Nouveau forum sur MyDago.com
Nous avons le plaisir de vous annoncer l’ouverture du Forum libre de MyDago. En effet, en ce mois de mars 2010, nous constatons que plusieurs de nos lecteurs et contributeurs souhaitent la mise en place d un forum. Selon vos désirs, nous l’avons mis en place. Il vous suffit de réserver votre pseudo (ou nom) en vous inscrivant, de donner une adresse mail valide vers laquelle vous sera envoyé votre mot de passe (que vous pourrez changer vous-même par la suite). Puis vous pourrez initier un nouveau sujet comme vous voudrez ou donner votre avis sur tout sujet aborde par quelqu’un d’autre.
Ary dia mba azafady Tompoko fa toa teny Frantsay no mba hiresahanay aminareo etoana. Kanefa moa misy vazaha koa mba te hitafa amin’tsika ihany indraindray.


le Mardi 2 mars 2010 à 19 h 44 min
tena hevitra ity ry mydago a! ka dia roso izany isika e!
le Mercredi 3 mars 2010 à 0 h 23 min
Cette formule peut permettre des débats sans subir les « pollutions » de ceux qui tentent toujours de sortir du sujet et e casser ainsi le fil de la discussion..!
Mais en pratique les deux formules (le nouveau et l’ancien forum) rendent bien le même service
le Mercredi 3 mars 2010 à 7 h 36 min
ALEO HITSANGANA AMINIZAY NY TENA VAHOAKA HIADY AMINIREO FOZAORANA IREO TSY MAINTSY MIADY ISIKA HATRAMINY FARANY NA IN ONA HIDONA NAINONA HIHATRA ETO ATAO TSARA NY STRATEGIE JEREVO TSARA IZAY MPAMADIKA EO AKAIKINAO EO AZA MIANDRY ANIREO MIARAMILA TSISY ILANAZY IREO AKORY MAHEREZA DAHOLO EH
le Mercredi 3 mars 2010 à 8 h 39 min
ok ! tena mety e!
le Mercredi 3 mars 2010 à 9 h 45 min
Mankasitraka ary mampahery izay rehetra tia tanindrazana sy mikatsaka marina izay ahasoa ny vahoaka.
le Mercredi 3 mars 2010 à 11 h 15 min
tena efa el loatra tokoa zay niaretana tamin’ireo foza orana ireo, jereo anie sisa ty Antananarivo e, zay tena efa mba nahafinaritra ery
ndao reto hitolona daholo a, tongava eny am MAGRO daholo hampisehoatsika an’ireo oe tsy mila azy sika
le Mercredi 3 mars 2010 à 11 h 16 min
tsy misy afatsy DADA ihany, filoha napetraky ny ao ambony io, hamonjy ny malagasy
ka aleo samy mba hivavaka, mba hiverenany tsy ho ela eto antanindrazana ka hamonjy ny malagasy rehetra, eny na dia ireo tsy mataho-tody aza
le Mercredi 3 mars 2010 à 11 h 41 min
Bonjour Mydago,
Merci de votre invitation. Je trouve que toute les voies de communication libre sont les bienvenues. L’essentiel c de pouvoir s’exprimer et d’être lu ou écouté ou…le partage quoi. Bon,Allons-y
le Mercredi 3 mars 2010 à 14 h 30 min
bonjour à tous les amis malgaches,
afin de rendre les discussions plus ouvertes sur le reste de la planète Terre et éviter de rester dans des échanges malgacho-malgaches, pouvez-vous communiquer en anglais ou français ?
j’ai séjourné longtemps à Madagascar, ai connu vos 3 républiques et suis effaré de voir la tournure de cette nouvelle crise politique.
Bien sûr que c’est un coup d’état, orchestré ou du moins encouragé par le gouvernement français, mais ce sont tout de même des malgaches qui sont la cheville ouvrière de ce holdup légaliste….
