dit :

    fomba fiady daholo io e! ny zava-misy fotsiny izay tokony hojeren’ny malagasy dia ny hoe atsy ho atsy dia tsy maintsy hihen-danja indray ny sandam-bola malagasy.

  • KintanaMananDrambo dit :

    Raha tena tia firenena ny olona resahinao ry kopaka, dia tokony mba naneho ny heviny hatry ny ela ! Tsy rehefa ho tonga ny sazy, vao hoe mba omeo fitenenana izahay !
    Sa any amin’ny faritra lazainao io, tsy mihaina amin’ny krizy ny olona ? Mbola anisan’ireo voky amin’ny fitangosana sy ny jono ?

  • kristelle dit :

    avelao ny avy amin’ny Faritra aneho ny eviny ry Kintana fa hita fa Tananarivo sy Afrique tsy Madagascar,inona mou no itsaranao fa tsy Tia Tanindrazana ny avi amin’ny Faritra?tie hendrikendrika ka mahakamo

  • Ravolonorona dit :

    Lazao zay lazaina e! Maka hevitra, maneho hevitra. Tsssss !!!! Resabe fotsiny izany amin’ny FAT-n’alika e ! Efa vita mialoha daholo ny resolution ho tapahana ao ? Ireto avy izy :

    1. Izahay dia mitazona an-dRalavanify President-paty
    2. Izahay dia mankasitra ny inclusivité sy ny fiaraha-mitantana-nay FAT samy irery
    3. Tsy ilaina intsony ny Accords sy Convention Internationale
    4. Izahay dia tsy mankasitraka ny hanaovana ny sanctions (na individuelles io na tsia)
    5. Izahay dia izahay dia bla bla bla bla bla bla bla (jereo ny site http://www.tgv.blabla

  • soari dit :

    MOA MISY ZAVA MAHAGAGA IZAY TSY HAIKO HOY NY TOMPO
    HANGATAHO IZAY TIANAREO REHETRA AMIN I RAY AO AN KDANITRA AMIN NY ANARAKO HOY JESOSY FA HO ATAOKO IIZANY
    ANTSOY AHO DIA HO VALIAKO IANAREO …NY MAMETRAKA NNY MAMETRAKA NY ZAVATRA REHETRA EO AMPELATANAN’I TTSITOHA NO TOKONY ATAONTSIKA REHETRA, MATOKIA ARY MINOA FA HANEHO NY VONINAHINY N’I TOMPO MAHERY AMIN’IZAO ADI SAROTRA LALOVAN’I MADAGASIKARA IZAO. ARY JESOSY KRISTY AVY ANY NAZARETA DIA MANDRAVA MANDRODANA NY ASAN’NY DEVOLY IZAY MAMATOTRA SY MANGEJA IREO MPANONGANA FANJAKANA HO ANY AMIN’NY FARIHY MIREHITRA AFO, AMEN

  • zora dit :

    Des hommes forts d’Alain Ramaroson ont rameuté la population dans les quartiers, pour venir assister à cette conférence. Beaucoup sont allés pour LE REPAS GRATUIT. Selon leurs propres dires.

  • Mao dit :

    Hoay gezetiko androany:“Teny ifampierana”
    Nirava maina ny mpivory, tsy nisy zavatra tapaka omaly.
    Saika mpanohana an’Ing. Andry Rajoelina ny ankamaroan’ireo mpizaika. Dia hita anefa fa toa miady an-trano izy ireo.
    Farany vao nisy ventiny ny omaly! Nisamaritaka ireo mpandray anjara amin’ilay atrikasa “Teny ifampierana” omaly hariva, rehefa natao amin’ny alalan’ny fifidianana tsangan-tanana ireo hevi-dehibe nivoitra ny maraina. Nandeha ny fifidianana ny tokony hananganana ny CENI fa lany zato isan-jato izany. Fa nihitsoka tanteraka teo amin’ ny tokony hanaovana an’ilay fifidianana solombavambahoaka na fikaonandoham-pirenena handinihina ny Lalampanorenana ny raharaha. Raikitra ny fanakianana samihafa satria nisy ireo nahatsikaritra fa nisy nanangan-tanana indroa. Efa tapaka hatramin’ny voalohany anefa fa hatao latsa-bato miafina ilay izy. “Aza fitahina izahay” hoy ny fanamarihan’ny maro. Ing. Lahiniriako Jean, mpikambana ao amin’ny FAT dia nanakiana mafy ny mpitarika. “Misy kolikoly sahady ilay fifidianana. Efa reraka ianao mpitarika. Aza asiana fitaka mihitsy ity raharaha ity. Tsy ekenay ny zavatra efa tapaka teo” hoy izy.
    Dia fanina ny mpitarika ny fivoriana satria nitaky fandaminana ny ankamaroan’ireo mpizaika. Tsy nisy zavatra tapaka fa lany teo am-pihainoana ny fanakianana sy ny fanamarihana samihafa ny fotoana. Dia nirava maina aloha ny omaly. Anio maraina no lanin’ny rehetra fa hanaovana ny fifidianana izay fehin-kevitra farany hotanterahina raha saika mbola nikiry hanao izany ny mpitarika. Efa saika niala an-daharana avokoa rahateo ny ankamaroan’ny mpandray anjara.
    Nandeha ny fanamarihana samihafa fa efa fikaonandoham-pirenena ity tanterahina ity. Namaly avy hatrany, sady nandrahona ny hivoaka ny efitrano ny ekipan’Ing. Eric Lemalade nilaza fa “ady hevitra no niantsoana anay fa tsy nisy resaka fikaonandoham-pirenena tao amin’ny fanasana”. Dia andrasana izany tena hivoaka indray amin’ity anio ity.
    Ny Tahiry R.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Vos idées et arguments sont valables.
  • Utilisez avec modération les majuscules pour vos mots entiers. Vous n'en serez que mieux lu(e) et compris(e).
  • Les insultes et grossièretés sont les moyens de ceux qui ne trouvent plus de mots cartésiens et raisonnables.