29 Martsa 1947 – 29 Martsa 2010, feno 63 taona anio ny tolom-panafahana ny Firenena Malagasy tsy ho eo ambany vahohon’ny mpanjanantany izay nitarika ny fahazoana ny fahaleovantenan’i Madagasikara. Ndeha harahintsika ny fanambarana lehibe nataon’i Filoha Ravalomanana Marc.
Raha te ahita izany an-tsoratra ianao dia indro ny pdf.
Ity kosa ny nolazain’i Jacques Chirac tamin’izy nandalo teo Madagascar momba io 29 mars 1947 io.
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:

Ho Tonga anie ny fahafahana !
Ho ela velona ny Firenena malagasy sy ny mpanohana ny Ara-dalàna !
Ho ela velona anie ianao Andriamatoa Filoha Ravalomanana !
Tsy dia azonay fa dia plaisanterie ahoana e ?Mba azavao kely !!
Tsy maintsy tapaka ny gadra !
Tsy maintsy montsana ny fefy !
Tsy maintsy tonga ny mazava !
Tsy maintsy hitsangana ny rava !
Ho mamy tsiro indrindra
Ny oroka hifanaovana
rehefa injay ho afaka
ny tanindrazantsika !
Rado
Ra8 est un illuminé, envoyé du satan! de le voir est insupportable, on ne veut plus l’entendre, ni le voir, il donne envie de vomir ce baiseur des femmes des autres, voleur des caisses de l’ETAT? DES TERRES DES GENS? Génocidaire, menteur comme pas possible, d’où vient les devises qu’il a?… A BAS Ra8 A JAMAIS
On voit bien qu’au moins Ravalomanana a la grandeur d’esprit d’un Chirac sur la notion de « Présidence » : c’est inacceptable la situation des hommes et des femmes malgaches en mars 1947, c’est inacceptable la situation ce mois de mars 2010.
Mais bon, quand la petitesse ressemble les dirigeants de ce monde…
Le Président RAVALOMANANA MARC reste imperturbable et s ‘ attend à toutes éventualités..!
Il a mis la France devant ses responsabilités dans la génèse et l’entretien des désordres politique ,économiques et sociaux dans le Pays..!
Il est temps que la France change son fusil d’épaule et d’étudier avec l’Union Européenne et les Naions – Unies une vraie solution de sortie de crise !
De nombreuses questions peuvent être posées depuis ce coup d’état :
-qui sont ceux qui en ont voulu au Président RAVALOMANANA MARC d’avoir réussi ?
-pourquoi ces gens ont foulé aux pieds ,ont osé contrer le choix démocratique ,sincère du Peuple Malgache qui s’est exprimé de façon constitutionnelle en faveur du Président RAVALOMANANA MARC ,
Si de telles questions ne reçoivent de réponses e la part de ceux qui ont pris le pouvoir de façon illégale ,je pense qu ‘aucune tentative de reconciliation ne vaut la pein d’être entreprise ,car de gros mensonges ,d’hypocrites pardons risquent de couvrir de honte les Magaches, malgré eux..!
Après les tentatives de partition du Pays effectuées par ratsiraka après l’échec des conférences de l’Organisation de l’Unité Africaine ,déjà, sur Madagascar ,j’avais demandé à l’opposition de faire ses bilans socio-économiques ,sociaux et moraux durant ces presque quarante années de gestion du Pays !
De tels bilans auraient permis aux Malgaches de comparer les gestions et résultats d’avant 2002 et d’après 2002 jusqu’à la fin de 2008 !
Nous devons Nous astreindre à ne parler que des faits ,des résultats ,des bilans concrets et mesurables.!
Cela suffit de blblter et de discuter surle sexe des anges !
Du concret ,des faits réalisés ou non effectués !
M’inquietes du silence des foza !
Les Mutins Sont ils en train de preparer un massacre ??? La HMF et le FFKM se rapprochant ?
Miray tolona, miray feo, miray tanjona aminao Atoa Ravalomanana, zahay malagasy taranak’ireo nanao ambanijavatra ny ainy teo @ fanafahana ny geja, ny gadra namatotra ny firenena; Ireo Malagasy tsy vaky volo tia tanindrazana dé vonona ary miara-dia..Na ho vy na ho vato no hanakana dé ny fandrosoan’i Madagasikara eo @ tanjona tena demokratika marina no lalana tokana tsy hialanay eo ambany fifezan’Andriamanitra !
MADAGASIKARA AN’NY MALAGASY !
Monsieur RAvalomanana averiko aminao ny slogan izay noforononao tamin’ny 2002 « SAHIA MANAO DINGANA LEHIBE » comme en 2002 nous vous suivrons et ferons ce grand pas avec vous !!! miray tolona, miray feo
dia ho valiany hoe : efa nanao dingana foana hatramin ‘izay, fa mbola mila ho tohizana, ahatsaraina
SEM Monsieur Marc RAVALOMANANA!
Bien qu’éloigné de nous, votre discours nous a vraiment motivé. On est prêt à vous suivre, Monsieur le Président, quoiqu’il arrive!… C’est vrai et c’est très regrettable que l’on soit arrivé à ce stade, mais on fera tout notre possible pour vous faire revenir à Madagascar, et en ce moment-là, nous pouvons dire que nous avons vaincu. Nous attendons votre retour avec impatience pour nous guider vers la victoire finale: votre reéléction en tant que Président de la république!
