Madagascar


Azo inoana fa efa fantatr’i Andry io datin’ny 8 sy 9 Mars any Addis Abbeba io ka izany no antony nanomanany io fikaona-doha amin’ny 4 sy 5 Mars io. Ary raha apetraka ny fanontaniana hoe : Avy aiza ny vola hanatontosàna izany fihaonana amin’ny 4 sy 5 Mars izany dia na dia zazakely kilasy faha-6 aza dia hahatakatra fa ny volan-dry renikely avokoa izany.
.
Mazava be izany satria na dia ny vola hampandehanana TVM any amin’ny faritra aza efa tsy misy ka aiza no hahita vola hanaovana fihaonam-be ???
Raha dinihina dia misy vaingan-kevitra terena hivoitra ao mba entina any addis abbeba amin’ny 8 sy 9 Marsa.
.
Maro no efa mahafantatra fa tsy ho vanona mihintsy ary tena tsy misy hilaina azy mihintsy io 4 sy 5 martsa io. Isan’izany ny Mouvances Madagasikara, ny HMF, ny paramédicaux sy ny mpiasam-panjakana rehetra, ny isam-paritra rehetra sy ny isam-batan’olona. Mazava fa tsy hisy handeha any fa fitaka sy firaisan-tendro amin’ny mpanjana-tany io. Resaka mpanjana-tany io fostiny io. Iza amin’ny Malagasy no mbola te hiara-miasa amin’ny mpanjana-tany ??? Efa tena tsy fidiny angaha ka atao ahoana moa ?
.
Tsy voatery ho tanisaintsika eto ny paika rehetra fa dia samia manezaka e! ary hoy ny teny Malagasy hoe : « Malaza ho be raharaha ka ny voly vary indray no adino « . Na inona na inona ezaka dia ny vavaka no antoky ny fahombiazana. Mahereza daholo fa momba antsika Andriamanitra !



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Inédit, vidéo répression 28 mars
  2. Fanambaran’ny mpitsabo – Mitaky zo izao dia izao
  3. Aleo isika no hanoratra ny tantarantsika

32 Comments

  • Gasy katolika tia tanindrazana dit :

    D’ailleurs na misy io na tsy misy tsy mampiova n’inona n’inona satria tsy aty @ gasy sady tsy mandray azy ho toy izay eritreretiny no handeha hametraka koa fa mila atao an’io ny aty.

    Fandaniana vola, sy fotoana io mba ampisehoan-dry zareo fa manao zavatra izy, toy ny impact-ny zavatra rehetra nataony h@izay izay = zéro klo hatreto, tsy misy andraofana mihitsy, izay normal ee, tsy mahagaga anay vahoaka loatra.

    Raha manantena izy fa resy lahatra ny vahoaka, dia mandainga @ tenany izy satria izy samy izy ao ihany anie no mifampianana sy manao zay tiany ao e, tsy tsapan’ireo akory hoe mijaly ny vahoaka, fa dia ny midongy sehatra ny hainy dia IREO IZY IREO EEE, indrisy, ny vahoaka aza mijery azy fotsiny fa izy no tsy mahatsiaro tena :(

  • denise dit :

    Efa resy ry Ravalo sy ny forongony ka aoka hangina amin’izay e! I Andry ihany no fanavotana azo antoka ho an’ny malagasy! Ho ela velona anie izy!

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    Ao anaty vovo ny mpanongam-panjakana ,mihodikodina ,mitady irika ivohana ..voahidy..ary tapi-dalan-kaleha marina..!
    Koa ity atrin’asa ity no fika be entina itenena azy ireo , entina amisehoana sasarisarim-pahafana ireharehana fa tsy misy mahasakana azireo hanao izay tiany hatao !
    Ho aiza anefa ? Efa ela no nahitana ny vato bevohaka fa mbola tsy niteraka atrizao..ary akoholahy fataka tsy naneno atrizay satria nokenain’ny kary frantsay ny tendany .
    Dia ny sinema fanaon’izy ireto..no tohizana..!
    Hevitra sy misy ,programme zéro ,vola angalarina no entina mieboebo ,toa izany ny fiara novidiana ny Fitondrana teo aloha no isehosehoana etsy sy eroa..!

    Manakaiky ny..ny fahafatesana ,dia manrovy tsihy sisa any hery..!
    « Mangeons ,dansons ,buvons ,baisons car demain nous mourrons ! »
    Izay ny programme atrizay..
    Hono hoy aho !Ity atrik’asa ity ve tsy paika na tetika atao hanomezana  » blanc-seing ,aval « (fanekena ) an-drajoelina handady oatrany hifona..amin’ny Malagasy….hanaiky ny hakatoa ny fifanarahana nooniaviny tany MAPUTO sy ADDIS ABEBA..!
    Amin’ny fomba ahoana no hanomezana ity « blanc-seing  » ity ?
    Amn’ny alalan’ny latsa-bato ,tsanga tanana…!
    DIA IZAO HO LAZAINA AMIN’NY « VAHOAKA  » NY VALIN’ITY FAMETRAHAM-PANOTANIANA ITY :
    Toa izao ny ho filaza izany :
    « REHEFA NIVORY IREO SOLONTENAN’NY VAHOAKA MITADY NY DEMOCRATIE ,DIA NIFIDY NY FANAKENA NY FIFANARAHANA TANY MAPUTO SY ADDIS ABEBA IZY IREO ARY MANOME FAHEFANA AN’ATOA RAJOELINA HITARIKA NY ANKOLAFY !MISAOTRA ANAREO TOMPOKO « .

