Commentaires sur : Réaction mpizaika atrikasa HAT

Par : Babyfoot
Efa adultes vaccinés isika ary tsy miraharaha izay ataon’i Fat. Olona sady tsy menatra no tsy matahotody ireo.

Izay mamafy rivotra mijinja tadio rey olona a ! Ary fanjakana nalaina tamim-basy dia misy rà ary tsy ho zakany ny hilanja izany mandritra ny andrompiainany. Ny zava-drehetra hono manampataperana. Ny SAOSY zarainy io koa torak’ izany.

Par : beby Randriamanantena
Tsara angé ry Mao ny fikaonandoha, marina fa tofoka hianao amin’inty nataony Fat, satria unilatéral angé ny fikarakarana azy, ary ny tena manafitohana dia inty fitanterana ny olona tsy mahafantatra izay zavatra hodinihana ankory, avy eo vokisakanina dia asaina manangatanana , hatramin’ny rahoviana no heverana ny vahoaka toy izany, angamba aoka kosa izay sa ahoana

Par : Mao
Salama daholo, dia mirary soa ho antsika rehetra.

Ny antoko polititka eto Mada dia tokony ho tonga saina fa ny FATy dia tsy mieritreritra afa tsy ny tobotsoany irery ihany, matoa izy nanao iny teny nifampierany iny dia ny tombotsoaany aloha no narovany (Domeilina)

Manaraka izay raha izaho manokana dia tsy ilaina eto Madagasikara ny fikaonandoha, na isan-kerinandro aza ny fikaonan-doha no hatao dia tsy hisy vokany raha tsy ny « NY TOE TSAINA NO MIOVA » ka tena samy resy lahatra fa hampandroso firenena marina. esorina ao antsaina aloha ny fitiavan tena sy ny fitiavam-bola.

Satria na hiverina eo aza i Dada ka ny toe tsain’ny Malagasy mbola tsy vonona handroso hiaraka aminy dia ho zava poana eeee!

Izay fa mirary alahady mahafinaritra ho antsika rehetra e.

Par : ratefy
efa vnisy ny tetezamita

Par : ratefy
AVERENO ALOHA NY FANJAKANA TAN-DALANA;

eFA NISY ANIE NY FIHAONAMBE TAMIN’NY 1962 nantsina hoe « JOURNeES MALGACHES DU DEVELOPPEMENT »;

TAO RY ALFRED SAUVY,ry Père LEBRET sns…

nisy vokany ve?

TAMIN’ny 1991 DIA EFA

NY ETO AMINTSIKA MAMRINE FOANA FA TSY MAHITA HEVI-BAOVAO MIHITSY.

Par : fandresena tena izy
Efa tena nampoiziko io fomba ratsy hanery olona hanao sonina ny taratasy efa voaomana io . Izay no atao hoe frantsay !!!

Fa dia misaotra an’ Andriamanitra kosa aloha fa dia zara raha vita ity atrikasa e! 1800 no olona nizarana vola kanefa 200 mahery sisa no vato azo . lanin’ny olona ny fotsiny ny saosy e! Ny olona koa moa efa zatra mivaro-tena ka dia tsy nampaninona azy ny nandray ity vola maloto . Fa tokony mihetsika amin’izay manery an’io miala fa aiza ny tsy hiala io e! I Sarko aty efa fanimpanina i andry ary tsy mamokatra . Ny vahaolana dia ny fanerena azy hiala e!