Ny dingana tsara atao aloha izao d ny fasahina ireo miaramila, mpanageja . mahafinaritra b ny namaky ny reportage intitulé ny fankalazana ny 29 mars tao Ambojijatovo!!! on regrette d’être loin, car s’il fallait faire un décompte des présence à cette manifestation et qu’il aurait manqué une personne je regretterais tte ma vie d’avoir été cette personne absente! enfin …
Na hitomany hidradradra sy hanetsi-keloka eo aza tsy miverina amin’ny fanapahan-kevitray izahay vahoaka e! ON VEUT PLUS DE RAVALOMANANA! Tadidinay ange ianao niteny hoe: MBOLA TSY TERAKA AHO TAMIN’IZANY 1947 ZANY E! Sa mody odianao tsy tadidy io teny miavona nataonao io? izao indray ianao mba miezaka mandangolango amin’ny kabary tsara lahatra! ianao mihitsy no nahatonga ny firenena Malagasy ho toy izao. Raha tsy tia tena sy nangoron-karena ary nanao tsindrio fa lavo ianao tsy nisy nikitika teo amin’ny maha-filoha anao mihitsy akory ny Malagasy na tamingany iray aza! Ny hany nataonao dia nangoron-karena nangalatra sy nitango ny harem-pirenena ary dia mody nataonao namirapiratra ivelany ny zavatra rehetra nefa fahantrana sy fahoriana ary alahelom-bahoaka no tao ambadika tao! izao ianao kendan’ny vomanga nasesiky ny tananao ka mahatantesa!
Raha ny hiverenanao eo amin’ny fitondrana kosa aloha dia tsy hanaiky izahay vahoaka satria fantatray tsara ny toetranao mpanao valifaty! betsaka ny ohatra efa hita eo amin’io FANAOVANA VALIFATY AO ANATINAO IO na tamin’ny fianakavianao na tamin’ny mpiara-monina taminao na teo amin’ireo mpanao politika; ka ATAONAY FADY IZANY IANAO HIVERINA EO AMIN’NY FITONDRANA IZANY! Raha sanatria ka mijaly izahay vahoaka izao dia noho ianao fa tsy noho ny fitondrana tetezamita mihitsy akory! KA VONONA IZAHAY TENA VAHOAKA HIARA-HIAFY AMIN’NY HAMERENANA AMIN’NY LAONINY INDRAY NY FILAMINANA SY NY FAHASAMBARANA ETO AMIN’NY FIRENENA! SAINGY TSY HIARAKA AMINAO VELIVELY!
fa izahay izany d tsy olombelona , tsy vahoaka fa ianareo no tena izy? i ravalomanana ve no nampiakatra ny vidin’entana? tsy fotoana ny fiafiana instony izao fa fotoana tokony hiadanana. efa feno 50 ans ve i Madagasikara d mbola hiverina andohalika sy hanavao fiainana indray e? ny fiteny hatramin’izay moa d oe: raha hinana akondro i ratsiraka sy ny mpitondra teo aloha d atelina miaraka amin’ny diny fa tsy nizara mihintsy izy i Ravalo kosa na d nanakarena aza izy d mba nisy ihany ny zavatra navelany: ny lalana, ny sakafo mora vidy, ny patriotisme…. fa mbola misy basy aminareo ry vahoaka tia tanindrazana ka d araraoty e!!! mbola ho avy tsy mety ny atahorana otsiny d isika hifamono eto an toerana noho i radomelina!
tsy ianao sy ny eriretritrao no mibaiko ny fiverenaniny eo fa re efa tonga fotoana dia tonga dia tonga efa matahotra sahady ianao izany le hafahafa anie io vahoakan’antananrivo io sao dia mbola tsy hainao ny lohanan’Antananarivo e
tadidinao no nanongany antananarivo andRATSIRAKA tadidinao ny fandraisan’Antananarivo azy indray avy eo ,efa hanomboka izy io androany , ohatry tsy hotratrany 26 JUIN intsony io FAT io ra izaho nno mitohy ,tsy manana hery afa tsy basy e
HO tONGA NY FAHAFAHANA KANEFA TOY AHILIKA NY akfm rABESAHALA IZAY ANGADY SY VY NAHITANA ITY FAHAFAHANA ITY:
tSY ARADALANA IO FITONDRANA IO FA TSY ARADALANA KOA NY NAHATONGAVANAO RAVALO TEO @ FITONDRANA: RAHA NY FAHITAKO AZY TOA TOA TOA BANDITISME POLITIKA NO NAMPIHARINAO TETO mADAGASIKARA
Mazana be NAHODA izany ! Enin-taona dia mahay mamaky teny sy manao analizy paolitika sahady !
Marina fa tamin’izany, mbola vitsy ny fankàna sary elektraonika, ary ny interinety vao nanomboka ! Mbola nanjaka ny Betamax, V2000 etc.. fa na dia izany aza !! Mikaroa kely ê !