    Io ny fika mba hivoahana ny vovo ,ary mihevitra izy ireo fa hampiena ny sazy izany..!
    SATRIA AOKA TSY HO ADINON’NY GIC FA NY MALAGASY ANIE KA EFA IANTEFAN’NY SAZY E ,NEFA INONA NO HADISOANA VITAN’NY MALAGASY..!

    Les conséquences des sanctions économiques sur la vie en général des Malgaches Nous semblentinjustes et didsproportionnées car ces Malgaches victimes des imbécilités des apprentis sorciers n’ont pas de compte à rendreà personne.!

    IL EST JUDICIEUX QUE CES VICTIMES RECLAMENT DES DOMMAGES ET INTERETS SECONDAIRES AUX PREJUDICES ENORMES QU’ILS ONT SUBIS..SUR LA PLAN FINANCIER(PERTES DE SALAIRES..) ,SUR LE PLAN SOCIAL (enfants non scolarisés ,hommes et femmes ayant perdu leirs emplois..!!
    NOUS ESPERONS QUE CES PERTES ET MANQUE A GAGNER ET LA MISE EN DANGER DE LEUR VIE NE PASSERONT PAS POUR PERTES PURES ET SIMPLES DE LA REPUBLIQUE !

    NE PAS LES INDEMNISER REPRESENTERAIT UNE GRANDEINJUSTICE SOCIALE ET RISQUERAI DE GENERER DES PROBLEMES GRAVES POUR LA SUITE ..!
    NOUS CONNAISSONS LES AUTEURS DE CET ETAT DE CHOSES !
    QU’ILS PARTICIPENT AU MAPUTO OU QU’ILS NE PARTICIPENT PAS ,CES HOMMES ET FEMMES RESTENT RESPONSABLES DE CES MALHEURS ET DOIVENT PAYER DE GRE OU DE FORCE PAR CONTRAINTE DE CORPS !

    JUSTICE DOIT ETRE RENDUE..! PAS DE RECONCILIATION QUI TIENNE !
    LA RECONCILIATION EST UNE SUPERCHERIE ,UNE ESCROQUERIE PASEUDO-INTELLECTUELLE ET FAUSSEMENT ERIGEE EN CONDITION INCONTOURNABLE DE LA PAIX SOCIALE..ET ET NE DOIT PAS ASSURER L’IMPUNITE DE CES CRIMINELS !

    NON ,LES INCENDIAIRES VOLONTAIRES NE DOIVENT PAS JOUER AUX POMPIERS MAGNANIMES ET GENEREUX ! NON ,NON ET NON !

  • Brandon dit :

    Ny zava-misy dia tena tsy hitan-dRajoelina ny lalan-kombana. Ny fantany kosa anefa dia ataony izay ahatongavana amin’ny volana Jona ka hamoronany ity karazam-pivoriana tsy misy fotony rehetra ity. Fotoana no tadiaviny. Tsy mampaninona azy velively izay vahoaka mahantra sy mihamahantra tanteraka tao anatin’ny herintaona nanonganany ara-miaramila ny fanjakana. Tsy ho fanavotana velively izy fa fandrovitana.
    Fa inona ny amin’ny volana Jona 2010 ? Tapitra teo ny Accords de Coopération nosoniavana tamin’ny 1960 ary nanan-kery nandritra ny 50 taona. Efa fantatra fa tsy manaiky ny frantsay raha tsy averina io Accords io mandritra ny 50 taona manaraka. Ravalomanana efa tsy nanaiky taloha ary izay no tsy maintsy nanesoran-dry zalahy azy teo ary tamin’ny fomba rehetra. Maro no efa noesorin-dRatsiraka tao anatin’io Accords io tamin’ny 1975, fony izy MAE. Fa ny ambiny tsy maintsy averin’ny frantsay satria afaka miasa tsara ny Orinasa Total amin’izay any Bemolanga. Ka 25 milliards d’euros d’investissements kosa ve re olona dia avelavela amin’izao e ?
    Ka izao : fanavotana ho an’i France i Rajoelina kely fa tsy fanavotana ho an’ny Malagasy. Ary tsy midikany amin’ny frantsay izay vola kely hamatsiana ny karazana kivorivorin’alika karakarain’ny HAT etsy sy eroa.
    Koa tadidio ra-Denise fa ny resaka géopolitique no manjaka eto fa tsy ny états d’âmes-nao akory.

