
Transall
Ity indray no vaovao nalefa taty aminay
Efa andro vitsivitsy no nahazoako ity vaovao ity kanefa dia alefako ihany fa mety ilainareo,raha nijery ny forum sasany moa dia lazain’ny olona sasany fa intox foana ny vaovao sahalan’ito. Tsy maninona fa na ny vaovao nilaza ny zavatra mety iseho aza t@ janvier 2009 no nolazain’ny maro hoe resak’eh sy intox kanefa nony avy dia maro t@ ireny no niseho araka ny voalaza na nisy fiovana kely fotsiny ka dia izay no adefasako azy ho anareo. Mba ho toy ny informations ka ahafahan’ireo olona voakasik’izany miomana dieny mialoha.
Izao izy izany:
Misy 6 transal any Djibouti, 2 transal any La Réunion ary 2 transal ao Mayotte azo fenoina fitaovana miaramila izy ireo. Mody atao hoe hanao aide humanitaire ka miara-miasa ny croix rouge Frantsay sy croix rouge Malagasy. Amin’ireo entana entin’ireo transal dia misy ny fitaovam-piadiana ho an’ny mercenaires.
250 ny mercenaires efa tafiditra ao Madagascar fa mody manao hoe touriste, indraindray koa nanao paozin’olona ohatran’ny clochard any Europe, izany hoe manao ny fomba rehetra mba hi-camouflé-ny ry zareo.
Ny antony mbola tsy nidiran’ireo avions transal ireo any Madagascar hatramin’izay na dia efa vonona aza dia satria mbola miandry ny OK avy any amin’ireo miaramila gasy (izay azo lazaina fa hoe mivarotra tanindrazana), anton’ilay fiazoazon’ireo miaramila gasy ireo dia na atao aza hoe mpivarotra tanindrazana ry zareo dia mbola tsy maty eritreritra tanteraka fa matahotra ny mety ho conséquences hafa izay tsy voajery tany aloha.
Mila miezaka mandresy lahatra ireo miaramila, zandary ary polisy ny mpomban’ny legaliste mba tsy ho tanteraka ny fidirin’ireo any Madagascar.
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:

mba ajanony laingalainganareo io,ary aza mamoaka zavatra tsy maripototra fa tsy mety,i Dadanareo no mpanao zavatra toy izao ,fafao anie ity zavatra lazaiko ity e!
tsy misy Miaramila Lagaliste zany anie e! Miaramila ray tsy mivaky mijoro ho manda tehezana ary maty ho an’ny Madagascar fa tsy voavidin’nny volany Dadanareo
mba tongava saina @ izay ry kristelle a,mba toy inona re no fiainanao io é,mbola tsy tsapanao ve ny fahantrana sas ianao anisan’izay nangalatra teto koa? Miomana daholo;ianareo fa tsy maintsy hisy valiny daholo na zavatra atao é.
Asaivo miomana daholo ireo FATn’alika ireo indrindra fa i ALAIN ramarosaona sy ny forongony fa ho avy tsy ho ela ny valifaty faran’izay mangidy !
on n’a pas besoin de mercenaires ici au pays,car tout est entièrement calme et la paix règnent. les semeurs de trouble sont maitrisés. d’ailleurs les forces de l’ordre avec l’andrimasompokonolona(nouvellement dénommé police communautaire) travaillent ensemble pour veiller aux malintentionnés
Sadika salaka: qui t’a dis que le pays est calme en ce moment tu regarde avec tes yeux ou tes F….
nous les peuples en es marre de vos FATy. Vous êtes des Mpivarotra Tanindrazana.
