.
.
.
.
.
.
.
.
Efa be ireo nangataka taminay ireo anaran’ny mpitondra FAT voasazy, inty entinay aminao ity ny fanambarana nataon’ny CPS.Koa mamaky finaritra e!
.
.
.
.
.
Compte rendu de la 221ème réunion du PS (conseil paix et sécurité), 17 mars 2010 Addis Abeba
Page 1, Page 2, Page 3, Page 4, Page 5, Page 6, Page 7, Page 8, Page 9, Page 10, Page 11, Page 12
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:


Amin’ny manaraka ny an’i Rakrisy, miaraka amin’ireo « diaspora mpanongana », izay maromaro ihany koa !
Dia ireny ny filatsahany sazy hoan’ireo mpitondra fat, toa tsy mahataitra azy ireo ary toa hireharehany aza , fa dia tena minia tsy hiraharaha vé satria vitsy an’isa ireo malagasy manaraka azy ireo,sa efa misotro « ny aleoko maty », koa alao hery fa isika mpanaraka ny ara-dalana tsy manaiky hoentiny ireo mpanongam-panjakana sy voasazy taiza no mba hitantsika malagasy izany, isika izay firenena nikoizana ny fahendrena.
fa nisimban’ny Dadanareo izany fahendrezany kou inona?
Kintana angaha efa nivadika@Dada?
Salut daholo,
Raha jerenareo nge ny pasipaoron’ ny faty dia pasipaoro diplomatika nalaina t @ mars na avril 2009 daholo ê.Mivoka daholo izao ny siosio natao taorinan’ny fanonganam-pajankana.Tena tsy misy ilaina ny maha malagasy an’ireo.Mà rina mihintsy izany ry KM fa tsy nahavita n’inon’inona ireo raha tsy nisy mpanampy avy an’ivelany izay manantena fa tsy ho fantatra, kanefa mandresy foana ny marinê!Na ho ela na ho aingana izany dia mbola ho fantatra.
Tsy maintsy matahotra ireo sazy ireo izy ireo fa aza matahotra satria ireo vola be dia tsy azo atao na inona na inona fa mety hiverina @ vahoaka fa az matahotra
Tena nahay niala ilay Ndremakely le!!! anefa iny no anisan’ny nandà ny fampiharana an’i Maputo…
Fa misy olona be dia be tsy voaray ao anatin’io lisitra io tahaka an’i Rija Rajoelina ohatra izay anisan’ny nanakorontana ny Ambamad tao Paris, ary toa tsy ao koa Rajemison Rakotomaharo?
Ary tena atao varo-boba ilay passeport diplomatique an!!! fa inona no asan’i Manasse Esoavelomandroso sy Alain Ramaroson ao amin’ny raharaha diplomatique no mahazo passeport diplomatique izy?
Ny garde de corps avy aza mahazo passeport diplomatique kanefa tokony ho passeport de service (vert) fotsiny…
« Tsy hisy sazy » hoy i Ploum Ploum nanivativa ny olona teto. Zao afa-baraka dia manao vavan’ny maty andrano sisa !!!
Veloma ny visites officielles sy ny tralala à l’étranger ary ny tapis rouge eny Ivato. Any amin’ny fotaka sy oran’ny cyclone sisa no hamelatra tapis mavomavo i Tsipoy kely.
Mbola « hors d’oeuvre » fotsiny io fa ny plats de resistance mbola ho avy fa aza taitra i gamara !
Tena fetsy mihitsy Roindefo sy ny zanak’i Andrimanjato Hasina . Izay no tsy naha 111 ny isany .
DIa izao koa eh!!! nandalo tao Nosybe ny GERMAN AIR FORCE ny 12 mars miaraka amina vahiny 8, ny andronio koa dia nandalo tao i andry 4 mianaka nentin’ny jet privé. Ka tsy ahoany izay sazy fa ny aferany sy ny fangalany ny tombotsoa amin’io place ny io no amafisiny, ny vahiny no tonga eto, dia mitohy ny afera. Heno koa fa misy fampiasana ny volan’ny gasy misiosio any Allemagne any. MILA FANADIHADIANA. Mi insiste zaho aminio satria volan’ny gasy no entindreo miasa etsy sy eroa fa tsy ny volandreo akory. Ravalomanana raha nanao afera dia ny volany sy ny avion nazy no entiny miasa fa i Andry : aniza ny jet privé hofainy dia iza no mandoa ny hofany= ny gasy ve????