  • GBD dit :

    Brandon :

    denise = kristelle = NADIA !la mouche du coche…

  • OM974 dit :

    fanehon-kevitra sy vaholana no tadiavina ialana @ izao crise misy eto Madagasikara izao;izay mavefatra ho an’ny be sy ny maro indrindra ho an’ny very asa -ny vehivavy-ny efa mahazoazo taona ,ka sahirana mitady ny ho anina androany ;tia tanindrazana marina ve ireo mitondra ao @ FAT ireo?;tsy resilahatra @ izany aho fa fiarovana seza sy fankalahana olon tokana fotsiny sy mamenoana poche ,ny ankamarony dia tsy olony changement intsony fa musée no ilazana azy tsy symbole ihany koa fa hazo boboka sy tsy misy azo iateherana,ka vaholana dia ny fiarahamitantana ihany,sady tsy fitiavantena diso toerana,peta toko io atao @ 4/5mars io raha ny fijeriko azy ,fanapenana ny masony naif sy fitadiavana reconnaissance @ CI-UA-SADEC-EU;hoe efa nandroso vaholana izahay fa ny adaniny tsy nandray sy nanohanana ny invitation nay .Tsy voatery miakina @ ivelany ny fitadiavana vaholana mamahana ny crise misy eto ;azo atao samy MALAGASY io@ resaka ambony latabatra ka itadiavana solution maharitra ka akatoaviny rehetra ,satria raha hampanao fifidianana ny FAT ka tsy niarahana à mouvence i m/car dia mbola hisy foana ny olana sy korotana iasaky misy fifidianana na filohampirenena na senateur -na député ,ka miverina ihany ny fomba teo aloha.Ahoana ary no ahatongavana @ izany :
    -amboarina sy avaozina ny code electoral,fanaovana listre mpifidy vaovao.Vaomimera independant no misahana io fa ny ministera manao ny ara technique fotsiny .
    -billetin unique
    -fanaovana refonte ny partie politique ho tena antoko;misy membre maromaro na regroupena toy ny aty FRANCE gauche sy droite ka ny tsirairay misy gauche radical-extreme …. dia ny vert sy ny eco ka 10 raha be indrindra fa eto à tsika tsy aiko intsony @ olona 20millons misy antoko firy.?Ka manao cahier de charge fa isaky ny misy fifidianana dia mirotsaka na ho lany na tsy lany ;omena subvention mitovy ny antoko ny antoko ts11 ka misy election ka tsy mahazo 5% dia mamerina ny vola.Tsy misy ary tsy azo atao intsony ny mirotsaka à anarany tenany hevitra iray itovizako @ Atoa PETY.
    -Havaozina ny tafika sy ny zp=police dia ao indray ny police communale:izay tena akaky ny vahoaka sy mpiambina ny olona sy fananany-sheriff ho anyfaritra ka hamafisina ny douane idd garde cote.ary ampidirina o @ lalampanorenana vaovao ny fitazonana basy fa rehefa mifankatahotra tsy sahy manao titoatoa;ho fiarovana ny ankohonany.
    -Fanabeazana tena mifandrika @ zavamisy ,mpamboly sy mpiompy ny ankamaroany Malagasy nefa raha mijery ny tantaha malagasy dia mahantra tanteraka fa zara miakindoha sy tsy mahavelontena;efa hita ny impact ny vitrine de mada ireny tsy voatery ho ratsy daholo ny nataony Atoa RAVALOMANANA fa tsara tohizana sy apiana bebe kokoa ,fanomezana ny tantsaha ny moyen na tany na materiel;ny tany mpajakana ohatra atao bail à olona 20taona na +dia hamoraina ny fahazahoana tracteur ka @ izay à la chaine no famokarany fa tsy sakafo ho anina fotsiny,mikaroka lalapamohana vokatra ny ministere mpiantojka na ny tsena eo antoerana na iraisampirenenna na troc omby contre tracteur .Atao maro ny formation professionnel-hotelerie-batiment -agriculture-mecanique,fa midadasika i m/car ary misy masoandro andavanandro raha ny faritra maro eto mada nefa tsy ampy ny courant electricité :solution solaire-volcanique.Io indrindra no mapalahelo fa ny tanora malagasy dia mahay sy kinga no mpanaradalana raha oarina @ tavany ohantra na ny mazina sasany nefa tsy misy mijery niveeau bac ka mahafolaka ny francais na anglais na espagniole dia ampy hikarakara ny dimplome fiompiana izanydia ireo indray mampita izany @ generation manaraka ;ohatra isaky ny region iray dia mitady sy mandefa tanora @ region iray manao jumellage aminyex vendée malaza @ jono sy huitre etc… atao miaraka @ morondava iny menabe.vakinakaratra miaraka @ limogine@ omby vavy be ronono
    -alsace miaraka @ moramanga @ ala etc fa raha misy 20jeunes /an no lasa aty ivelany ka manao reforme agraire ny malagasy tsy ho ela dia ho double chiffre ny taux de croissance tsika.(Tsy ny FRANCAIS no ratsy akory fa ny politique no tsy mahomby)fa anisany manana modele sociale tsara ry zareo cote positive io.
    om03/psg0

  • fandresena tena izy dit :

    Lalina ihany raha mandritra ny herintaona mitombo isan’ andro ny vahoaka manohana ny tena , ny tena anefa tsy eo an-toerana ; tena grave be aloha raha izany no atao hoe olona resy e! dia tahaka ny inona izy izany rehefa tena mandresy ???mba valio hoe ?
    Ny sasany anefa eto an-toerana ; mamafy vola sy mapiasa hery etsy eroa ; manana basy sy tafondro ; mihena andro aman’alina ireto mpanaraka . Dia mba hanao ahoana ireo rehefa tsy manana basy intsony ??

