Namadika palitao Lafrantsa ?
« Fananganana Governemanta iraisan’ny rehetra, fiantohana ny fiverenan’ny Filoha Ravalomanana an-tanindrazana, fanaovana fifidianana faran’izay haingana, ary tsy antenimieran-dalampanorenana izany ». Ireo no tolo-kevitra natolotry ny iraka Frantsay, ré tsiliontsofina teny an-dalantsara omaly.
Somary nahagaga ny mpanara-baovao ihany izany fomba fijery vaovaon’ny Lafrantsa izany. Ireo rehetra ireo mantsy dia samy efa voasoratra tao anatin’ilay satan’ny Maputo sy ny tovana Addis Abeba, koa maninona raha terena hanaiky io sata io fotsiny Rajoelina dia vita ny baolina? tsapa mantsy fa « to teny » kokoa amin’ny Andry TGV LaFrantsa, sa misy hevi-pitaka indray ao ambadika ?
Fiverenan’i Dada
Maha-velom-bolo ny vahoaka Malagasy aloha izany fijerena manokana ny Filoha Ravalomanana, ary matoa voateny manokana izy dia fantatry ny Frantsay tsara fa mbola mamim-bahoaka ny Filoha Ravalomanana ka tsy azo takonana ao anatin’ny tantara, io ilay nolazain’ny Filoha Ravalomanana Marc tamin’ilay valan-dresaka nataony tamin’ny mpanao gazety farany teo ka nanaovany antso hoan’ny Filoha Frantsay Nicolas Sarkozy (efa nentinay teto amin’ny MyDago io).
Ny fiverenan’ny « Dada » eto tokoa mantsy dia efa ampy hoan’ny vahoaka Malagasy, ary hampilamina ny toe-draharaha politika eto Madagasikara. Ary io no fanafody mahomby haingana hahasitrana ny firenena.
Matahotra mafy ny Frantsay ho very tombotsoa eto koa mihezaka mitady vahaolana haingana :
- andaniny fantany tsara fa efa leo azy ny vahoaka Malagasy ka hatahorany hitroatra mafy ka hampivadika indray ny baolina, indrindra ny fahitana ireny zava-niseho tamin’ny fankalazana ny 29 martsa ireny, namelona indray ny afom-pitolomana hoan’ny fitiavan-tanindrazana hoan’ny vahoaka ireny, ary raha sanatria hivadika amin’izao ny rasa dia ho very tanteraka Lafrantsa.
- ankilany ihany koa tsy mahomby hatrany ny politika nentin’ny Lafrantsa nanohanana ny »putchistes » teto, hitany sy tsinjony hatrany fa matanjaka be ny fifandraisana ara-diplomatika misy eo amin’ny Filoha Ravalomanana sy ny firenen-drehetra eran-tany koa tsy maintsy mieritreritra paik’ady vaovao izy.
- Farany, hitan’ny menasofina ihany koa fa tsy mahomby hatrany ny politika TGV koa tsy hitaingina soavaly maty eo izy, indrindra taorian’ny fanambarana nataon’ny ACP-UE ireny izay mandrangaranga sazy hoan’ny mpanongam-panjakana ary hisy fiantraikany any amin’ny vahoaka izany, ary raha izany no tanteraka dia mety hisy « explosion sosciale » goavana be eto ka hampiova ny toe-draharaha politika.Noho izany namadika palitao ve Lafrantsa? fanontaniana mbola sarotra valiana aloha izany hatreto fa ny ho avy no hamaritra azy.
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:




« Selon le communiqué de l’ambassade de France, la seule issue de la crise à Madagascar est la tenue d’éléctions crédibles dans les meilleurs délais possible »
dikan’io de rejeter-van’ny frantsay « officiellement » ny accord ou marché des dupes à Addis-abeba. Fa ny Frantsay namadika palitao araka ny vaovao « ré tsiliontsofina teny an-dalantsara omaly »-n’ny Mydago de tsy mbola heno satria tsy officiel. de miakatra ndray zany moralin’ny zanak’i dada fa hody dada. quel intox!!
« Affaire FJKM Tranovato Faravohitra : Le GTT Montpellier réitère ses excuses envers toutes personnes touchées par la polémique de l’église de Faravohitra et reconnait que le communiqué était une fausse information. »
les G.T.T avec leurs désinformations. Mais ils ne s’excusent jamais dans Mydago.
mamadika palitao ?
Est-ce suite à la visite à white house ???
ELAS, valiny dia YES !! Nomen’i Haut Bama paquet !
Commentaire d’un politologue américain : La visite du président Sarkozy fut ignorée de la quasi totalité des américains ! Pour eux ( média ), la France n’est qu’un petit PAYS, en Europe !
