Saka sy voalavo

19 mars 2010



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Tsangambaton’ny fahaleovantena !
  2. Les bénéficiaires de la HAT / TGV

58 Comments

  • HoAiza dit :

    . Casque avy tsy hay ny mitondra azy ka ahodikodina toa ireny olona be zesta fotsiny ireny.
    . Olona inoffensif io, sac kely no eny antanany ka hita samborina, satria anga ny hafatra hoe tsy maintsy mitondra mody fa bedin’ny lehibe?
    >> Ianao ‘Alain Ramaroson’ no nivoaka télé naniraka ireo SAKA mirongo basy hisambotra mpandeha eny amin’ny lalany.

    Misy miaramila aza hono tsy mandray karama (any AtsimoAndrefana) hoy i Manoela mpikambana ao amin’ny Tanoran’i Marc Ravalomanana.
    Ny eto Antananarivo anefa dia vao tsy ela fa tamin’iny herinandro lasa: mbola naka VOLA BE [en espèces avy amin'ny 'client(s)'] tao amin’ny banky iray eto andrenivohitra ity sefo zandary Richard Ravalo…
    Ho eny amin’ny esplanade + avenue aho anio atoandro, dia alefaso ihany ny fanemporana ataonareo!

    “Tohizo ihany aza -ry HAT- fa dia HIFAMPITANA ETO ISIKA SATRIA SAMY NOSORAN-DRENINY MENAKA”.

  • HoAiza dit :

    NB: on a aperçu un individu BLANC de peau dans l’un des 4 x 4!

  • kristelle dit :

    voasotra menaka kou zavatra vitan’olona 2 volana 1 taona tsy vita?nul

  • sadic dit :

    vovo ihany ny an’ny…ka tsy hery fa tahotra,…

  • HoAiza dit :

    « Le sage montre la lune, et le sot regarde son doigt! »
    QUELLE BANDE D’IMBÉCILES!
    (Pas né-shé-serre deux l’eux m’en chions-né mé-at toux-te faim hutte-t-il…)

  • KintanaMananDrambo dit :

    Tsy mandray karama, dia ny vahoaka no voaendaka !!Aoka izay ny fiantsoana an’Andriamanitra ry zareo â ! Efa baribariana no mitady hanjaka, hanao ny jadona ! Voafelaka ny Takolakareo roa, dia mbola inona indray no homenareo azy ?
    Diso toerana ny Fivavahana, fa efa milaza aminareo aho hatry ny ela, fa aoka aloha izany ampirimina kely ! Lasa mariky ny fahalemen-tsaina ilay izy amin’ny farany ! Tsy ny fivavahana no hahafahan-tsika manongotra an’ireo ahi-dratsy ireo !!
    Ry tsy valahara indray hono no hanasazy ny ankolafy Telo !
    TOTONDRY TSY MIVOKINA AMIN’IZANY, EFA TSY IZY INTSONY ! VITA NY KABARY SY PALABRA ! OMEO AZY AMIN’IZAY NY ANJARANY E !

  • sadic dit :

    Les forces de l’ordre passent à l’offensive. Elles procèdent à des arrestations, qui débouchent à la détention préventive des individus soupçonnés d’avoir participé à des manifestations politiques, émaillées d’incidents à Analakely.
    « À l’heure actuelle,
    quatre personnes sont placées sous mandat de dépôt », a confié le colonel Richard Ravalomanana, commandant de la Circonscription régionale de la Gendarmerie à Analamanga.Un cinquième individu a été appréhendé hier. Il est soupçonné d’ avoir distribué de l’argent aux manifestants même s’il n’y avait même pas de rassemblement.
    « Nous avons saisi près d’Ar. 1,5 million dans sa voiture », a soutenu le CIRGN

  • ralezoka dit :

    Mba diniho ny zava-nisy tompoko ô .Vakio ny tantaram-pirenena .
    Aza ny vahoaka no kotabaina rehefa misy ny tsy mety nataonareo tany ê !
    Angaha tsy mba hainareo intsony ilay hoe :
     » tsak …tsak…zato …arivo … » ?
    Taiza no niafara ny tantara ?
    Tahio izy fa efa lasa-korazana ilay nidradradràdra an’io teny feno habibina io manoloanany vahoaka .