Aza taitra isika eh, ry zareo anie mody tsy taitra refa miseho télé, fa tena mila ho tapaka lanan-drà ry rareo ao amin’ny fat ao amin’izao, toy ndry manorohanta persil, ry kristine, razana-paka-kisoa, ….. ry pète rakotoni-daina, sy ny karazany, hitantsika ry zareo any à gazety, efa mibebaka sahady, mba jereo anie ity fananan’ny pety eh, ilay Hote be eny Ivato A&C anie ka anazy eh, mody nosoratany tamin’ny anabaviny.
Tsy maintsy mandresy ny ntolona eh! Ny mino tsy maintsy mandresy!
Ny mpanohana an’ny fat mihintsy no dondrona, ry zareo anie raha misy ny oaia oay eh, efa manana pass port eh, afaka mitsoaka, fa ny gasy no hiaran’ny krizy eo, eny eh efa tsy afa-mitsoaka intsony ry zareo satria efa tapi-dalan-kaleha. hihi, mihinan’ny fatiny!
FA NY TENA LOZA DIA LAY SAZY FAHA-4 IZAY MILAZA FA TSY MAHAZO MIARAMATORY I JOELINA KELY SY MIALY FA TONGA MASIAKA BE I MIALY ZAO? EFA MISY MPANARA-MASO IO FA AZAFADY AN….SA DIA MIJOKO IJOELINA KELY?HIHIHIHIHIHIHIHIHIH..
Ny marina tena marina !
Ny olona voasazy tsy mahazo mitondra firenena.
Matoa nosaziana dia HORS-LA-LOI.
Anjarantsika vahoaka no manamboatra azy amin’ny tokony ho izy.
Sady na ny fomba fitenin’ny ry tsy Vanona isany ary mankaloiloy.
Zanak’i dada- Post 12. Fa inona no anton’asa an’izao anabaviny izao, ary hoatrinona no fihidiram-bolany, no nahavita an’izany Hôtely be izany ? Alefa anie ny ankety dia basy ê ! Fa ireo ao amin’ny BIANCO koa ve aloha mbola misy olo-marina amin’izao fotoana izao ê ? Izaho konkoa RaLeo BBR, dia tena kivy amin’ireo mpiray Tanindrazana amin-tsika tsindraindray ! Fa satria ve nalain’i domelina an-keriny ny Fitondrà na, dia lasa dondrona daholo koa ?
Aiza ihany izany Fitiavan-tanindrazana izany ? Diso be calcul, dia izao no vokany ! Maninona raha mba niaritra nanao Grève générale kely erin’andro na Tapa-bolana raha ilaina izany, dia efa nirodana ireo Tamin’ny volana mey 2009 ! Mba vola kely no very. Izao ka sady tsy mahazo karama ny mpiasa ambanibany fa ny lehibe ihany no voky, eo ireo izay tena very asa, ny vidim-piainana nisondrotra mbola tsy nisy Toa izany ! Nitombo firy isan-jatony ny vola very ? Nitady sitrany ka nasitriny !! Ny Firenena ity voasazy, satria JIOLAHY, SADY SANKALITE NY MPITONDRA !
MBA MIFOHAZA REY OLONA Ô !! AKATONY KELY NY FIVAROTANA, HIDIHO NY BIRAO, DIA MBA MILAHARA FA AZA DIA TIA TENA, FA FIHETSIKA TSY MAHOMBY NY TSY FANDRAISANA ANJARA AMIN’NY TOLONA !
vody no hoanin i dadanareo sy i ravalomanana
TGV tsy miala eo zany fa revin ny gadra ny anareo
Ravalomanana est un espèce de jamais vu
Mba jereo kely ry MyDago ny IP an’io bled rock io, fa manompa ny rainay efa nodimandry ah ! Mba ampirimo kely, indrindra fa raha i kristela !
