MyDago.com

Pdt Ravalomanana to Chairman Jean Ping

Marc Ravalomanana

Marc Ravalomanana

Ity taratasy nalefan’ny Prezidà Marc Ravalomanana ho an’i Jean Ping topon’andraikitry ny komision’ny fivondronana Afrikana. (pdf document 2 pages)

31 réponses à “Pdt Ravalomanana to Chairman Jean Ping”

  1. kristelle a dit :

    dadavalo ! i Kintana sy i gasy be omeo anjara lova fa tena niasa mafy ho anao iMalahelo efa nitsoaka i Maevanilla ataovy kelikely iMydago ataovy betsalka kou ,za aza omena

  2. rasoa a dit :

    mahereza Monsieur le Président!
    que Dieu vous bénisse

  3. SSSSSHH a dit :

    Toa marikoriko izany ny mamaky ny taratasin’ity rangahy ity.Ohatran’ny hoe tia malagasy sy tia tanindrazana be ery kanefa nihomehezany sy nompany ny fahantran’ny malagasy.Tsy vitan’izany fa saika novarotany tanteraka i madagasikara dia ny malagasy atao mpiasa tsy manana tany sisa.Dia avy eo dia mody mivavaka te ampiseho hoe mino an’Andriamanitra.

  4. ralezoka a dit :

    Fa nahoana ange no resaka seza foana no atao be ao an-tsaina rehefa mba mamoaka hevitra sy mikatsaka izay hahasoa ity firenentsika ity no hifanakalozantsika eto ê ?
    i Kristelle angaha mpanolo-tsaina ao amin-dRa8 ao?
    Na seza rivotra aza ve dia tsy tianao ry Kristelle ?

  5. ralezoka a dit :

    Ô ry SSSSSHH ô : Ianao ange no te-hamaky izay taratasy tsy nosoratana ho anao izany ê !
    Enga anie ianao tsy haharary fo amin’izany fa manjary mampalahelo .

  6. fandresena tena izy a dit :

    Tena mety Andriamatoa Filoha o! Ataaovy sesilany mihintsy ny fampahafantarana ireo tokony hahafantatra rehetra . tena tsara mihintsy hoe avy hatrany dia nolazaina mialoha ny tetika maloto fonosin’ilay 4 sy 5 Marsa .
    Misaotra e!

  7. kristelle a dit :

    ianao zao no mbola sesitany ry dada

  8. kristelle a dit :

    ity Rangahy ity sy ny fanambakany Andriamanitra mbola ho voakapoka mafimafy fa ataovy,Andriamanitra anie Rangah’ity tsy toa anay olombelona e! izahay azonao fetsifetsena fa tsy izy mba miteny hiany aho

  9. kristelle a dit :

    ralezoka! za tsy hamono piray Tanindrazana resabola,za kou tsy dia laharampahamehana ho ahy ny seza sy Vola fa ny ahy fanjakan’Andriamanitra no tena ilaiko dia idirako ny varavaran’ny Lanitra,ity tany ity raha ela dia 100 taona fa ny any Andanitra no ho mandrakizay mba miteny anareo manohana mpamono olona io hiany aho,any @ afobe ange ianareo e!

  10. KintanaMananDrambo a dit :

    Misy Rakrisy anankiroa, toa tonga dia ho any amin’ny afobe ! Hijerevako hena i kris-nadia, ho ataony MASKITA !
    MDR !



  11. kristelle a dit :

    mawola mawola mawola

  12. ralezoka a dit :

    Ho an’i Kristelle mpiray tanindrazana .
    Raha ny lanitra aloha izao no tianao, dia tsofinay rano ianao ho any soa aman-tsara fa aza manimba ny sainay eto an-tany eto.
    Maniry anao hiverena aingana izahay anefa satria ho voadio ny fisainanao avy any .

  13. fandresena tena izy a dit :

    Avelao izy Ralezoka hilaza izay lazainy fa malalaka ny fanehoan-kevitra a! Rehefa tsy mana-kambara izy tsy maintsy hangina tahaka an’i Omar ihany e! Mitenena « foana  » ry zareo a!