Sao dia gaga ianareo fa io post 2 io, dia saika napetrako ho an’ilay jaipetetroptard ( A new era for Madagascar ), fa raha nisy niantso aho, dia lasa tsy nahy ato ilay com !!
Filoha Ravalomanana ahoana eh, izao ihany no efa tsy nampandresy ny tolona, ny olona manao golf, manao safari any Afrika, ianao io aiza, mitolona amin´ny fiainana, niandry an´i Dada tsy ho avy,
inona indray izao ireny sinema natao teny Ambohijatovo ireny, nasaina nanao akanjo fotsy, ny ahy ny vola no nalaiko dia mba nilahatra kely teo aho dia nody. tsy tafa intsony eh. Aleo miroso amin´ny fifidianana.
Azafady kely hoe ry zalah fa mba tiako hitsotra sy hanome ny eviny ny olona 1 nitsipaka ny vôlazako etsy ambony ka nanamarika fa ratsy ny commentaire nataoko. Misaotra meloha e!
Koa hanao inona ary izy ? Mitolona toy ny rehetra izy !! Mba misy ihany koa fotoana fialam-boly !
Ianareo izao, avy miasa dia milalao kanety, na manosika pine angamba ? Ny sasany mitaingina izay azony taingenana ! Samy manao izay tiany io ! Sa tsy izany indray RaLioka ? Mampamangy any amin-dry lerony ê !
Rakrisy io nanamarika io fa aza gaga ê^!
Misaotra Andriamatoa Filoha ! misaotra indrindra ary tsy kivy isika na ho inona na ho inona ary tsy maintsy mandresy isika fa di
tapaka tampoka ilay resaka e! tsy maintsy mandresy isika ka dia samia maharitra ary aza misy mihemotra na ho inona na ho inona ; Mahereza Andriamatoa Filoha fa izahay aza tsy kivy ka mainka fa ianao . Mirary so ho anareo mianakavy tompokolahy !
Quel discours ! Qeulle classe ! Un vrai patriote qui, en dépit de tout n’a jamais changé d’avis ni de comportement. VIVE LE PRESIDENT RAVALOMANANA.
Le retour à la légalité n’est pas loin avec un espoir grand comme la terre puisque les Putsh ont été condamnés par l’UA et M. Sarkozy sanctionné par les français lors des régionales. Un coup dur pour l’Hyperprésident devenu Hyperperdant à cause de certaines tentatives de « Nomination » qui ont pu faire écran.
Après sa défaite et le discours du Président Ravalomanana, on espère une toute autre « Tentative » de la part de M. Sarkozy et de son camp. Ce ne sera plus « nous ne sommes pour rien » mais « quelle réponse apporter aux messages adressés à la fois par les français et par les malgaches.
La droite, pilier de TGV s’approche de la porte de sortie sans oublier que la France vient d’être condamnée dans l’affaire Medvedyev, ce qui prouve que n’importe quel pays, même puissant, pourrait se trouver devant le tribunal de droit de l’homme.
Misy film mikasika an’i Rwanda hivaoka amin’ny alarobia ! Tsara dia tsara ny vontoanton-kevitra voizin’ilay izy. Grosso modo, « devant ou témoins des pires exactions, comment peut-on voir ou regarder, sans prendre partie ? Comment peut-on rester indifférents »? Tokony mba andefasana docs kely lery na mails ! Jean-Christophe Klotz no anarany !!
On ne doit juger les « présidents », qu’au vu de leurs résultats ! Dixit N. Sarkozy devant les étudiants de l’Univ. de Columbia !
Hay ve ry lery ê !!
Hello RakintanaM..! Tena marina ny vôlazanareo ! Mahagaga ho ah ny raisonnement-n’ny sasany! Tokony asian’i MyDago espace kely azo anaovana sary angamba izy ity, @ zay mety hazava @ ireo tsy dé tena te-heritreritra! Mazava be ange fa ra olona tsy dé salama lôtra tsy afaka anao sports sy fialamboly mampiasa vatana e! Zany koa ve leroa dé mila hazavaina a!? Sa ve ny tiandry zalah lazaina dé ny hoe tsy manana droit mitsy ny filoha mba hanana distractions ? Oadray leaza! Ka ilékely iry aza leroa mba lasa mitsambikibikina ery refa mba misy fotôna( « BV ») nefa ny akabeazan’ny manodidina azy toa manjoretra sy mitomany fadiranovana aby! Ary refa tena ampy ndray ny fotôna dé iny lery fa lasa mikaly any @ Tour Eiffel!! Ny akama ao@ tanana @zany tsy tonga eny @ V-M akory intsony!
Hoy ny NTAOLO : MISY FOTOANANY NY ZAVA-DREHETRA !!
Misy olona tena adala mihintsy eto fa azafady . Lazaina fa tsy ara-dalàna ny nahatongavan- dRavalo teo . Aoka mba tsy hiverina intsony io resaka io fa tena tahakan’ny miresaka ami’ny olona adala . Efa lazaina fa nisy fifidianana tamin’ny 2002 ka inona indray . Nisy fifidianana teo ary ady ho amin’ny fampitahàna ny Procès verbaux no natao satria Ratsiraka nandà tsy hampitaha ny Pv fa avy hatrany dia namoaka ny valim-pifidianana tany Mantasoa .
