Mijoroa raha olo-marina
Mihatsara ny feo afaka segondra vitsi-vitsy.
Mihatsara ny feo afaka segondra vitsi-vitsy.
Cet article a été rédigé par Solo Razafy et publié par MyDago.com le Mercredi 3 mars 2010 à 11 h 06 min. Vous pouvez dire votre avis ou faire un commentaire .
le Mercredi 3 mars 2010 à 11 h 42 min
Haintsika tsianjery ny Maputto sy Addis abeba ,fa takatr ‘Isika tsara ve ny vptoatin’ny fifanarahana voasonia tany amin’ireo toerana ireo..!
Be mantsy ireo mitatata Maputo -Addis abeba toa ny hoe ny fitenena izany fotsiny dia hivaha ny olana..!
Ny zavatra kendren’io fifanarahana io dia izay hafahan,’ny VAHOAKA AINGANA MANOME NY HEVIONY AMIN’NY ALALAN’NY FIFIDIANANA IZAY HO FILOHA HITONDRA NY FIRENENA..!
Ny fanaovana io fifidianana io no miter
le Mercredi 3 mars 2010 à 20 h 57 min
marina ny teninao r’i Dr Celestin, mila ampatsiahivina tsara @’ n’ny tsirairay ny tena fotokevitry ny Maputo ary ny ADIS ABEBBA !
le Jeudi 4 mars 2010 à 11 h 08 min
ny fifidianana dia ilaina dia ilaina , fa saingy tsy ny mpanongana mihintsy no tokony hikarakara izany , ny zavatra nosoniavina tany Maputo dia mazava be fa tokony foanana ny fanenjehana ny mpanao politika rehetra du 2002 au 2009, dikan’izany mody aloa ny tena tompotoerana, avoaka ny olona nogadraina tsy amin’antony rehetra ity,hatsahatra nny fampitahorana ny olona,sy ny mpanao gazety , zany hoe alamina aloa ny firenena zay vao mifidy malalaka ny vahoaka , fa tsy hoe fifidianana tsy misy lalĂ na akory fa adin’ny jiolahim-boto fotsiny, ary aoka tsy ho hadinontsika fa raha ny tena tokony ho izy ny lalĂ na tsy mamela ny olona mpanongana hilatsaka ho fidiana ,io accords de Maputo sy Adis Abebba io no lalĂ na aloa hatreto zay efa nosoniavin’ny rehetra , donc tanterahana aloa io vao atao ny fifidianana