Que dieu benis Madagascar
« En ce moment il y a un cambriolage d’une bijouterie à Antaninarenina, 2 personnes ont été déjà abattus »
avis aux autres légalistes semeurs de trouble, on a encore besoin de plus de martyrs…hihihi…à antaninarenina (le palais d’État n’est pas loin)
le pays est calme saufs quelques bandits perturbateurs que les forces de l’ordre ne manqueront pas à abattre comme un animal, ces bandits abattus à antaninarenina paraitront surement dans les journaux malgaches demain
« Le portail du Magro a été fermé, et porte la pancarte « propriété privée »selon SOBIKA.COM. Il n’y a plus de lieu de rassemblement pour les légalistes.
voilà pourquoi les zanak’i dada font des débordements partout pour justifier les petites sommes de circonstance cotisées par les chefs de mouvances pour les entretenir.
vous aurez à faire avec les forces de l’ordre avec l’aide de la police communautaire (andrimasompokonolona)
Selon Pierre Tsiranana, les 3 mouvances ne pensent qu’à perturber l’ordre public. Il a pris le cas du policier qui a été agressé la semaine dernière.
les policiers vous réserveront des traitements de faveur.
bonjour et miarahaba anareo rehetra é- efa niresaka teto ahy momba ny fivarotana tanindrazana- asa tsarovin’areo ilay zaridaina tany commune namidy tao AMPASIMAZAVA/TOAMASINA- mampatsiaro anareo fa mbola tsy hita ny iafarana- MATORY MATY ry zareo raha ny fanontanian’ao manahirana ny saina any ry zareo…….veloma finaritra ary tsarovy fa tsy misy resy tsy miady FRANCOIS rené
Izao fotsiny ny ahy no tiako ambara,
Matoa mameno ny tanà na ny miaramila izay efa mifanisa amin’ny vahoaka ny isany, dia TSY MISY FILAMINANA izany ao an-tanà na ! Ary matoa mirongo basy sy tafondro izy ireo dia satria MAMPATAHOTRA AZY ny mpiharo ny satan’ny MAPUTO ! Dikany ? Mbola ao amin’ny FAHATANJAHANY TSARA ny Mouvances 3. Ny faniriako dia mba hosokafana amin’ireo antoko na fikambanana rehetra mankasitraka ny satan’ny MAPUTO ny HETSIKA e !
Mino aho fa efa manao couche culotte ilay bandikely satria marary kibo lava isaky ny mihetsika ny mpanao hetsika ! Izany indrindra no nanasivany hoe « propriété privé » eo amin’ny MAGRO !
AIZA RE IZANY E ! Mbola aiza ny hanjo an’ireo ? tokony asiany ecritau koa eo amin’ny kianja 13 mai hoe « propriété privé » dia asiana irony sarin’alika irony ary soratana hoe :
TANDREMO ! ALIKA MASIAKA
Fa na izany aza, tsarovy fa ireny ALIKA MASIAKA ireny hono dia tsy MAINTSY MIVADIKA AMIN’NY PATRON JOEL indray andro any -
La H.A.T n’a qu’un seul souci:MONJA ROINDEFO, quant à vos loosers d’association de 3 mouvances,ce n’est que des parasites sociales minoritaires à très faible capacité de nuisance.vous pouvez m’insulter autant que vous voulez, cela me permettra de savoir que ce que je dis est vrai. en effet, la vérité… blesse!
misy democratie ve ato @ Mydago sa tsy misy?
misy democratoe kay fa azafady
danse du ventre
foza tay
avaleur de couleuvres
COUCHE !
tsy ny copier coller no ilainay ry sadika a, ny hevitrao momba ny fivaotana an’ Madagasikara ataonareo Foza.
Mba lazao ny hevitrao raha manana fanohanana.
Plus de 1900kg de produits miniers ont été saisis par la police des Mines lors d’une perquisition des maisons de 2 investisseurs guinéens
zatra ny lalan-dririnina reto gena reto, ataon-dRacharles lehiben’ny brigade minière mijafajafa eo.
Marina mihintsy io vaovao voalaza io, na i domelina tany manakara iny aza dia efa nisy ny avion miaramila nilatsaka tany, tsy fantatra mazava ny antony hoe hanao inona na hanao inona,
MBa miézaha hahalala vaovao kou ry kristelle fa izany no mahavoa anareo foza itony an, zay vaovao lazain’olona rehetra dia lazaina fa lainga avokoa, nefa refa avy eo tonga tokoa zay vao talanjona sy ketraka, anjaranao ny manadihady oe marina sa diso ilay izy, Ohatra fotsiny izao, ny fisian’ny frantsay maro be eto amin’izao fotoana izao, mba manaova fanadihadiana oe inona daholo no hataon’izy ireny eto, amin’izao krizy izao, ary mikasika ny inona?