  • sadic dit :

    selon l’I.C.G,Pour éviter toute escalade, la médiation devrait cesser d’essayer de mettre en place une transition fondée sur un partage du pouvoir, et tenter plutôt d’obtenir un accord sur la rédaction consensuelle d’une nouvelle constitution et l’organisation rapide d’élections sous supervision internationale.Andry Rajoelina pourrait, lui, garder ses fonctions jusqu’aux élections, auxquelles il pourrait se présenter, comme négocié à Maputo.
    Rapport Afrique N°156
    18 mars 2010

  • GBD dit :

    sadic:
    tu plaisantes ?

  • sadic dit :

    GBD,
    non.d’ailleurs tu peux vérifier sur la référence citée en bas.

  • Mao dit :

    Ny mety @ io dia tsotra ihany, ny miaramila sy ny polisy ary ny zandary rehetra izay mandeha irery dia lakoina ho mangana.
    Atao toa ilay polisy nitaingina Moto t@ alarobia iny. na tapahina ny ratsantanany fa mangalatra ny volantsika.
    Tsy mahazaka demokra i Bitro sy Sadic ary kristely efa manomboka hita porofo fa leo azy sy ny laingabeny ny vahoaka.

  • GBD dit :

    Rajouel EST et RESTE un VULGAIRE PUTSCHISTE.
    Sa participation au Pouvoir est INACCEPTABLE : hors sujet .

  • Mao dit :

    Iza no milaza fa ny vahoaka no manetraka an’i Domelina teo? tsy tadididnao angaha ity andro ity ry Kristely
    _http://www.youtube.com/watch?v=Rl0_MG1Yz_I

  • kristelle dit :

    atao fifidianana dia milatsaka iDada izay ny vahaolana ok

  • KintanaMananDrambo dit :

    Tsy misy resaka politique intsony izao ry zareo, fa resaka fankàna ankeriny ny fitondràna, ary hitazoman’izany atramin’ny farany, na dia TSY HITOETRA INTSONY AZA IZANY HOE ARA-DALANA IZANY !
    Fanjakan’i Baroa ! Sôdôma sy Gômôro !
    A qui profite le crime ?

  • GBD dit :

    Election oui mais organisée et sous l’édide d’ORGANISATION INTERNATIONALE (ONUSIENNE )

  • Mao dit :

    Mba jereo kely ry zareo ity sary ity a, misy ilay bandy iray io tsy manao fanamiana miaramila anefa mitana basy mampanahy ahy ihany ilay izy.
    _http://www.madagascar-tribune.com/Le-temps-du-sakoroka-semble-revenu,13744.html
    Tena miaramila marina ve io sa sivily voakarama?

  • kristelle dit :

    haraimaso kou inona?inona ary ny Vahaolanareo? i Rajoelina tsy eken’ny Vahoaka hiala zany satria efa namonoany tena nametraka azy teo

  • GBD dit :

    Nadia : couchée ! au pied !

  • Mao dit :

    Mba jereo kely ry zareo ity sary ity a, misy ilay bandy iray io tsy manao fanamiana miaramila anefa mitana basy mampanahy ahy ihany ilay izy.
    _http://www.madagascar-tribune.com/IMG/jpg/dsc_0387-2.jpg

  • kristelle dit :

    omeko vava tsaratsara eo ity Gasy be ity vao laginina mandrapahariva ny andro fa za mba hanaovy vava tsy voahevitra eto

  • kristelle dit :

    sefompokotany tany Toamasina 134 ary lasan’ny Rajoelina ny 96 BRavo Tamatave tsy adinonareo olona nanala anareo t@ jadona,i Ratsiraka tsy nahazo mitapitapy ka

  • sadic dit :

    le ministre des affaires étrangeres a dit: »c’est l’aveu de l’échec cuisant subi par l’UA ,il ne faut pas s’alarmer, le débat a été houleux durant la réunion de mardi et certains pays du Continent se trouvent contre cette décision »(decision de sanctionner mada),le min de réitérer: »Par ailleurs, des mesures administratives seront prises à l’encontre de ces fonctionnaires ayant failli à leurs missions principales « 

  • GBD dit :

    Sadic
    ce gouvernement est ILLEGAL !
    n’est il pas un principe constant applicable à tout fonctionnaire de l’Etat de Droit ,
    comme celui de commettre une FAUTE PERSONNELLE en obéissant à l’ORDRE ILLEGAL ?

