MyDago.com

Hifampiera inona moa ?

15 réponses à “Hifampiera inona moa ?”

  1. fandresena tena izy a dit :

    Hifampiera hoe hanaiky hozanahana sa tsy hanaiky ! tsy misy afa-tsy lohan-jiolahy io fa dia manala-baraka eto ambonin’ny tany . Efa tahaka ny tsy misy olona mihaja intsony eto amin’ity Nosy ity fa dia izao olona tsy hay avy aiza rehetra izao dia miteniteny foana daholo . Tsy hanaiky an’izao isika fa zava-doza no holovain’ny taranaka raha mijanona amin’izao isika .Samia manohitra !

  2. HoAiza a dit :

    Marina tokotrany tompoko : teny hifampiheran-dry zareo ho fitohizan’ny coup d’état no notontosaina. No-exploiter @ ratsy ireo ambiny nanatrika teny.
    - Moa va tsy izany no novohizin’ity ramatoa, directrice-ny zatovo TGVendrana: constitutions, elections, 4è république?!
    - Mazava tsara tokoa fa ity feuille de route pré-établie dia natao tsikonikonina.
    - DIA AHOANA INDRAY NY MANARAKA? MANDEHANA OA ANY ADDIS, fa ny ambo-po diso toerana, sy ny fo raha miasa be eo @ fitantanan-javatra TSY HAMOKATRA LAVITRA ary tsy mendrika izao androntsika izao!
    Ny conventions dia UNIVERSELLES (eken’izao tontolo izao).

  3. HoAiza a dit :

    Misaotra anao Depiote an’Arivonimamo, toa izany koa ny gazety Midi Madagasikara nandrafitra tsara itony analyse itony:
    [Représentativité et légitimité.
    Plus d'un s'interroge sur la légitimité du vote qui a été effectué hier au CCI Ivato. D'abord, l'atelier « Teny ifampierana » est fort critiquable en terme de représentativité. Les trois mouvances et leurs sympathisants ont boudé le rendez-vous. Ensuite, les personnes sélectionnées par les 22 chefs de région pour assister à l'atelier NE PEUVENT PAS REPRESENTER TOUTES LES FORCES VIVES EXISTANT AU NIVEAU DESDITES RÉGIONS. Et enfin, force est de reconnaître que les partis politiques, les associations et les entités de la société civile qui ont répondu présent à l'invitation ÉPOUSENT DE LOIN OU DE PRÈS LA POSITION DE LA HAT par rapport au GIC et aux trois mouvances. Pour certains, le vote d'hier a permis de constater les divergences des points de vue au sein de la HAT .
    Un véritable panier de crabes, confirme un observateur politique.]

  4. Verohanitra a dit :

    Dia vita izany ny teny ifampierana. Voafidy tamin’ny isa 60% ny Assemblée constituante. Ny tapa-kevitra rehetra lany tao amin’ny atrikasa no hoentin-dry zareo FAT any Addis Abeba. Hofoanana tanteraka izany izay voasonia tany Maputo sy ny tovana tany Addis Abeba.
    Mampalahelo ny firenena. Olona 1.800 no misora-tena hahasolo Malagasy 20.0000.000. Ho faty entin’alina ny vahoaka ka na hatsipy anaty lavaka aza tsy olana. Izay tapa-kevitry ny FAT no tsy maintsy arahina. Raha mba TENA nahavita zavatra ho an’ny firenena moa ka haninona ? Nanongam-panjakana ka tokony hahavita impolo na injato heny mihoatra noho ilay naongana. Izany ve no mitranga ankehitriny ? Iza ireto vahoaka marobe miriorio mitady asa ? Iza ireto tsy mana-kanin-kohanina, iza ireto zaza tsy mianatra fa voatery miasa. Izao fahantrana lalina izao ve no nanonganana ny fitondran’ny Filoha Ravalomanana miampy ny tsy fahandriampahalemana hila hampiteny ny moana ?

  5. KintanaMananDrambo a dit :

    TSY RARINY !! MAHAMENATRA NY ZAVATRA NATAON’IREO OLONA IREO !
    IZAO NO TENA ATAO HOE LOHAM-POZA !! MBA MISAINA IHANY VE IREO OLONA IREO REY OLONA ?
    MANAONAO FOANA, MANALA-BARAKA AN’NY GASY !! DIA MBA RAHOVIANA KOA ISIKA MALAGASY, VAO HO TENA TONGA SAINA E ?

  6. kristelle a dit :

    angaha raha tsy manaraka ny sitraponao dia loham-poza?samy manana ny marina heveriny io marigninao tsy maringinay e! ary tsy izay eritrertin’ise mety no mety fa samy manana ny fijeriny zay fa miorary ntontolo andro sambatra ho anareo

  7. Arivolahy Tsy Maty Indray Andro a dit :

    Misaotra ny Depiote Arivonimamo @ hevitra matotra nasehony.
    Ny Mpitondra ankehitriny dia olona nipetraka nohon’ny fangalaram-pahefana ary tsy manana fahefana hanapaka n’inoninona eo @ firenena raha tsy hoe miova loko fotsy ny mainty.
    Mampalahelo mihitsy ny ataon’ireo mpanongana Foza/TGV/FAty eto Madagasikara fa dia mananao foana mihitsy. Tsy andeha io fitondrana io ary efa hita izay fa tsy nahatsangana n’inona inona nadritra ny herintaona raha tsy ampiharina ny fifanekena nosoniavina tany Addis sy Maputo. Raha tsy ny maro an’isa no hierana na apetraka eo @ fitantanana dia tsy hakaiza izao fitantanana izao izay hita @izao vokany izao.