La seule réponse pacifique à un coup d’état est le refus de collaborer à toute manoeuvre de sa légalisation sous quelque forme que ce soit et surtout pas de participer à des « élections » qui ne seraient pas le fruit d’une réelle concertations de l’ensemble des sensibilités et forces démocratiques du pays.
Si ce hat refuse d’honorer sa parole et sa signature pour tenir ses engagements des médiations de l’UA, alors il faudra beaucoup de larmes et de peines au petit peuple malgache avant que le fruit pourri ne tombe du Baobab.
A moins d’un sursaut et d’un courage inhabituel de la Majorité silencieuse pour mettre la main à la pâte et destituer le clown (et sa clique armée) qui est actuellement votre représentant ….
(je ne vois pas vos militaires légalistes avoir assez de dignité et d’honneur pour s’en charger; ils sont trop mouillés et peureux pour risquer de perdre la vie ou même leur simple confort et immunité que leur procure leur tenue de « combat »… eux qui n’ont connu aucune épreuve du feu sinon d’avoir tiré sur des civils !)
Courage à vous et surtout ne comptez pas sur les autres pour vous aider car la Crise touche tous les pays même les plus riches.
le Mercredi 3 mars 2010 à 15 h 15 min
Ny marina tsy mba maty.
Tsotra ny ahy : t@ fitondrà na teo aloha dia hita fa tena nandroso haingana tsy misy toa azy i Gasikara raha tsy hilaza afa-tsy tsy ny fivorian’ny Union Africaine izay saika natao teto DAGO izay tena reharehantsika. Tsy mahay politika aho fa ny zava-bita ihany no hitsarako ny mpitondra. ary aza adino fa ny parfait dia tsy misy fa amélioration kosa dia tena misy.
Koa mieritrereta tsara isika vahoaka mba tsy ho fanatique be fahatany @ antoko zatsy na iroa.
QUE DIEU NOUS BENISSE. QUI QUE CE SOIT.
le Mercredi 3 mars 2010 à 19 h 02 min
Miarahaba ny Mydago, nanokatra ity seha-piseraserana ity.Faly mandray anjara @ fifanakalozan-kevitra ny tenanay.Resaka tolona no matetika miverimberina ato, koa ny fandehanana eny @ magro ihany v no hanehoana ny fanoherana io fitondrana tsy manjary io???Marina v fa mety handray anjara @ dinika hataon’ny Faty ny movansy Ra-8, fa nidinika ny hamelana ny Prezida hiverina i Paolilita? Mba liana ny hafantatra ny marina…Misaotra mialoha zay mahafantatra….
le Jeudi 4 mars 2010 à 3 h 15 min
Merci à Mydago: pour ses multiples travaux d’informer et de communication.
J’avoue que durant cette crise, Topmada et tous les bloggeurs qui y font partie, surtout votre site font partie de ceux qui nous ont soutenu moralement durant cette crise.
ps: ce serait sympa s’il y avait « répondre » dans ce forum libre… Mais puisque vous l’avez enlevé d’ici même, c’est que vous avez vos raisons!
LONGUE VIE A MYDAGO!
le Jeudi 4 mars 2010 à 4 h 29 min
Merci MyDago et en route vers le nouveau forum.
le Jeudi 4 mars 2010 à 4 h 37 min
MyDago:
Tena hanova ny mot de passe ko efa azo fa sarotra taddidiana. Mba atorohy lalana @ fanaovana izany, misaotra mialoha
le Jeudi 4 mars 2010 à 6 h 33 min
raha mibebaka marina i ravalomanana ka tsy manota intsony dia tafaverina eo izy. Fa an’Andriamanitra ny vahoaka malagasy, ka izay mmahasoa an’i Madagasikara dia tsy hisy hatohitra Azy Andriamanitra tompoiny raha tena miankina aminy.
le Dimanche 14 mars 2010 à 20 h 31 min
Mahagaga fa isika Malagasy aty Andafiriaka dia tsy misy firaisan-kina , samy maka ho azy daholo , tsy misy miraharaha ny firenenana niaviana tandrizana , Malagasy foana n’aiza n’aiza tany haleha nefa ???