Poids de la France ?
i Dada aloha Dada be tsy ho tafody fa mionona
Mandehana ‘ty misasa, sady maloto kely, no masiso ! Manala baraka an’ny malagasy ‘lay zana-poza ‘ty !!
Ho avy ny président Ravalomanana ! Tarito ny naman’ty hisasa !
Ny anay rehefa misy hoe fiverenan’i Dada dia ampy anay izay. Io matsy dia hamaha olana be dia be eto Madagasikara
tonga soa i dada, bienvenu DADA
la France va rapatrier votre dada les légalistes? on aura tout entendu ici, ne rêvez pas car votre réveil risque d’être brutal et cauchemardesque. Par ailleurs, les Malgaches aimeraient bien voir revenir votre Dada, ils n’ont pas encore fini avec lui quand il a déguerpi à la dérobée, tête baissée, queue entre les pattes comme un chien battu pour continuer à aboyer de l’extérieur, s’il ose encore pointer son gros nez à Mada, on verra s’il râlera encore quand on l’aura secoué un peu comme au bon vieux temps(2009). par ailleurs, il n’osera pas revenir pendant un bon bout de temps…
raha nahay nareo TGV tsy toy izao ny situation, herintaona teo ihany fa toa mamba noana fotsiny, tsy niraharaha afa-tsy nameno paosy nareo.Izao nialan’ny Frantsay fa nandra!
Dia tena miala tsiny aho ry sadic fa dia tena mahakivy ahy mihintsy ny foto-pisainanao ; dia tena eken’ny sainao mihintsy fa zana-tany frantsay i Madagasikara . Tena tsy haiko kah !
je vois que les mensonges les plus grotesques sont les plus efficaces dans l’art de tromperie médiatique, tout ça juste pour entretenir les faux espoirs des malheureux disciples.
ka sadic ange ry fandresena tena izy ka olona sadika e! tsy misaina fa manaonao foana e!
« On ne nous dit pÔ tout! »
Qu’ait se qu’il fait l’ambassador de france quand ces boss sont pas la?
fandresena tena izy!!
les vazaha(y compris les Français) qui regardent de haut les Malgaches sont encore compréhensibles vu notre côté Africain qui n’aime même pas sa patrie à l’image des dirigeants Africains(dès qu’ils ont la possibilité ils émigrent vers les pays plus riches), mais des Malgaches qui regardent de haut aussi les Malgaches à cause tout simplement de la différence de classe sociale( riche et pauvre & tanindrana et tandrenivohitra)sont les plus déplorables et j’ai même honte d’être leurs compatriotes, à l’image de ces G.T.T et ses cliques qui demandent des sanctions économiques contre son propre pays( encore faut-il croire qu’ils considèrent Mada comme leurs propres pays, ces dénaturalisés)
Aoka angaha dia hatao hoe efa mafy ny mahazo an’i le fohy kely nanambady lavabe, voateha-maina tamin’ny fifidianana teo dia roso tany amin’i OBAMA nefa ona « tsa tia maity » !!!!!!!!!!!!!!!!
Koa tsa fatatsa fa mety hivadika tokoa ny rasa satria tsa hitany koa izay hombany.
Fantany fa tsa ho voafidy itsony izy amin’ny 2012 noho ny hagegena nataony ka mety niova hevitsa hanerenana ny zava-dratsy nataony pour partir la tête haute
Mahereza Andriamatoa RAVALOMANANA fa eto anilanao ny vahoaka
les présidents Français après leur Mandat restent des personnalités respectés puisqu’ils ne font aucun détournement pendant leur mandat,donc ils n’ont rien à craindre, contrairement à nos dirigeants Africains qui deviennent des condamnés évadés après leur passage au pouvoir.
Tampina letsy ry sadic ny daomy â !
Ny double enina efa natelin’ialahy, toa mbola tsehaka tao koa ity double dimy ? Izany rehefa domelina no mpampianatra !
Tsy mitsofotsofoka rehefa zavatra tsy hay !! Iza no tsy nahaino hoe mila olona i TGV, fa tsy havanana amin’ny pôlitika ? Izao nihiditra tao daholo izao boto sy adala rehetra izao !
Tamin’ny voalohany dia mody hoe, amboarina ny mairie-n’Antaninarivo ; nangata-bola tamin’ny diaspora, kanefa any an-toerana efa nanomana fika ! Porofon’izany, maninona no nafindra teny Mahamasina ny mairie, kanefa aty milaza fa tsy manam-bola ?
