MyDago.com

Inédit, vidéo répression 28 mars

14 réponses à “Inédit, vidéo répression 28 mars”

  1. fandresena tena izy a dit :

    Tena daty mana-tantara amintsika io daty io . Efa hatrany amin’ny andron-dRanavalona I io daty io no efa manantantra .
    Fa ny zava-dehibe izay tokony ary tsy maintsy hatrehitsika ity dia ity 4 sy 5 Marsa ity aloha .

    Mino aho fa efa samy mihevitra izay tokony atao ny rehetra hiatrehana izany daty maloto izany . Na ny Hmf na ny Mouvances Madagasikara na ny olon-stotra aoka samy handray andraikitra mba tsy hampanjary an’io tetika maloto io .Koa raha vitantsika ny tsy mampanjary an’io dia mba ho 28 sy 29 Marsa hafakely ny antsika amin’ity taona ity .
    Samia misikina herim-po isika mianakavy fa tsy ho azontsika moramora akory izany Fahafahana izany .

  2. Arivolahy Tsy Maty Indray Andro a dit :

    Mampalahelo ny zava-miseho.

    Izany foto-pisainana fialonana, fanapotehana, fanenjehana, fankahalana…izany no anisan’ny nolovaintsika t@ fratay.

    Iheritreitra ny hanapotika ny Antananarivo ny Faty TGV fa Arivolahy Tsy Maty Indray Andro ary be dia be ny Tia Tanindrazana sy mahari-pery ao.

  3. rasoa a dit :

    itony video sy archive ary ny sary rehetra itony dia tehirizo tsara mba havoaka ao aoriana ao, rehefa tonga ny fotoana izay hilaina azy. Tantaram-pirenena marina tsy azo hafenina ireny. Misy aza ireo mpamono olona tamin’ny guerre mondiale na dia efa lasa antitra be aza ka rehefa déclaré coupable dia coupable ihany ka nalefa migadra eny amponja, sahalamin’ireny « gestapo » sy « SS » ireny. Exemple io, fa ny tiako lazaina dia izao , le temps que ça mettra, mais tout se paie dans la vie, en bien ou en mal !ces malfaiteurs sont identifiés !!!ny rà latsaka ve dia ho atao tsinotsinona . Hafa ny rà latsaka raha tamin’ny accident, tsy fanahiniana izany ! fa hafa kosa ny rà latsaka raha famonoana olona!

  4. ramenavahoaka a dit :

    Betsaka ny hevitra marina avoakanareo eto tsy misy diso, fa ny zavatra andrasako dia ny sazy mafy ho an’i rajoelinaliste tsy misy ilaina azy.Managataka aho mba tsy ho vita moramora sy vitan’ny excuse fotsiny ny zava-dratsy nataony.

  5. SSSSSHH a dit :

    Raha nahay nitantana i Ravalomanana tsy tahaka izao ny firenena.Avelao amin’izay anjaran’ny sasany ny mitondra dia milamina daholo fa aza mikaika varatra dia avy eo mitomany.Adisoan’i Ravalomanana daholo izao.Rehefa aderadera amin’ny vahiny ny tany sy ny harem-pirenena dia tonga ry zareo manakorontana mitady ny anjarany lehibe kokoa noho ny an’ny sasany.

  6. Dr CELESTIN Robin a dit :

    Amiko dia FANAHY INIANA NY NANOKANANA IO 28 MARS IO NANAOVANA NY FANONGANAM-PAHEFANA ,SATRIA HEVERIN’NY PADESM HO ANDRO LEHIBE HO AZY IO ANDRO IO..ANDRO NANOKAFAN’NY FRANTSAY MPANANDEVO AZY IREO NY FAMONOANA IREO MALAGASY NANOHITRA NY TETIKA NENTINA NAMPISARAKA SY NAMPIAADIVANA NY MALAGASY..!
    Nisy ireo novozonana tsy maintsy mamono !
    Nisy ireo faly sy nibitaka nandray ny baiko namono ireo mpikambana ao MDRM..ary faly niandrandra fa vita io famonoana io dia izy ireo no homen’ny frantsay ny Fitondrana eto Madagasikara…ary ho azy ireo dia voninahitra lehibe izany indrindra moa fa nihevitr’izy ireo fa « lasa tompon’ny Madagasikara izy ireo « !
    Ary ny fandrangitana ny adi-poko no fototry izany Fitondrana izany…,ary nahatonga an’i Galliéni ,- izay nitondra ny filamatra hoe : »zarazaro hanjakana! » ,ary Galliéni hoy aho no niteny hoe :
    « Vous pouvez gouverner sans les Merina avec les Merina ,pour les Merina ,MAIS JAMAIS CONTRE EUX ! »

    Constat nataon’igalliéni tamin’ny taona 1890 izany..!
    Ny Tantara dia miteny Amintsika fa tsy misy FARITRA ETO MADAGASIKARA ATAO HODIANT TSY HITA ,HODIANA ADINO KA HAVAHANA NA HAHISAKA EO AMIN’NY FITANTANANA NY FIRENENA ,NA EO AMIN’NY FIZARANA NY TOMBOTSOA..!

