Seza !

Seza !


Je suis désolé mais je n’aurai pas le temps de traduire cette intervention du Président Ravalomanana.
.
Je n’en ai pas envie non plus d’ailleurs.
.
Mais j’invite réellement toutes celles et ceux qui comprennent le Malgache à écouter ce qui a été dit ce mercredi 03 mars. Humour, informations, encouragements et réflexions sont au rendez-vous.




Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Femmes malgaches au Liban
  2. Militaires Malgaches contre Mexique
  3. Le 26 juin des legalistes en Europe
  4. Lettre des Etats-Unis à Ravalomanana
  5. Soiree de soutien a Marc Ravalomanana

35 Comments

  • KintanaMananDrambo dit :

    Voaray tsara ny hafatrao, Andriamatoa Filoha hajaina !
    Ho an’ireo mpitolona eny amin’ny Magro, na koa any amin’ny toerana hafa, rehefa misy olona mendrika haja miteny, na dia eo aza ny hafaliana, TSARA ANGAMBA RAHA TEHAKA NO ATAO FA TSY SIOKA. NY SIOKA MAZANA DIA FANEHOANA TSY FIFALIANA, KA TSY DIA MENDRIKA AN’IZANY NY FILOHA RAVALOMANANA !!!
    NY FAT NO MENDRIKA AN’IZANY SIOKA IZANY !!
    Rehefa mandeha ny hiram-pirenen’ny frantsay ka misioka ny olona, dia tena « zafera » be mihintsy !!Mba ampitapitao kely ry zareo â !

  • SAINA dit :

    DADA A, VOUS ËTES CUIT

  • rasoa dit :

    miraisa hina ry vahoaka…..
    aoka izay ! aza manaiky ny fanjakan’ny terorista mpanao izay danin’ny kibony !

  • mino dit :

    andriamanitra oooooesory ao @ andry rajoelina ilay devoly ny fanahy ratsy fa tena mijaly ny vahoaka hanaovany azy .MISAOTRA PDT R8 FA TENA AO AMPONY NY FITIAVANA NY VAHOAKA SY NY TANINDRAZANA

  • Arivolahy Tsy Maty Indray Andro dit :

    Misaotra SEM Ravalomanana…tsy ho ela dia ho avy ny farany ho an’i FATy.
    Araho ny torohevitra nomena dia ny tsy fanekena ny fanongana-panjakana, ny fiarovan-tena tokony atao @ fisian’ny fandriampahalemena ka tokony hifampilaza.
    Avoahay ingahy Ra8 ny anaran’ireo miaramila nandray vola mba ho fantatry ny olon-drehetra.

    Masina ny tanindrazana.

  • zenaba dit :

    77 taona vao tafody ty ianao msé lé prezdà. ho valin’ny namonoanao ny rahalahinay. tonga alohan’izay moa ianao dia ho alevina in-7 mandofotr’olona eny amin ny 7 miandàlana ka ny andiany fito tafika, ny gena, ny tanindrana, ny secta, ny mpanam-bola sehatra ekonomika, ireo vazaha noroahinao ary farany ny vahoaka nagalarinao ny taniny no im-pito hidaroka anao hhatonga anao any amin ny lanitra’afobe) fahafito

  • Mao dit :

    Zenaba:
    Ny rahalahin i zenaba ve tsy namono tena no nalehaty tena Ambohitsorohitra? aleveno im pito mandifitr olona @ manaraka ny manitsaka farotra mena ry zenaba o!

    Tsy mihoatran’ny 7 Volana ianao Prezident dia Hody an-tanindrazana fa maheraza a.

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    Tsotra dia tsotra ny votoatin’ny tenin’ny
    Filoha RAVALOMANANA MARC dia ;

    Voalohany : » AMPY IZAY ! »

    Faharoa : « AMIN’NY ALATSINAONY HISY NY FIVORINA IARAHANA AMIN’NY CONSEIN DE LA PAIX ET DE LA SECUTRITE ARY HIFANHIT AMIN’NY FILOHA VAOVAON’NY UNION AFRICAINE NY FILOHA RAVALOMANANA MARC KA HIFAMPIDINIKA AMIN’IO FILOHA VAOVAO IO « NY AMIN’NY FOMBA REHETRA HAMAHANA NY OLANA ANY M.KARA « ..