Satria be haitraitra, matin-kambo, no be kalikila ! Ny nanamboarana an’io mairie io koa, mbola ho jerena tsara hoe, vola avy aiza ?
tsa mba vahoaka zao Ravalomanagna eo anilanao fa mpanankoratagna Firenena ,aiza ka voninkazo ho fagnomezam-boninahitra ny maty ro nopotehigna
amiko tsy vahoaka fa mapanakorotagna
raSadika
Moramora agnao fa mety misy maha marina ny hevitrin’ny sansany hiany.
1) Iza no tsa nahalala ny adin’i la Frantsa sy ny Amerikana depuis 1995 ?
2) I ra Sary Kôzy ona tsa tia mainty tena nahatsiravina mihitsy, nefa toa hoe lasa mpinamana be amin’ny OBAMA !!
3) Efa vita ny tantaran’ny la Droaty ao Frantsa.
Koa aza dia be vava loatsa fa sao dia ny hamerenanao azy ro tsa ho laitranao
nahazo aina indray i Dadabe LavaRambo amin ty intox be mydago ty, inona koa no idiran’ny mairie Antananarivo amin’ny fiverenan-dRa8, sady mbola resaka blabla tsy misy azo anamarinana azy fa toujours des affirmations en l’air, ho hitantsika eo ny fahamarinan’ny intox nareo e, tsy maintsy dradradradrain’i Dadanareo amin’ny telefonina io raha marina, de raha tsy miantso izy radem defa kôpikôpy, Mydago vous a encore une fois de plus roulé……
Hoayyyyyyyyyyyyyyyyy ???? Ndryyyyyyyy !!!!!!!
Ntsôôôôôôôô !!!!!!!!!!
Mirediredy sisa ny foza !!!!!!!!! Ny FRANTSAY ry lery mahafantatra izant hoe : FEU ROUGE, ZONE ROUGE A !!!!!
Na ny bande izay faran’ny fatritrany aza tsy hanan-tsaina hanafika ny lapan’ny Elysées !!
tsa itako ro anegnenagna aminizay tsy agnekeko ny hiverenan’ny Dadanareo,io ro hevitro na ho mora mamerigna ny Vava na ho sarotsa fa de zay alou no
raha mitombona io laingabe io de miantso eo dadanareo rampitso.de zao ho lazainy « Miantoka ny fampodiana anah hono i Lafrantsa fa zah tsy nanaiky(satria izy tsy hahasahy hody eo) fa satria blablablabla, FA MBOLA HO AVY AHO FA AZA MATAHOTRA E, MINOA FOTSINY IHANY E … »
Tampina ny domy ry Rakrisy, Nadia sy Sadic a.
Ny Fratay aza mahalala oniny…
Inona indray no mbola avaokanareo?
A votre place, je prendrai un bain de soleil sous la neige
Izao ro izy raKrsisy : Tagnana tgv mifampiraharaha amin’ny mpananatany tsa mahazo mametraka vonikazo amin’ny fasan’ireo namoy ny ainy nanohitra ny mpanjantany tamin’ny 1947. Tsa azo atao mahitsy fa mamoa fady sy mampifoha ny maty
raha sahy hiverina eo izy,izy angah amou nisy nandroaka fa izy no nisoko nangina ka miandry azy ny tena vahoaka e!
fa iza no niteny amin’ny Dadabe LavaRambo fa hisy hanafika ny Elysee?
« Fantany fa tsa ho voafidy itsony izy amin’ny 2012 noho ny hagegena nataony ka mety niova hevitsa hanerenana ny zava-dratsy nataony pour partir la tête haute » io no novaliako hoe tsy misy atahoran’ny filoha Frantsay na de tsy ho reconduit eo aza, satria mijanona ho antoko matanjaka sy respecté izy avy eo.
Kristelle foza kely ! Mba nieritreritra ve ‘ty, na dia iray segondra fotsiny aza ? Fanompana an’ireo maritiora gasy ny fandehanany !Mino aho, fa talohan’io andro io, dia efa telo andro i lery no tsy nisakafo ! Natahotra sao dia la…… teny !!!
raKrisy, zendana aho fa agnao ro mamaly ny teniko tamin’i raSadika. Tena ona raika zany agnareo ?
zahay tsy zanatany Frantsay toa anareo,zahay no nanongana ny jadona ary zahay tsy baikon’ny Frantsay any MAZAVA ,ANAY IMADAGASCAR
Na inona na inona zava-mitranga eo, na inona na inona zava-misy eo dia efa tokony mba ho tonga saina amin’izay ny vahoaka malagasy ary ho mailo amin’ny ho avy.
Tsy ny fodian’Atoa Ravalomanana no zava-dehibe fa ny fisorohana kosa mba tsy hiverina intsony ny 17 martsa 2009. Mila ny fahamalinana sy ny fahendren’ny olom-pirenena rehetra izany.
