Etudiant Diégo victime répression

Etudiant Diégo victime répression

Ireto avy ny anarany izy ireo:

  1. Franco Nomenjanahary 18 ans mpianatra ny saint jean mimpetraka ao grand pavois F4
  2. Beforouack mpianatra koa
  3. Rabemannatsoa Josiane etudiante mianatra ao creata mimpetraka amin’ny G 9
  4. Ratsimzndresy Richard zandry sefo fokontany lazeret Nord
  5. Tombovelo Richard photographe-juriste
  6. …………………….tsy azo ny anarany satria efa tsy afaka miteny.

telo no tena voamafy, arakiny vaovao azo avy amin’ny hopitaly izao, nahazo fitsaboana sahaza azy izy ireo. Nilaza sefo region fa tsy izy
no nanombaiko.

Rappel : vaovao teo aloha androany.



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Urgent : Drame à Diego !
  2. Grève et manifestations université Diego
  3. Dieu, pourquoi tu as laisse faire ca ?
  4. Mafana !
  5. Fanambaran’ny mpitsabo – Mitaky zo izao dia izao

27 Comments

  • HoAiza dit :

    Non, non et non!!!
    Dia mbola rà halatsaka foana no ataon’ireto adepte de Ramaroson-Sarla-Lylisson-Richard Rav ireto an?
    Aiza ianao ry Manorohanta Cécile afaka nanoron-karena tao anaty fotoana vitsy ary nanangana trano toa ny chateau any amin’iny faritra Avaratry ny Nosy iny – meublé en bois de rose en sus, sns…, (ary i Koutiti izay mino aho fa milasa any amin’izao?): mitsangana vonjeo ireo maratra ireo, mandraisa fitenenana handidy mba hitsahatra izao fandatsahan-drà mateti-pitranga ao Diégo izao, ne serait-ce qu’en signe de votre repentance.
    Ianareo no anisan’ny responsable nampirehitra io feu de la violence-torture io, VONOINAREO LASITEO IO, FA TOKONY TSY IZANY ITSONY NY FAMINDRA IZAO!!

  • Razafisera Odon B. dit :

    Archeveque Odon Marie ô ! Aiza ianao amin’izao famonoana hataonareo ao min’ny FAT izao,toa mangina tanteraka ianao satria ve efa namidinao sy Pasitera Andrianjato tamin’ny Frantsay ve i Madagasikaranay ?

  • sadic dit :

    lisez d’autres versions dans des autres presses, par exemple : « un jeune homme a été tabassé à mort au cours d’une manifestation étudiante hier soir (27/04), du côté du bazar Kely. Les étudiants ont ensuite promené sa dépouille mortelle en trophée dans les rues de la ville. Ce matin, le ministre de l’enseignement supérieur et de la recherche scientifique, Athanase Tongavelo, était présent en ville. Il aurait ordonné le déblocage du paiement des bourses à l’origine du conflit. »
    et lisez encore un autre journal: «La première est survenue au lycée Mixte vers 9h30mn où les Forces de l’ordre ont fait exploser 2 grenades lacrymogènes après le tir de sommation habituel pour disperser et ces étudiants et les élèves de cet établissement qui apparemment avaient du mal à comprendre ce qui se passait réellement. La seconde a eu lieu au « Bazary Kely » et du genre spectaculaire. La panique était au rendez – vous, les commerçants ont préféré fermer leurs magasins et les marchands se sont empressés d’évacuer les lieux. C’est ainsi que vers 10h 25mn, devant un bar des lieux, appelé « Bar Denise », un étudiant en première année de l’Un a été passé à tabac par des éléments des Forces de l’ordre comme un vulgaire criminel. Même à celui – ci, on n’inflige pas un tel traitement. Ils ont dépassé les bornes. Sans connaissance, l’étudiant en question a été transporté d’urgence à l’hôpital. On craint qu’il n’ait un traumatisme crânien ».
    conclusion: IL N’Y AVAIT PAS DE TIR A BALLES RÉELLES,( d’ailleurs s’il y avait de tirs à balles réelles, ce serait impossible qu’il n’y ait qu’un mort qui plus est survenu à l’hôpital et non sur place). la tête est touchée, alors c’est normal s’il y a beaucoup de sang.