Noho izany dia tsy nanaiky ny vahoaka ; nampahery ny FFKM ary izaho tompoko dia vavolombelona nanatri-maso fa raha tsy nanaiky hanao iny fianiannana tamin’ny 22 Févier 2002 iny Ravalo dia faty olona tsy nisy tahaka izany ny teo amin’ny 13 Mai . Efa saika hihemotra mantsy ny lehilahy satria hoe toa tsy ara-dalàna ity zavatra hatao ; tsy ara-dalàna fa tena ara-drariny satria tsy nisy fampitahana ny PV . Koa avy eo dia tsy maintsy nanaiky nampitaha ny PV Ratsiraka ary dia voaporofo fa nandresy ny TIM . Koa tsy nanongam-panjakana Ravalo tamin’izany fa naka tombon-dalana fotsiny satria efa fantatry ny rehetra fa lany izy . Nitso-drano azy ny FFKM tamin’izany 4 mirahalahy . Ka inona indray no mampitabataba ??? Mbola samy velona daholo ireo nitso-drano azy tamin’ny andry nanongam-panjakana ary tsy nisy nanohana an’i devoly kely na iray aza . Na inona na inona lazainareo dia tsy tahaka an’i andry mihintsy Ravalo fa tahaka an’i Davida Nohosoran’i Samoela ho Mpanjaka na dia mbola nanjaka aza i Saoly . Fa i andry kosa dia tahaka an’i Absaloma izay nandrombaka fahefana raha mbola nanjaka Davida ka dia tsy maintsy ho fatin’ny hadalany ihany no hiafarany ; fa i Davida kosa dia tsy maintsy ho tafaverina eo amin’ny fanjakana .
tssssssssss
areté de faire semblant: Légaliste Fat tsy lasa izao é, o ra malagasy réveiller -vs,izay mitabe tsy lanni ny mamba ,ary izay mitambatra vato izay misaraka fasika ,ka raha mbola misy ,miaraka @ fat Rajoelina (fopla),aoka hajanona io fiantsoana io lehilahyn io hoe :Filoha, Ny atao hoe filohan ny Mgsy dia voafidin ny vahoaka Malagasy ka aoka hajanona @izay io. Tant k’il ya kelk1 avec ce Mr mpisoloko Rjoelina dia Malagasy hijaly eto foana
juste un petit remarque kely:
-Ianareo izay rebireben ny Frantsay ireo fantaro
tsara fa ny zanantanany ny la Fce aza ange tsy velony é
(La Reunion,Guadeloupe…..)
Jereo tsara koa ireto fijalian ny vahoakany eto @ metropole en Frce je veux dire : La Pauvreté k’az manaiky rebireben ny vazaha isika Mlgsy
ho ela velona anie ny rpblika Malagasy (Le
vrai) avec le president Ravalomanana
dia Atra hitahy antsika mianakavy
Aza mandany andro mirediredy eo ianareo mpanompo sy andevon-dRavalo, ny vahoaka malagasy tsy adala tsy akory ka hanohana ny hiverenany ilay ratsy fanahy iny eo amin’ny fitondrana.
Hajan-Sadika-Vazimba-Krisy (Olo raika ihany ireo fa misolosolo manao permanence)
1) Prezidà lanimbahoaka Andriamatoa Ravalomanana ;
2) Rajoeligna mpanongampanjakàna
Koa iza no Mihaja ?
Le Président RAVALOMANANA MARC ,dans son discours du 29 mars 2010 ,Nous a rappelé la déclaration du Président Jacques CHIRAC sur son jugement sur e l’irrégularité de la repression des évènements du 29 mars 1947 à Madagascar ,que le Président français a qualifié d’INACCEPTABLE lors de savisite dans notre Pays en 2005…!
En extrapolant ,le Président Jacques CHIRAC verrait d’un très mauvais oeil l’implication de la diplomatie française dans le coup d’état du 17 mars 2009 à Madagascar..!
Et le Président RAVALOMANANA MARC ,le plus simplement du monde ,interpelle le Président SARKOZY sur cette implication de la France dans la genèse et les conséquences politiques ,socio-éconmiques pénalisant les Malgaches..!
Le Président RAVALOMANANA MARC l’invite à evoir la osition de la France et lui demande de suivre l’UA dans l’application des sanctions concernant l
l’autorité de facto à Madagascar et de se joindre avec l’Ue pour trouver la sokution de sorte de crise à Madagascar…!
Le Président RAVALOMANANA MARC ,en rappelant la position du Président CHIRAC sur les évènements de mars 1947 à Madagascar..et en interpelant le Président SARKOZY sur limplication de la France dans le coup d’état du 17 mars , réclame-t-il la cohérence , la permanence d’une politique rrespectant le dropit de l’Homme , la souveraineté d’un Pays souverain et indépendant et cette réclamation du Président RAVALOMANANA MARC convient bien au rôle que la France doit jouer pour honorer les principes d’une grande démocratiques : liberté ,égalité et fraternité!
“Mitsangana ry tanora,
mitsangana k’aza manana ahiahy,
‘zao no andro sady ora,
mijoroa, sahia tokoa ho lehilahy!
Sahia ho tena vehivavy!”