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    Tsy izay ho avin-drajoelina no amakianareo loha..!
    Ny fahorian’ny Malagasy no mahamaika koa aoka samy hisaina izany fa tsy..hijery izay izay hanjoha ny mpanongam-panjakana..
    Ny kabarin’ny Filoha RAVALOMANANA MARC dia marina ,ary efa naverimberina teto izany fa ny fifidianana ihany no fomba hahazoan’ny Vahoaka manome ny heviny ,ary tsy ny fifidianana solobavabahoaka fa ny fifidianana mivantana izay olona hitodra ny Tany sy ny Firenena..!
    Ny Vahoaka mantsy amin’ny fitondrana reopbilkanina sy démocratique (fitondrana miala amin’ny Vahoaka )no fototry ny FAHEFANA SY NY FIANDRIANAM-PIRENENA..!
    Izay vokatr’izany fifidianana mivantana izay ho Filoha-pirenena izany DIA TSY AINTSY HEKEN’NY REHETRA…!

    IO VALIN’NY FIFIDIANANA NY FILOHA-PIRENENA IO NO

    TSY NEKEN’IREO MPANOHITRA TAMIN’NY SY TAMIN’NY DECEMBRE 2006..!
    NOTADIAVINA DAHOLO IZAO FIKA HANAFOHANANA IO IREO VALIN’IREO FIFIDIANANA IREO..!

    NY MARINA DIA NY VAHOAKA NO NIFIDY ARY NIFIDY IZAY OLONA ITANA FA MENDRIKA NY HITONDRA SY OLONA AZONY ANTOKA..!
    NY FIANDRIANAN’NY VAHOAKA NO NOLAVN’IRETO MPANOHITRA ARY FANTANY FA TSY HARESY NY VAHOAKA IZY EO AMIN’NY FIFIDIANANA MALALAKA IZAY HO FILOHA-PIRENENA DIA IO IZY IREO NANAO ITY FANONGANAM-PANJAKANA ITY..!
    TSY MANANA PROGRAMME ITONDRANA ,TSY MANAM-BOLA ,IZANY HOE TSY NOMEN’NY BANQUE MONDIALE SY NY FMI ARY IREO FIRENEN-DEHIBE MPANAMPY ANTSIKA VOLA IZY IREO KA ..IZAO MAMPIHITSOKA NY FIANAN’NY MALKAGASY IZAO..!

    TSY MISY MAHARATSY MIHITSY NY HANOHERANTSIKA IREO TOTAKELY IREO..AMIN’NY HERIN-TSAINTSIKA ,NY HERI-PONTSIKA NY KIRINTSIKA SY AMIN’NY HAMAROANTSIKA..!

    AMPY IZAY..!
    NDAO HATOSIKA HAKINANA RINDRINA IREO MITADY HANIMBA NY AINTSIKA AMIN’NY FANAPOTEHANA NY TOA-KARENA NOHO NY TSY FANDALAN’IZY IREO NY FITONDRANA MANARA – DALANA IZAY TAKIAN’IZAO TONTOLO IZAO !

  • soari dit :