  • Verohanitra dit :

    Fandaniana andro io fa mitohy hatrany ny famonoana olona ataon’ny FAT. Vao nodarohany grenady lakrymozena indray ny Movansy Madagasikara nivory tao Anosy teo amin’ny Kianjan’ny Fahafahana raha nasain’ireto miaramila hifindra eo Antanimbarinandriana. Vao naka toerana ny olona, dia natsipiny ny grenady nianjera tao amin’ny tokontanin’ny EPP. Zaza efatra no torana, ny sasany nijafajafa nitomany. Rafitra nandositra hatramin’ ireo beantitra nanavotr’aina, nisy ireo safotra. Zaza efa ratsy sakafo, mbola darohana amin’ny grenady ihany. Androany no nitrangan’izany araka ny fitantaran’ny Radio Fahazavana.
    Mihoa-patra loatra izao setrasetra ataon’ny FAT izao, dia iza no mbola hifampidinika aminy ihany ?
    Faly ny faritany maty ny TVM. Mirary koa izahay raha mirary mba tsy halefa intsony fa mpamafy lainga sady mpisolelaka. Aleo tsy misy fa mpamahan-dalitra vahoaka. Ny « feon-gazety » amin’ny maraina no hany mba mahaliana.
    Mijaly ny vahoaka noho ny grevin’ny mpitsabo izay tsy mandray afa-tsy izay tena mila vonjy. Mifanesika tsy araka intsony any amin’ny hopitalin’ny fiangonana ny olona, ny fanafody Hiconcil dia tsy voavidy intsony. Nisondrotra 140%.
    Aoka izay fa leo sy tofoka izahay ! Tena mandrora gira amin’ny tsy fitiavana ireto FAT ireto intsony. Ny jiolahy andro atoandro be nanahary izao dia manendaka. Mafy e !

  • GBD dit :

    OM974
    l’exposé est un peu touffu , mais ibréressant.
    Intéressant de voir un compatriote exposer globalement le point sur notre économie , la deuxième partie notamment.( pas facile sur toile internet )
    La politique est en stand by : vivement les sanctions.
    Maios il faut absolument penser aux projets de développement.
    Une politique ne peut s’arrêter aux généralités d’intention, bien que ce soit dur au quotidien.
    QUELS SONT LES ENJEUX STRATEGIQUES DE DEMAIN ?
    =>technologies nouvelles (solaire , éoliennes , hydrolyques , géothermique…nous avons soleil , anciens volcans , de l’eau, de la terre pour l’énergie végétale…)
    =>l’énergie est un facteur de développement
    élémentaire
    => synchroniser la FORMATION de nos jeunes dans des secteurs porteurs (agriculture , pisciculture , exportation mais d’abord : SECURITE ALIMENTAIRE )
    Nous avons tout pour bien gérer ce bien rare et essentiel que constitue la terre au même titre que l’eau.
    AIDONS ET FORMONS NOS PAYSANS…pour:
    =>éviter les EMEUTES DE LA FAIM
    =>PREVENIR LES MECONTENTEMENTS QUI POURRAIENT ETRE SOURCES DE DESORDRE .
    Si nous ne sommes pas capables de sortir de contre cercle vicieux de ROTAKA A REPETITION , ce n’est même pas la peine de parler de démocratie , ni d’état de droit.
    Nous constituerions toujours une PROIE FACILE POUR TOUS PREDATEURS.
    Dans l’hémisphère Nord on parle de souci d’indépendance des pays consommateurs démocratiques ( EX approvisionnement de Total en pétrole ou d’Areva en uranium en Afrique ) FACA A des pays producteurs qui ne le sont pas (Bemolanga ? Guinée ? )…
    …Voilà le TABLEAU CLASSIQUE QUI GENERE DES DICTATORIONS AFRICAINS A TENIR A BOUT DE BRAS .Ces multinationales étrngères ont tout intéret à ENTRETENIR LES DESORDRES DANS LES PAYS PAUVRES A SOUS SOL RICHE .
    Excusez la longueur, mais j’y tenais , car ATTENTION : ceux d’en face sont très réactifs , et l’économie est la source de la géopolitique.

  • rakotovao dit :

    raha mila fiovana sy vahaolana haingana isika dia omeo ny vehivavy ny fitondrana e! minoa ahy ianareo fa io no ahatsara ny firenentsika ; mihetseha ranabavy isany a! ento ny baolina

  • denise dit :

    Efa tena lasa maivana be mihitsy ry Ravalo sy ny forongony! Efa tsisy fotony intsony. Tena maivan-doha loatra manko ry zareo!