Kintana,
Ny ao amin’ny Bianco efa nosoloina olona mpomba ny HAT ary ny Bianco amin’izao efa mitsipozipozy satria ny FIS no mahazo vahana.
Ny deba na debadeba ao amin’ny Bianco ao dia toa misy fihavanana akaiky amin’i Gilbert Raharizatovo.
Alidera
Mila fanadiovana koa izany ny ao amin’ny BIANCO !
Anja, Vero, KM sy Baby…
ao aminy mydago hiany no mety
Aoka samy hanao izay fantany fa mety. Mba jereo kely ry zareo ny olona ao anatin’ity réseau hoe : RESEAU TSIMIALONJAFY ity, fa feno foza mila fahaizina kely koa ao ah !
Tsy ho adino velively, na rahoviana na rahoviana ny rà nalatsaka, noho ny fahakelezan-doha !!
Nanohana ny mpanongana, anisan’ny Tsy nanaiky ny hisian’ny referendum tamin’ny 16 mars 2009 !!
taiza aho no mba nanompa an’ise?
Tsy ho ary tongalafatra oe ho tafiditra ao daolo akory ireo olona nanongapanjkn sy ts manaiky ny fifanarahana Maputo-Addis, fa isaorana lehibe ireo ao @ CPS nanapa-kvt ampiatra iny sazy iny. Efa zava-dehibe izay. Mino aho fa mbola ho avy ny manaraka, ka dia miandry izany isika rehetra. Raha izao no jerena, sazy ho anireo FAT manokana ilay izy, fa tsy ho an’ny Vahoaka mivantana. Asa?
Mba vakio, dia diniho izay soratan’ny olona hoa !
Izany ny vokany ho an’izay olona, misolosolo pseudo ! Rehefa tsy ise dia tsy ise izany ! Mydago no mahit’azy !
Na izany aza, mbola ho avy aho miaraka amin’ny taondezy, sy karavasy !!
Dia nampiova inona izao ilay »sanctions »?Tsy mbola Rajoel ihany ve no mitondra?
Hihihi dia hanao inona izao ireto zanak’i dada ireto?Ho avy ny fifidianana tsy misy hanakana izany na inona na inona ho lany ny eo an-toerana dia ianareo mitanjiro sisa.
Mifalia amin’ny zavatra kely fa ny hafa no tompon’ny laka
Aza mbola mihoraka ry anona raha tsy tafavoaka ny ala a! dia ianao ve mihevitra fa tsy mikoropaka sy tsy matahotra ireto fatn’alina ireto amin’ity sazy ity? ireny no atao hoe cinéma, tsy maintsy mba mampiseho fihetsika ohatry ny hoe tsy matahotra rehefa eny imasom-bahoaka fa manjary when be. Fa ireny paozin’i domelina nanao kabary ireny tezitra sy vinitra be ireny ve hoy ianao tsy tena miforibody? tena koditra lery fa afenina ao anatin’ilay fahatezerana ny tahotra, ao anatin’ilay orona misonganga, nefa kobo ihany e! Nidona-tsetroka sisa no tsy nataony. Mahandrasa fa mbola hihamafy tsikelikely io sazy io , dia samia ela velona eto fa tsy ho tantinareo ny hahita ny domelina matikambo sy complexé hidoboka moramora eo. Mahandrasa fa ho avy izany dia haverinay aminareo ireny teninareo rehetra ireny
TSY TAFA ILAY FANJAKANA FAT E! TAIZA NO TSY EFA TONGA SY NALEHA MBA HOE HITADIAVANA RECONNAISSANCE SY FANAMPIANA FA TSY TAFA E! KA OLONA SANS QUALITE KA INONA MOA NO RECONNAISSANCE HO AZONY EO
tsitako izay dikan’izany sazy izany hoe tsy mahazo mankany Afrique inona mou no alehany any
Hay ve i Fotso tsy mahay mamaky teny ê !Interdiction de voyager izany angaha tsy azon’ise ? Tsy mahazo mivaoka an’i Madagasikara, na ho eo Mayoty aza, na Lareiniô !!
