15h20
J. Chissano : Izaho no mpanelanelana.Nanamafy Atoa Joaquim Chissano avy amin’ny Sadc fa izy no mpanelanelana amin’izao fampihaonana ho famahana tanteraka sy maharitra ny olana politika any Madagasikara izao. Io no anisan’ny fanambarana nataony tamin’ny tafa fohy nataony tamin’ny mpanao gazety tamin’ny 2 ora latsaka fahefany teo ora eto Pretoria. Izao fampihaonana izao hoy izy dia vokatry ny fanasana nataon’ny Filoha Afrikana Tatsimo Jacob Zuma sy ny Sadc, hahitana vaha olana maharitra hifanarahana sy handraisan’ny rehetra anjara. Fantatra ihany koa fa hanampy azy ireo amin’izany ny filohan’ny vaomieran’ny Vondrona Afrikana Jean Ping, sy ny sekretera mpanatanteraky ny Sadc Thomas Augusto Salamao. Efa nihaona tamin’ireo filoha mpitarika ny ankolafy 3 aho hatramin’ny omaly hoy ny Filoha Joaquim Chissano , nihaona tamin’Atoa Andry Rajoelina, ny Filoha Marc Ravalomanana ary ny Profesora Zafy Albert. Satria androany tamin’ny 12H15 teo vao tonga teto amin’ny Hotel Sheraton eto Pretoria ny Amiraly Didier Ratsiraka dia izao tolakandro izao izy no hihaona manokana aminy. Ao aorian’izay, hampihaonina manokana ny Filoha Marc Ravalomanana sy Atoa Andry Rajoelina , eo ambany fiahiany sy ny Filoha Afrikanina Tatsimo Jacob Zuma, hiresaka ny olana manokana sy ny tena mbola vato misakana amin’izao olana any Madagasikara izao.
12h40
Pretoria – Filoha Ravalomanana“Tsy mbola nisy mihitsy ny fifanarahana mialoha »
Nazava ny fanehoankevitry ny Filoha Ravalomanana teto , omaly maraina manoloana izao dinika famahana ny krizy tanterahina aty Prétoria. “Tsy mbola nisy mihitsy ny fifanarahana mialoha na ny fifanaovan-tsonia mialoha teo amin’ny ankolafy Rajoelina sy ny ankolafy Ravalomanana”, hoy izy. Nohamafisiny koa fa ny Filoha mozambikana teo aloha Joaquim Chissano ihany no mpanelanelana amin’ny famahana tanteraka ny krizy politika any Madagasikara. Nohamafisiny fa ny fanjakana afrikana tatsimo sy ny vondrona Sadc no tena mpikarakara voalohany izao fivoriana fampihaonana ny ankolafy efatra avy any Madagasikara izao. Ny Filoha afrikana tatsimo Jacob Zuma, mpanamora ny fihaonana. Mazava rahateo ny fitsipiky ny vondrona Sadc fa tsy afaka mitarika fihaonana fanelanelanana toy izao ny filoha am-perinasa amina firenena iray fa tsy maintsy filoha teo aloha amin’ny firenena eo anivon’ny Sadc ihany no mitarika izany. Misy ihany koa ny fitsipika tsy maintsy arahin’ny rehetra, araka ny nambaran’ny Filoha Ravalomanana. Nangataka fihaonana tamiko afakomaly ny sekreteram-panjakana frantsay misahana ny fiaraha-miasa Alain Joyandet sy ny Ambasadaoro amerikana any Madagasikara Niels Marquardt fa tsy afaka noraisiko satria tsy azo atao izany noho ny fitsipika amin’ny fanelanelanana na koa koa mety mampandringa ny fanelanelanana izany.