  • fandresena tena izy dit :

    Ny tena toerna mendrika ny vehivavy dia mpanolo-tsaina anareo lehilahy . Ny zavatra mba iangavianay anareo lehilahy fotsiny dia mba henoy izahay rehefa miteny .
    Dia mitodika amin’ny GBD aho ; amin’izao fotona diavintsika izao dia tena ts maintsy reasaka politika aloha e! tena tsy afa-miala isika na dia tsy misy te-hanao politika aza isika ireto dia voatery satria izay aloha ny zava-misy . Rehefa milamina ny politika dia mandray andraikitra any amin’ny toe-karena amin’izay isika e!

  • kristelle dit :

    efa erintaona nirediredena teo,ho avy Dada e! nefa iNary hiany no Kintana manandrambo hi hi hi hi MDR

  • kristelle dit :

    nankaiza iGasy be?

  • Mankasitraka dit :

    Tsy lasa kavitra loatra ny sain’i Tgv tamin’ireo fihetsika nataony nadritra izay iray taona izay, ka na dia nampian’i Lafrantsa mafy aza lery dia tsy tafa toy izao.
    Efa potsitra tanteraka i Tgv ka mamorina izao fivoriana sy atsanga tsy amanorana izao.
    Iza ataon’i Tgv izao no tena rediredy sy adalana.
    Tsy misy afatsy famahanan-dalitra no ataony !!!!!
    Potika tanteraka ny firenena noho ny ntaoany

  • Shanti dit :

    Crise socio-économique!!!

  • ralezoka dit :

    Mba iza marina moa izao izany prezida RAJOELINA IZANY ,,? Mba jereo mivantana aty aminay vahoaka
    mihitsy izao fijaliana mihanjady aminay izao tompoko ô !!!
    Aiza avy ireo fampanantenaina mamirapiratra nodradradradràinao teny amin’ny kianjan’ny 13 Mai, izay nahavelom-bolo ny firenena ?
    Herintaona mahery izao no lasa ,toa aizim-pito tsy hifankahitàna no hiain-dRamalagasy manerana ny nosy !!!!
    Raha aovina ihana vao hibaliaka ny masoandro ê!!

  • jarifa dit :

    mampalahelo i Madagascar fa tena lany olo-manga sady mikorosifahana andro aman’alina ho 4 amies daholo ny fiafarana raha izao no mbola mitohy, tsy misy iray izay azo hianteherana fa toa loham-balala avokoa.

  • kopaka dit :

    aleo hiteny ny avy any @ faritra, maro ny delegasiona lasa any ka ho hita eo satria manana zo ny rehetra hamaha ny olana misy eto Madagasikara

  • fandresena tena izy dit :

    Tsy maintsy ho avy Dada na inona na inona fa manàna Finoana rey olona a! ary amin’ny fomba rehetra dia tsy hanjary mihintsy io rahampitso io .

  • Brandon dit :

    Ny hevitra naroson’i OM974 sy GBD dia misy azo raisina tokoa. Mila arindra tsara ny fanehoana azy. Fa izao no tiako ho lazaina aminareo : ireo hevitra ireo dia efa karazana vahaolana a posteriori. Izany hoe : raisonnement EX POST no filaza azy. Mety ireo rehefa hitovizan’ny rehetra ny fototra hiaingana.
    Tsy hahavita an’ireo ny FAT satria tsy izany no tanjony. Fanaovana tantely afa-drakotra no tanterahan-dry zareo amin’izao fotoana izao. Noho izany, mila esorina aloha ry zareo ireo. Fanonganam-panjakana militaro-civil no nataony. Tokony esorina amin’ny fomba rehetra ihany koa aloha izany ry zareo. Tsy fantany akory ny atao hoe démocratie, koa tsy azo inoana fa hahay hampihatra izany ny FAT.IZAY NO VOALOHANY.

    NY FAHAROA : mihevitra ve isika fa mahay izany démocratie occidentale izany ny malagasy na ho ampianarina aza? Fantany ve ny atao hoe Repoblika? Napetraky ny Tandrefana fotsiny manko ireo tamin’ny 1960, ka lasa postulats fotsiny. Sao dia tsy izany no ilaina eto fa  » dictature éclairée « ? Ravalomanana anie ka nahay nihenjana e !

    Raha voavaly sahady ireo toe-javatra EX ANTE ireo, dia moramora kokoa ny manome ny vahaolana ex post.

    Hevitra atsipy ireo.

  • Alidera A.R. dit :

    GBD, OM974,

    Ireo zavatra nolazainareo ireo dia efa voasoritra tao anatin’ny MAP avokoa.