mawola! tsy maha Malagasty azy ivohany fa maha Frantsay azy kou
Oadray ry ty, izay indrindra no andrasanay ! Mihevitra angaha i ty fa akaman’i Bourgi sy Sarkozy daholo ny vazaha ? Inona koa izany frantsay manongam-panjakà na any an-tanin’olona izany ? Tsy mahafantatra mena sofina angaha i gamara ? Mahomby ianao dia kôpan, raha tsy mamokatra dia, seki ? Zekônepa !
Ka dia miandry zahay ô ! Aza atao voaiazy » a bity himanitera » ka hoe, marary, katsaka, tsaramaso, voanjobory, voanemba ……
avelao izy andositra any Frantsa
.. araky ny maha vazaha azy i Rajouell…
laissons le revenir gentiment en France , vivre de R.M.I.
Comme Bob Denard qui finit sa vie quasiment avec l’aide sociale en maison de retraite…
Ou Bokassa qui dans son « chateau » finit par se nourrir seulement de manioc , avec des difficultés pour payer ses factures d’eau et d’électricité…
Ainsi finissent les vendus :
achetés puis jetés comme des mouchoirs kleenex.
Ireny no atao sarintsarina sazy.Mody manasazy kanefa omena lalana mazava hoe tsy manakana izay tianareo atao izahay.Izany zavatra tsy misy dikany izany dia mahafaly anareo.Ny fifidianana dia miroso na inona na inona hiseho.Tsy afaka hanome sazy mihoatra izay ilay gic nandrasanareo mafy.Dia mahaiza miandry fa mbola hoe ela be i Rajoel vao hisotro ronono.Ahazo mandat roa misesy be izao izy afaka ampiany fanintelony na efatra.ovana fotsiny ny lalampanorenana.Iza moa no ahasakana?
HIFIKIRANY OLONA NY RATSY SATRIA TSY MIVALY EO NOHO EO NY ATAONY, SOA IHANY FA EO ANDRIAMANITRA FA TSY HO VOAFAFA NY RANOMASOM-BAHOAKA MIAMPANGA AZY IREO SY IZAY REHETRA MOMBA AZY, FAFY LAINGA, ALAINY DEVOLY BARAKA AMIN’NY LAINGANY DAHOLO IZY REHETRA, AIZA VE TOMPOKO FA MBSA MINISITRA IHANY HONO DIA SAHY HANDAINGA MIHARIHARY EI IMASON’OLONA FA TSY HILATSAKA NY SAZY RAHA TSY AFAKA IRAY VOLANA? NA DIA AMBAVAHOANANY FAHAFATESANA AZA IZY DIA MBOLA TSY HITANY IHANY NY HANTSANA LALINA MISY AZy? MBA TONGA SAINA RY MALAGASY O! TSY HO MORA AKORY NA HANJO RAHA MBOLA IREO NOEO NA HANTENAINA FA DIA TENA MIANTEHITRA AMIN’NY HAZO BOBOKA MARINA E!
fa angaha tsy fantanareo kou ny ranomasonay latsaka t@ Dadanareo
Nianjera avyeo am-pandriana angaha izato izy ? Ento any ny ranomaso taokanareo, fa aza midegany vao maraina eo ! Mitady rombo ianareo, dia hahita !
Kintana a !
Manao larima na kirôkôdily io.
Tsy zatra oisiky angamba ka niv….. hihihi !
Raha ny maha vaza an’i Domelina izany no ivoahany ozizy Krisy ? Hanongana an’i Sarko zany hazaoana manao voyages officiels en tant que président français ?
Izay indray no tsy takatro k’ty !
Tsisy afitsoka tahaka an’i Ravalomanana ireto zanany ireto ka mitabataba sisa.
Miandrasa fa izay sisa no azonareo atao.Miandry afaka mandat roa na telo raha ho tafaverina aza.