Tsy azo atao mihintsy ny mampitovo ny nahatongavan’ny Ravalo sy lé rajoelina io teo amin’ny fitondrana. Ny an’iray fifidianana ny an’iray auto proclamation. ny fanjakana repoblikana tsy miala amin’ny fifidianana izay no vetsovetso haraiva antoandro maraina eto amin’ny TVM,taiza no nisy fifidianana ka nandresy i radomelina? ary ianao izay milaza fa nandray vola d mody nilahatra, mba titikely kosa!! sa izay vola hita dia aleo raisina ? izany moa ny endrika fitiavan tanindrazanareo koa aiza no handroso isika e!!!
Miandry ny fiverenanao Andriamatoa Président Ravalomanana hanarina ny manda narodan’ireto tsy mataho-tody.
Mahazoa hery sy tanjaka fa ho mafy ny fanarenana kanefa tsy misy mafy tsy laitran’ny zoto.
Mbola tsy miala aminao ny fitiavanay sy ny fahatokisanay.
HO ELA VELONA PRESIDENT RAVALOMANANA !
Ny Ala, merci de m’avoir introduis sur cet autre plateau car je vois que malgré tout, vous lisez ce que j’écris.Encore Merci.
Malheureusement pour Ny ala,on ne peut se dédoubler de personnages,enfin,les autres personnes qui partagent mes idées ne peuvent pas être moi.
Je ne peux dénigrer votre bien aimé Président sortant mais le posts de kintanamanandrambo »On ne doit juger les « présidents », qu’au vu de leurs résultats ! Dixit N. Sarkozy devant les étudiants de l’Univ. de Columbia! »en dit beaucoup.Et bien voilà le résultat; un directoire militaire raté après une démission non consultée et un pays en très mauvaise posture( y a pas que le TGV qui en est la cause mais lui aussi).S’il veut se rattraper et avant toute chose être réélu,il doit d’abord enterrer son esprit de vengeance(Ra8 TGV et vis versa) et proposer un autre consensus entre Malgaches(et non africains tout aussi putschiste que le TGV).Et là vous allez voir que ce sera la HCC qui doit tenir la transition en main et le pays redeviendra un etat normal et Ra8 a sa place s’il est réélu.
HCC avec une nouvelle écurie, éventuellement, mais pas avec des Toak’hard ! Je ne sais plus comment cela s’écrit !!
ET SANCTIONS DES PUTSCHISTES, CONDITIONS SINE QUA NON !
MDR !!
Désolé mais la HCC est la seule institution valable actuellement, même s’il on été sanctionnés.
Le chef des 4 mouvances auront besoin d’eux, c’est une certitude.
Inutile de changer cette équipe de la HCC, car elle représente la stabilité à Madagascar malgré la crise politique.
je peux adhérer a votre avis Kintanamandrambo mais seulement le changement de cette équipe ne serait-il pas encore une source de discorde entre les 4 mouvances car ils voudront mettre les pions dedans?
Je poses cette question car je crois bien que Maputo et Addis Abeba n’a pas marché rien que pour le partage des postes de ministres?
A mon humble avis changer cette équipe ramènerai le processus à la case départ.
Il faut qu’elle reste comme ça et y aura pas de bagarre de poste.
Changer les membres de la HCC est une bonne chose à une seule condition : neutralité et droiture justifiée et avérée. Donc non aligné politiquement.
Le peuple vit sous la menace des armes, n’a jamais été aussi opprimé, et il y en a qui claironne que la stabilité règne malgré tout à Mada !
Concernant la HCC, on se lance dans des discussions sans fin, stériles, car le changement de cette équipe d’incapables serait un acte anti-constitutionnel de plus ; seul UN PRESIDENT ELU A LA FACULTE DE CHANGER, NOMMER UN NOUVEAU PRESIDENT ! Ce Président élu n’est pas sur place !
Pour l’instant, nous n’avons qu’un putchiste non reconnu par le PEUPLE, VOIRE PAR LA COMMUNAUTE INTERNATIONALE, ET DE SURCROÎT SANKALITE !!
Sur le fond, la neutralité et la droiture justifiée c’est l’idéale si l’on change cette équipe déjà existante et qui l’ont déjà si l’on voit leur parcours.Certain comme le Président de cette entité ainsi que quelques membres était déjà dans l’équipe de la HCC de transition de 91 reformé en 2002 dans les début de Ravalomanana, ils sont toujours en poste de nos jours et je crois que si l’équipe a été dissoute disons par le TGV,la guerre civile aurait déjà commencé depuis longtemps.Ce qui fait que l’équipe ne montre pas et n’agit pas en leur propre nom mais dans la neutralité totale en tant que juge.
Maintenant si l’on change cette équipe,tout magistrat peuvent dire qu’il ont les qualités requises pour ce poste mais y aura toujours un combat entre les partis pour mettre un pied dans cet institution pour avoir l’avantage aux élections.
OUI monsieur Kintanamanandrambo, seul un président élu peut changer cette équipe.Or le Président élu, il a démissionné à ce que l’on sache même sous la menace des armes(le président est le chef suprême des armées).
Donc,la seule entité valable et constitutionnelle c’est cette équipe que vous dites incapable alors c’est eux qui ont mis en place votre protégé.