    Efa nisy ohatra izao ny fampiharana ny fanamorana ny fananan-tany sy ny fanampiana ny tantsaha, na tantsaha vakoka (paysans traditionnels), na tantsaha arak’andro (paysanss moderne na presque agriculteurs). Ohatra mazava be ny zava-misy eny Ankazobe sy Anjozorobe, ireo no akaiky indrindra sy mora hita. Efa nisy ihany koa ny fizarana Kubotas sy Tracteurs izay nomena notantanan’ny fivondronana.

    Ny fanaovana ny politika hifantoka amin’ny tendron-kevitra roa dia efa natomboky Ravalomanana ary efa nanome 17 miliara Ar izy tamin’ny desambra 2008 hanaovana izany. Hitantsika ireny moa ny zava-niseho avy eo.

    Mbola betsaka no ireo voalazanareo ireo ny tanjona sy ny soritr’asa ao anatin’ny MAP.

    Ny zavatra tokony eritreretin’ny malagasy dia ny hoe nisy ny Boky Mena, nisy ny PSDR, iny koa ny MAP ary mbola ho avy koa ny manaraka. Ny Boky Mena raha tsy nandaitra dia noho ny hevi-dravina nataon-Dratsiraka sy ny namany tamin’ny fampiharana azy. Ny PSDR kosa dia nampiseho fa efa nanomboka nivoatra ny fomba fanao ary ny MAP dia nampiseho fa misy ny fahombiazana rehefa matotra ny fomba fiasa.
    Misy zavatra iray anefa mampitovy an’ireo ka nahatonga an’ireo tsy nahomby tanteraka, nisy banga be teo anelanelan’ireo « program » ireo sy ny zava-misy marina eo amin’ny fiainan’ny Malagasy sy ny tantsahany. Lasa fitondrana fakon’ny fivondronana ohatra ny tracteur, nisy tamin’ny Boky Mena izany, ary nisy ihany koa tamin’ny MAP. Tsy ny MAP no ratsy, tsy Ravalomanana no ratsy, fa ny malagasy no tsy mahalala ny mahasoa azy, hainy kosa ny mahafinritra zy.

  • GBD dit :

    Fandresena sy Brandon
    je partage parfaitement l’avis que la priorité actuelle est la sortie de crise , PROBLEME ESSENTIELLEMENT politique qui consiste à revenir à l’ETAT DE DROIT .
    Mais je sous entendais qu’il ne faut pas pour autant négliger les objectifs socio-économiques et la stratégie que cela implique.
    La POLITIQUE N’A DE SENS QUE LORSQU’ELLE EST AU SERVICE DE LA NATION .
    Tout politique à venir doit comprendre que faire de la politique c’est d’abord SERVIR LE PEUPLE : SERVIR…et NON… SE SERVIR .
    La démocratie commence modestement par l’acception de cette idée.
    Pour Alidera,
    ny MAP était un carnet de route que je trouvais vraiment bien conçu.
    Le problème du gouvernement Ravalomanana était d’avoir « oublié  » le poids de la COMMUNICATION , l’importance de  » l’EDUCATION POPULAIRE  » et par dessus tout le gouvernement avait été PIEGE par la crise mondiale …comme beaucoup de gouvernements dans le monde .
    Le commun des mortels ne comprend pas forcément l’implication de la crise mondiale .
    De plus la dévaluation avait été faite juste au moment où intervenait l’inflation pétrolière , avant les bulles financières…
    Ravalomanana était très fragilisé et LES PREDATEURS AVAIENT SAISI L’OPPORTRUNITE…
    Personnellement je souhaite et prie pour que Ravalomanana revienne mais en CAPITAINE D’INDUSTRIE MALGACHE dont nous avons besoin…pas forcément en tant qu’homme politique .
    Pour moi un capitaine d’industrie a un destin , un AVENIR PERENNE , un homme politique n’est soumis qu’aux caprices populaires…
    Dans le monde moderne ce sont les capitaines d’industrie qui INFLUENT sur les politiques , mais ne vont au charbon !
    Je tiens à mon Ravalomanana ! et pour LONGTEMPS DANS LE PAYSAGE ECONOMIQUE MALGACHE , voilà surtout ce qui dérange les Français !

  • GBD dit :

    Rakotovao
    taminy andro fahazaza anie ka aleko milalao baolina , tsy izay milalao saribakoly tany Toamasina…
    Kanefa , tena nahasositra be fa niteren’dry zalahy manao gaolina fontsiny …
    tsy faly aho dia ni-hakatra « rerrain  » foana , dia …lasa robaka ny  » but  » …….
    MDR

  • lanjou dit :