  14. dadazaka a dit :

    Sur aho fa i Nadia ihany io Kristelle io satria mitovy ny toe-tsainy sy no fomba fanoratany, ary ny « fofony »!!!

  15. vololona a dit :

    mahereza ry Dada fa mivavaka ho anao koa izahay a!! antsika rehetra ity nosy madagasikara ity ka tsy avelantsika ho viravirainy mpanjanaka izany.

    Aoka tsy hifampitsara eto isika fa tsy anjaratsika ny mahalala ny ao ampony tsirairay, Andriamanitra irery ihany no mahalala izany

  16. nanah! a dit :

    tena mampiome mitsy le atao hoe: kristelle a!
    dia izao hovay ny teoetsaina fa raha fanjakan’Andriamanitra no ilainao dia DISO LALANA ENAO ? MIVAVAHA MAFY IALA @NAO NY DEVOLY, NY FOZA

  17. nanah! a dit :

    ho an’ SSSSSHH!
    tsy votery hiheno ny fanambarany ngé enao e!
    aza miditra @ mydago refa zany fa sao marary foeo izy tsy maitsy manao fanamabarana fa aza miheno tapeno ny sofina dia akimpio ny maso ampy zay

  18. SSSSSHH a dit :

    Dia izay ve no mba sisa avaly rehefa misy olona sosotra amin’i Ravalomanana sy manakiana ny taratasiny?Toa tsy ho tafavoaka mihintsy anie ianareo raha toy izao no fomba fisainana e!Toa mbola manompa ny malagasy mahantra foana izy hatramin’izao.Ampiasainy ilay fahantrana aderaderany amin’ny firenena maro mba hiverenany eo amin’ny fitondrana.Tena marikoriko be ilay fisainany tsy mendrika.Fivavahana sy fahantrana no lalaoviny sy ataony fitaovana.Izany ve dia mety hoy ianareo?Sa moa hoe mangina rehefa tsy faly dia aza manketo?

  19. malagasytiatanindrazana a dit :

    Ho an’i Kris sy ssssh sy zay foza rehetra tafiditra eto :

    Ny malagasy te hahantra aleo hahantra mandrakizay fa tsy maninona mhintsy. Ny tsy fihezahany no mampahantra azy fa tsy inona akory. Ny Filoha Ravalomanana tsy afaka niditra tsirairay ny tokonam baravaranatsika hampanakarena antsika fa ny nametraka ny sehatra madio sy marina ahazoan’ny rehetra harena no nataony tao anatin’ny 7 taona na dia be aza ny sakana isan karazany : attaque Bani Ivato, teti dratsin ny reninareo malala, sns…

    Natsangana sy natao be ohatra ny fanamboaran dàlana, bianco, samifin, ladoany maoderina, sekoly, csbII, sy ny maro…tsy votanisa.

    Nareo sy ny fat…nareo no mihira sy manao fitaovana ny fahantrana efa ho lava handresen dahatra ny mahantra (toe-tsaina) otranareo fa izahay efa lasa lavitra ary ny horizon 2012 aza efa tsinjonay sy ny malagasy maro te handroso sy hanana toa anay. Tsy hitanareo ys tsapanareo na ny toe tsaintsika aza tsy mitovy mihintsy.

    Hitodio di lanjalanjao amin’ny saina tsy miangatra anie ny famotehana nataonareo nanomboka ny 26 janoary 2009 hatramin’ny androany 4 martsa 2010 sy ny voatsanganay sy ny fanjakana notarihan’ny Filoha Ravalomanana talohan’izay dia ho tsapanao ny fahamarinan’io lazaiko io.

    Soa fa mbola afaka hanomboka vaovao izahay, tarihin’ny filoha Ravalomanana, aorian’ny fifidianana izay hirinay ho amin’ity taona ity ra tsy ho sembaninareo indray nohon ny tahotra ny fitsaram bahoaka

    Misaotra anao namaky na somary lavalava aza !

