9 réponses à “Ã” i ô, nde hamboly hazo izahay !”
Emettre mon avis ou un commentaire
Ceux qui ne sont plus capables de faire valoir leurs idées versent dans les insultes et les grossièretés.Izay tsy mahavita ny mampiseho ny hatsaràn'ny heviny dia lasa manompa sy miteny ratsy sisa.


le Mardi 9 mars 2010 à 14 h 50 min
Mahafinaritra ny zavatra toy ireny, satria hita fa tena mandray anjara betsaka amin’ny fampandrosoana ny firenena izay tena potiky ny foza ny zanak’i Dada. Ary izahay nandalo tamin’iny lalana makany Ambatomanga iny dia tena talanjona tamin’ny fahitana ireo olona sy fiara marobe feno sarin’i Dada handeha amboly hazo. Hita ami’izao fa tsy ny vahoaka no tsy TIA an’i DASA fa i lavasanga sy ny CAPSAT.
le Mardi 9 mars 2010 à 14 h 51 min
Mahafinaritra ny zavatra toy ireny, satria hita fa tena mandray anjara betsaka amin’ny fampandrosoana ny firenena izay tena potiky ny foza ny zanak’i Dada. Ary izahay nandalo tamin’iny lalana makany Ambatomanga iny dia tena talanjona tamin’ny fahitana ireo olona sy fiara marobe feno sarin’i Dada handeha amboly hazo. Hita ami’izao fa tsy ny vahoaka no tsy TIA an’i DADA fa i lavasanga sy ny CAPSAT.
le Mardi 9 mars 2010 à 15 h 11 min
allo allo aza idina i Mydago non non non non
le Mardi 9 mars 2010 à 16 h 00 min
mydagosera « indisponible »le 11 mars.
Doit on conclure en une fermeture définitive?
Ou un arrêt momentané?
Anja â :
miova ve ilay coordonné nomenao ?
le Mardi 9 mars 2010 à 16 h 56 min
ahy ve ny 11 hiany e!manapaka lalandra ianareo
le Mercredi 10 mars 2010 à 0 h 52 min
mba mila sary tamin’iny fambolen-kazo iny hiaraha-mahita ê ! mba te hanana fahatsiarovana zahay na avy aza ny orana ; ny an’ny sasany aderadera hoe mahavitazy ny domelina sy ny forongony ; isika koa mba manana ny voninahitsika ; misaotra betsaka ê
le Mercredi 10 mars 2010 à 4 h 40 min
Tena tsara eh !
le Jeudi 11 mars 2010 à 0 h 20 min
GDB â,
Tsy haiko na ianao marina io manoratra sa ny avatar nao?Ny mail ko dia efa nameko an’i redac de mydago avec des instruction vous concernant.Nalefako tany nefa tsy nieritreritr’aho hoe ahoana no angalanareo azy.Alefaso @ iny coordonné iny raha ohatra ka sarotra ny mahazo ny nouveau coordonné ê .Biz à +
le Vendredi 12 mars 2010 à 7 h 00 min
manaona jiaby isika mahereza daholo fa hifarana ny lalao eh! efa mandavakany fasany tsirairay ny FAT eh! ka tsy asiantsika voninkazo fa fenona tay eo @ ambony fasany ok!!!!!!!!