    Tokony hitrotro ambavaka hatrany ny Tanindrazana sy ny vahoaka ao aminy no atao fa tsy misy antony hitenenana ratsy sy ozona. Andriamanitra loloavina an tampon doha io anie avo fipetraka fa mijery ambany é izany hoe na ny manao ny tsara na ireo manao ratsy dia samy hitany avokoa na ny ao ampo tsy miloaka aza. Koa samia tonga saina, fa samy mijinja ny nafafiny avy ny tsirairay. Ny Tompo Andriamanitra izay nanao ny lanitra sy ny tany koa anefa dia ANDRIAMANITRA FITIAVANA , ary nandefa ny zanany lahy tokana dia JESOSY KRISTY hamonjy sy hanavotra antsika olombelona ary indrindra mitady ny mpanota hibebaka, koa na ny Ekipan’ny TGV miaiky ny helony sy miala amin’ny ratsy ataony dia anisan’ny voavela heloka (izany hoe : manenina ny ratsy natao dia mamerina ireo harena sy ny zavatra rehetra hazo tamin’ny tsy rariny dia mila averina amin’ny Tompony avy , mamerina ny FITONDRAM PANJAKANA amin’ny ara dalàna,tsy mamono na mampihorohoro vahoaka intsony, mifona mibaboka amin’ny malagasy tsy vaky volo miaiky ny ratsy natao fa tsy manadio tena, miala amin’ny fireharehana sy ny fieboeboana, milaza ny marina fa tsy mamahan dalitra sy mamitaka , mitana ny teny natao rehetra, manajanona ny herisetra isan karazany etc…IREO OLONA NO GADRAINA TAMIN’NY TSY RARINY MILA LIBERER NA TSY MISY HATAK’ANDRO ) fa ny heloka hibaboana mody rariny , ary tsy misy olombelona tonga lafatra raha mbola miaina sy mandia ny tany ,olon’ny fo isika malagasy koa tsy henatra akory ny fifamelana , fa handrosoana kosa hahatsara ny fifampitondrana eo amin’ny mpitondra izay VOAFIDIN’NY VAHOAKA SY NY FIAINAN’NY TSIRAIRAY, fa raha io FIFAMELANA HELOKA TSY MISY FIATSARAMBELATSIHY NO TANTERAKA ETO AMIN’NY TANINDRAZANTSIKA DIA HO SAMBATRA ISIKA MALAGASY. NIARAHANA NAHENO NY KABARIN’I PRESIDENT RAVALOMANANA KOA AMBAVA HOMANA AMPO MIERITRERITRA, NY FANARAHANA NY ARA DALANA SY NY FANAJANA NY TENY NOMENA IHANY NO VAHA OLANA. < NA INONA KOA ANEFA MBOLA TETI DRATSY KOTREHINA ENTINA HAMOTEHANA ITY GASIKARA MALALANTSIKA ITY FANTARO FA NY SITRAPON'ANDRIAMANITRA IHANY NO TSY MAINTSY TANTERAKA ETO FA AZY IRERY IHANY NY FANDAHARANA SY FANDIDIANA; MASINA NY TANINDRAZANA !!!

  • kristelle dit :

    tena efa leo azy ny vahoaka ao @ Magro,ilay Sioka anie midika ehoe leo e! indrindra fa rehefa tonga io 16 io tena vao maika leo

  • HoAiza dit :

    Vous nous rechauffez toujours le coeur, grace à cette fermeté et ce sens de discipline dont vous faites preuve.
    Bien que non nécessaire car l’on vient de diffuser ceci:
    [. arrestation des deux éléments des Forces de l’ordre, accusés d’avoir reçu cette somme de la part de l’intermédiaire de l’ancien président.]
    (donc, c’était bien débité du coffre de l’Etat)

    - que le PM Ch. Rabemananjara, aidé de son assistante Manorohanta, se tiennent prêts quitte à remuer UC – coffre ou cendre afin de retracer les tours de passe-passe du parcours de ce fond, comme étant des hauts responsables pendant cette période LEGALE du gouvernement malagasy. Entre autres,
    [. affrontement entre Gendarmes n’est pas à exclure car il est fort possible que les éléments de la FIGN fassent une descente au Toby Ratsimandrava
    . le Lieutenant-colonel a lancé une mise en garde contre toutes personnes ou entités étrangères à la Gendarmerie qui essayent de s’immiscer dans cette affaire.]

    Leur slogan étant « HIARO NY VAHOAKA SY NY FANANANY! »
    Alors, bravo à la grande muette de se lever pour qu’on vous restitue un BIEN qui vous est dû DANS LA LEGALITE!

  • HoAiza dit :

    Ny amin’ity le 8 Mars aloha no hatrehin’ny olona rry kala an!
    Sao manao resa-poza hoe LEO ny GIC, UE, tralala…
    Ampianaro oa ny zaza hahay handray andraikitra eo @ mpiara-belona sy ho olom-pirenena VANONA any aoriana, fa tsy FOZA.
    Fa ny antitra aza hono ankoatry ny mitanin’andro hariva (ny eto dago) rahefa tsy misy atao, miverina mamaky baiboly!

  • nanah! dit :

    salut !
    Zenabe a!
    sanatria tsy mandatsa anao izahay fa zao: tsy fantany’ny ilay ralahanao nga fa zone rouge le atao oe: Ambotsirohatra e?
    mampalaelo ana enao io , zao @ sisa no tsy atao intsony ilay olona tena tompon’andraikitra anefa tsy tonga teny fa nande nody tany ambatobe izy e!
    ndryyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyy!

  • nanah! dit :

    ok! soari a!

