Archive for mars, 2010

Manao paolitika ny fitsarana !

Manao paolitika ny fitsarana !
24 mars 2010

Voaporofo izao fa tena hidiran’ny resaka politika ny Fitsarana Malagasy. Porofon’izany dia vao niteny ireo mpanao politika Fat hoe : saziana ny ankolafy telo ho valim-botan’ny sazy azon-dry zareo, roa andro taty aoriana namoaka didy ny Fitsarana ka voaheloka dimy taona asa an-terivozona ny Filoha Ravalomanana sy ny lehiben’ny Faritra —> MyDago.com


Marc Ravalomanana sur RFI le 23 mars 10

Marc Ravalomanana sur RFI le 23 mars 10
24 mars 2010

Marc Ravalomana a été interviewé par RFI. Nous ne ferons que noter au passage que le président est toujours prêt à aider Madagascar et à y rétablir l’ordre et la constitution. Nous le remercions de cette confirmation. Nous étions persuadés de cette bonne intention du président, mais l’entendre dire au —> MyDago.com


Et les sHATdoks pompaient … pompaient

24 mars 2010

J’ai redécouvert ce texte magnifique … Vous y reconnaitrez qui vous voulez … A gauche du Ciel il y avait la Planète Shadok. Elle n’avait pas de forme spéciale… ou plutôt…..elle changeait de forme, ce qui était très…


Ny fivavahana kristiana no mitondra fahafahana

Ny fivavahana kristiana no mitondra fahafahana
24 mars 2010

Tena mahabe Fanantenana ny HMF ary tsy vitan’izay hoe mahabe fanantenana fa mampisy Finoana mihintsy. Raha natao fitaovana hanjanahana ny Fivavahana Kristiana tany am-piandohana, ankehitriny kosa dia Fitaovana mitondra Fahafahana eto amin’ny Firenena Malagasy izany. Koa mivavaka isika. Ary mino isika fa tsy maintsy mandresy isika satria « mametraka ny adintsika —> MyDago.com


Avoay izy e !

24 mars 2010

Zarazarao e ! – Partagez ! PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin’i MyDago ity ? PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?


Le Canada appuye les sanctions sur la HAT

Le Canada appuye les sanctions sur la HAT
23 mars 2010

Nous aurions pu croire que les sanctions sur les putschistes de Madagascar s’arrêteraient à l’Afrique. Il n’en est absolument rien. Nous savons très bien que les sanctions se propageront comme une trainée de poudre. ce n’est qu’une question de calendrier. Bien évidemment, dans les jours à venir viendront la confirmation —> MyDago.com


Frantsafrika no nahatonga izao crizy izao

Frantsafrika no nahatonga izao crizy izao
23 mars 2010

ny politika frantsafrika no nahatonga izao krizy izao Naha be resaka tato ato ny mikasika ilay sazy nomen’ny CPS sy ny UA ity. Taorian’ny tam tam nataon’ny Fat fa tsy miraharaha izay sazy ry zareo, dia niova stratejika indray ankehitriny. « stratejika manakorontana » – Ao ireo mandrangaranga fanasaziana ny ankolafy telo —> MyDago.com


Pour mémoire, Madagascar

Pour mémoire, Madagascar
23 mars 2010

. . . . Seulement pour garder les traces de divers éléments concernant le dossier Madagascar, en ces tragiques périodes nous vous mettons à disposition ces différents liens. . Zarazarao e ! – Partagez ! PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin’i MyDago ity ? PS : —> MyDago.com


Vidéo HMF 22 mars 10

23 mars 2010

Zarazarao e ! – Partagez ! PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin’i MyDago ity ? PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?


Miantso ny FFKM ny HMF

Miantso ny FFKM ny HMF
22 mars 2010

Nanao valandresaka hoan’ny mpanao gazety ny harivan’ny 22 martsa teo ny HMF, nahitsy ny teniny: « tsy hankasitrahanay ny herisetra sy ny fanaovana valifaty, fandrahonana sy fisamborana, famafazana lainga, misy mihitsy aza mikasa hifofo ny ainay » hoy ireto mpitandrina ao anatin’ny Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana ireto. . Niantso ny FFKM hijoro —> MyDago.com