Hentitra nyFiloha Ravalomanana manoloana izao dinikaizao. “ Ny fifanarahana efa tapaka sy natao sonia tany Maputo tamin’ny alalan’ny Maputo sy ny tovana fanampiny tany Addis-Ababa ihany no iaingana. Raha tsy izany dia tsy misy dikany ny zavatra atao aty. Tsy Filohan’ny tetezamita Atoa Andry Rajoelina, sy ny sisa…
Momba ny Amin’izao fifampidinihana ho famahana ny krizy politika any Madagasikara izao dia tsy misy ny tena fandaharam-potoana hoe amin’izao ora izao dia izao no atao. Ny misy diamifandimby mihaonana amin’ny mpanelanelana ny filoha Chissano sy ny mpanamora izany fhaonana izany ny filohan’ny ankolafy 4, ny amin’izao fotoana izao dia mifandimby mihaona amin’Atoa Andry Rajoelina, ny filoha Marc Ravalomannana ary ny Profesora Zafy Albert izy ireo. Ny amiraly Didier Ratsiraka dia mbola tsy tonga eto Pretoria, raha ny vaovao azo farany dia amin’ny 3 ora tolakandro eto Pretoria izy no ho tonga aty Afrika Atsimo. Arak’izany dia mbola hitohy rahampitso ity fampihaonana ho famahana ny krizy any Madagasikara ity.
.
12h15
Président Marc Ravalomanana : « rien n’a été signé au préalable »Le président Marc Ravalomanana confirme « rien n’a été signé au préalable. Toutefois, chaque mouvance a émis sa proposition ». Cette précision a été faite afin de taire toutes les fausses rumeurs circulant dans la Grande île depuis hier. Une autre point d’orgue, la présidence de ce sommet pour la résolution de la crise à Madagascar. Le président Jacob Zuma reste un facilitateur, étant un chef d’Etat en exercice actuellement, toutes les négociations et les médiations reviennent alors au Président Joachim Chissano. Cet ancien président Mozambicain présidera la séance jusqu’à la signature des conventions. L’accord de Prétoria aura comme base les précédents accords internationaux de Maputo et Addis-Abeba, « sans ces accords, tout est caduc ».
Régi par des disciplines
La délégation conduite par le président Marc Ravalomanana est arrivée au Shératon Hôtel, lieu des négociations, le 27 Avril vers 19H. Ce Mercredi, le secrétaire d’Etat Français Alain Joyandet et l’ambassadeur des Etats-Unis à Madagascar SEM Niels Marquardt ont respectivement sollicité une audience auprès du président Marc Ravalomanana. Ce dernier a décliné toutes rencontres « afin de ne pas influencer et fausser ainsi les négociations, mais surtout pour une question de loyauté envers le pays hôte ». En effet, certaines règles de conduite ont été apposées à chaque membre de délégation. Marc Ravalomanana a reçu dans cette matinée le président du GIC Joachim Chissano.
Forte délégation
Le président Marc Ravalomanana est à la tête d’une très forte délégation dont : Fetison Rakoto Andrianirina, Manandafy Rakotonirina, Roland Ravatomanga, Ihanta Randriamandranto, Raharinaivo Randrianatoandro, Fabergé Mamitiana, Contre Amiral Davidson Abel, Rapelanoro Rabenja, Yves Aimé Rakotoarisoa, Bary Rafatrolaza, Me Hanitra Razafimanantsoa, Me Benjamin Andriamihanta, Guy Rivo Randrianarisoa et huit journalistes.
.
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:

Tous nos voeux vous accompagnent pour une BONNE recherche de fin de crise à Madagascar.
Avis personnel : un putschiste n’a pas droit à la parole.
Cela n’est JAMAIS ENVISAGEABLE ailleurs , pourquoi Madagascar devrait se plier à cela?
Manipulation ou non ?
Merci d’informer du détail du déroulement.
Je ne sais si cela peu conforter ,
=> mais lorsque je lis la manière dont les affidés de la HAT se permettent de brocarder le terme « zoulou » , je suis effarée par tant d’IGNORANCE !
………>les zoulous avaient un très grand roi « SHAKA ZOULOU » , contemporain de Andrianampoinimerina ,c’était un leader politique et militaire charismatique de QUALITE HORS NORME qui fit la l’UNIFICATION de l’immense territoire zoulou , parcouru à pieds SVP !.
Il en avait fait un peuple fier qui donna beaucoup de fil à retordre aux Anglais…
C’est nous qui devont être admiratifs du peuple zoulou et de son parcours qui traversa ce dévastateur apartheid entre autre…
ESPERANT UNE ISSUE ACCEPTABLE
En effet : » mieux vaut un mauvais accord , qu’un bon procès » dit le proverbe des juristes .
Du moment que l’essentiel y est .
nous qui « devrons » et non devront, jerisque d’importuner les puristes ( ha ces ongles qui glissent ! )
Terrorisée que je suis….
