Ity no taratasy voarainay ity zoma 19 martsa 2010 ity.
Ary dia tena isaorana mihintsy ny Mouvance Ravalomanana, izay mahatisaro an’izay rehetra manerana ny Nosy. Marina fa any Antananarivo misy foana ny famoretana hataon’ireo miray tsikombakomba amin’ireo jiolahy mpamita-tanindrazana.
Nefa sarotra dia sarotra koa ny fiainanay aty amin’ny tanà na hafa. Izahay aty Antsirabe moa dia mba fatantrareo ihany ny olana.
Hitanareo koa izay ambaran’i namantsika Lenda William any avaratra, any Antsiranana (Diego) any. Ary fantatra ny fahasahiranana izay manjoa ny Ndaty any atsimo any. Eny na any Toliara izany, na any Faradofay.
Koa misaotra dia misaotra indrindra tompoko, ry mpiara-diha amin’dRavalomanana mahatsiaro an’ny traboina noho ny rivo-doza « Hubert ».
Ity izany ilay taratasy (tsara tarehy) nalefan’ny Mouvance Ravalomanana (pdf 1 page).
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:

Ô RY ZAREO Ô !!
NY GASY REHETRA ANIE KA TRABOINA DAHOLO AMIN’IZAO FOTOANA IZAO EH ! NY MPANONGANA IHANY NO TSY MIRAHARAHA AN’IZAY LOZA MANJOA !!!
NY FIANANKAVIAKO SAHIRANA DIA SAHIRANA MAFY DAHOLO, KA AZA OMENA TSINY AHO RAHA TSY AFAKA HAMALY NY ANTSONAREO !
Misy hevitra tsotra dia tsotra ity. Asaina averin’ny Mpanongana daholo izay vola azon’izy rehetra TAMIN’IO FANONGANANA IO, DIA HOMENA AN’IZAY SAHIRANA REHETRA !
Matoa misy ny fifidianana, dia mba ahafahin’ny olona misafidy hoe : Iza no azo antoka, hitantana an’io firenena io ? Safidim-bahoaka ve io domelina io ? Mba mieritreritra FITADIAVAM-BOLA MADIO, VOKATRY NY ASA SY ATSEMBOHANA VE IO, SA DIA FALY NY HIZARA VOLA, IZAY TSY FANTAM-PIAVIANA AKORY ?
Ny mahavariana antsika malagasy dia tsy mety mirahiana toy ny taloha, fa dia manaiky ho zarazaraina fotsiny tsotra izao noho ny resaka foko, firazanana, tena hitako hoe nahomby mihitsy ny frantsay nahay nitrandraka io fomba iray io, matoa isika tonga amin’izao krizy izao dia satria izay no fomba nentin’ny mpanongana nandrangitana ireo malagasy tsy tai tanindrazana fa tia tena , te hanankarena tampoka, ka raha tia antsika ny hanana fanjakana mari-pototra dia izay fomba fijery ratsy izay no tena mila resena, fa samy malagasy dia mifanampy
Kintana manavakavaka tsy malahelo akory mahita ny olona any 2 Faritany sahirana ,i Malahelo anie zany traboina izany e! namanareo
Tsy marina ilay hoe tsy miray hina ny malagasy. Tsy afaka mihetsika fotsiny isika satria basy no eo anoloana. Izay anie no antony ts haneken’ireo mpanongampajakana ireo hanao fifidianana irahamanatanteraka e! Fantany fa raha izay no hatao dia ho afabaraka eo izireo. Nefa ny tsy fantany dia tsy hisy fifidianana ho vita zany eo raha mbola misisika am zao lalana zao zareo. Ny olona tena tia tanindrazana tsy maintsy hihetsika mafi2 tsy hahavita io fifidianana io. Lehilahy ireo FATy ireo rah mahavita fifidianana amzao situation eto am tanà na zao. Sa ahoana hoy ianareo?
Tsy ianareo foza, miaraka amin’ny prezidà -nareo ve ry kala, no manao hoe : Raha maty aho matesa rahavana !! Après moi le déluge ! Il l’a vu le déluge ! Teneno i domelina hiala TEO AMIN’IO FITONDRANA NANGALARINA IO, RAHA TIA NY MALAGASY ISE !!