VAOVAO BE !!!!!!!!!!!!!!
MIAINGA DANS UNE HEURE NY PRESIDENT !!!!
Kristelle ! Mandehana misasa, manao zipo maitso, ambony fotsy, foulard mena, dia mandehana eny Ivato !!!
KM,
Efa tapitra tamin’ny 12h00 ny tondro mainan’ny volan aprily ry rahalahy a!!! tpt!!!
je répète ce que je viens de dire plus haut, la position officielle de la France maintenant rejette l’accord des damnés de Maputo, soutient un gouvernement d’union pour une élection rapide »,d’ailleurs si elle consulte LeZAFY et votre dada, ce devrait être dans le sens de ce gouvernement d’union, vous y trouvez un retour de votre dada qui est condamné par la justice Malagasy, d’ailleurs c’est la suite logique du discours du président de la francophonie Diouf quand il a dit que la SADEC ou UA ne sont plus efficaces mais il faut faire appel à un pays plus efficace et plus puissant, autrement dit c’est la fin de vos AFROS avec leurs sanctions à la con.
Ny Ala!!
fanaonareo legalista no tena misolo vava ny namanareo, ary inona no mampialona anao raha mamaly ny fanontaniana napetrakanao tamiko i kristelle? sa kosa JALOUSE? raha tsy vadin’i Kristelle ianao tsy hitako hahatezitra anao raha mamaly izy, sambatra aky ndry ry Kristelle fa misy miaro.
rectification JALOUX manko fa tsy JALOUSE, ny lehilahy ihany no miaro vehivevy en general
hi hihi hi hi i Ravalomanana ve no hody?mitondra tsihy
MBA MIERITRERETA AMIN’izay ry vahoaka ao Antananarivo ao aza mifidifidy olona fahatany ny nifidiananareo io beny tanananareo io no mampikorosofahina ny Malagasy erany faritra 22 ,sady amizay koa mbola DJ,tsy fantatro na manana bac+3,mba mieritrereta iany fa maty hasina ny firenena ,tsy mahagaga ra niseho ny zavatra oatra ireny ny 29MARS,ra mbola mizizo eo dia mbola baraka hafa koa ny @ 26 JUIN tokony ho tonga saina @ izay , efa hita fa tsy lasa dia mizizo ihany mizizo ihany maninona ra zavatra indray ato nde hanova ……..dia mampatsiahy GABY (jeneraly)
barvo sadic j’adore
Alidera !
Hay moa foza, jonoina amin’ny lakazy, fa tsy amin’ny fintana sy ny haran-jono ?
Mdr!!
N’importe quoi !! sadic, kristelle s’adoRE !!
ilsy hery olona tsy salama saina fa tokony hanatona ny pitsabo,toromarika voalohany izay faharoa iza no manampahaizany mpitery ronono sa ny dj?tokony handinika vao iteny
misy olona misaina ihany ireto legalista ireto, tsapan’i le pseudo HERY fa le nifidianana an’i Ra8 ho maire Antananarivo no nahatonga ity crise nanomboka tamin’ny 2002 ity. ka refa zany de aza manaiky ambakainy amin’reto lainga be eto amin’ny site-ny ity. aleo ho lavo hahay hamindra, fa aza manohana tsangan’olona intsony.
O ry Kintan’ô:
Avelao kely alou ity resan-tsaina, crabe mantsy.
Marina ny tenin’ise amin’itony:
« Commentaire d’un politologue américain : La visite du président Sarkozy fut ignorée de la quasi totalité des américains ! Pour eux ( média ), la France n’est qu’un petit PAYS, en Europe !
Poids de la France ? »
Raha izay mahafantatra an’i Madagasikara moa dia bitika tsy hita akory aza ao anaty MAP, voatery manao réference @ Continent d’Afrique.
Fa ity coup d’état ity izao no tena médiatisé be i Gasikara ka lasa fanta-daza.
Koa ho an’ilay miseho azy ho milay ery ambony, mba tiako loatra na tsy izao aza fa ao aoriana mba mivoaka au niveau international kely fa toa romotra TGVendrana sy sauvage ireny!
Dia eto ampiandrasana ny tohiny isika…
barvo sa barjo, ry krisy ?
Ra ane ro tsy manana bac+3 fa classe de 5eme tamin’ny école privée (mety tsy manana CEPE), izy efa nanosotena ho filoha teny mahamasina(2001-2002) iny vao nanomboka nanao cours accéléré
Ra8 io
Dadabe LavaRambo en a aussi après Kristelle, il ne la lâche pas, tout à fait normal, Kristelle est très charismatique.