  20. SSSSSHH a dit :

    Izany aloha dia nofy e!Iza izao no eo amin’ny fitondrana i Rajoel sa i Ravalomanana?Iza izao no manome baiko ny miaramila?I Rajoel sa i Ravalomanana? Iza izao ny hankalaza sy ahazo tehaka sy hoby amin’ny 26 jiona?I Rajoel sa i Ravalomanana?Efa leo an’io mpisandoka mpivavaka sy mpanompa mahantra sy mpivarotra tanindrazana amin’ny kely maso sy mpiantehatra amin’ny any ivelany io ny malagasy fa aza manofy mitsangana.



  21. rasoa a dit :

    or’i SSSSSHH â!

    hoy ianao hoe iza iz

  22. rasoa a dit :

    or’i SSSSSHH â,

    hoy ianao hoe  » iza izao no eo @ fitondràna Rajoelina sa Ravalomanana….sns »
    @izao fotoana izao i Madagascar et le peuple malgache sont en otages entre les mains des bandits qui réclament des rançons, voilà la situation !!! on ne pourra pas déclarer que le chef des bandits est président!!ce serai une offense pour tout le peuple de dire ça !

  23. SSSSSHH a dit :

    Misy lanjany kokoa ve ny hevitrao rehefa ataonao amin’ny fiteny « françafrique »?Tsy mahatoky ny tenin-drazanao angaha ianao?Mampihomehy ahy hoy aho ianareo mankahala ny « françafrique » ireto
    Tsy misy olona tafajanona eo raha toa ka tsy tian’ny malagasy.Tsy ny magro akory no atao hoe madagasikara

  24. fandresena tena izy a dit :

    O ry sssshhh o !

    tena tahaka ny mirehareha be mihintsy anie ianao izany e! Tsy fantatrao ve fa tsy misy ratsy maharitra izany ; ary ho menatra ianao rehefa tena handresy ny marina satria ny marina dia tsy maintsy mandresy . Amin’izay isika mifankahita e! Hainao ve ny hiran’ny Poopy hoe ny marina tsy resin’ny maizina ?

  25. GBD a dit :

    kennedy kely intsika ê…………

  26. GBD a dit :

    kristelle/Nadia
    yzahay ange dia entiny « conviction » ê ! fa tsy vao-karama
    MDR

  27. ralezoka a dit :

    Efa be loatra ny tsy mitovy hevitra aminao eto ry SSSSSHH ô. Tsy hanampy trotraka anao intsony aho ka hankarary ny fonao bebe kokoa indray,sady koa mampiakatra ny tosi-drànao eo ka manimba anao. .
    Izao fotsiny no hafatry ny firenena malagasy izay hianjadian’ny fijaliana tanteraka : miaina ao anatin’ny horohoro,tsy mahita ho hanina,miferotr’aina amin’izay atao rehetra satria tsy misy mandeha amin’ny laoniny izay atao noho ny fitondràn’io mpanongam-panjakàna io :
    Tohano mafy dia mafy izany io Rajoelina hahazoanao tombon-tsoa manokana io hoy ny malagasy tsy vaky volo izay mitondra ny tsy eran’ny ainy, tandremo anefa sao mibolila ka tratry ny haloka satria boribory anie ity tany misy antsika ity ê. Ny ambony lasa ambany hoy ny fiteny . ! Miomàna ihanahy sao sendra ny tsy mety ê ! (C’est un conseil d’ami que j’adresse spécialement à SSSSSHH)Mba ataoko fiteny franceafrique koa ny ahy ity raha izay no mety hampisy lanjany azy koka araky ny teninao.