  • GBD dit :

    Sadic apprends un peu l’histoire et revoit le gouvernement français de Pétain , tu comprendras un peu mieux !

  • Babyfoot dit :

    Légalistes,
    Ne nous attardons pas sur ces sujets inutiles, encore moins ceux de goaika. Notre incroyable patience et notre sensibilté sont des valeurs sûres pour parvenir au but sans problème. Nous venons de voir que les nuages se dispersent et après la pluie, le beau temps n’est-ce pas ?
    Les pro-TGV sont avertis d’une chose essentielle : « Les prommesses vite faites car dites sans refléchir ne sont pas toujours tenues », et je pense que les 13 000 personnes vues sur la place du 13 mai l’an dernier se mordent les doigts à l’heure où je parle (vendeurs à la sauvette balayés par des Kalach).

  • sadic dit :

    Patrick Mounibou a tenu à justifier:«Il ne s’agit pas d’une dictature. C’est plutôt une prise de responsabilités pour la sécurité du peuple et de leurs biens, face à l’intention de semer le trouble»

  • sadic dit :

    ty misy torohevitra rah tian’i mavo…mao mantsy e sy i NICKSON ho tafita ny tolona, mila manao martiora toy ny tamin 7 fev 2009 nareo, iza no vonona handatsaka ny ainy ho fampanjakana ny legalista?(satria ny chef de mouvance nareo tsy vonona), NICKSON koa alou defa tsy vonona satria vola MBOLA HATAMBATAMBATRA no resahany…hihihi,vola hanaramana maritiora…hohohoho

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    Ireo miaramila « manenjika ,mandrahona ,misambotra sy mitoraka grenda lacrymogène  » ireo no miantoka ny fat..
    Tsy intsony ireo dia vita ny momba ny fat..!
    Koa amin’izao sazy ianjery amin’ireo lohandohan’ny fat dia tsy manam-pahefanaintsony ireo fat ireo..Isika ve dia hanaiky ho tantan’olona voa heloka..? Aiza ny hasintsika ?Aiza ny fiandrianan’ny Firenena (souveraineté)?
    Ireo fat ireo diaefa nalohan’ny Rehetra ,tsy misy ilana azy intsony ,koa mba hampisehoana amin’ny Malagasy fa mbola izy tompon’ny lka dia mampisambotra ,mampitahotra ,mamoka lalàna tsy itombona..!
    Ho tonga saina ireo miarmila mandray ny baiko ,ka hieritreritra hoe : »Nahoana moa Isika no hanantanteraka baiko avy amin’olona voa heloka ? Sao mba voa arakaraka koa Isika toa mpiray hevitra amin’ireo (complices ) ,koa mety ho ratsy be izany..Isika anie madinika é!Tsy hisy hiraharaha Antsika ,koa tsara ny mana ny aiko avy amin’ireo voa heloka ireo ! »
    Hihitatra mantsy ny fampiarana ny sazy koa ireo mpiray tsikombakomba,ireo manindrahindra ny fat ao amin’ny gazety ,ao amin’ny radio sy ny télévision ,eto amin’itony tranokala itony..
    Ireny dia ho henjehina..!

    Ny adidintsika dia ny  » manao pression  » an’ity fat miala aina ity ..,amin’ny filaharana..,amin’ny fitokonana ..ary eto dia tsara ny milaza amin’ny fonctionnaires fa fanohizan’izy ireo ny asany diaFANAMPIANA MIVANTANA NY FAT ..,koa tsara raha mitokona izy ireo mba HO KENDA NY FITONDRAM-PANJAKANA (blocage de admnistration ).
    Ny karama tapaka na tsy voaray anie ka tafiditra ao amin’ny voina naterak’ity fanonganam-panjakana ity..koa tsy very ireo karama fa honerana rehefa milamina ny Firenena !!

    Ny grève générale no tena hahomby haingana..Mitokona tsy misy mihetsika afa-tsy asa mikasika ny Fahasalamana !