POURQUOI HASINA ET MONJA NE FIGURENT – ILS PAS DANS LA LISTE DES SANCTIONNES?
Le ridicule, dit-on , ne tue pas.C’ est vrai, mais, lorsque ceci vient de vrais – faux dirigeants d’ un pays – même le temps d’ une Transition – c’ est tout aussi triste que l’ anniversaire auquel fait allusion Monsieur Ndimby dans son blog.
Lorsque l’ on écoute – comme un seul homme – les même voix ironiques, les mêmes tons sarcastiques , les dirigeants de la HAT – à commencer par leur chef – on tombe complètement des nues.
Les avis qu’ils émettent sur les sanctions du GIC et de la Communauté Internationale ( CI ) sont d’ une nullité absolue et relèvent d’ un niveau intellectuel bien au – dessous de la moyenne. Voire un quotient intellectuel Zéro!Et, ça s’ appelle des dirigeants!
Oser clamer haut et fort publiquement – au plan national et international – que ces Messieurs Dames qui disent nous gouverner, n’ ont cure des sanctions de l’UA me font penser à ces malades mentaux qui disent, dans les rues de la capitale, à qui veut les entendre, n’ importe quoi.
Ils disent en choeur : « Que les Malgaches se rassurent! Les seuls (es) concerné(e)s par les sanctions internationales sont nous autres les 109 personnes ciblées( sic ) ». Et, que pense Andry TGV Rajoelina et Consorts dont Pierre Tsiranana, Alain Ramaroson, Pierre Andrianantenaina, Ialy Rakotoniaina, Patrick Monibou, le representant patenté du Leader à la HAT etc etc à tous les nouveaux chômeurs de l’ AGOA; aux milliers d’ autres qui ont perdu leurs emplois parce leurs patrons ont dû fermer leur entreprise à cause de la crise ou ont mis au chômage technique une partie du personnel; aux touristes qui viennent plus malgré les belles paroles de Irène Andréas ( min Tourisme ); aux petits marchands de légumes qui n’ arrivent même plus à vendre leurs étals à cause de la baisse vertigineuse du pouvoir d’ achat du Malgache ? … Les marchés sont inondés de produits d’importation d’ Argentine, du Pakistan, d’ Abu Dabi , de Maurice, de Chine … Et, on n’ imagine même plus ce qui vient de France, de la Réunion, de Mayotte. A ce rythme, à défaut d’ exportation,de telles hémorragies de devises vont faire mal, très mal à l’ économie nationale. Des sanctions « ciblées ». Oui, mais, les véritables victimes ne sont pas ce que la CI a voulu viser : c’ est la population malgache qui ne pourront plus s’ acheter des médicaments. Elle sera privée des apports des bailleurs de fonds et des investisseurs étrangers. Et, ces leaders de la Transition qui sont sûrs de les trouver auprès d’ autres comme si ces derniers vont se bousculer aux portillons d’ un pays en plein instabilité économique et politique !
Andry Rajoelina, Hypolite, Le Gal André, Marson Evariste, Augustin Andriamanoro …disent ne pas avoir peur de ces sanctions internationales. Mais,combien, diantre, ces » grands commis » de l’Etat gagnent -ils par mois pour plastrôner ainsi? Ne bénéficient-ils pas – en plus – de leurs salaires faramineux, de nombreux avantages divers aux frais des braves contribuables: voyages à l’ extérieur et à travers le pays, gaz, carburants, eau , électricité, véhicules de fonction et de service,personnel domestique et gardes du corps… Bref , de toutes ces charges au quotidien qui pèsent lourd sur le budget mensuel dans tous les foyers; des Malgaches moyens jusqu’aux couches les plus défavorisées de la société.