Dans cette histoire, toutes les Institutions juridictionnelles ont failli à leurs missions ! Les Tribunaux n’ont plus de Tribunaux que le nom. Il y a du nettoyage à faire !! Surtout pas avec les savons de Nadine !
Ne vous ai-je pas dit, que le bon cru s’était mué en piquette ?
Trop de gens ont voulu s’approprier le tonneau, l’ont tellement secoué, que le contenu a viré au vin aigre !!
Ra Vazimba
Tsa misy quoi fa ianao ro isaorana be dia be satria na tsa mahay langue universelle aza anay Tatsaha dia vakianao hiany ny posts nosoratako.
Fanantenana be dia be izany ary midika fa misy misaina hiany ny pro-TGV.
Ny momba an’i Prézidà indray dia tsa hoe « bien aimé » fa izy ro nanavotsa agnay Tatsaha. Hatramin’ny coup d’état dia na hanina aza mila tsy ho hita, ny voly sy ny fiompiana angalarin’olona, izay sisa kely tsa misy mpividy.
Koa dia misaotra fa raha tahaka anao aby ny pro-Rajoelina dia mety ho tafita hiany ity firen-tsika ity.
Masigna ny tanindrazana
Hajan, Iza moa no ataonao hoe « vahoaka » tsa manaiky ny hiverenan’i Pezidà Ravalomanana ? Ilay speuso « vahoaka » ve sa ny peuple mihisa 20 000 000 ? Sa ny foloalin-dahy izay voafahana vola hanagam-basy amin’ny mpiray tanindrazana aminy ?
Tsy ity Ravalomanana ity ve ilay olona nanitsakitsaka sy nametaveta ny daty 1947 nilaza hoe »izaho teraka taorian’io andro io ka tsy misy dikany amiko io »?
Dia rehefa very ny seza dia mody hoe tia taindrazana kanefa mpivarotra tanindrazana be tamin’ny sinoa sy mpanjanaka vahiny maro samihafa?
SSSSSSSSSSS dia tena ona raika ihany ireto fa mody manova agnarana eto. Tena OAYN be
Ny fitiavan-tanindrazana dia ny zavatra natao taminy ihany no azo andrefesana azy satria samy milaza azy ho tia Tanindrazana avokoa.
Iza no nahavita zavatra dia iza no nanimba fotsiny no vitany?
Raha izao no mitohy dia mbola ho ela vao hisy hanampy i Mada. Raha tsy hoe « mivarotra » @ sasany angaha?
Ô ry SSSSSSSHHHHH ô, matoa izy niteny an’iny tamin’ilay mpanao gazety, dia fomba fanehoana hoe Affaire classée io, satria efa nifona i Chirac solotenan’ny frantsay ! Tsy te hanitadresak’izy !!
Raha ny fazahoako ny resaka dia tsa atokisana izany ireto HCC lazainareo fa tokony hitondra ny firenena alohan’ny fifidianana ireto. Naman-dRatsiraka aby ireo ary hita ny zavatra ataony amin’izao fotoana izao. Voavidin’i tgv aby ny minstera rehetra, izay ro mahamaika sy mampatoky azy hanao fifidianana
Raha miteny ianao ry Ny Ala fa ekipan’ny HCC Naman-dRatsiraka dia sahalan’ny milaza ianao fa i Ratsiraka sy Ra8 dia olona iray ihany.Miteny izany aho satria io ekipa io de niova t@ 2002.(Efa nisy namôka tao aloha kely tao hoe ny Filohan’ny HCC dia ny Filohan’ny repobkila no afaka manendry azy).
Ny ministera tsy hoe voavidy fa rehefa afaka teo Ra8 dia nosoloiny ny olony no teo amin’ny toeran’ny olon-dRa8(tsetsatsetsa fotsiny iny).
Fa ny Fitsarana Avo momban’ny Lalam-panorenana ihany no tsy voaovany etreto aloha satria tetezamita io ary mbola tsy tokony hisolo satria tsy nisy lalam-panorenana niova.
Izay no mahatonga ahy hiteny hoe: rehefa hiova iany ny Repoblika, tsy alao ve ny FIlohan’ny HCC sy ny ekipanyizay efa eo no mitantana ity tetezamita ity mba ampadeha aingana ny raharaha rehetra sy hisian’ny mangarahara eo anivon’ny fifidianana?Efa fatantsika angamba fa rehefa miova ny repoblika dia efa niova koa izany ny lalam-panorenana.Ny dikan’izay rehefa voafidy ny filohan’ny repoblika dia hisolo io ekipa io.
HCC, « juge et partie », tsa mety !!
Ravazimba, mety misy marina ny anao fa raha ny tenako manokana dia tsa mahatoky saka aho fa trondro ny laoka
Ny filohan’ny HCC irery ihany hoy anao no tsa voasolo. Amiko aloha dia Président aza nahongany nosoloany ny vata-tenany koa matoa tsy nosolany io lehiben’ny HCC io dia ao raha !
Tsy ny HCC no nametraka an’i TGV teo fa ny Fametrahan’andriamatoa Ra8 ny « directoire militaire » izay nomen’ireo farany ireo an’i Andry TGV.