KM,
Azo jonoina amin’ny kakazo koa ny foza ka!!!
sadic,
aoka e!!! accords de damnés aho e, marché de dupes aho hoe, dia inona koa? fa inona fotsiny no nataonareo tany e? inona fotsiny no nataon-Drajoelina tany Maputo? inona fotsiny no nataon’i Lederl tany? nifampitaingina sa nanamôly? fa anagaha diso indray ny hevitra naroson’ny frantsay tamin’ny téléphone tamin’ireny andro ireny?
Izany ve tsy fampisehoana hoe sady tsy mahay ianareo no tsy olo-marina koa…
noheverin’i Rajoel hisaina reto lahiantitra reto de mbola notambatambazany, hay tena fangolika de tsy nandeha tsony izy tamin’ny fanintelony.
sadic,
ny diplômes izany tsy midika inona e!
raha ny diplômes ananan’ny malagasy ve no jerena tsy efa mba tokony ho lasa lavitra ihany ny firenena?
raha ny diplômes-n’ireo pokona ao amin’ny HAT ireo ve tsy efa ela no tokony 12% ny croissance?
efa mitanisa represaille sahady angah ny zanak’i dada? jonoina amin’ny kakazo? hihihi, ny dadanareo zao tsy mila jonoina tsony fa samborina fotsiny raha tonga eo
nga manana diplôme rajoel?
Alidera A.Riarybe!!
le pseudo hery no nanao référence tamin’io diplôme io,en tout cas une chose est sur, si votre dada revenait vraiment les vahoaka l’accueilleront chacun de sa manière.sa chance de survie est conditionnée par son impopularité; L’Etat n’auront même pas le temps de l’arrêter( si l’Etat ne laisse pas sciemment faire le peuple qu’il a fait chier pendant ses parties de Golf en Afrique du sud )
Raha mahita ny adiady amintsika eto aho dia hitako fa mitombina foana ny zavatra lazain’i Vazimba (any anaty discussion hafa any): Isika samy malagasy ihany no mahita ny vahaolana mety amintsika, na ny momba ny atsy na ny momba ny aroa.
Tsy ho afa-po velively amin’ny resaka teren’ny vahiny ho ekentsika mihitsy isika, na ny eo andaniny na ny eo ankilany.
Efa namaha ady pôlitika tany Afrika tany ny HCC (discussion hafa ato), ary niverina soa aman-tsara ny filaminana tamin’ireo tany ireo. Ny HCC no hamaha ny olana sy hamerina ny tanintsika ho tan-dalà na.
MDR aho !!!
inona mampimeh an’ny Dadbe lavarambo
hihihi, k’aza mi-parle ry le Bary an, refa tsy maka ny atsy na ny aroa dia mangina zany no mety! fa izahay zao aloa no miady! iza kou no hifanaraka amin’ny foza? mba jerao anie le teny ambohijatovo ireny eh, ilay foza vavy nandindihy manao orange iny? foza ohatr’ireny ve no hiresahana? tsy mi-raisone akory! refa raikitra anefa ny rombo izy no tsy hita aloha. soa ihany aloa fa efa nahadaroka foza eh, zara fa tsy matin’ny olona teo aza!
hehehe, tena mino mihintsy aho zao fa misy ho tapaka lalan-drà any ho any, hiverina tsy ho ela mantsy dadanay!
Aiza ny herim-poza eh? toa tsy mahita afitsoka intsony?
Mahatonga ana hiteny ireo rehetra ireo dia , nahafinaritra loatra lay teny Ambohijatovo, ka ten faly, faly, faly, tsy misy ohatra izany ny tenako, tsy mahita afitsoka ry foza maimbo!
Herintaona mahery be izao kosa ve izay no lasa ry
» Monsieur le président » nefa dia tsy mba hita mihitsy izay mamin’ny fiainana eto !
Maro be tokoa anefa ny zavatra nampilendalenda nampanantenainao ny firenena malagasy nefa toa lasa:
Tebiteby, horohoro,fahoriana ,fijaliana,hirifiry izany rehetra izany .
Aoka mihitsy Ravalomanana hiverina fa tselatra fotsiny io dia tafavoakany ê !
Omeo anay ny anaran’ilay firenena, Taona firy, vokany, sns ..ê ! Dia mba ho dinihinay eo izany !!
hiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiimanantena ny tsy misy raha mifoha i dadabe eny ampasana dia mody iabanareo zany
firy no anarana hoentinao ry dadabe?
nahafinaritra anareo le teny ambohijatovo? de nanao ahoana indray le Mpiasan’ny Magro(zanak’i dada) voasambotra teo analakely ny ampitso-afak’ampitson’iny?
mbola tantara mitohy iny Ambohijatovo iny fa rira bien qui rira le dernier
1 ) Fa taiza ny miaramila tamin’y 29 mars eh?