Par ailleurs, beaucoup auront été frappés par l’ absence dans la liste des sanctionnés du GIC de quelques noms dont celui de Hasina Andriamanjato, l’ éminence grise, le conseiller occulte et non moins sadique de TGV et de la HAT sous prétexte qu’il a quitté le navire avant de couler surtout avec un Hypolite à la barre! Et, quid de Monja Roindefo, le premier premier ministre de TGV qui avait conduit les pauvres manifestants du 7 février 2009 à l’ abattoir, à la tuerie d’ Ambohitsorohitra. Là , encore, parce que soit disant , Monja a démissionné peu avant le 18 mars 2010 ( le jour où sont tombées les sanctions du GIC )Où est passé aussi le nom de Patrick le Loup, le financeur de TGV et de la HAT et de Alain Moyont l’ intouchable conseiller français de TGV qui défraye aujourd’ hui les chroniques dans l’ affaire Porte de Tamatave – Assist – Batimad.
En revanche, il doit y avoir dans la liste des lampistes.Il faut les remplacer par Ny Hasina Andriamanjato et Roindefo.
TGV n’ a pas peur des interdictions de sortie. Détenteur de la nationalité française, il ne sera certainement pas refoulé, par la Police des Frontières, à son arrivée à Roissy. A défaut, un coup de téléphone à Joyandet, Bougi, Kouchner et même à … Sarko et le voilà dans sa belle limousine en route vers un hôtel 5 étoiles du centre de Paris.
Et, qui vous dit aussi que ce « ministre » Villepin ( Sport )parti, samedi, en Suisse via Paris n’ a pas non plus une double nationalité ( avec ce nom – là ça ne trompe pas ) pour aller oser braver ainsi le premier les polices des frontières européennes
Hefa i Domelina ! Tsa misy koa ny patia Rouzy koa romotsa tsa misy hoatra izany
Entierement d’accords Rakotoson.
J’aimerai que la sanction soit plus fort qu’un simple annonce et que les FBI ou Interpol si ca se fait les chassent et les mettre au barreau du TPI…
Avis partagés
Roindefo et Hasina Andriamanjato sont fomenteurs principaux du putsch au même titre que Rasarla et Ratsirahonana au moins.
Cette liste a été obtenue après de grands marchandages. C’est pour ça que beaucoup de noms n’y figurent.
Patrick Leloup n’a-t-il pas bien brandi sa nationalité malagasy? alors, comment se fait-il qu’il ne fait pas partie des sanctionnés?
Pour Roindefo et Ndrema fils, ils ont joué et continueront à jouer le rôle des fusibles.
Taper sur la HAT & co ne suffit pas, il faut taper là où ça leur fait mal. L’inceste est une pratique que le monde hait particulièrement.
Alidera AR>>>
Patrick Leloup qui porte bien son nom est l’exemple type des vazaha qui passent a Dago ! Hypocrite au max.
Mais même s’il n’est pas inscrit sur la liste, il ne faut pas oublier qu’il devra rendre compte à Dago, « pour trahison » EN TANT QUE GASY « -Papier !
Mifandray an-tsoratra ve ny nationaliste ? Mety ho tsara
Salut daholo eh!!!
Sosokevitra:
Aoka isika tsirairay (tsy amin’ny anaran’ny fikambanana)isambatanolona mba handefa iny fanapahankevitra noraisin’ny firaisambe afrikana iny isaka ny firenena izay manana intéret eto Madagasikara. Proposition: France, Canada, Suisse, Allemagne, Russie, Chine, Norvège, Danemark, Finland, Inde, Thailland(na dia ao anaty olana lehibe mitovy amintsika koa ry zareo),Japon, Etas Unis, Australie, Nouvelle Zelande, ny ONU koa. Ny an’ny UA efa vita fa anjarantsika izao no manao izay haha effectif iny sazy iny. Koa alao hery ary eh!!! Ny ahy efa vita ny fandefasana azy. Mampifalifaly antsika fotsiny ireo UA sy GIC ireo fa mila mihetsika mafy isika amin’ny fampahafantarana izy io.
Mitabatabaha fa izay sisa no azonareo atao.Ny alika mivovo fa mitohy ihany ny lalana tsy an-kijanona raha tsy vita daholo sy tafapetraka ambony toerana tsara ny rafitra tsy azo ovana intsony.Mazotoa e!