le Dimanche 14 mars 2010 à 20 h 42 min
A.T.M.I.A.
mba jereo ny afatro any lourençoMarquès
le Dimanche 14 mars 2010 à 20 h 47 min
Mme RAMAHEFARISOA SABINE>>>>
Mba azonao hazavaina aminay ve ny momna an’i RAMAHEFARISOA Basile , azafady Tompoko ?!!!
le Dimanche 14 mars 2010 à 21 h 25 min
Hahazo ny lalan-tsara hoa any amin’ny MAZAVA SY NY FAHAMARINANA Isika tsy ho ela , koa izao fisian’ity fomba entina misera ity dia tena ilaina..
Ary ho tsara sy hanova ny adi-hevitra raha toa ka MITONONA NY ANARANY IREO MPISERA.:izany no antoka fa azo antoka ilay mpisera ,izany no fanomezan-toky ny mpisera rehetra fa tompon’andraikitra (responsable )ilay mpisera mitonona anarana..!
Ahoana moa no hiresahana , eo amin’ny fiainana ,amin’ny olona misarona tava..?
Tsy filana vanona izany fa fitakiana mba
HO HAZAVA ( TRANSPARENT )SY TSOTRA NY ADI-HEVITRA
IZAY HIFANTOKA AMIN’NY FAMPANDROPSOANA NY FIRENENA SY AMIN’NY FANATSARANA HAINGANA NY FARIM-PIAINAN’NY MALAGASY !
TOKONY HIJORO SY HIARO NY HEVINY MAZAVA TSARA ARY AMIN’NY FANONONANA NY ANARANY MAZAVA TSARA KOA !
Anisan’ny hiarovantsika ny FAHAMARINANA SY NY FAMONGORANA NY HAFETSIFETSENA : miovaova pseudo izay entina manova hevitra ,hevitra izay mifanohitra amin’ny hevitra nosoniavina tamin’ny pseudo hafa ,koa tsy mendrika ary tsy azo antoka ny hevitra aroso satria miovaova toa ny pseudo..Misy fika sy kilaolao ary tsy fanajana ny loha hevitra dinihina izany..!
Raha mitonona anarana ny mpisera dia hieritreritra fa manoratra ary tsy ho sahy hiteniteny foana izy fa voatery na mangina na miady hevitra amin’ny saina tony..sy mandalà ny fahamarinana sy ny fifanajana !
le Lundi 15 mars 2010 à 20 h 06 min
hoa’ny Dr CELESTIN Robin
Tena marina ny hevitrao, inona moa no mampatahotra tsy anonona ny anarana tena izy raha tena hevitra hahasoa ny mitovy fijery no dinihana sy hilana valiny mahafa-po mba hisiany ny fampandrosoana sy hanjakany fahamarinana marina, nefa moa tsy anomezan-tsiny izay mahita fa mahasoa ny pseudo mba hafahany milaza ny ao am-pony, tsy mampisaraka ny mitovy fijery io sa ahoana
le Mercredi 17 mars 2010 à 15 h 57 min
betsaka ny miteniteny foana, mandraisa ajara fa aza faly mifosa eo foana e!
le Mercredi 17 mars 2010 à 16 h 02 min
Lafourmi
comme toi je souhaite la NON PARTICIPATION à des élections organisées par cette HAT.
Il s’agira d’élections complètement tronquées d’avance , comme au Gabon , comme en Afghanistan…de sorte que le dictateur en place se « fassde une virginité légale » .
Election bidob , piège à cons .
le Mercredi 17 mars 2010 à 16 h 02 min
rectif : élection bidon
le Mercredi 17 mars 2010 à 16 h 10 min
ho itatsika eo ny adin’i andry radomelina, raha tafavoakany ihany ity sazy milatsaka ity na ahoana, mino aho fa modiany domelina tsy hita io ny any amposiny efa feno, raha tsy ny bitro tsy voasazy hoatr’izao isika ry vahoaka izay tia tanindrazana a!
le Mercredi 17 mars 2010 à 16 h 15 min
beurk