    Ry Foza/TGV/FATy eo @ fitondrana, avereno ny fahefana nangalarina ary omeo ny vahoaka raha tsy izany mitolefika eto foana. Ianareo no miaina nahazo vola t@ laFrantsa fa ny maro an’isa efa mtolefika fa tsy manaiky an’izao miseho izao efa ho herintaona aza. Raha lehilahy, apetraho ny basy, ampirimo any an-kazerina ny miaramila dia ampiadiho ny hevitra.

  8. RAKOTONIRINA a dit :

    Manamafy ny tenin’i Fandresena aho. Marina tokoa io. Ny fampierana tadiavin’ireo jiolahy ireo dia ny hoe marina ho zanahina isika ka ekeo fa izay no tadiavina aminareo.Olona 900 mahery sur 20 Millions de Malgaches ve no hanapa-kevitra fa homena ny Frantsay ny tany dia hanaraka daholo ny be sy ny maro ?

  9. Fred a dit :

    Tsy ampy intsony ny fitaraianana.

    Tolony hisy hetsika manerana ny Nosy mihitsy, anefa iza no afaka hitarika izany ???

    Tsy misy afa tsy ny Mouvances izay tsy nanatrika ny teny amin’ny CCI Ivato Ihany.

    Koa :

    AMPORISIHINA IANAREO MOUVANCES izay manohitra ny HAT mba hitarika sy hanazava amin’ny vahoaka ny amin’izay hetsika tokony ho atao.
    Raiso ny adidinareo Mpitarika amin’ny MOUVANCES, fa aza andrasana ho ny vahoaka efa maty lolo no asesika handraisanareo seza. Fa raha tena tia Tanindrazana ianareo dia MITARIKA, fa ianareo no andrasan’ny vahoaka.

  10. GBD a dit :

    FRED
    je partage entièrement ton avis : QUE LES « MOUVANCES » SE MOUILLENT !
    C’est trop facile pour des politiciens qui ont des ambitions politiques de se planquer ,
    SANS LE MOINDRE EFFORT D’ENTRAINEMENT VOLONTAIRE ET CALCULE
    C’est injuste que le peuple verse constamment dans des rotaka meurtriers à partir de leur misère manipulée et EXPLOITANT UNIQUEMENT LEURS EFFETS PULSIONNELS …
    Les dirigeants FUTURS ou prétendants au pouvoir ONT UNE RESPONSABILITE PLEINE ET ENTIERE.
    Ce forum n’est qu’un site d’idées d’intellectuels qui eux ont la RES¨PONSABILITE de la REFLEXION et NON LA RESPÖNSABILITRE DE LA DECISION



  11. Mao a dit :

    Oui GBD je suis de ton avis le probleme c’est que nous avons tous des idées génial mais ca reste là.
    la suite c’est ????????? et Domelina et FATy se sent toujour tranquil…..

  12. Fred a dit :

    GBD, Mao,

    En fait, c’est vraiment là notre premier souci ! Tout le monde sait que rien ne va, et sait egalement ce qu’il faudrait pour changer dans un prochain gouvernement, mais pour y arriver, pas grand monde ne donne des solutions E F F I C A C E S.
    Il est evident que ce n’est point facile, des 2 cotés : Peuple et Dirigeants politiques. Et pourtant, IL VA FALLOIR qu’il y ait UN VRAI SOULEVEMENT POPULAIRE pour virer la HAT, qui fait fi de l’honneur, des critiques, des eventuelles sanctions, car la HAT a son soutien : la France. Et cette France au bord de la recession ne lachera pas facilement le morceau, tant que le peuple ne se manifeste pas !!!
    Il ne faut pas oublier d’ailleurs, que nous nous combattons contre la France a travers Rajoelina, d’où la NECESSITE du Soulevement Populaire !
    Mais ce soulevement neccessite les interventions des Chefs de chaque mouvances, du moins les 3 (autres que celle de Rajoelina)

  13. GBD a dit :

    Fred : on se rejoint.

  14. ralezoka a dit :

    Efa voalazan’ny Député Rodin Razafimandranto fa tsy nisy zavatra mivaingana azo raisina avy teo amin’ny fivoriam-pianakavianan’ny TGVisany teny Ivato iny: Ny ACCORDS de MAPUTO sy ny ACTES ADDITIONNELS d’ADDIS-ABEBA nosoniavin’ny ankolafin-kery 4 ihany no vaha-òlana amin’izao kizo mangenja ny Malagasy izao .

  15. GBD a dit :

    MAO
    les idées se diffusent
    les idées ne craignent pas les kalach
    les idées DERANGENT LES DICTATEURS
    prend l’exemple de la Chine qui se bat contre GOOGLE , instrument privilégié des résistants chinois
    Il en est de même pour les Birmans , les Iraniens
    Les dictateurs ne peuvent censurer comme Tsiranana avait interdit le livre « l’Afrique noire est mal partie  » de RENE DUMONT , Tsiranana avait fait fermer le département de « sociologie » à Ankatso , pour que les jeunes Malgaches ne s’intéressent pas à la politique etc etc.
    (Pendant ce temps là les madames Réallon ou Razakandisa jouaient au bridge au cercle franco-malgache…)

    LES IDEES
    La FORCE DE L’ESPRIT
    LA FORCE D’INTERNET , sont incontournables
    comme le verbe du Christ en son temps , n’oublions pas que Jésus Christ était un GRAND OPPOSANT A L’EMPIRE DE ROME !
    Ne sous estimons pas notre action , virtuelle sur la toile , mais appelé à être ancrée dans les esprits :
    et c’est bien là l’essentiel à notre niveau .

Emettre mon avis ou un commentaire

Ceux qui ne sont plus capables de faire valoir leurs idées versent dans les insultes et les grossièretés.
Izay tsy mahavita ny mampiseho ny hatsaràn'ny heviny dia lasa manompa sy miteny ratsy sisa.