    Marina ny voalazan’i GBD sy OM974 fa saingy efa voa-planifié tao anaty MAP daholo ireo hevi-dehibe ireo ary efa en cours mihitsy ny fahataterahan’ireo zavatra nolazainareo ireo tamin’ny fin 2008 eny mihoatra izay novinavinaina aza ny asa notanterahina tao anatib’izany.
    Porofo: nahatratra 7% ny fitombon’ny arikarena faobe teto mada izay nampihaiky izao tontolo izao ary nampialona tanteraka ny frantsay.
    Raha ny resaka 4,5 mars dia resaka fanamarinantenan’ny FAT io mba azahoany mitazona faran’izay ela indrindra ny fitantanana eto mada. Sanatri raha ny vahoaka no ao andohan’ireo fa ny tsy ampy ao ampaosiny no mahamaika azy.
    Asa raha nahatsikaritra ilay vaovao tao @ télé ianareo hoe efa manomboka ny fizarana sy fanomezana permis d’exploitation minière izay nahato t@ début janvier 2008? Mba azontsika antsaina ve ny vola ho kirakiraina amizany ankoatry ny bois de rose zay anaovana exploitation sauvage?
    Antsika Malagasy mba nomen’Andriamanitra saina sy fanahy sisa no manao zay tandrify antsika amin’ny fanalana an’io FAT io fa raha izao no mitohy kelikely fotsiny dia na ny sakafo ao ambilany sy fitafiana efa tsizarizary eny aminao aza mbola ho angalariny koa(raha misy mbola hividianana an’zany?)

  • miralega dit :

    Hatreto aloha dia mazava fa tsy misy azo atao solon-tenan’ny vahoaka izany mihitsy

    FA iza ianareo nomena invitationm-poza ireo no sahy haka ny Zoko maha malagasy ahy; iza taminay vahoaka no nanome fahefana sy alalana hoa anareo hampiasa ny zonay

    tsy izay olona foza 2 000 asesika ao amin’ny lapa tsara tarehy namboarin’ny filoha Ravalomanana no hahasolo-tena tampoka ny vahoaka 18 000 000 ;

    Hatreto dia ny solom-bavam-bahoaka , ny benin’ny tanana ary ny Filoha nofidian’ny vahoaka malagasy ihany no afaka misolo tena izany vahoaka izany raha hangalana hevitra

    ka asakasak’ireo vahoaka tena manana ny zony ary mendrika ny hitonona ny anarany fa Malagasy no hanaiky hanome ny zony hoan’ireto foza samborina etsy sy eroa ireto

    fiaraha-mitantana hikarakarana fifidianana madio mangarahara tsy misy horohoro eken’izao tontolo izao hiverenan’ny fahatokisana sy ny fanampiana avy any ivelany ihany no ilaina = Maputo & Addis abeba

  • Vonyfanja dit :

    Efa fantatsika rehetra izao fa tena voa mafy isika rehefa tsy mahay mifidy izay olona hitondra antsika , ka noho izany dia fepetra no tena jerena amin’izany , mila beazina

  • Cirricou dit :

    Aleo lavitra tsy mande io TVM any @ Faritany io toy izay hamafy lainga fotsiny

  • Brandon dit :

    GBD,

    Mais je partage votre avis. Je voulais seulement lancer une autre idée de fond sur la démocratie et la République.
    C’est vrai aussi que Ravalomanana n’a pas su communiquer. Et c’est le grand problème encore aujourd’hui. Personne de son entourage présent ici à Tanà n’arrive pas à bien communiquer, à bien expliquer,à bien analyser,…etc… pour que le commun des mortels ne fasse pas de fausses idées ou de fausses interprétations.
    Mais je ne suis pas d’accord avec vous sur ce qui dérange les Français. La présence de Ravalomanana dans le paysage exclusivement économique ne les dérangera absolument pas. C’est Ravalomanana présent sur l’échiquier vraiment politique qu’ils ne veulent pas, car celui-ci va tout faire pour éviter une nouvelle colonisation du pays comme ce qui vient de se passer au Congo lors du dernier passage de Sarkozy. Ravalomanana, comme moi d’ailleurs, ne voudra jamais la reconduction pour les 50 prochaines années( même partielle ) des Accords de Coopération de 1960, lesquels arrivent à échéance au mois de Juin 2010. C’est cela qui dérange royalement les Français depuis 2008, date à laquelle ils ont compris que Ravalomanana ne sera jamais de leur côté et qu’il fallait donc le renverser coûte que coûte.

  • rakotoson dit :

    JOURNALISTES, UN PEU DE PROFESSIONALISME SVP!