  • sadic dit :

    ity site ity de fitaizana olona ho liandra, sary mahatsiravina foana no averimberina ato, sarina devoly, bibilava, olona mohosondra, sy ny tsy voatanisa. ary ny tena loza de amoronana histoire hafa tsy mifandraika amin’ny zava-misy.

  • sadic dit :

    je vous disais que les forces de l’ordre sont aussi des êtres humains, si vous les faites mal ou l’attaquez, ils ripostent.Il arrive aussi qu’ils sont frappés tellement si fort qu’ils réagissent avec la même proportion, FRAPPER FORT AUSSI, et voilà ce que les Gasy Tia Tey souhaitent voir: vos photos en train de gémir en rendant vos derniers souffles ou en train de lutter contre la mort plein de sang, pour faire ensuite une campagne médiatique à l’image de G.B.D., et réclamer une augmentation des commissions auprès du laitier comme quoi ils ont eu un « SCOOP » , et oui vos photos à l’agonie sont des scoop pour eux, des business qu’ils commercialisent à bon prix. Des sans scrupules qui vivent aux dépens des malheurs des autres.

  • sadic dit :

    les Forces de l’ordre sont aussi des victimes tout autant que vous, on doit chercher un bouc émissaire parmi eux et l’affaire est classée, les politiciens(cerveau) qui paient ces égarés restent impunis, alors que vos morts permettent aux politiciens d’avoir une siège et d’acceder aux pouvoir( et croyez moi,ils vont vite vous oublier), la bonne affaire quoi. alors les zanak’i dada, un mort n’est pas suffisant, il faut faire mieux. par ailleurs, MyDago veut des TIRS A BALLES REELLES, c’est à dire des MASSACRES (comme lors du 7 février 2009 au temps de votre dada), alors mettez un peu plus de pression sur les forces de l’ordre.

  • fandresena tena izy dit :

    O ry ra Krisy sy sadic a! dia mbola hitanareo fa avy amin’ Andriamanitra ve izao famonoana olona izao ? Ianareo mantsy toa miseho mpananatra ny Hmf eto.

    Rariny izao amianreo an ! hana-taranaka ianareo , mana-kavana ianareo , indray andro raha mbola misy koa izao Andriamanitra ao ambony ao izao : Hanody anareo sy ny taranakareo fara mandimby anie ny ràn’ireo olona ireo .
    Mitenena ihany dia arovy ihany ny herim-pamoretana fa arakaraky ny hamalianareo izany no hitodian’loza aminareo mianakavy !

  • Verohanitra dit :

    Tsy ampy ny efa namono nahafaty ny vahoakan’Antananarivo ry tsr valahara, no mbola ankizy mpianatra any Antsiranana, mba mitaky ny zony hanana fivoaram-piainana ihany koa novonoina ho faty sy ratraina toy izao ?
    Aza avela miverina aty Madagasikara intsony ilay tohara loza mpamadika tanindrazana, mpampijaly vahoaka iny, dia i Andry Rajolena fa ho tapitra maty eto daholo ny Malagasy rehetra na ny avy antsisi-tany na ny afovoan-tany.
    Tsy azo ekena izao famonoana nakizy tsy manan-tsiny izao. Vao oviana no nidarohana tsy misy indrafo ny zanaky ny Jeneraly Raeolina, dia izao indray no atao. Tsy manana fo antra mihitsy.
    Manolotra fampiononana ho an’ny fianakavian’ilay namoy ny ainy ary mirary fahasitranana ho an’ireo naratra.
    Avelao hiakatra any ami’ny amabaratonga isa-karazany iraisam-pirenena izao mitranga izao fa tsy avela ho vita maina.