2 ) Toa tsy sahy nanapoaka?
3 ) Fa natahotra inona?
4 ) Ary toa nandihizan’ny zanak’i dada mihintsy ny tanà na tamin’io andro io, hitantsika ireny niseho télé ireny fa dia tena latsaka ambany ny fiandrasana ny taona vaovao! hatreny Ambohijatovo ka hatany analakely!
5 ) Nnnntttsssôôôô!!!!! Mba mahalala menatra iany kay hono le 4mi vital eh, mampalahelo,
Hoy ilay hira iray izay oe, Matoa mampirafy dia misy zavatra tsy ampy, ary hoy aho oe: Matoa nanao ireny ny olona dia misy ny zavatra tsy zakany!
6 ) Tsy fanan-korotanana ireny an! fa, fanehoana hevitra fotsiny, mbola tsy ireny aza no tokony olona ho avy teny fa 500 fois noho ireny!
Dieny izao dia efa mangorona entana ry foza an! kely sisa de ho avy dada haka ny toerany!!!!!!!!
hihihi!!!!!!!
na inokidona nainokiantra, dadanay tsy maintsy miverina e!
mailaka ery Mydago ni-hidden le posts-nay sy Kristelle nefa mitombo isa foana ny olona manindry eo sady mametraka sonia fa avy nijery wwoouuaahhahahahahahahahahahahahahahaha…..
ny teny ambohijatovo ane vehivavy daholo e, sady le zanaka vavikelin’ny legalista, marina fa tsy tia mpanankorontana ny miaramila fa TIA VEHIVAVY, ka raha reny zanakavavinareo sy vadinareo reny foana alefanareo mandangolango andry zareo de resinareo zareo. saingy mety ho lasa vinantonareo aza ny ankabeazan’izy ireo, de mety hisy rafilahy vitsivitsy hihihi
Ny ahy aloha rehefa mody Dada dia ampy ahy izay e! Ny an-koatra izay tsy raharahako fa dia matoky ny fahendreny aho ; fa tsy olona hivarotra Tanindrazana izy akory .
ka i dadanareo tsy ho tafody eo mihintsy fa de mionona.
raSadika, tapina marina ny daomy, tsa mba megnatsa roky. Aho tsamba nanao sonia sonia ny Hidden nefa nisy ny agnarako teo. Agnao hiany ro mi trisy ao toy ny vandy be avoakanareo amin’ny radio, telé sy ny gazety.
Tratra ny double enina navony !!!!!!!!!!!!!!!!
bon, je vais aller à la plage, je ne veux pas manquer un bon coucher de soleil romantique au bord de la mer, A+ les zanak’i dada kamboty velon-dray, mandra-pihaona kristelle a, aza manaiky rebireben’io dadabe LavaRambo io.
Raika hiany agnareo sy Krisy kely Sadika fa aza be fopla !
efa hanenga madigna aho io fa kara tsa mba aritsako ndraika raha tarognin’i Ala ty, misy agnarandroky ao nefa roky tsa nagnano sonia tao? tsa mba zaho roa zao mitrisy zao fa Administration MyDago, tratra marigna double enina navonin’i Mydago. roky zany namaky fotsiny tao de nenga?
veloma vetivety eroa Ala fa tsa mamely vandy be ny Mydago ty
sadic,
Na A.Riary be na kely, dia maninona? toa manahirana be anareo ilay izy… tsy voatelina angaha?
Ilay hoe lahiantitra fangoloka, aoka e! miala tsiny fa Ratsiraka sy Zafy anie ka akamanareo e! i Lederl anie ka nanoro hevitra be anareo. Mahay anie ireo olona natsoina an-tarobia lavareny ireo e… Koa no naninona no tsy hitany hoe fangoloka marina ireo lahiantitra ireo? Teo am-panaovana sonia anie izany dia efa tokony ho hita e!!
Dia fangoloka ahoana koa moa? f’angaha moa tsy ianareo no tompon’iny Charte iny? koa maninona no rehefa ampiasaina ilay izy ary rehefa natao Président Rajoelina dia maninona indray ianareo no mandà ?
Ianareo no tsy mahay sa ny hafa no fangoloka?
Valin’ny post n°62 an’i KintanaMananDrambo.