Zay fa mba manadihadiha zay vao manakihan’olona, fa tsy faly manakihana be fahatany!
Ho antsika légaliste, matoa ny vaovao alefa eto dia marina izany, isika akory tsy genre an’dry domelina, koa na efa hita be izao aza ny lainga be dia mbola lazain’ny foza fa marina ihany!
Mazotoa daholo
papier collé sobika et madagate ou vérité = spécialité de rubriques de chiens écrasés .
en tout ces papiers collés sont des faits réels,verifiables sur place contrairement aux intox ci-dessus de mercenaires français transportés par l’avion militaire Français Transal C160 vers les zones sinistrés, peut être qu’ils projettent d’achever les rescapés de l’inondation? n’est-ce pas zanak’i dada? puisque tu es si bien informé et catégorique?
io lainga be io ve lazaina fa marina?ny zavatra ataonareo woa aza hailika aminolona azafady
rubriques des chiens écrasés…
Tsy taitra fotsiny ianao ry kris fa lehilahy ireo fozanareo ireo raha mbola tafapetraka eo ao anatin’ny 30jours dia mahatatesa valifaty ry fozayat a! sa kely saina no maivan-doha notsy de nahita fianarana firy CEPE+2 ..? QI tsy haiko hoe ahoana fa mirefarefa @ tany e! Mahereza daholo isika zanak’i DADA e!
Tsy tafiditra eo izany ny frantsay na hanao izy na hanao inona e! avelao hanandrana fa ho hitany izany hoe Herin’ Andriamanitra velona !
Aza misy kivy isika fa samia mivavaka e! Izaho manokana raha vao naka an’i Mayotte atao tahaka an’i La Réunion Sarko dia tena narikoditra satria tena ataony eo ampovoany isika . Mahereza daholo fa tsy maintsy mandresy isika satria hain’Andraiamanitra ny zavatra rehetra .
Madagascar est un pays souverain.
L’époque de l’expansion coloniale est bien révolue .
Quand les Transalls sont utilisés à des fins humanitaires surtout en cas de catastrophes naturelles comme ce qui vient de se passer à Madagascar, l’AFP et les médias français et francophones ne sont pas loin pour en faire les éloges et pour montrer la générosité française.
Bizarrement, aucune des activités des Transalls à Madagascar n’a été ni vue ni lue dans la presse et média française.
Tena tsy hay mihitsy izay ao anatiny lohan’ny olona sahala @-dry sadic. Rivotra? Il n’est pire aveugle que celui/celle qui ne veut voir.
Honnetement, je n’aime pas du tout les reponses a la francaise d’Abdou Diouf. En fait il est comme un parole parole des consignes venant de l’Elysée ou du Min des Aff Etrangeres francaises.
_http://www.madagascar-tribune.com/Abdou-Diouf-Cette-affaire-a-trop,13761.html
Les reponses francaises aussi CACHENT des sous entendus qui concordent bien avec les dires d’Abdou D.
Notons que A.Rajoelina a fait un voyage au SENEGAL avant que les sanctions n’arrivent ! Tres important ça !
Les reponses du Quai d’orsay ?
_http://www.madagascar-tribune.com/La-France-a-pris-note,13760.html
Toujours aussi evasives, plein de sous entendus, pleinement Francafrique, et colonisatrice.
Modéré ?!!Si effacé, pas de souci non plus ! Hummm ! j’aurais droit au moins à une petite explication ???