  • sadic dit :

    o ry fandresena tena izy a! ny taranako tsy alefako hataon’ny mpanao politika fitaovana, raha hanao fihetsiketsehana dia mila ara-dalana sy misy fanomezan-dalana,raha vao misy zafouillage de feperako hody an-trano haingana, ary tsy handeha hiantsy ady amin’ny olona mitondra basy fa ny aina lahitokana, ny mitondra basy manafika any an-trano aza efa tsy fidiny.

  • sadic dit :

    Verohanitra!!
    mbola tsy ampy io olona iray maty io eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena, alefaso eny betsabetsaka koa ny fianakavianao mba hanao maritiora e, efa niteny anareo ane aho hoe mila maritiora maromaro raha te hiantso tafika gena nareo e, ts’isy dikany olona iray maty izany fa lasa ridicule fotsiny na de taterinareo aiza na aiza, sady dommage collateral io tsy nisy tifitra bala tena izy zany fa nifanandrina tamin’ny forces zalah, mbola tanora de mafana fo, sady matanjaka. Ataovy izay tena hampitifitra an’ireo miaramila ireo, izany hoe mila entanina daholo ny fianakaviana rehetra handeha tonga de hanafika camps e, izay vao tena hita hoe mikorontana. efa nisy maty izay any diego, asio koa Antananarivo sy faritra hafa, fa mila maromaro an! sady tifitra bala tena izy, zany hoe MASSACRE. allez au boulot, les fainéants …M.D.R..hihihi

  • sadic dit :

    « O ry ra Krisy sy sadic a! dia mbola hitanareo fa avy amin’ Andriamanitra ve izao famonoana olona izao ? »
    hihihihi…mirediredy marina, mampalahelo.

  • belts dit :

    i ra krisy sy saduka dia olona iray ihany, ary aza dia mivaky loha be loatra ny aminy fa raha marary aminy isika dia izay no tadiaviny, leo monina eo ihany izy irery eo!!!!! ny azy hevitra botolo fa tsy manana argument mihitsy hanohanana ny filou rajoelina

  • volaniana dit :

    Tena tsy olona intsony ireto fils de belle mere ireto fa tena devoly ah! hotrany odon demony st zaza boite de nuit sy cocorico met les pied dans la merdes sy ny PANDESMA sns….
    sahinareo ve no mamono ny mpianatra mitaky ny zohany @ vatsy mpianarana hivelomany sao tsy rariny ry zalahy fa hanody ny taranaka faramandimby nareo anie ny fahoriany ankizy mitalao mitaky ny vatsy mpianarana eh! ny tody tsy misy fa ny atao no miverina ary aza ny lohasahy mangina no jerena fa A/TRA antamponiloha eh!
    mahereza re ry diego ah! samia mirahina eh!tolona izao hitondray kobay koa ireo moa fa tena retsy eh!
    vonondreo koa tsaika io….ah! mitandrama jiamby eh!
    tena tsy mivady trovana ireto TGV sy ny forongony ireto hoy aho fa dia tena mijaly ny malagasy amby eh!

  • Zanak'i dada dit :

    eh Sadic! mba moramora ty vava eh, ny site-nay dia fitaizana ny olona mba ho hanaja ray aman-dreny, hanana ny maha izy azy, mba ho olom-banona eh, izay oe ilay noteneniko omaly oe MANAO VAIN-DRAHALAHY TSY MBA MARARY ianareo mbomba an’i domelina io, tsy aleo ve mijery sary toy izao, toy izay mijery film, vidéo, ao amin’ny télé viva, matetika isan’andro dia haverina foana ilay tamin’ny 07/Février/2009 iny? iza no tena lazaina fa lian-dra amin’izany? mba mahaiza mandanjalanja! sa ny zavatra hataonareo tsy misy mahita fa izay hataonay ihany no hitan’ny olona? mba mahatsokaiky eh?

  • Zanak'i dada dit :

    Ary toa mbola tsy vita ihany ilay sonia? fa angaha taratasy 100 taonina no hatao sonia any no mbola tsy miverina ihany ilay milaza fa hanao sonia fotsiny no halehany any?
    - Aza mba donto ihany oa !