ANTSOY I RAVALOMANANA HITONDRA NY FIRENENA, MANAOVA AZAFADY. I DOMELINA TSY MAHAVIT’AZY, FA MOKONAZY !
Marin’izany ry Gasy Milay ! Tsy fifidianana aza no atao, dia jereo izato ataony !
JEREO TSARA ILAY VIDEO ! RANENIBE EFA MANJOKO IO DIA MBOLA ANIPIAZANA KLIMOZENA !!
IZANY NO TENA ATAO HOE, FIS DE PUTES !
VIDEO SAKOROKA 18 MARS
CURSEUR 2:46
tsy haraka intsony hoe iza no omena , iza no tsy omena . Feno olona mitaraina, mangataka ampindramina n’aiza n’aiza aleha amin ‘izao fotaona izao
Andao daholo eny Ambatoba angataka !
Ela ny ela ka nahita anao sendaotra aho ry KM ! Porofo izany fa tena tsy azo ekena intsony ity fampijaliana ny malagasy ity.
Izaho dia mbola manizingizina ihany, fa ny Frantsay no hiadiantsika fa raha ny marina dia tsy ilay Saribakoly vendrana io.
Mbola porofoiray koa manamarina izany dia i Pipierrot indray izao no atosiny fa efa ho vita ny asa ratsin’i TGV.
Izay foza mitaraina fa mahantra rehetra dia tokony hangataka any amiin’i domelina kely sy i marosahona malin fa rizareo ireo izao no manambola.
Izaho tsy manambola be fa ny olona izay fantatro fa tsy foza no omeko izay foiko. Raha vao foza na iza na iza dia latsaiko ataoko maharary mihitsy.
Ary na manambola aza aho tsy amahanako ny fahavaloko mihitsy ny volako
Misaotra anao Fetison nandefa io taratasy fiaraha-miory io.
Tena mafy ny nanjo ny faritr’i Mananjary sy ny manodidina fa 36 no fantatro farany fa maty vokatr’iny rivo-doza iny.
Nanome vola $40.000 (dollars) ho fanampiana ny tra-doza ny governemanta Amerikana, anefa i TGV no mitsolatsolana mieboebo tonga any.
Hisy namana Amerikanina ho sosotra tokoa raha sanatria ka izay mpitondra fanjakana any rehetra any no avela hisahana ny fanampiana mbola ho avy avy @ vondrona International.
Rahefa tsy mankato ny fifanekena CONVENTIONS iraisam-pirenena toa ny Accord de Maputo sy Addis ireo mpanongana, dia tsy mahazo alalana hikitika izay sehatra rehetra misy sonia International toa ny fanampiana,sns.
(Afatsy ny avy any @ Sarko anga…)
Enfin !
On commence à se réveiller et vivre dans le monde réel !
Tsy mahagaga ny ataon’i TGV fa « ny tsy feno iany hono no mikobana » re e !
Zaho manana havana à Mananjary ary fantako tsarabe mentalité-njareo mais ils ne vont pas cracher dans la soupe !!!
Mba janano koà olo miaraka à épique Légaliste, misy magnano satro-bory !
Io lazain’i HoAiza io no tokony ho izy. Manome vola ho an’ny mpangalatra fotsiny.
Baby ! Toute aide est la bienvenue, dans certaines circonstances, et ils ont bien raison. Néanmoins; il est toujours intéressant de connaître la provenance des aides !
tena mawola ihintsy ry lagaliste ireto ! hi hi hi hi i se no mintantana azy @ manaraka satria fanampina avy amin’ny iabanao io zany
Ny mampalahelo dia vola nangalarina tamin’ny vahoaka, no mba zestiavan’ny lehiben’ny 109 dalmachiens !
Mety ho diso ny aho, ka mangataka ny kôpian’ny bidze 2010 aho ry zareo ! Iza no afaka mba mamaoka an’izay eto ? Vinavina fihidiram-bola sy ny ho laniana rehetra !
Ireo bois de rose efa voakapa sisa…
Anefa sady efa illicite ireo satria classé patrimoine mondiale, no voarara ny exportation izay ao anaty commerce international!