Union Européenne

Union Européenne

Voici la résolution que l’Union Européenne souhaite prendre concernant Madagascar (8pages en pdf). Nous vous laissons en prendre connaissance peut-être avec fébrilité, mais elle mérite d’être bien lue.



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Sanctions à prendre par l’ACP-UE contre les putschistes de Madagascar
  2. Cette décision du Conseil Paix et Sécurité de l’Union Africaine
  3. La decision bidon au Carlton
  4. Pourquoi cette annee 2009 pour Madagascar?
  5. Pour mémoire, Madagascar

15 Comments

  • VOLANIANA dit :

    tatarao tsara ilay resaka ry my dago fa inona ary no fantatray na hifalianay na ny mapahory @ izao resaka izao eh!
    tena nahazo aretimpo sy tension aho h@ ity tantara ity fa tsy hamelako raha tsy hita ny rary eh!

  • kristelle dit :

    aleo ho faty any ,i Ravalo ve no hamparary ahy ! ny Vahoka malagasy no jereko fa tsy izay Rabvalo irery

  • sadic dit :

    tsy sahin’ny U.E. ny manapaka tanteraka an’ireo aides rehetra ireo, io ihany no fitaovana entiny ampitahorana eo ka raha tapahiny io nefa tsy misy vokany de lany bala izy, tokony tsy raisina intsony ireo fanampiana ireo de ho hita eo na afaka miantehitra amin’ny herintsika ihany isika gasy, ampodiana daholo ireo ambasadaoro any ivelany ireo, de ampiroborobina ny fambolena, sady ny sinoa vonona ny hiara-miasa amintsika foana sady manana interet betsaka aty Dago, ny Frantsay koa tsy afa-miala amin’ireo interet economique-ny marobe ireo, hoy indrindra ny prezida HAT zay hoe: « ce qui ne tue pas rend fort », torak’izany koa ny U.S.A. efa tsy afa-miala intsony. atao revision fotsiny ny contrat de vita ary tsy manaiky rebirebeny amin’ny aides humanitaires de alainy bojo fotsiny ny ressources minières avy eo.

  • Lesabotsy dit :

    Manahirana izy ity ny antratra tsy lavo io fa milasaka indray ny olana vaovao.Ny raha mahagaga anay dia ity , inona loatra ny antony hametrana an’ Andriamatoa Andry Nirina Rajoelina sy Marc Ravalomanana ny handidy sy hanapaka ny momba an’i Madagasikara sy ny malagasy 20 millions.
    Mazava amin’ny fotoana izao fa izy roa ireo no mandidy manapaka.
    Marihiko eto fa ny antony nanesorana an’ Andriamatoa Ravalomanana dia noho izy nivarotra ny Madagasikara tamin’ny Sud Coréen sady nampifangaro ny volampanjakana amin’ny volana samy irery ka nahatonga azy ankehitriny mpanefohefo erntany.Araka ny nambarany tao amin’ny résidence tao Toamasina raha mbola 3 générations ihany dia mbola tsy mandany ny volany.Eo koa ny fanilikiliana nataony , raha tsy merina ianao dia tsy kaonty mihintsy.Amin’ny fotoana izao mitondra io transition io Andry Rajoelina.Manohy ny zavatra nataon’Andriamatoa Ravalomanana no ataony, vao mainka pira aza ny zavatra mitranga amin’ny fotoana izao. Zavamisy re izany fa tsy noforoniko.Eto aho dia manao izao teny izao , ho havelo hanao izay tiany hatao eto amin’ity tanindrazana hiombonana ity ve izy ireo?

  • Lesabotsy dit :

    Ho an’i sadec izay nanoratra ny hampodiana aty Madagasikara ny ambasadora rehetra any ivelany.
    Raha tsy diso aho fahitako ny fomba fiteninao io dia olona tsy mipetraka eto Madagasikara ianao.Noho izany dia modia aty Madagasikara aloha ianao eto isika mahita ary miaina miaraka amin’ny fizaliana sy fahantrana eto.Manaraka izany ny zavatra hataon’ny fitondra HAT izao ve raha tsy hilaza mikasika ny affaires bois de rose fotsiny isika sy ny fanodikondinana etsy sy eroa ireo volambahoaka io dia hantenainao hanavotra an’ny malagasy? Amin’ny fahasahiranam – bahoaka izao,ny mpikambana iray amin’ny HAT dia mandray vola 85 millions de francs isambolana.