  • Mao dit :

    Ny olana @ Tolona atontsika ankehitriny dia tsy misy MPitarika fa toa kanosa avokoa izy ireo, ianareo mpitarika no andrasan’ny vahoaka hipoitra dia lasa izao sioka tokana io dia Okay, ny mpiasam panjakana mino aho fa miandry sioka ihany koa saingy vitsy ny olona noho ny tsy fisian’ny paikady tena tsara entina mandresy ny FATy.

  • HoAiza dit :

    le pseudo « sadic » n’est autre que le sosie de « Basile Ramahefarisoa(22) »

  • sadic dit :

    Des Africains interpellés
    Un coup de filet sur le trafic de pierres précieuses a eu lieu jeudi dernier dans le quartier 67 Ha. Deux Guinéens ont été appréhendés par la Brigade de la police des mines dirigée par le colonel Charles Andrianasoavina.
    Ils étaient en possession de 1 629,5 kg d’apatites, 52 kg d’améthyste industrielle dépourvues de papiers règlementaires, 41 kg de corindons, un kg de cristal, 0,5 kg de béryllium, 77 kg de pierres assorties.
    Cette opération est le premier résultat de la mission confiée au colonel Charles Andrianasoavina en tant que chef de la Brigade de la police minière.
    Le ministère des Mines et des Hydrocarbures qui entreprend l’assainissement du secteur minier a trouvé en Charles Andrianasoavina l’homme de la situation qui dispose de l’audace pour faire face aux diverses trafics. Pour un coup d’essai, c’est un coup de maître.

  • GBD dit :

    où vas tu Basile?
    te hiresaka…
    « ASINUS ASINUM FRICAT »

  • HoAiza dit :

    Dussé-je trancher sur les sanctions méritées par tous les Sadiques de ce pays?
    Ton Charles est à la tête de ceux qui méritent la pendaison immédiate!
    A part le corps des femmes, que n’a-t-il pas tenté de forcer:
    - ministre de la justice
    - membre du Comité d’Administration de la Jirama
    - et celui-ci tout dernièrement…

  • sadic dit :

    Dernières nouvelles du jour : Les membres de la HAT veulent une réciprocité des sanctions envers les membres des 3 mouvances : gel des avoir nationaux et interdictions de sortie du territoire.
    ça va faire plus mal,j’espère que les guignols qui se veulent gendarmes de l’Afrique ont déjà prévu d’autres mesures pour cette galère des chefs des 3 mouvances se trouvant a Madagascar.

  • GBD dit :

    ce Basic a besoin de se faire refaire…

  • sadic dit :

    Dans son discours Andry Rajoelina a rassuré tant les acteurs du secteur privé que les Représentations diplomatiques dans le pays que « Madagascar n’a aucune velléité d’isolationnisme ».
    « le changement, que le Peuple malgache veut assumer aujourd’hui, n’est aucunement un reniement des engagements de Madagascar sur le plan international. Au contraire ! »
    Après avoir prononcé son discours, le Président Rajoelina n’a également pas manqué de souhaiter plus d’ouverture et de création d’emplois pour les jeunes avec l’arrivée de ce câble. « 10 000 emplois devront être créés en une année avec l’arrivée de nombreuses entreprises étrangères », a – t – il annoncé

  • GBD dit :

    pauvre sadic
    mais on s’en fout !
    tu ne comprends donc toujours pas les conséquences subies internationalement pour un gouvernement sans reconnaissance ?
    Vois la Corée du Nord
    vois la Birmanie
    Ne te laisse pas emboliser et prendre tes rêves pour réalités…
    Il suffit d’ouvrir les yeux .
    Les danses du ventre ne rapporteront pas grand chose…
    Je ne te répondrai probablement plus ou peu , tu es vraiment à coté de la plaque comme cette petite coucourge de Nadia.
    génération ratsiraka !

  • anja dit :

    GDB â dis donc t’es en forme aujourd’hui.Moi je suis un peudans l’expectative concernant ces fat idots.Biz à toi

  • GBD dit :

    coucou Anja
    BZZZZZZZZZZ

  • sadic dit :

    enfin GDB a tenu enfin un propos plus sensé en disant : »je ne te répondrai plus ou peu » il a enfin compris que je ne m’adresse particulièrement a lui.

  • sadic dit :

    rectification :il faut lire je ne m’adresse pas particulièrement a lui

  • Ny Ala dit :

    Nalaka interprète i Tsipoy ra ouna : Sadeka, Sadika, Sadaka… Vonjeo !