  • Mao dit :

    Mikasika ilay vola nomena ny zandary sy ny Polisy ary ny miaramila no tiako asiana resaka kely. Tena ilaina ny fahafantarana ireo olona nandray sy naka ary nihinana io vola io, satria raha ny tena marina dia volan-tsika vahoaka io ary tokony ho mangarahara no hahalalana ny nampiasana azy. Ary fantatra mazava izao aloha fa nisy io vola io ary tsy nomena mba hampitokona ny zandary t@ ireny fotoana ireny ka nahatonga azy ireo nitazam potsiny t@ fandrobana maro isankarazany.
    Iangaviana raha misy ireo porofo nolazain’ny filoha mba havoaka an gazety mihintsy satria ny tsy fahamarinana sy ny fitiavan kely hatramin’izay no nampahantra ny Malagasy.

  • Mankasitraka dit :

    Tena efa mitapy ry lristelle

  • kristelle dit :

    misy mitapy ve toa izao manantena tsy misy mitaninandro ao @ Magro r’ise?

  • tess dit :

    mitanin’andro ny anadahindrenin’i Kristelle, Matoa rty hilatsaka ny sazy ho antenisany mpanongana , matoa nareo tsy mahazo fankatoavana iraisam-pirenena hatr@ zao dia noho ny tolona nataonay teny @ MAGRO a!,i tenisany sy i ZENABa tena foza mihintsy, raha zahay légalistes tsy mankasitraka ny fanonganana nataontenisany ve no mankeny AMBOHITSIROHITRA zao dia tsy hitifitra tenisany????zahay aza eny @ lay kianja lazaina fa kianjan,ny demokrasia no mandeha mitolona tsy avela, vitantenisany no mitifitra sy manao haza lambo anay, maika fa hoe hananibohitra ohatra ny nataon’ny foza???, fa ny tetikareo mianakavy t@ iny saika handroba fa heveritenisany fa MAGRO sy TIKO ngah ty Ambohitsirohitra??? Sady avelao koa ho faty any @ zay mihena ny mpanendaka sy ny jiolahy, zao SARERAKA sy i MONJA ROINDEFO ZAFITSIMIVALO, matavy be, tenisany minanikapa ranony lasa kilemaina sady zara raha nahazo vola, i lava nify moa dia « tsofiko rano nareo fa zaho hody fa mamy ny miaina koa », na tiananareo na tsy tianareo ry zenaba sy kristelle sa nadia, rajoelina no tompon’andraikitra t@ iny nahafaty ny rahalahinareo fa tsy iza akory, ny anay ny dadanay tsy hamela anay hananibohitra sy handroba zany fa mamporisika anay foana hiray hina sy hifampivavaka, ny anareo devoly be , hiareto eo dia hiareto eo koa ny sazy rehefa latsaka e!

  • ralezoka dit :

    Kristelle ô , diso be ny hevitrao fa matoa ireo olona ireo mankeny amin’ny Magro dia :
    1° Io ihany no mba toerana azon’izy ireo hanehoany ny heviny malalaka , ny toerana rehetra eto amin’ny tanàna dia feno kalach, lakrimozena,horohoro, sns.
    2° Ao amin’ny Magro koa ange izy ireo mahazo
    hery vaovao na dia ny mahare ny feon’i Dada ihany aza ê ! Dada rahateo kely sisa dia ho tonga ka hiara-paly aminy eto an-tanindrazana isika mianakavy .
    Raha mandinika aho izao dia ianao tsy mandeha ao amin’ny Magro izao no kivin’ny fiainana mahita no vahoaka maro be ao.
    Sa ahoana ?

  • nanah! dit :

    kristelle a!
    azafady kely leoe: leo ny eny magro diso be enao
    ny olo-magro tompoko de olona mihaja fa tsy kongorotika otran’ny foza ( mpamaky trano sy mpandroba fivarotana…….)ka diso ianao @ leo hoe: leo ny olona eny magro

  • HoAiza dit :

    Enao oa ra-Krisy rahefa mikôzy, dia aza manaran-drenirano ao amin’ny hevi-baventy volagninô: mba manàna personalité!