Ahitana vao² tsara ho fantatra ato @ ity tranokala ity fa misaotra indrindra e, dia mba hilazao vao² hatrany ry zareo fa ny infos eto @ tanà na ngé ka tsy dé ahitana ny tena marina intsony e, mazotoa daholo fa tsy maintsy resintsika tsy ho tafapetraka eto intsony ny frantsay sy ny forongony rehetra fa dago an’ny gasy ary ny gasy an’i dago fa tsy an’ny « reny foza malala » akory.
vaovao lainga be
« L’ambassadeur des Etats-unis a déclaré hier, en calmant le jeu entre le régime actuel et l’opposant, qu’il a souhaité de voir une sortie de crise négociée et faisable »
les U.S.A courtisent la H.A.T pendant que vous vous masturbez devant votre P.C. et les membres de la H.A.T effectuent des voyagent à l’extérieur pendant que vous vous félicitez des pseudo-sanctions de la causaquerie,qui vous a,d’ailleurs,coûté la fermeture de votre lieu de distribution journalière d’aumône MAGRO et l’arrestation de quelques uns de vos leaders TIM,et l’exil à vie de votre Dada en prime.
ce mot « faisable » prononcé par l’ambassadeur des États-Unis signifie pour votre information rejet de l’accord de Maputo et Addis-Abeba ,c-a-d ré-enterrement des vieux zombies,seulement bons pour des expositions aux musées,dé-fossilisées par ces chefs de tributs bouffons AFROS dans leur tentative de partage de pouvoir(encore faut-il mentionner que leur gourmandise hors norme a entraine le blocage) qui n’est plus « faisable. »
Ohatra sao tsy mazava aminao !
Ny Olona toy ireo Mpitsara tsy mataho tody, managadra ny tanora, ny olona MITAKY ny Demokratia, sy ny Liberté d’expression ireo no tokony ho tsaraina voalohany indrindra.
Mba vakio kely hoe ity lazain’ny Tanora ity e !
_http://collectif-gtt.org/category/defaut/plus/en-direct-madagascar
23/03/2010 : « TSY MAMPIHEMOTRA NY FONJA »
Nivoaka ny fonja androany atoandro ireo tanora sivy mianadahy voasambotra teny Tsimbazaza ny faha-22 Desambra 2009 nandritry ny fametrahana ireo mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita. Raha tokony enim-bolana an-tranomaizina ny nefain’ireto mpitolona ireto dia nahazo fanalefahan-keloka telo volana izy ireo rehefa niady mafy ireo mpisolo-vava. Ny roalahy tamin’izy ireo dia tokony mbola namita « corvée » telo volana raha tsy nahazo « remise de peine ».
proTsy nampiova ny fitakiana nitoloman’izy ireo velively ny telo volana tany am-ponja fa vao maika nihamafy ny hafanam-pon’ireto tanora ireto.
« Tsy hitsahatra hitolona ho an’ny firenena izahay raha toa ka mbola mitohy ny fanitsahana ny demokrasia » hoy ny iray tamin’izy roavavy raha niresaka tamin’ny mpanao gazety izy. Voalazan’ny fitsarana FATE fa nametraka « barrage » no antony nampidirana am-ponja azy sivy mianadahy ireto. Ny ankamaroan’izy ireo dia vao feno 18 taona tamin’iny taona 2009 iny.
Mbola miandry ny fitsarana azy ireo kosa ankehitriny Solohery Hilaire sy Ony vadiny rehefa tazomina am-ponja vonjimaika hatramin’ny Alatsinainy 22 Martsa teo.
Mba mpitsara misaina sy responsables ve ireo Mpitsara ireo ?
Ankizy 18 ans dia alefa any an-trano maizina. Enga anie ka ho tsy vanona mandrakizay ny taranany sy fara mandimbiny. Tena sadiques miaraka aminareo Foza !
Efa tena Holocauste mihitsy no ataonareo !
O r’i Sadic a ! ianareo anie Hidden e !
Mba aoka izay ity Pub-nao amin’ny tsy alehany ity fa mankaleo e ! Ny manoratra eto azy ianao efa handeferana !!!!hi hi hi !!!
Raha foza aho efa teny Antaniomra sy manao asa anterivozona 50 ans ianao.
Ny Karana, Tsotsoka, Sinoa izao no amboarina tsara rehefa milamina ny crise, NA IZA HO AVY EO NA IZA.
pOORLY rATED
Sadic
voit les choses comme il peut et comme il voit : lecture tendancieuse.
Ireo irak’i Domelina tsy misaina sy tsy manao afa tsy izay tratry ny sainy ireo anie, ka tena tsy misy saina afa tsy ho an’ny vola e !