  28. SSSSSHH a dit :

    Aza mampihomehy ry zareo a!Raha mety sy marina sy tsara i Ravalomanana dia tsy nafoin’ny malagasy mihintsy fa dia notazominy mafy dia mafy na dia nisy nanozongozona sy nitetika nanongana azy aza.Fa toa mora kely sy kilalaon-jaza ny nanala azy teo dia satria tofoka sy leo azy ny malagasy.Mbola averiko ihany fa tsy ny magro akory no atao hoe madagasikara.Tsy ny olona manoratra eto koa akory ny atao hoe malagasy miisa 20 tapitirisa.Ka aza dia manonofy mitsangana fa ho mafy anareo ny hifoha amin’ny torimasonareo satria io mijoro sy tohanan’ny malagasy sy ny miaramila io Rajoel na inona lazainareo na inona lazain’ny gic dia io izy io ny sariny eraky ny ambassades sy tranompokon-tany.Izy no izy ka aharitra sy hamikitra mafy satria tsy vonona hamerina fanetry be tahaka an’i Ratsiraka sy Zafy sy Ravalomanana eo amin’ny fitondrana ny malagasy.Aleon’olona maty toa izay ahita an’i Ratsiraka higadona eo Ivato tsenaina amin’ny karipetra mena sy jery atrika miaramila.Tena aleo maty toa izay ahita toe-javatra toa izany.Mahagaga fa ilay atidoha niketrika nanongana an’i Ravalomanana indray ity no miaradia sy minamana aminy ary antenainareo tsy mahita alavitra fa hitondra soa.Mampihomehy be ilay tsy tia « françafrique » kanefa manohana olona mamy hoditra amin’ny « françafrique » sady mampiasa ny fiteniny.Toa tsy fantatrareo akory izay ataonareo na manohana an-jambany angamba na araka ny fiteniko toa mpanonofy?

  29. Rado a dit :

    C’est la pourriture de la situation qu’il veut Rajoelina! Ce sera la politique de terre brûlée! Ou vous laissez faire avec mes cliques ou rien ne restera après mon passage!

    Alors, il est venu au pouvoir par la force, il partira du pouvoir par la force! C’est la seule loi applicable à son cas!

  30. SSSSSHH a dit :

    hihihihi « françafrique » hihihihi



  31. Fred a dit :

    Nj’s Notepad

    A LIRE IMPERATIVEMENT SVP !!!!
    ET PARTAGER AU PLUS LARGE PUBLIC

    Madagascar : Le plan de Rajoelina pour 2010
    23 janvier 2010

    D’après Tananews, on naviguerait à vue depuis le putsh de l’équipe Rajoelina pourtant je ne partage pas complètement cet avis.

    Rajoelina a un plan, un plan très clair, il suffit d’analyser le passé et le présent pour prédire ses prochaines actions. Petit exercice de prospective.

    On ne reviendra pas sur le Coup d’Etat de 2009, on va directement attaquer 2010.

    Après avoir utilisé les Accords de Maputo pour dégager Monja Roindefo devenu trop encombrant et qu’il avait utilisé pour la boucherie du 7 février en se plaquant tranquillement à Ambatobe, Rajoelina veut donc des élections, des élections législatives.

    Ladite Assemblée aura pour charge de rédiger la Constitution (déjà dans son tiroir) de la fameuse IVième République avant une hypothétique élection présidentielle.
    Hé oui, quoi de mieux que se tailler une Constitution sur mesure quand on n’a (i) ni l’âge requis, (ii) ni la popularité, (iii) ni la compétence nécessaire pour dirigier une république à peu près démocratique ?

    Vous vous demandez sûrement pourquoi il a choisi les législatives avant les présidentielles ?

    C’est simple, tout d’abord il compte sur la désaffection du public envers le parti présidentiel Tiako i Madagasikara éclaté en mille morceaux à cause des multiples trahisons et unions-divisions comme je l’expliquais précédemment.

    Rajoelina sait qu’il n’a aucune chance contre Ravalomanana dans un duel électoral, en outre, comme les malgaches ont tendance à personnifier le pouvoir, l’image de Ravalomanana est encore très forte dans les esprits.

