Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Tsangambaton’ny fahaleovantena !
  2. Les bénéficiaires de la HAT / TGV
  3. Vas-y Vazah !

14 Comments

  • KintanaMananDrambo dit :

    Tandremo fotsiny ry zareo fa sao dia voarebireby fotsiny ianareo â ! Fomban’ilay olona be galona izay io ! Mody asiana olona mitarika fitokonana, hitakiana fisondrotan-karama ; dia ampiana kely ‘ty izy dia iny mangina daholo !! Adino atramin’ny tena goava, tsy inona izany fa ny FAHAFAHANA !!
    AZA SANDAINA RY ZAREO NY ZO, NY FAHAFAHAN’NY VAHOAKA, NY HASIN’NY TANINDRAZANAREO Â !

  • KintanaMananDrambo dit :

    error : Tena goavana !!

  • sadic dit :

    « Le ministère de la défense déclare vouloir récupérer des terrains militaires de 1876 Ha occupés par le groupe Tiko  »
    bravo les militaires!!
    aux méfaits suivants!!(il y en a encore beaucoup en réserve.)

  • sadic dit :

    et vous vous étonnez si les militaires du CAPSAT a appuyé le mouvement populaire sans précèdent de l’an passé, car eux subissent depuis 2002 des dictatures…tout comme les petits peuples d’ailleurs.

  • KintanaMananDrambo dit :

    Alaivo hatramin’ny mpiasa ho aingan, dia omeo ho an’ny karana sy ny vazaha ! Efa lazaina fa ho mafy kokoa, ny fiverenan’ny malira !!

  • KintanaMananDrambo dit :

    Dien’izao ireo miaramila sandoka ireo, asaivo mianatra ilay hira hoe : Guantanamera ! Guantanamo no handefasanay azireo !!

  • Alidera A.R. dit :

    sadic,
    Hazavao hoe inona no atao hoe dictature?
    Ary hazavao hoe inona no atao hoe baiko miaramila?

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    Tsara dia tsara ny mitaky ny rariny sy ny hitsiny eo amin’ny valin-kasasarana vokatry ny asa atao..!
    Tandremo anefa ny mandeha irery satria ao anatin’ny repobilika Isika ary ny mpiasa-panjakana dia mitovy lenta na tsy mitovy aza ny faritry ny ny karaman’izy ireo..!
    Koa o fitovianalenta (samy fonctionnaires ,iray ny mpampiasa dia ny Fanjakana – tsy mitovy faritra ny karama (samy manana ny kilasiny ,samy manana ny échelon-ny)

    Tsara raha toa ka miaraka ny fonctionnaires mitaky y fanamboarana ny karamany ,tsy mery ny miady irery ,na ny maka ho azy samy irery.
    Vola-panjakana no entina mandoha ny karama..!

    Ary tsy aleo ve miandry ny fitondrana ara-dalana vao mitaky io fanamboarana io ,satria :
    –voalohany ; io fitondrana io dia tsy mitombona ,tsy ara-dalana koa ny fanampan-kevitra halainy dia tsy misy vidiny
    –faharoa :raha hekeny fa hasondrotra ny karaman’ny mpitsabo amin’izao fotoana izao dia amin’ny vola inona no handoavany izany ?
    -fahatelo : tsy manahirana ny saina s ny fanahy ve no mitaky fisondrontan-karama amin’izao fotoana
    izao ,izay ahitana olona voaraoka tamin’ny asany noho ny fidian’ny tranon’asa ,amin’izao fotoana ahitana Malagasy tsy an-trano satria tsy mahaloha ny hofa-trano ,amin’izao fotoanaahitana ankizy tsy miantra satriatsy misy vola handoavana ny écolage ?
    SA IANAREO MPIASAN’NY FAHASALAMANA DIA SAHY HITENY HOE :  » CE N’EST PAS NOTRE PROBLEME !
    A CHACUN SA MERDE ? « 

  • KintanaMananDrambo dit :

    Vola avy aiza koa anefa ? Ny firenena mihaina ao anaty krizy, noho ny mpanongana !

  • observateur vazaha dit :

    Information obtenu de Madagascar :

    Bonjour
    …………….
    Merci aussi pour les informations sur la crise malgache. Notre situation ici devient de plus en plus critique. Andry Rajoelina et ses amis ferment les yeux devant la pauvreté du peuple malgache. Ils se contentent seulement de percevoir leur salaire de 30Millions par mois ! En plus ils interdisent les gens de s’exprimer en brouillant la radio protestante Fahazavana ou en fermant la place du Magro sur lequel leur soi disant Justice a proclamé un jugement de saisie ! Tous les jours, ils mettent des gens qui protestent en prison ! Vraiment malheureux, Madagascar est tombé si bas, gouverné par des bandits et des criminels, supportés par les Français. Sans ces derniers, ils ne résisteraient pas un jour.