    C’est tellement ridicule de lire un article, dans Madagasikara Midi de ce jour, où le journaliste ne cite même pas les noms du député TIM ou d’ un proche de Zafy et d’ autres encore des trois mouvances opposées à celle de TGV participant à une réunion à Alasora. Sans dire où au Hintsy? Ou chez Alain Andriamiseza ? Pourtant, La véritable information c de savoir qui sont ces personnes en quête de fauteuil, de nouveaux traitres en puissance? Messieurs, mesdames les journalistes – [i]toutes tendances et tous organes confondus [/i]- apprenez donc sur les télévisions, radios et journaux étrangers – pour ne pas dire français par exemple – sinon comment on traite l’ information du moins l’ abc de votre métier. Cela ne relève aucunement de la diffamation que de citer les noms de ces chasseurs de postes pour la 4 ème République. S’ ils y vont, à la limite, c’ est même pour se faire remarquer et dans but bien précis bien qu’ inavoué tellement c aujourd’hui devenu à la mode de paraitre dans la presse et à la télévision. Tenez, à défaut de l’écouter, surfer donc sur rfi.fr l’ adresse « mamane », le fameux éditorialiste de cette « radio mondiale » quand il parle de la définition du mot peuple dans les pays ex – colonies françaises d’ Afrique.Je ne vais pas m’ y étendre ici; car, c’ est exactement ce qui se fait à Madagascar . Une poignée de « baomanga  » – voyous desoeuvrés , drogués, ivres des bas – quartiers de la capitale, moyennant quelques liasses d’e ariary met à feu et sang la ville – 26 janvier 2009 – et l’ on parle depuis que le « vahoaka malagasy » exige le changement. Et quand le même Mamane parle du cordon ombilical qui lie les dirigeants africains au pouvoir et/ ou de l’ opposition à leur maître à penser français. Là, aussi, le parallélisme des formes est flagrant par rapport à ce qui se passe chez nous. Quand on pense que même les religieux, Mamy Rakotoarivelo,Henri Lecacheur ne parlons plus de TGV & Co, Ramakavelo, Norbert Lala Ratsirahonana… qui vont voir Châtaigner.Pire convoquer par ce dernier! Pire, aussi, quand ils vont voir ses chefs et ses sous-chefs à Paris!Mamane le dit si bien avec l’humour qui est le sien que c’ est partout pareil en Afrique sub-saharienne. A côté de cela, ces mêmes « journalistes  » ne soufflent même pas mot de l’intimidation au quotidien – quand ce n’ est pas de la répression des forces de l’ ordre dont les descentes par camions entiers , armés jusqu’aux dents est l’illustration même du manque de liberté à Madagascar;le caporal – chef Odon Razanakolona – qu’ on voudrait bien voir et entendre à la télévision -( avait pourtant dénoncé de telles pratiques en février – mars 2009; quand bien même les services techniques de Marohanta Cecile ont recensé plus de …200 partis politiques ( Madagascar champion du monde toute catégorie à inscrire dans le Guiness des records ) pour le grand débat du 4 au 5 mars au Centre International d’ Ivato ( encore un grave oubli de nos journalistes qui n’ ont jamais rappelé que la construction de cette imposante infrastructure avait valu les critiques de certains dont Herizo Razafimahaleo la qualifiant d’ investissements inutiles ); et qu’ à Genève ( au cours de la session des Nations-Unies sur les Droits de l’ Homme ) la ministre de la Justice Christine argumente que le fait de l’a parution , en 2009, de 10 nouveaux titres de journaux prouve que la liberté d’ expression existe à Madagascar. Quel degré de naïveté de la part de cette responsable. 10 nouveaux journaux = à peine 40. 000 exemplaires ajouter à ceux qui existent déjà ceci donne en tout un tirage global de à peine 200 000 exemplaires. Pour un lectorat estimé à 10 millions capables de lire et d’ écrite sans parler du pouvoir d’ achat et du contenu réeels de ces feuilles de choux , avouez Madame que c’ est peu cet il n’ y a pas de quoi s’ en vanter de la tribune des Nations – Unies. Bien sûr nos journalistes ne relèveront même pas ces inepties de Madame Christine. Pour les critiques des trois anciens Présidents, la caisse de résonnance de nos journalistes fonctionnent 5/5

  • GBD dit :

    Brandon
    laissons le choix au président Ravalomanana.
    Mais je suis toujours d’avis que sa personalité en tant que 1° capitaine d’industrie est bien plus importante .
    Il est ou &était LE PREMIER EMPLOYEUR MALGACHE et je pense qu’à ce titre il doit être protégé …
    Je pense que sa mouvance est capable d’appliquer ses idées.
    En France la politique de Sarko s’appelle Bouygues , Arnauts , Lagardère…qui n’iront jamais se faire élire président .
    Il en est de même dans les autres pays occidentaux de type libéral.
    Et je suis entièrement d’accord : ces accords de coopération de 1960 doivent sauter.
    Ravalomanana est un personage incontournable de notre paysage économique et politique , il saura faire orienter les politiciens patriotes et LEGITIMEMENT NATIONALISTES.
    Mais je le répète : LAISSONS LUI LE CHOIX DE LA DECISION , malgré les desiratas des uns ou des autres.
    Les français , avec leur bras armé rajoelina , ont fomenté le renversement de Ravalomanana , JAMAIS SES IDEES D’INDEPENDANCE ECONOMIQUE ET POLITIQUE .
    D’autres « Ravalomanana » sauront intervenir : dans la MOUVANCE.

  • GBD dit :

    tsipoy â
    tu n’as toujours pas compris que GBD n’est qu’une abréviation de gasybedemocrate ?
    Oadray kosa ! izahay legalista tsy mihafina izay zakaina.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Vos idées et arguments sont valables.
  • Utilisez avec modération les majuscules pour vos mots entiers. Vous n'en serez que mieux lu(e) et compris(e).
  • Les insultes et grossièretés sont les moyens de ceux qui ne trouvent plus de mots cartésiens et raisonnables.