Tsy nanolo ny HCC io TGV io satria tsy azony natao izany fa tsy hoe « ao raha ».ARy ny farany, ny HCC dia tsy nanongana fanjakana fa ny filoha teo aloha no niala ary tsy afaka nitsivalana intsony izy ireo satria io filoha niala io tamin’izany no tompon’ny teny farany.
HCC « juge et partie », je ne dirai pas comme telle.
je dirai plutôt « transition à état de droit ».Mettre de nouvelles têtes au sein de la transition voudrai dire que la guerre des postes continue.Je dirai même que cela pourra entraîner à la vitesse grand V une très probable guerre civile si l’on continue à s’entêter à se donner des sanctions de toute part.
Les personnalités qui sont dans cette équipe est je le redis des hommes et femmes formés après l’élection de Ra8 à la tête du pays en 2002.Ils ont encore permis la réélection de ce dernier en 2010.Le jour du directoire militaire, ils étaient pas consultés et même pas 24h plus tard l’ancien président leur avait couru après soit disant qu’ils ont inverser leurs vestes(ce n’est pas vrai car à partir du moment où le chef de l’Etat décrète une chose,c’est irrévocable).Et je peux vous dire aussi qu’on ne peut point considérer que cette équipe a valider le « putsch » car prendre acte ne veut pas dire valider.Et veiller à la continuité de l’Etat ne veut point dire qu’ils sont du côté d’un ou tel ou d’un tel(ici le cas de TGV).Ce sont des personnages neutres et n’ont montrer aucune couleur politiques dans leur travail.
Si vous que votre président revienne un jour au pays et pourquoi pas être réélu, il faut bien que consensus soit trouvé entre les 4(deux serait mieux)mouvances et la HCC reste la meilleure des solutions vu qu’ils l’expérience en matière de droit et d’élection.
Ravazimba, Ny fahenoanay taty Fianarana aloha dia nobahanan basy ny filoha Ravalomanana fa tsa sitrapony ro niala na nanome ny fitondrana tamin’ny miaramila. Ireo miaramila hono dia efa novidian’itgv talohan’izany satria nahoana ary no tsa notanany ny fitondrana araka ny fanirian’ny Président(lazainao fa tompon’ny teny farany) fa natolony an’i tgv ? Ary nahagaga koa ny nampangina fotsiny ny HCC.
Plan efa mati-paika daholo ny zavatra rehetra niseho fa mody namboarimboarina fotsiny
Izay aloha ny fiheverako ny fandehan-javatra fa aho tsa milaza hoe marina na diso ny voalazanao.
Ny fifanakalozan-kevitra no aoka hotohizana fa io ihany ro hahitana vaha olana
Ny azo lazaina eto Ny Ala dia ny hoe:Ny HCC manao izay azony atao anakànana ny fandikàna ny lalam-panorenana ary nataony izany teo anivon’ny filoha ra8 alohan’ny namoahan’izy io an’io fitondrana miaramila io.
Vôambana basy ny filoha ravalomanana?izay no tsy fantatro fa raha ny fijeriko azy dia tsy azo eritreretina akory izany satria izy anisan’ny filoha manana mpiaro isan’ny mahay indrindra.
Voavidi’ny TGV ny miaramila,tsy izy rehetra fa ny manana ny fiadiana ihany(CAPSAT)
NAngina ny HCC?rehefa tonga ny directoire militaire dia efa vôdika izany ny lalam-panorenana ary tsy iza no nandika azy fa ny lohan’ny firenena.Rehefa ny lohany no miteny,tsy afaka avadika intsony satria izay no izy.Tsy azo lazaina hoe nanaiky ny fitondran’TGV koa izy satria ny fitohizan’ny Fanjakana no nataony an-tsaina sy ny fanakanana ny ady an-trano tsy hisy satria dia tapitra teo izany ny 3ème république fa dia tafiditra @ transition ny firenena.
Ny hevitra tiako ho tafita eto dia hoe ny HCC dia nanao ny asany ary mbola manao izany ary tsy niankina tamina antoko na iza na iza izy ireo.
Manaova kely jery todika momban’ny fandehan’ny tantara ry vazimba, dia ho hitanao mazava kokoa ny fandehany â !
Mbola déc 2008, dia efa zavatra mahatsiravina, tsy fanaon’ny gasy aza no noeritreretin’ireo mpanongana, hatao ! Nokotrehana tao Paris izany !
Raha nieritreritra ny hanao zavatra mahatsiravina ny atsy andaniny dia tokony efa nanomana ny fiharovany ny tatsy ankilany.Nalàza iny resaka iny tamin’ny Desambra ary dia nanohy ny lalany ny mpanohitra tamin’izany fotoana satria itany ny lesoka azo anararaotana ny fitondrana tamin’io fotoana io.
Amiko ny ala tsy ho averimberina foana ary eto dia hita fa ny fitambaran’ny tolona rehetra izay nisy teto Madagasikara no nitranga t@ 2009 iny.
Ny maha mafy antsika malagasy dia io » fihavanana » izay indraindraintsika mafy mihitsy nefa atreto aloha dia mbola tsy hita izany.