    Mais la lutte continue A la prochaine, Mandra-piresaka

  • Alidera A.R. dit :

    Ary angaha tsy mba mangataka fisondrota-karama ny Poera fatsora Gafy Labiera?

  • Zanak'i dada dit :

    Eeh!!!!!!!!!!! 29 Mars 1947 , 29 mars 2010,

    Rajoelina et ses sbires sont liés mains et pieds avec leur maître qu’est la FRANCE et je me demande est -ce qu’il aura le courage d’aller affronter la population Tananarivienne au mausolée le 29 Mars.

    Si j’étais à sa place ainsi que les Ratsirahonana,Ramaromisa et les autres j’aurai HONTE ,je ne parle pas des descendants des PADESM ,surtout Alain Ramaroson

  • Zanak'i dada dit :

    Miomàna daholo isika rehetra handray ny 29 mairs 2010, amin’ny fo feno fitiavan-tanindrazana sy feno fitiavana,

    Hiteny mivantana amintsika ny FILOHAM-PIRENENA Marc RAVALOMANANA amin’io 29 Mars io, ary ho arahina mivantana ao amin’ny RADIO FAHAZAVANA Izany. Tsy mbola fantatra mazava tsara ny ora, fa mihaionoa foana radio fahazavana tsy tapaka, dia eo no ahenontsika anazy.

    Mazotoa daholo ary tompoko!

  • rakotoson dit :

    RAVOLA MISY FOANA FA TSY HO AN’ NY PARA-MEDICAUX SY NY HAFA IZAY MANGATAKA!

    Ny mampalahelo dia ny mahatsapa fa ny mpanao gazety dia finaritra fotsiny ny mivohy fa manohy ny grevy ny  » mpianatra eny Ankatso » na ny « para-médicaux », na koa ny titres mipoapoaka milaza hoe  » hôpital sans médecins » ; na koa « mijaly ny marary, misy ny tonga eny amin’ ny HJRA avy any amin’ny 4Okm manodina an ‘ Antananarivo, na avy any Fort-Dauphin mihitsy aza »

    Azafady aminareo mampiely vaovao fa na avy etsy Anosibe sy Mahamasina fotsiny aza, ny marary dia zo-ny ny mitsabotena ». Mora amin’ireo HAT ireo no makany an-dafy na mitsabotenaeny amin’ny clinique andoavambola-be eny Ilafy ohatra!

    Tsy nisy taminareo mpanao gazety ny mnilaza fa rehefa mitaky ny fisondrotan’ny karama nampanantenan’ny mpitondra na tokony hohisy izany amin’izao fiaina sarotra izao dia tokony hajaina izany teny izany fa tsy hatao toan’ ny sonia tany Maputo ka atao mody tsy fantatra avy eo.

    Ny marina koa anefa, ry mpanao gazety, dia rehefa te hanao daboraraka sy fandaniha-mbola tsy misy farany ireo mpitondran’ny FAT ireo – jereo ireny tamin’ny janvier- février 2010 fiarabana ny taona tetsy sy teroa ireny – ny fiaralafovidy isan-karazany izay tsy mandeha amin’ny rano, ireny fihaonambe « teny hihera « , teny Ivato ireny, izay nahitana fa be ny nihesona fotsiny, ny karazana « entités politiques na société civile  » izay tsy mbola fantatra anarana akory hatramin’izay no lazaina fa hoe solontenan’ny vahoaka – asa na teny ny solontenan’ny mpiavortra teny Analakely sy ny Petite Vitesse? – dia misy Ravola. Ny karaman’dry Sareraka ,Ramaromisa,Pierre Tsiranana, Pierre Andrianantenaina sy ny hafa maro koa izay efa manao « poa  » dia misy ny vola. Inona moa no tena asan’i Alain Andriamiseza, Alain Ramaroson … ? talohan’izao fitondrana izao? Ry Marson Evariste izay tsy matahotra « sanctions » dia mihevitra fa mbola hameno paosy sahala amin’ny taloha ary mirediredy sahala amin’ny FAT hafa – Hypolite, Vital, TGV … – sahy milaza fa tsy mikasika ny vahoaka io sazy io sy ny mbola ho avy. Izany ve no mpitondra? Ary ireto tsy an’ asa taloha sy ny vaovao? Ny fiakatry ny vidimpiainana , ny inestisseurs tsy hisy intsony na be aza na fampanantainana noho ny tsy fisian’ ny  » sécurité des affaires et de l’ emploi » .Eny na dia Norbert Lala aza dia mbola finaritra ny mameno paosy foana hatramin’izao na dia efa manao « poa » koa aza. Rariny raha sy matahotra sazy ry TGV sy ny Forongony. Vola ve ny mampahory an’izy ireo afatsy ny voninahitra izay miaraka lalandava amin-Ravola

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site