    Nefa atramin’ny juin 1960 dia izany fanavakavahana izany no natao fomba fitondrana..ary tsy niova izany raha tsy tao aorian’ny valin’ny fifidiananan’ny Filoha-pirenena ny 16 décembre 2001 !

    Niezaka nanova izany fomba izany ny Filoha ary nanaraka ny heviny ny Malagasy ka nifidy azy indray ny 03 décembre 2006..!
    Ny lehibe indrindra tamin’ny asa-panavaozana nataon’ny Filoha RAVALOMANANA MARC ,mbahampiray ny Malagasy dia:
    -ny nanomezany IREO 80 ISAN-JATON’NY MALAGASY
    ny andraikitra mamokatra ,ny nanomezany azy ireo asa mba hanehoan’izy ireo fa OLOMBELONA IZY IREO KA TOKONY AMPIANA TOKONY SY HAFAKA MAMELONA NY ANKOHONANY..(dignité humaine en donnant du travail..!)
    ny fanamborana ny lalana simbasy fanaovana lalana vaovao (fanamorana ny fifandraisan’ny MALAGASY SY FAMOahana NY VOKATRA §
    -ny fanovana ny ny lalam-panorenana mba nahazoana namafa ny provinces eniuna mba ho tonga faritra 22 ,
    izay mifanaraka amin’ny fomba fiainan’ny Mponina (mpamboly ,mpanjono ,mpiompy…ary manamorany fampabdropsoana ny faritra..!
    -ny fampianarana ambaratonga voalohany..!
    -ny fanamboarana ny asam-panjakana mba hitovy eran’ny NOSY 5FITSARANA ?FITSABOANA…°
    tSY VITA MORA SY AINGANA IZANY ,nefa dia tao anatin4ny fito taona dia Nahefa zavatra maro ny fitondrana ravalomanana marc.ARY NAMPIAIKY NY
    firaisam-PIRENENA ERAN-TANY…§!
    Misy lalàna nampifidianin’ny Filoha RAVALOMANANA MARC tamin’ny faran’ny taona 2008 : lalàna mikasika ny antoko paolitika sy fomba sy ny hestika entina manao izany paolitika izany..
    Izao no votoatin’io lalàna io : »
    -fanajana ny lalam-panorenana,fanajana ny sasany ,fanajana ny fifampitondrana ( respect de la discipline commune )..
    -fandalana ny état de droit,
    -fandalana sy fitandroana hatrany ny fanadiovana ny saha paolitique izay tsy maintsy miankina amin’ny fahamarinana…)!
    Lany io lalàna io dia indro tonga ny mpanongam-panjakana ..!

    Koa ity 28 mars ho Antsika dia FANAVAOZANA NY FIFAMPITONDRANA ,FIJOROANA HO MALAGASY MIFANAJA ,MIRAY HINA , SARO-PIARO AMIN ‘NY FANAJANA NY FIANDRIOANAN’NY FIRENENA MALAGASY ARY
    MIEZAKA HAMPANDROSO NY FIRENENA SY HAMPITOMBO NY FARI-PIAINAN’NY MALAGASY TSIRAIRAY ARY MANONTOLO..!
    ItY FANONGAM-PANJAKANA ITY DIA FITADIAVANA NY FAMERENANA NY FITONDRAN’NY PADESM HOTRONON ‘NY FGRANTSAY..§
    ary iozaho aza tena resy lahatra fa ny antony mapikatso ny fametrahana ny tetzamita iraisanasy tsy manavaka dia nykirin’ireo padesm sy ny frantsay tsy hanaiky ny fifanarahana tany MAPUTO sy tany ADDIS ABEBA…!
    Les attributs attachés à la transition sont contraires à la théorie colonialiste (diviser pour régner )..En effet consensus et inclusion sont contraite de la partition , de la division d’un Pays !..

    Faisons tout pourque le 28 MARS MALGACHE RESTE LE JOUR EMBLEMATIQUE DE NOTRE PATROTISME INTRANSIGEANT !

  7. Dr CELESTIN Robin a dit :

    Jereo tsara iza ireo olona hanatrika ity atelier national ataon’ny mpanongam-panjakana ity..indrindra ireo olona avy amin’ny mouvances telo…!
    I lecacheux tany Diégo dia nilaza fa hanatrika izany ny  » mouvance zafy « !
    Reasaka ,teny navoka ve izany ho fitsapana ny sain’ny olona ? Sa tongotra efa by an-dakana ?

  8. kristelle a dit :

    manantantara manantantara ,ary raha tonga io daty io tsy misy ninoninonakahamonotena ve ianareo?ilaozana manonofy eo raha tsy adala ny olona ho anaky ho baikon’ny gena Sadika

  9. KintanaMananDrambo a dit :

    Mbola ho ataon’ny olona tahaky ny vadin’i Mussolini ‘ty indray andro any ! Ka dien’izao, pataloha foana hanaovana, fa ny olona tsy te ahita an’ireo « zaorera » !
    MDR !