Amiko ihany,ratoa ka hampiaratsika ny fihavanana dia:
==>raha nisy tsy nety teo anivon’ny fitondrana teo aloha(il faut pas se voiler la face mais il y avait beaucoup de faille)ka maneo ny tsy fahafaliany ny mpanohitra;tsy tokony hanidy ny masony ny Mpitondra.(et vis versa bien sure dans le cas actuel).
==>rava ary io ny repoblika faha telo;ndao indray ary isika malagasy hanangana ny repoblika fahaefatra mba hampiseovantsika izany « fihavanana » izany mba tsy ho teny @ rivotra fotsiny izy io.
==>ny marimaritra iraisana ahatongavana amin’izany dia tsy ny fanolorana olona na andihan’olona vaovao izay mety ary efa fatantsika ihany fa hitarika disadisa ohatran’ny tany Maputo sy ny tariny, fa olona efa ao @ fitondrana ihany.
==>Amiko raha resaka Ra8 sy TGV hoa no olana amin’izao fotoana izao,ka raha ny fifidianana no mety andravona ny disadisa dia aleo samy tsy hitondra aloha izy mirahalahy fa mifanandrina @ fifidianana prezida ka mandrapahatongan’izay dia ny fitsarana avo momban’ny lalam-panorenana no mitantana ny raharaha rehetra(ary zony izany eo anivon’ny lalàna ratoa ka tsy eo intsony ny filohan’ny repoblika,ny antenimieran-doholona, ny solombavambahoaka,ny praiministra).
misy diso kely io »ny lasa tsy ho averimberina foana fa naman’ny lasa izany »
Ny tsy azonareo, dia i RA8 no mamim-bahoaka !
Fantatry ny mpanongana tsara izany !
Aiza izao ity demokrasia, nodradrain’i gista ten y amin’ny ambasady ? Miresaka ankilany ianareo ! Resaka vola, fitiavan-tena, fialonana no nahatonga an’io ! Betsaka no nivaro-tena !
Ravazimba
Marina ny tenin’iKitanamanandrambo
Mamim-bahoaka loatsa i Ravolomanana koa izany no nihalonan’olona azy. Natahotsa ny mpialona satria tsy maintsy mbola ho lany izy amin’ny fifidianana manaraka.
Akoatr’izany dia tsa dia nifampiraharaha natetika tamin’ny frantsay izy satria i Frantsa tsa nety nanao reconnaissance azy tamin’ny 2002 fa pour an’i Ratsiraka nefa ny firenena rehetra efa nanaiky aby.
Taty afara dia nitodika tamin’ny firenena hafa Ravalomanana (USA, Corée, Chine, Danemark…) ary kely dia kely sisa ny entreprises frantsay teto Madagasikara. Koa izany no tsa tatin’ny Frantsay satria very KAPOAKA, nihena ny Contrats, niafara tamin’ny fandroahana ny Ambasadaoro frantsay mihitsy aza.
Porofo mazava noho izany ny fanohanan’i Frantsa an’i TGV, tonga dia nalefany ny Ambasadaoro vaovaony ny ampitson’ny coup d’état hiany. Dia tena noraisim-potsiny mihitsy !! Ary hitatsika aby ireny desinformations tamin’ny tele ireny.
Resumé : Tsa ny vahoaka ro tsa tia an’i Président Ravalomanana fa ny Frantsay sy ireo olom-bitsy (gasy) very fihinanana noho ny fihezahan’ny mpitondra nanafoana ny risoriso samy hafa teto antanindrazana. Ary mino aho fa ils feront TOUT pour faire élir ce dj et là, attention danger (guerre civile) satria ny olona tsa hanaiky !!
Sarotsa amin’ny vahoaka ny miala amin’ny efa nahazatra azy sy nampadroso ny tanindrazany satria tsa fantatra izay havoakan’izay hafa ho avy eo. (Chat échaudé craint l’eau froide)
Pauvre RA8, Tu n’es plus président. Tu inverses les rôles.C’est toi qui emprisonne tes adversaires pour qu’ils ne puissent plus rien dire contre toi.Et ,maintenant tu dis que TGV n’est pas un bon président.C’est fini pour toi.Tu vas pourrir en afrique du sud.
Izahay indray dia manamafy fa olona tsy tia malagasy sy tsy tia tanin-drazana i Ravalomanana fa tia vola fotsiny.Tsy olona azo atokisana ny olona matim-bola be tahaka azy.Soa ihany fa nesorina izy io raha tsy izany dia efa voavarotra i madagasikara.Olona mpamadika tanindrazana toa azy dia tsy tokony nanao kabary momba ny 29 martsa izay novetavetainy.Raha toa ka nifona i Chirac naninona izy tsy niteny hoe tsy raharahako izay fifoananao satria personnel io fifonana io fa tsy officielle?Afaka nampiseho mihintsy izy hoe tokony i la frantsa no hifona sy hanome honitra an’i madagasikara kanefa tsy izany fa nambaniany ireo olona maty tamin’ny 47 hoe tsy misy antony izany fa avelao any fa resaka mandany jiro.Faly aho fa tsy ho tafaverina eo amin’ny fitondrana eo intsony io olon-doza io.
Croissance -9% de 1987 à 1991
+7% dès l’arrivée du Président Ravalomanana.
Répondez !
Répondez sans changer de sujet ni de nom ni de page !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!