Ny ankabeazan’ny tany afrikana mampiasa ny « bulletin unique » eo anelanelan’ny taona 2002 sy 2008 dia nanaraka ny torohevitry ny Président sy ny membre ny HCC, amin’ny resaka fifandaminana rehefa misy ady pôlitika. Anisan’izany Mali, Gabon, Centrafrique…
sadic,
ny amin’ilay resaka représailles indray… ianareo no mpanao an’io kah!!! izaho aloha tsy tia an’io aho!!! raha vazaha na karà na na vahiny tsy manaja ny malagasy sy i Madagasikara dia ekena, azo eritrertina io…
ilay resaka kakazo teo indray dia miala tsiny fa tsy misy ifandraisany… soloy herana na rofia na bozaka na zozoro fa mety avokoa izany rehetra izany! ilay pince mantsy tsy maintsy miketoka dia rehefa miketoka dia tsy misokatra intsony… Mzava ve?
Aza dia fenoina fankahalana loatra ny fo ry nao aaa!
Izay vao nazava ny kôzy ! Nilaza tsa nanontaniana roky, hay izany tsindriana ny agnaran’ona rehetra dia atao hoe nanao sonia aby dia alefa any amin’ny televiziaonina era-tany hatao hoe manohana an’i TGV aby ny gasy rehetra, 500% !!
Raharaha be izany
Aza mitsôka raSadika, plage aho plage nefa vona manara be agna aminareo izao
raSadika ihany
Sa hiova agnarana ?
Handeha haka ny zanany izy ry Ny Ala â !
hi hi hi hi
zao zao rehefa @ fifidianana dia hotenenina ianareo zanak’i Dada hoe koseho ny sarin’ny Rajoelina raha tsy tianareo
Rakrisy, Aza mahita volagna alohan’ny biby roky, tsa hisy fifidianana izany eo. Miala tgv dia vita ny baolina, vita ny kaozy
agnao va magnonofy sa mamo?rah Rajoelina alou dia efa tsy hiala intsony fa dia mipetraha soa
Vaovao mampiomehy: Namaoka didy ny HAT fa hoe, lany ny volam-panjakà na, ka nanomboka asa hoviana, dia tsy misy mahazo mivaoka any ivelany intsony ny ministra rehetra, na koa ny tekinisiana !
Mesures d’austérités hono !!
Fa mba iza no niantoka an’i Paopaolita ? Misitery !!
inona dadabe?
Ary roky izany anie Krisy tena mahay ny fiteninay mihitsy
Sao dia mipetraka eto Sahalava ? Na Antanambao sa Antananambony ?
AHOANA INDRAY ITY 26 JUIN ITY E ???!!!!
Tsy mahazo miteny ny mpanohitra an’i FAT, fa tsy maintsy milahatra dia ny mena a gauche, ny maitso a droite, ary ny fotsy tsy mahazo miteny na mihetsika, fa voasambotra indray rahefa vita ny matso !
Hiiiiii !!!
Bravo ! mahazo miteny hono ny vahoaka, fa tsy mahazo mikorontana ?!
MISAONA NY SAIANA MALAGASY AMIN’IO ANDRO IO, asiana fehiny mainty raha manangana, ary miakanjo fotsy, ho mariky ny fiaroavana ny rariny sy fandavana ny FAT.
SAMIA MISAONA DAHOLO E ! ny HETSIKA TSY FERANA INTSONY !
Ahoana hoe Rakintana ? Ny minisitrany ve io saziany io ?
Mety clé io nefa raha marina dia efa hody any andavany izany ny Foza
D’accord. Faites revenir le Président Ravalomanana dans les meilleures conditions de sécurité pour sa vie et celle de sa famille.
Procédons aux élections présidentielles sous haute surveillance de la CI et organisées par un gouvernement d’union nationale. C’est ce que les légalistes ont réclamé à cors et à cris depuis un an.
Tout rentrera dans l’ordre. Point barre.
Marina io ka !
Consignés daholo ! Menatra, tsy sahy milaza amin’ny vahoaka hoe vida ny caisse, ka izao : Voan’ny AU COIN ! A GENOUX ! BONNET D’ANE ! COPIER 500 FOIS : JE NE FERAI PLUS DE PUSCH !!
Ny orin’asa koa efa nilaza fa tsy afaka handoha hetra daholo hono, fa perte be tamin’ny 2009 ! Ho gadraina daholo izany, na ho voan’ny lamandy ! Nahoana i TIKO no potehana satria hoe nisy hetra tara kely ??
Mahay ka !! Dadan’i sadic angamba anisan’ny mpanolon-tsaina ao !