  • Verohanitra dit :

    Monsieur Sadic,
    Tsy dia mpamaly ny resakareo aho hatramin’izay fa noho ianao miantso ahy amin’ny anarako izay tsy pseudo, dia hamaly anao aho.
    Tsy ampy ireo maty ireo hoy ianao fa mila halefa any koa ny fianakaviako hovonoinareo. Vazaha angamba ianao ka tsy misy dikany aminao ny rà malagasy latsaka. Ny mety aminao araky ny anaranao dia mitondra tafondro marovava ary vonoina ho faty daholo izay manohitra ity olona tohananao dia i Andry Rajolena.
    Miangavy anao aho mba tsy hamaly ahy intsony. Misaotra tompoko !

  • Zanak'i dada dit :

    MANAO VAIN-DRAHALAHY TSY MBA MARARY izany no mampiavaka anareo tgv ireo. Miatomboka any amin’ny Odôy eh!!!! Odon eh !!! Razanakolona izany ka miafara hatrany amin’ireny 4×4 voretra kely eny analakely ireny. mba taiza teto amin’ny tantaran’ny Madagascar moa no nisy oe :
    - Mpitondra fivavahana nosamborina,
    - Mpitondra fivavahana halaina am-bavany any amin’ny borigadin’ny zandary,
    - HMF ampihorohoroina,
    - andrasan’ny miaramila eo an-tokonam-baravarana mandritra ny andro sy alina iray manontolo,
    - Ny fiangonana any avara-baratra any aza moa dia nodidiana mihintsy tsy hampaneno lakolosy,
    - Olona mpivavaka na ireo izay hande hivavaka dia hambenana tahaka ireny miandry gadra eny tsiafahy ireny,
    - Fa ny tena loza dia ity, ny mpitondra fat mirongo basy ohatra ireny handé hisambotra olona ireny miditra ao am-piangonana, handé hivavaka hono!!!!!!!! tao amin’ny FLM 67 ha no nisian’izany raha tsy mahafantatra ary ry Ornganèss sy ny fis no nanao izany.
    - Taiza no nisy an’izany? na any an-dafy aza izany tsy misy fa ampahafantariko anao raha tsy fantatrao! Tena mampalahelo ! santionany ireo fa tsy mbola voatanisako eto daholo ny rehetra, aleo amin’ny manaraka indray tohizako ny tantara ra mbola mila ianao!

  • Zanak'i dada dit :

    satria izay ny efa fomba fanaon’dry sadic, mba vakio anie io ambony io eh, alefaso betsabetsaka eny hono ny fianakaviana mba ho maromaro kokoa ny ho maty, amin’izay manan-danja tsara eo amin’ny iraisam-pirenena, mazava anie izany eh, ilay tamin’ny 07 février, nataon’ny ry sadic sy ry tgv sorona ny fianakaviany (foza orana) dia iny no dradradradraina iny oe ny fotondran’i dada no namono olona, izy ireo ihany anie no nilaza izany eh, amin’ilay oe : nokobokoboin’ny marina, ka nilaza tsy nanontaniana!

  • Zanak'i dada dit :

    un coup de chapeau pour Verohanitra, bien et encore très bien!vous avez bien fait pour ce pauvre sadic

  • Zanak'i dada dit :

    maninona no ity site ity no lazaina fa lian-drà? zany ry sadic? mba teneno koa zany oe lian-drà ireo gazety maro mampiseho sary toa io eh, indrindra moa fa ny télé viva!

  • GBD dit :

    Information à la sadic:
    NB :
    => passage à tabac
    => traumatisme cranien
    => un « seul » mort donc suite à violence sur un jeune étudiant asséné de coups « comme un vulgaire criminel »
    => des forces de l’ordre, armés jusqu’aux dents qui paniquent face à des jeunes à mains nues qui réclament leurs bourses impayées ???

    BIEN!