  • PRESIDENT dit :

    Ambilanareo za pele Mele hitondra ny firenena Madagascar ‘ty fa za tsy hanao film porno intsony

  • KintanaMananDrambo dit :

    Mbola hafa ihany ny vehivavy legalista ê !
    Bravo bravo bravo !!!!
    I Kristelle mou voatavo tsy fihinana ê ?
    Efa nisy firy izao aloha ny pseudos an’i gamara, hatramin’izay, na tao amin’ny Topmada, na ny ato amin’i MyDago, na Sobika ? Tsy voahisa intsony !Valalabemifoha, nadia, Nadia, NadiaGrondier, AR8, ssssh, nadia.Grondier, vahoaka, kristelle, …, !!Rahoviana ny sophie ? Hi hi hi !!
    Ary nankaiza i Marco sy i Bebera an’i kristelle ?
    MDR !

  • kristelle dit :

    impiry niova pseudos nareo?ny ahy afa ny @ moov,mitovy ny ato @ Mydago sy ery @ Gazety,afa ny @ Sobika,madatim afa ny eto efa tsy ovaiko ary i se impiry miova vao tapitra ny crise MDR

  • KintanaMananDrambo dit :

    Izaho tsy mila miova pseudo izany ! Madio eritreritra, ary olona mahitsy !

  • kristelle dit :

    mahintsy ny inona?

  • KintanaMananDrambo dit :

    Mitovy amin’ny I daholo !
    Ary aza miovaova pseudo izany ‘Ty hoa, fa reraka eo fotsiny ! Efa nilaza i dadazaka, fa manaraka eny ihany ny fofona !! Very eo fotsiny ny Ploum Ploum, sa Shalimar’iodé ?
    MDR !!

  • kristelle dit :

    dadazaka dadazoka inona ny ploume?mawola ndehana matory

  • Verohanitra dit :

    Bravo Tess, Ony, Nanah, sns !
    Mahafinaritra mihitsy ny resakareo ka mankahery hatrany mba hanohy ny vavaka sy ny tolona isika fa tsy mankaiza eo ireo. Izao ny teny ifampierana toa lasa mampiomehy. Ny adihevitra dia tsy miainga lavitra fa ny manahiran-tsaina dia hatsangana hono ny Assemblée Constituante mahasolo tena ny vahoaka ka mety hanova ny « Constitution ». Olona 1.800 isa ve hiteny amin’ny anaran’ny vahoaka ? Tsy namaly ny antso nataon’ny FAT hanatrika ny teny ifampierana ny GIC. Afa-po izany ny PT fa « Madagasikara ho an’ny Malagasy » ka tsy olana na tsy misy hafa firenena ary manatrika.
    Hita tamin’ny feon-gazety androany maraina fa ny Praiministra Camille Vital sy ny vice-amiral Hyppolite ministra ny AE no handeha ho any Maputo. Hoatran’ny toa misy adinon-dry zareo, Charles sy Lilison angaha tsy hoentina ? Efa adi-miaramila izany no itondrana ny raharaha.
    Androany amin’ny 8 ora maraina no tapitra ny fe-potoana nomen’ny ZP-n’ny Fort Duschene momba ilay volabe avy amin’ny Prezidà Ravalomanana ka asa na nahazo fahafaha–po ry zareo na hizotra miadana ho eny amin’ny Toby Ratsimandrava.
    Dia samy miandry : na ny vokatry ny teny ifampierana, na ny adin’ny ZP, na ny fiantsoana ho any Maputo alohan’ny hilatsahan’ny sazy.

  • KintanaMananDrambo dit :

    Verohanitra,
    Angaha lasa i Vital indray, no lehiben’ny ankolafin’ny mpanongana ?
    Tsy mahalala fomba, sa matahotra ny hifanatri-tava amin’i Ravalomanana i domelina ?

  • kristelle dit :

    driiiiiiiiiiii! mba loza koa ity,iKintana manana hevitra tsara ho anareo tsy mba nahazo Bravo
    raha tsy misy an’ny Kintana angaha ianareo matafavoaka hevitra firy,Dadavalo iKIntana mba omeo seza fa nitolona mafy ho anao

  • Babyfoot dit :

    Inona no tian’i Nadia hiantsoana an’i Nadia ?

    Kristelle sa vahoaka sa Nadiagrondier sa SSSSSHH sa Anti-Ta8 sa GAMARA ???

  • Babyfoot dit :

    Sa zenaba ?

  • kristelle dit :

    ZenBA

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Vos idées et arguments sont valables.
  • Utilisez avec modération les majuscules pour vos mots entiers. Vous n'en serez que mieux lu(e) et compris(e).
  • Les insultes et grossièretés sont les moyens de ceux qui ne trouvent plus de mots cartésiens et raisonnables.