  • Zendana dit :

    Na inona na inona zava-misy, ary marina fa tsy i Madagasikara irery no misy crise, dia izao no zavatra tsy azo lavina : Diniho tsara fa na dia ireo manankarena aza @ izao andro izao dia TENA miferin’aina satria ao ny antony raha tsy hiteny afatsy ny resaka « securité » fotsiny aho, ho an’ny sisa moa dia miampy ny fahasarotana tanteraka amin’ny lafiny maro, izay iaraha-mahita ilay izy,amiko izany dia LAVA LOATRA ilay déstabilisation (éco, po…)iray izay, izay zavatra atao amin’izao fotoana dia ahiana sao hanjary tsy ho valide afaka atsy ho atsy, misy tena manararaotra LOATRA mantsy lé olona sasany amin’izao ka mitsinjaka sy manapatra manao izay rehetra tsy azony natao teo aloha eny fa ohatran’ny hoe vengeance mihitsy aza no azoko ilazana azy, dia lasa manaratsy an’izay zavatra tokony hirosoan’ny fitondrana amin’izao anefa izay, ny tiako ho asiana teny dia ireo mpanararaotra, sanatria tsy hoe Ravalo na i Andry no maninona fa ny toe-tsain’ireo sasany voakasika ireo no tiako asiana teny, misy amin’ireo hafa ratsy saina ireo anie mahita rirany tsara amin’ireny zava-dratsy ataony ireny dia satriny ho lava reny sy hirirotra tsy hanjary izao fiainana izao, tadidio anefa fa tsy misy tantara mihemotra fa mandroso, ary ny taranaka ao afara ao hanana ny fijeriny ka dia hitsara antsika izao, na dia tsy ho teneniko aza ny fitsaran’Andriamanitra izay manakaiky ary mampihoron-koditra ho an’ny ratsy.

  • GBD dit :

    Dans l’U.E.
    la France n’est qu’un partenaire comme tant d’autres , autant que les autres (voir statut avant de dire des âneries )
    Les décisions sont prises à l’unanimité.

  • VOLANIAINA dit :

    merci GBD nanazava eh!
    tena hotrany tsy cope aho rahatsiny fanazavanao e!

  • sadic dit :

    ity Volaniaina ity tsy manankevitra fa manao merci G.B.D mandavantaona eo ihany no hainy, rehefa tsy eo G.B.D dia tsy mahasahy mifanakalo hevitra izy.
    tena mpanampy fidèle kosa kou, sao de mitady mpanampy mpiasa an-trano i G.B.D. fa efa misy vonona ato amin’ny forum ato, VONONA HANOMPO, izao marina le hoe fivorian’alika ka ny orokoro-body no betsaka.

  • sadic dit :

    na miresaka hoe france anisan’ny partenaire ny U.E. avy de anaovan’i Volaniaina merci an’i G.B.D …?? vraiment illetré!

  • GBD dit :

    apprends ce que signifie éxpression libre …

  • Arivolahy Tsy Maty Indray Andro dit :

    Qui seme le vent, recolte la tempete

  • Rainibera dit :

    Amiko dia tsotra : Efa mijaly loatra ny vahoaka, koa aleo NY MIARAMILA ALOHA NO HITONDRA NY TRANSITION; aVY EO ATAO NY FIFIDIANANA MALALAKA . Foanana daholo ireo Fandaniam_bola (membres HAT – MINISTRES – etc….) fa ny Secrétaire Général ao @ Ministère izay téchnicien no manao ny Affaires courantes.Atao sahala tamin’ny nitondran’ny miaramila alohan’ny naha Président an-dRatsiraka.

  • GBD dit :

    Rainibera
    pourquoi pas ????????
    on fait chaque vfois unpas en avant et deux pas en arrière …
    et la stratégie du pourrissement de la France barbouze est toujours là.
    Aux Malgaches de dire : BASTA !

  • GBD dit :

    hidden ihany nofantatr’ireto tsy ampy saina ny HAT
    petits esclaves soumis , « perroquetttant » sans cesst , faute d’arguments décents.
    Leur talkies walkies manquent souvent de piles…

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site