    Rajoelina enfonce le clou en permettant à une pléthore de partis de participer pour mieux noyer le poisson « diviser pour mieux régner », on connaît la recette. Partis avec qui il a passé des accords de coopération tacites.

    Rajoelina compte aussi sur le désintéressement de la population par rapport aux législatives considérés comme « petites élections inintéressantes » jouant ainsi avec le taux d’abstention pour monter son score. Il compte aussi sur le fait que Ravalomanana et ses partisans plutôt focalisés sur une présidentielle ne livrent pas bataille pour ces « minables seza ».

    Pourtant l’enjeu des législatives est de taille car ces législatives ne sont organisés uniquement par peur de Ravalomanana, c’est aussi tout simplement par « peur du peuple ».

    Si Rajoelina avait la capacité de se faire élire par le peuple, il aurait patienté jusqu’à l’âge requis en faisant son temps à la mairie mais…il savait très bien que jamais une gringalette comme lui ne pourrait arriver à ce point d’où son Coup d’Etat.

    Comment contourner le vote du peuple dès lors ? Par les « représentants du peuple » bien sûr.

    Oui, messieurs dames, ne vous attendez pas à ce que Rajoelina vous laisse la possibilité de voter pour lui ou non, il ne vous donnera pas cette occasion.

    Rajoelina veut mettre en place d’abord l’assemblée car selon sa version de la IVème République, le Président ne sera pas élu au suffrage universel direct (tout le monde vote) mais bien au suffrage indirect (vote des députés).

    Rajoelina veut devenir « Président constitutionnel » par un vote de l’assemblée.

    Le TIM ou du moins ce qu’il en reste devrait peut être se montrer imprévisible et choisir « d’aller au contact », d’affronter lesdites législatives car c’est sur ces législatives apparement anodines que Rajoelina va monter son « nouveau pouvoir ».

    En bref, les législatives, c’est son Talon d’Achille.

    Si les pro-Ravalomanana réussissent à mettre une branlée à Rajoelina dans ces législatives, ses plans seront mis en échec. En outre, si les forces se mobilisent, que cela provoque un engouement pour la chose, il y aura plus de surveillance, moins de capacité de triche pour Rajoelina.

    Au mieux, le TIM gagne les élections ce qui s’apparentera pour un plébliscite réussi pour Ravalomanana et un coup de pied vers la sortie pour Rajoelina.

    Au pire, si le TIM fait un score honorable, la contestation de triche pourra monter au plus haut, comme en 2002, le peuple se mobilise plus facilement à l’idée « qu’on vole son vote » qu’à l’idée de « respect d’accords incompréhensibles ».

    En fait, plutôt que de freiner à mort pour se raccrocher aux accords de Maputo méconnus du public, pourquoi ne pas surprendre l’adversaire et donner un puissance coup d’accélérateur imprévu et briser sa machine en participant/gagnant aux élections contre vents et marées ?

    Plus facile à dire qu’à faire me direz-vous dans ce climat de répression, de censure mais bon plutôt que d’aller crier à l’application des accords de maputo, pourquoi ne pas tenter l’exploit ? Et puis, des élections sur fond de sabotage, le TIM connaît bien non (cf. 2002) ?

    Je ne vois que ça comme solution ou alors il faut « forcer le cours des choses »…faire dans la violence…. mais les pro-Ravalomanana sont-ils vraiment capables de prendre les armes ? La SADC d’intervenir ?

    Moi je dis, faut faire ce qu’on sait faire. Et Ravalomanana et ses gars pour gagner des élections, ils savent faire.

    En tous cas, Nj propose, le Roi Huit dispose ;)
    _http://njnb.wordpress.com/2010/01/23/madagascar-le-plan-de-rajoelina-pour-2010/

Emettre mon avis ou un commentaire

Ceux qui ne sont plus capables de faire valoir leurs idées versent dans les insultes et les grossièretés.
Izay tsy mahavita ny mampiseho ny hatsaràn'ny heviny dia lasa manompa sy miteny ratsy sisa.