HAFATRA avy am mpanohana an’ny Dada
Mino aho fa hisy vahaolana amin’izay kosa aorian’io dinika io. Ampy angamba zay ny ady fa dia aleo amzay mihavana ary manomana miaraka ny fidirantsika ao anatin’ny Repobilka faha 4. Matoky tanteraka anareo mpanao politika izahay fa tena ny soa ambonin’ny firenena marina no ho jerenareo any. mandiniha tsara ianareo fa ny firenena anie amzao efa nihemotra tany am 50 taona lasa ndray e! ka sao ho tsarain’ny taranaka fara amandimby ianareo. Mahereza daholo tompoko
Misaotra gasimilay
tena manantena koa.
Haoka mihintsy ny fijaliam-bahoaka.
Mazava ny làlana tian’Atoa Ravalomanana aleha ary hita ny fahamatoran’ny fototra ijoroany. Tsy misy afa-tsy ny fanohanana ary ny famporisihina ho amin’izany no azo atao.
Mazava fa tsy manao resaka ambadika Atoa Ravalomanana matoa tsy manaiky ny dinika an’efitrano nasosoky ny frantsay sy ny amerikana. Mazava fa tsy miankina amin’iza na iza ankoatra ny hevitry ny malagasy izy.
Manaraka izany dia hita ihany koa fa manaja ny vondrona afrikana izy amin’ny fanajàna ny fitsipika mifehy izany ary indrindra koa ny fanomezany hery ny vondrona afrikana amin’izao fanelanelanana izao.
Mazava ary manamafy ny làlana efa nizorany hatramin’izay nahafiloham-pirenena azy izay fa Atoa Ravalomanana dia miezaka ny hanabe an’i Afrika izay antoky ny fampandrosoana haingana an’i Madagasikara.
Mankahery azy hanohy hatrany izany làlana izany ary vonona ihany koa ny hanefa izany miaraka aminy.
waouh!! G.B.D défend les siennes, à vrai-dire G.B.D les Malgaches ne connaissent pas trop les ZOULOUS, mais pendant la colonisation,les Français ont amenés les tirailleurs sénégalais à Madagascar pour exécuter leurs Méfaits sur les gasy (senegaly nahazo baiko), d’où cet image pas trop bien des AFROS pour les gasy, ZOULOU cela sous entend noir de la peau et de l’esprit pour la plupart des gasy colonisés à l’image des monstres ou démons.
Tena mitapy mihitsy le raoatry ity
Manantena ny hiala amin’ny kirizy ny malagasy maro fa ny olona mahita tombosoa kosa mirary ny hitohizan’izao kirizy ho ela.Ao ireo mandray vola be 85 millions de francs, ao ny mpanondrana bois de rose izay vokatra avy ao amin’ny réserve.
Lalimpaka ity kirizy ity, tsy misy olona sahy nanambara ny tena olana ankaotra an’Andriamatoa Gilbert Raharijatovo.
Impiro moa nandeha tao Afrika ny malagasy handamina ny olana misy? Ny fifanarahana efa vita tao Maputo sy Addis Abeba tsy nitanterahina , satria misy fizarana fahefana betsaka ao.Izany no tsy tianay satria ho entinay tahaka ny raharaha ny 2002 ny fanarahana natao tao Dakar , fa io no nandresenay an’ i Ratsiraka.Izahay ihany no mpanolosaina an’Andriamatoa Ravalomanana tamin’ny fotoana izany.Amin’ny fotoana izao iza no mpanolosaina an’Andriamatoa Andry Rajoelina?
Misy fifanarahana manokana hataon’Andriamatoa Ravalomanana sy Andry Rajoelina mikasika ny olana sy ny kirizy eto Madagascar.Inona ny antoka homen’izy ireo , fa hotanteraina ny zavatra izay tapaka ao Pretoria?
GED, je vois que l’on connait très mal l’histoire de l’Afrique, et en particulier celui des Zoulou !
.
Si nous voulons une comparaison, Tchaka était du même genre qu’Attila, le roi des Huns, un chef sanguinaire et « assoiffé » de conquête.
.