  10. gasy aho a dit :

    Eny eh ny zavatra nambara ombieny ombieny de ny hoe vahoaka fa ra ny hitan’ny masoko teny mahamasina izay feno tokoa de nisiotsioka sy nanakora an’i camille vital ny olona rehetra teny zany hoe le VAHOAKA resahana hatreto ngamba de reo tgv rery ihany ka ny faniriaoko manokana de fidina aloha i andry sy ravalo de ra lany andry de mitondra ra lany ravalo de manohy ny mandat tokony ho azy de vita ary rehefa vita zay de mijery ny lalam panorenana amzay



  11. gasy aho a dit :

    mahamasina t@ alahady io AJESAIA # USS TAMPON

  12. RerakaBe a dit :

    DIEGO

    APRES FILM X, NIVOAKA INDRAY NY PHOTO X-Nitory amin’ny polisy ny reniny
    Nagnano “effet tache d’huile” eto diego ny nahita ny sary mamoafady tato ato. Taoriany raharaha Pèle Mêle (film, horonan-tsary mamoafady) nivoaka indray koa ny photo mamoafady mimparitaka magneragna ny tanàna. Teto nahafantaragna fa zavatra tsy niany no namiravirany vazaha ny tovovavy Malagasy. Natao hisitrika na hiafina tokoa ity zavatra iray ity nefa nivoaka ihany tamin’ny farany. Tsy tantiny ity ray aman-dreny iray ity no nahita ny sarin’ny zanany miboridana tsy misy lamba halaina sary eny amin’ny sisindranomasina loso lonjo. Tsy vitan’ny vatana fotsiny azo sary fa hatramin’ny ilay appareil génitale en gros plan. Tamdremo ihany. Angamba voa fagnadiahadigna tao an-tragno ilay sipa kely, ino no antony izao? Angamba namaly toy izao tamin’ny reniny izy, sariko tsy tokony hiparika toy izao maman raha tsy I ranona. Tezitra ilay ramatoa ka nitory, eny amin’ny polisy ny raharaha amin’izao fotoagna izao. Amin’ny fotoagna hanoratana izao dia tsy mbola vita tanteraka ny “enquête” fa mbola mitady ny marigny mikasika ity photo X ity ny polisy. Tsikaritra Raha ny sary (photo) nitoriagna olo ity hasiagna fandinihana laligny dia zaza efa mahasaky tsy misy henatra intsony izy, na dia mbola miantra aza, arakin’ny filazan’olona. Eny, magnano maillot de Bain tokoa izy fa ny fanalany lamba tanteraka, exposition de l’appareil génital devant l’objectif, nampametraka fanotaniana ny maro. Mbola mpianatra marigny ve no managna teotra toy izany? indrindra fa tsy Malagasy no naniraka azy nagnano izany. Tokony handinika ihany ny ray aman-dreny. Na dia teo aza ny fanejehana ny olona tokony nanamparika ny sary. Mbola tsy fantatra, nandeha aiza ilay sary tany anatin’ny tena fakan-tsary any amin’ny tompony. Matoa ny sary tonga amin’ny olona nanamparitaka azy, midika izany fa tsy izy roa intsony no nahita azy. Raha tsorina ny resaka dia tsy zavatra vaovao amin’ny tovovavy ny avaratra intsony ny halainy vazaha sary miboridana. Maro izy ireo. Misy olona fantatra mandehandeha manaraka ny tanàna. Vonje ny taranaka fa matin’ny vazaha Manaiky foana ny tovovavy na inona ny zavatra hanirahany vazaha azy hatao, avy eo halaina sary. Inona loatra ny nahazo, alerte hoany ray aman-dreny io. Misy zaza mbola kely izy ireo, hita amin’ny nonon’izy ireo izany. Ny zavatra tsikarika koa dia ohatrin’ny toeragna anakiray ihany ny toeragna hangalagna sary. Vidina ohatrinona loatra ny saran’ny vatana miboridana hitan’ny baba sy anadahy ity ? mba tokony mandinika ihany anareo tovovavy raha ohatrin’izao tokoa ny lalàgna hivohahana amin’ny fahatragna? Sarotro

  13. RerakaBe a dit :

    Mba jereo itony Blog mahasahy itony , dia vakio ny Vaovao amy coté droit !

    http://lendawilliam.over-blog.com/#

  14. lafourmi a dit :

    en anglais SVP ou en français pour faire connaître et reconnaître vos sentimrnts et valeurs , à moins de souhaiter que votre « crise » politique soit tenue secrète !!!

Emettre mon avis ou un commentaire

Ceux qui ne sont plus capables de faire valoir leurs idées versent dans les insultes et les grossièretés.
Izay tsy mahavita ny mampiseho ny hatsaràn'ny heviny dia lasa manompa sy miteny ratsy sisa.