Ny tian’i Presida Ravalomanana amin’ny hoe Operateur economiques tokony ho viser-na ato amin’ity liens ity dia ny Frantsay bien sur ,ary isan’ireo i
- Sophie DENIAU any Dago ankehitriny
- Pierre SELLIER any Dago
- Robert BOURGUI any Dago
…….
Orange….Total…..etc
_http://www.madagascar-tribune.com/A-etendre-contre-les-operateurs,13774.html
Fred!!
hidden ny tenanay saingy matoky fa tsy maintsy misy mikaroka sy mijery izay soratako eo, i GBD sy ianao io ary ry kintana reny mintsy no voalohany manokatra an’io, refa tsy mahita tenenina de mijery ze vaovao soratako aloha vao mi-deverser la rage de la haine…hihihi
Raha ny ataonareo ve dia hiandry fitiavana avy aminareo izahay ?!
Ary aza avadika ny rasa, fa asio fisainana : Fanenjehana no valin’ny Fahafahana, Liberté d’expression, famonoana no valin’ny fampigadrà na no valin’ny Demokratia.
Mba inona izany hoy ianao ? Mikaroka sy misaina ve ianareo amin’izany ?
Inona no niafaran’ny Place de la Democratie, place de l’oppression, oui !
Ary inona no vaovao mba entinareo eto ? Ny Fate, tsy maha sahy miseho vahoaka ? sa ny Fate matahotra ny fiverenan’ny Prezida Ravalomanana ?
Sa ny miaramila amporisihina hamono ny madinika ?
Ireny madinika enjehinareo iasan’andro ireny aza mahatsapa fa tsy alehany mihitsy ny ataonareo, fa ianareo miseho ho milay , manompo ny hevitry ny frantsay no tena tsy misaina.
Ohatrinona isan’andro no vola laninareo amin’ny FANENJEHANA isan-karazany, nefa ny vahoaka mty ny hanoanana ?
Ny miaramila misotro Whisky sy mi-violer olona no atao raharaha, ARY PROTEGER-NAREO ao amin’ny HAT ny famonoana sy halatra sy ny terrorisme ataoanareo.
Tena misaina lalina sy mikaroka mafy mihitsy ianareo vao mahita zavatra tsara holazaina.
Foza hidden, conséquence de leur hideur !
Bravo ! Mille fois bravo Fred ! J’adore !!
tsy mamono madinika ny forces de l’ordre fa misambotra mpanakorontana, misambotra olon-dratsy, de anjaran’ justice mpampigadra azy refa voaporofo ny maha-criminel azy, hoatran’ny nanaovany ny dadanareo tamin resaka remblayage Andohatapenaka ry, et ce n’est que le début car le PM Vital Camil a déclaré qu’il va s’occuper de son cas(ra8)(journal express)
Hita mihintsy ny haratsian-tsainare Tgvs ry sadic, ankehitriny dia ny lna milaza hevitra indray n ln-dratsy, tena tsy manjary.
Fa ny natanare tamin’ny 26 janvier 2009 dia zavatra tsara an ! Espèce de …
Ndry mamapalahelo be reto zanak’i dada mamafy lainga etsy sy eroa sy manao ze fara heriny mitsy, na eto Dago na any andafy rehetra any, tsss!!! ary le hoe CEPE+2 ny foza ? hihi eny re fa ingénieur…émerite ny dadanareo e, asa re inona no dikanzany e, tsy mba fantatry ny foza zany e
Mikasika ny vola hanenjehana hoy ianareo? pfff fiarovana ny fahafahana sasany ny ataon miaramila fa ôtrin isan andro kou ny dépense dadanareo any ampita any? hanakaramana anreto mpiasan magro sy reto afrikana manasazy??? eritrereto e, ary aza hiteny hoe tsara fanahy be le olona mandray anazy any de mipetraka fotsiny izy any sns fa mampihomehy be
PFFFFFFFFFFFFF !!! Tena nalaka mpandika tarogna i Rakrisy ra ona. Sa angaha nosoloan’i Patrô fa tsa naharesy lahatsa ny ona eto ?