Les Zoulous viennent d’Afrique Centrale comme la quasi totalité des peuples Bantous mais dans ses ambitions de conquêtes territoriales, Tchaka repoussa progressivement les autres peuples Bantous (Matabélés et Xhosas entre autre) vers l’Afrique Australe qui n’était alors habité que par les populations dites « Koï-San » (comme les Hotentots et les Hereros, entre autre) dont les scientifiques savent peu de choses sur eux, tant sur leur origines raciales que linguistiques.
.
Ces populations dites « Koï-san » sont de petite taille, de forte corpulence, le teint jaunâtre et les yeux bridés !!!
Leur langue n’est rattachée à aucune famille linguistique.
.
C’est dans sa lancée de conquête et d’expansion territoriale que Tchaka se retrouva un jour en face à face avec les colons Boers qui fuyaient la Province du Cap (Kapstad), nouvellement annexée par le Royaume-Uni, afin de venir s’installer dans le Transvaal et le Natal (le Grand Trek), migration qui s’effectua en même temps que l’arrivée des conquêrants Zoulous venus du Nord et des autres peuples Bantous fuyant les Zoulou.
.
Il n’y a aucune comparaison (si ce n’est une opposition) à faire entre Tchaka et Andrianampoinimerina, et plus encore entre les Zoulou et les Malgaches.
.
S’il y avait un peuple qui pourrait réclamer ses droits en Afrique Australe, c’est bien celui des « Koï-San » qui ont été spoliés de leurs terres ancestrales autant par les Boers (appelés maintenant Afrikaners) que par les Zoulous et les autres peuples Bantous (Matabele – Xhosa – Swazi – Sotho – Basuto – etc.)
.
Pour mémoire, la bande côtoière de la Province du Cap était quasiment désertique de population quand les premiers colons hollandais y débarquèrent.
Lesabotsy
VRAI !
« ireo mahita tombotsoa no tena mila kirizy « .
La crise entretenue par ceux qui en vivent…
Historiquement ,il fut ainsi lors de la période de « MARCHE NOIR » vers les années46/50 , les mêmes problèmes qu’en France ,importés en en décalé dans les années 50 , beaucoup de commerçants se sont énormément enrichis .
Crise et opportunisme vont de paire.
Iarivo
je n’ai comparé que la période , disant « contemporain »
Mais concernant Shaka Zulu , le comparer à Attila ne me semble pas pertinente .
Attila était un chef de guerre : son empire conquis de manière sanguinaire n’a pas survécu.
Pour Alexandre le Grand , ce fut à peu près la même logique .
Shaka Zulu , certes a largement guerroyé .
Quelle guerre n’est pas sanguinaire ?
Lors de constitution d’empire dans l’histoire de tout pays , c’est quasiment une logique constante (guerre de cent ans , pacification des merinas , ciolonisation des Français …) : lutte de pouvoir et d’interet.
Le prince Pierre Ramahatra a eu la délicatesse de se marrier avec des princesses locales …mais le pauvre devait passablement avoir du travail…
ou le don d’ubiquité , nulle part et partout !
Je te trouve excessif en comparant Shaka à Attila
Shaka a créé et LAISSE UNE NATION UNIE à sa mort .
Politiquement l’essentiel est là.
Il faut faire attention aux récits faits par les Anglais , ils ne pouvaient pas glorifier cette arrogance contre la fière Albion .
Telle la différence de récits malgaches selon que l’auteur soit Français ou Norvégien .
ANDRY NIRINA RADOMELINA VA A L’ENFER
RATSIRAHONANA VA DANS L’ORDURE
ALAIN RAMAROSON VA AU DIABLE
LAHINIRIKO EST UN SORCIER
RAMAKAVELO EST UN TRAITRE
TSIANDOPY EST UN FOU
LES MEMBRES HAUTE AUTORITE DE TRAHISION SONT LES DEMONS ????????KOA TANDREMO SAO VOAFITAKA RY MALAGASY ??????? PDT MARC RA8MANANA IHANY NO MAHAVITA AZY
Ouais !!!
Au DIABLE LES TRAITRES !!!
Thanks a lot for your post. I’d prefer to say that the cost of car innurasce varies greatly from one scheme to another, for the reason that there are so many different facets which bring about the overall cost. As an example, the model and make of the car will have a tremendous bearing on the cost. A reliable aged family vehicle will have an inexpensive premium than the usual flashy fancy car.