    => concluons donc que une autre des photos montrant un autre étudiant à l’hopital le VENTRE TOUT EN SANG ET AUTRES PARTIES DU CORPS …serait un traumatisme cranien ?
    => Mains nues , têtes sans cagoule de jeunes étudiants face à kalachnikov est monnaie courante DANS LES DICTATURES :
    RAPPEL TIEN HAN MEN en Chine.
    => on apprendra la prochaine fois que tel opposant gênant se serait suicidé avec DEUX BALLES DANS LA TETE , comme Boulin en France !
    => LA DESINFORMATION STYLE MADAGATE EST EN ROUTE .
    Les gouvernements FAIBLES POLITIQUEMENT n’ont qu’un seul langage à leur disposition ; LA VIOLENCE ET LA BARBARIE CHEZ LES SOUS DEV ‘.

    Oui je dis bien « sous dev’ » concernant cette frange inculte, imbécile et bornée restée au pays qui n’a pu quitter le pays de Ratsiraka et qui roronne et s’assoupit jusqu’aux prochains évènements : pratiquant du wait and see fainéant .
    Dieu merci des intellectuels fiables, conscients de leur resposabilité et de très niveau savent aussi cultiver leur niveau d’influence au pays , il n’y a pas que des vendus et OPPORTUNISTES comme Ratsirahonana.

    On vraiment l’impression de revivre les vieilles exactions de l’époque coloniale,
    lorsque les gros broussards alcooliques réunionnais maltraitaient les Betsimisaraka en brousse ,
    dans le sud De Guitto tuait et ensevelissait les Antandroy désobéissants sur place , dans sa concession : jamais poursuivi! même du temps de Tsiranana !
    Un des fils arriéré mental de de Haulme , dans le sud ,harcelait et violait gaiement les jeunes Antanosy sans jamais être poursuivi…encore sous Tsiranana
    Les chefs de canton (malgaches) cravachaient les pauvres bougre miséreux qui n’avaient pas les moyens de payr l’impot dit  » à la tête » de pipe s’entend ( hetra isan-dahy)

    VOILA LA REPUBLIQUE DES BARBARES
    Zaft et Ratsiraka ; bravo pour votre partipacion active à soutenir le plus ignoble de tous nos dirigeants .
    GTT CES PHOTOS SONT :
    => A DIFFUSER auprès de la commission des droits de l’homme de l’ONU ,
    => AFFICHER AU CONSEIL DE L’EUROPE A STRASBOURG
    => TRANSMETTRE A AMNESTY INTERNATIONAL

    ET TOUT DE SUITE : le moment est crucial.
    Ce sadic n’a aucune importance, juste un écho des savanes…

  • Mouvans mapito dit :

    Mais cessez de créer des martyrs partout ! Efa miteny aho fa tsy nangataka ny hiverenan’i dada no nahafaty an’iny bandy iny. Toute mort est déplorable et détestable mais ce n’est jamais évident quand il y a des sakoroka.

  • Bakary dit :

    sadic,

    mba akaro ataovy ao anaty loha amin’izay io atidoha io fa tsy toerany any anaty tranon-xxx any…

  • zava-misy dit :

    Tena sadique ity sadic ity

  • GBD dit :

    mouvans/sadic
    quand on est à cours d’argument :
    on ferme sa gueule !
    merci pour tous.

  • belts dit :

    i rakrisy sy saduka dia olona iray ihany, ary aza dia mivaky loha be loatra ny aminy fa raha marary aminy isika dia izay no tadiaviny, leo monina eo ihany izy irery eo!!!!! ny azy hevitra botolo fa tsy manana argument mihitsy hanohanana ny filou rajoelina

  • GBD dit :

    hafagotsy
    iniona ny heloky OBAMA ?

    il n’est pas superman , du simple fait qu’il est noir…pour POUVOIR venir au secours de tous les noirs en déperdition…
    Si nous en sommes là : il faut IMPUTER NOS MALHEURS A :
    ==> LA RESPONSABILITE DE NOS PROPRES COMPATRIOTES VENDUS !
    ==> la responsabilité de nos ainés de mettre leur patriotisme sous leur chevelure…
    ==> la lacheté de ne pas s’âtre battu
    Ny tolona , avy aminy tsirayray hiany , no afaka ampandroso ity tany ity !
    Ary tsy manaiky badohina ikotofetsy su imahaka (rajoelina et frantsa )

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site