MDR !!
raha dadanay dia haona?anerika sa hanavandra
Mpanongana tsy mamokatra, fa 3V !!
ndehana matory,fa maninona no tsy maita tory raha tsy mila ady aty amiko ,zay no maha dadabe anao miverina zazakelyy toa an’ny Marc mitomany alou vao matory,bonne nuit
Ny marina tsy maintsy mandresy io hiany hoa no averimberintsika eto, ary mba ho anatry ny rehetra, ka ny amin’ny hoavy mba hahay hijery tokoa izany hoé fitiavana ny tanindrazana no tsy maintsy himasoahana hotrany nataony SEM Ravalomanana.
i Ravalo ve no atao filamatra?mampalahelo
Aleo kosa aloha Ravalo toa izay Domelina ry kristely a, tena kozy e
Ravalo dia tena Mendrika tamin’ny zava-bitany tamin’ny firenena. Raha misy roa na telo fotsiny toa iny lehilahy iny ny Malagasy dia handroso i Madagasikara !
Raha marina fa nisy hetra tsy voaloan’i Tiko, dia efa mba voaloany tanteraka mihitsy tahak’izay raha
tsy nanesika anareo ny fialonana nanapotika azy; izany izao vola very tokony ho nanasoavana ny vahoaka , na fara faha-ratsiny mba natao hibaladian’ny ministra rehetra etsy sy eroa.
Izao kìkina dia inona no fifidianana ho vita eo ?
Sady izao koa ê : toa tsy misy n’inon’inona hifidianana akory eo ? Iza ? Aiza ? Ahoana ? Inona?
Tsy misy afatsy Ra8 no ahatohitra ny françafrik ary mbola tsy tsapan’ireo multinationale frantsay sasantsasany ihany fa efa tokony hozaraina ny ressources naturelles eto amintsika fa tsy ho an’ny Frantsay rery intsony ôtran’ny talou. Na ny olona ao @ fitondrana frantsay aza efa tsy mitovy hevitra tsony ndraindray satria efa misy ampahany manana fomba fiasa vao² ary ireo olona talou (vieille école française) sisa no mbola manindrahindra ny politikan’i françafrik « talou ». Ohatra anakiray mivaingana ny vao² manambara ny fialan’ny Shell tsy ho ela eto amintsika. dé hanao aôna i Henri Fraise zany? Rà hialan’i Coca cola eo kou dé hanao aôna? lol
Ho tohin’ny voalazan’i ralezoka, marobe ireo orinasa mitaraina fa tsy afaka handoa hetra amin’ity taona ity. Dia ho dorana daholo koa izany izy ireo, satria tsy mahaloa trosa ?
Marihina fa i TIKO dia tsy volan’i Ravalomanana irery no ao. Ankaotr’ireo « associés », dia misy ampahiny ho an’ny Vahoaka malagasy ao, izay manana endrika maromaro : Hetra, Hofan-tany sy trano, karaman’ny mpiasa,varotra ho an’ny Tantsaha, etc…
Izany rehetra izany dia nodorana, nopotehana noho ny fialonana sy tsy fieritreretana ! Mba fantantr’izy ireo ve hoe iza no nahazo tombin-tsoa (ankaotr’ireo foza naniraka )? Vazaha sy karana, sinoa, vahiny avy any ivelany daholo ! Mampahonena ny fomba fisainan’ireo foza ireo, ambany dia ambany !!
Mba rahoviana vao ho tonga saina ê ?
A tous les légalistes
aminy izao fotoan izao dia tena RERAKA BE ilay governementa tsotsska mpividy , sy mpamorona potsa eary Afrika (affaibli politiquement sous tous les angles) .
Tsy mety ve MANARARAHOTRA , manaohana mafy kokoa ny GTT , mitambatra sy manohana an’i Naika ?
Tsy ampy intsony itony forum itony aminy izao fotoana izao…..
be resaka tsy misy fotony aminy itony fozatay , basivava , tsy misy atidoha mihintsy .
IL FAUT S’ENGOUFFRER DANS LA FAILLE pour optimiser objectif et action .
AGIR AUTREMENT ET PLUS EFFICACEMENT .
Tsy misy hoatry vatolampy : miarakomba.
ho fanapin’ny 107- MARSON EVariste tamin’ny tosakevitra TVM d nilaza fa nitaky vola tamin’ny fanjakana i BOA noho i PST Ravalomanana nangataka o cautinnény fanjakana ny fividianany vary juste avant qu’il ne soit démis de ses fonctions. voamafy mintsy ry GVT izao satria ilay vary tkn namidy tamin’ny vahoaka natao gaboraraka tsy nampidirina naloa izay vola tkn ho an fanjakana fa nalainjareo daholo. iza no voa mafy? d mbola o lazaina fa i pst ravalo no mpangalatra? sahirana zao ny finances satria tsy mainsy hamerina vola. tkn izay olona nampiasa izay vola izay no asaina mamerina toy i Radomelina izay nanao promesse poakaty, i voninahitsy i pety sns…..