  • sadic dit :

    journal la vérité :la poursuite contre l’ancien Président Marc Ravalomanana refait surface, après plusieurs mois de mutisme sur ce sujet. « Corruption, atteinte à la sûreté de l’Etat, haute trahison constituent, à cet effet, les chefs d’inculpation cités contre ce Président démissionnaire », ont déclaré les membres de cette Institution.Ces grands commis de l’Etat n’ont pas oublié de réitérer, d’un ton très ferme, que « le partage de pouvoir entre l’actuelle équipe de la Transition et la mouvance Madagasikara n’est plus envisageable ». Ils ont également l’intention de proposer aux autorités compétentes de ne plus émettre aucune autorisation de manifestation politique.

  • GBD dit :

    basile alias sadic :
    à la niche !
    couché ! au pied !

  • sadic dit :

    tsy mahita tenenina tsony GasyBadoDondrona sa GasyBeDonto

  • sadic dit :

    « Ce matin 5 camions militaires étaient stationnés à Analakely et 3 à Anosy »(selon SOBIKA),
    8caminons militaires pour assurer l’ordre publique, et osez dire que l’Etat ne prend pas de mesures face aux menaces grandissantes contre la tranquilité publique. la saisie de tous les biens de TIKO pour payer l’argent de B.O.A n’est plus qu’une question de temps. vola azo amin makarakara reny mivoaka amin’ny kiloadoaka.
    les G.T.T devient moins rêveurs depuis quelques temps. d’ailleurs leur DADA ne peut plus intervenir par téléphone au MAGRO, le propriétaire du lieu a fermé la place.

  • GBD dit :

    basile/basic : perroquet de madagate
    bien nourri de torchons propagandistes (la « vérité »? LOL ) et pétri de formatage de génération ratsiraka : des courants d’air entre les oreilles.
    Fais tes papier-collés si cela t’amuse.
    Tu n’impressionnes que toi même et tes groupies de type Nadia(clap!clap!).
    Les chiens aboient , la caravane passe.
    Mais c’est bien triste que Mada souffre d’avoir des individus comme toi en mal d’expressions fallacieuses et d’affirmations aussi grotesques que péremptoires …
    On revis les méthodes staliniennes de ratsiraka ,à la sauce Brejnev , portant aux oubliettes pour les Russes depuis un bon bout de temps ..
    J’ai honte pour mon pays .

  • GBD dit :

    revi »t »

  • GBD dit :

    porte parole de madagate et… de Sobika : le « grand support d’information  » , la grande classe pour la HAT de basadika
    MDR

  • Kristelle dit :

    efa miteniteny foana i Gasy be fa resy ,mbo haiza no hahazo andry ?

  • sadic dit :

    je ne comprends pas les propos de l’honorable GBD,d’après ce que je sache ratsiraka est l’allié de R8 actuellement,comme deux vieux renard et loup affamés et affaiblis s’associant pour traquer un jeune et agile agneau,sans parler de l’appui d’un vieux guignol inoffensif se démarquant par son ridicule satroka penjy. puisque c’est votre allié,pourquoi cet acharnement contre Ratsiraka sinon c’est encore une de vos innombrables qualités noires invétérées caractérisées par une moralité douteuse.quelle absurdité!!!

  • GBD dit :

    resy n’inona ry rakrisy be coucourge â ?
    mba avohahy izay hevitra ,
    fa tsy blablabla lava eto , izay hiarahana vakina aminy gazety erany trano kala…, sy spot tsy misy mijery akory « cliquen etc… »
    couchée wa !

  • GBD dit :

    propagandistes de lapinou : couchés ! à la niche !

  • GBD dit :

    génération ratsiraka : couchée! à la niche !

  • sadic dit :

    je t’ai dit son excellence GBD que je ne fais pas d’affirmation en l’air comme votre majesté. je t’appelle son excellence car tu es le roi des insultes et des provocations verbales,et de l’imbécilité en prime. oh!…excuse-mi sa grandeur GBD, tellement tes âneries contamine son amplitude…hihihi

  • GBD dit :

    couché! à la niche ! WA…
    spécialiste de rubriques des chiens écrasés

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site