MAHATOKY ANAO SY NY FAHENDRENAO TANTERAKA IZAHAY ANDRIAMATOA FILOHA!.. Tsy ho rebireben’ny fihetsika sy ny « pression » ataon’i Lafrantsa sy Andry RADOMELINA anie ianao!
MIVAVAKA MAFY HO ANAO IZAHAY
Miarahaba daholo ô! Mahafinaritra ery ny mahita anao ato ry dada malala, eny fa na dia virtuelle ihany aza!
fa hono oa eh, fa mba aiza oa le bandy lava nify milaza fa hanao sonia fotsiny iny eh! mba dondrona le mpomba azy ka! izy ary variana mi-kohan-doha, tena vaky la tête mifampidinika, ny mpomba azy aty miandrandra, oe efa vitany zay le sonia, hihi, aza mba donto ihany oa eh!
mampimeh ny zanak’i dada hi hi hi hi
lakalaka tokoa ny fiainana i Ravalo indray ty no lasa mangataka amistie ,manaova ny marina fa manody ny zavatra atao mipetraka amin’ny toeran-dratsiraka sesitany zany izao Dada?sa handeha ijery baolina no nalehany any
Ka toa mitady hamorika indray ity feuille de route frantsay fa tsy eken’ny MAE-n’ny UE.
Aza mba manao ratsy ihany fa ifoteran’ny rambony. Sonia fotsiny no noheverin’i ndrematoa kely hatao nefa nihasarotra teny an-dalana ny raharaha. Toa mbola tsy ho tafaverina hody androany raha izao no fandehan-javatra.
Mahatsokaiky faharoa :
- Omaly alina raha nivory niaraka tamin’ny Zacob Zouma ny chef de fil-ny mouvance 4, dia ohatra ny tsy tompon’ny tenany i domelina, nanontaniana izy oe hazavao ny zavatra tianao hatao, tankina daholo ny rehetra fa ny manazava ilay zavatra nolazaina fa izy no namolavola azy ary tsy hainy akory, midika izany fa dia iraka fotsiny izy, ary tsy mahalala na inona na inona ao anatin’ilay nolazainy fa oe : protocole d’accord efa neken’ny be sy ny maro » tsy hay aloha na iza loatra ilay lazainy oe be sy ny maro, fa rehefa nanontaniana ny ankolafy telo dia milaza fa tsy mahafantratra na inona na inona! sa mety ilay zavatra notapahany teny amin’ilay tranon’i dada » oe teny ifampierana » angamba izany nolazainy oe tapaky ny be sy ny maro izany!
-Noho izany tsy fahaizan’i domelina nanazava ny zavatra kasainy hatao izany, dia voatery andriamatoa Zacob Zouma, nanajanona tanteraka ny dinika, satria tsy fantatra intsony izay tian’i domelina lazaina, mifangaro voraka, tena nidona tamin’ny poteau hoy ny jeune!
-Noho izany dia tsy maintsy tohizana androany maraina indray ny dinika, mba havela haka rivotra kely alou i domelina,fa mety mitady hipitsoka angamba!
sao enao kriss dia tokony mila solomaso? hataovy ny comparaison, iza no tena lava tenda? ny dadanay sa i joelina kely? iza no hatao oe lavanify? fatsouraly !
eshhh a oe ry kristel eh! mihomeheza fa zay kou anie sisa no azonao hatao eh, sa ahoana? efa donto ihany sy badenina fa tsy mahita lalan-kizorana intsony ny lavanifinao dia mihomeheza kely alou fa sao kou ianao dia lasa mivika ohatr’azy eo!
Tsy aleo ve mibebaka dia mijanona tsy manao politika. Rehefa mitady ho ratsy ny resaka dia malefaka, rehefa mahazo vahana kely dia midingin-drambo.Mivavaka ho anao aho ry DADA mba hiovanao @ io toetranao io.Andriamanitra ao ambony no nanome anao an’io toerana io dia izy ihany koa no amanala azy moramora teo ampelanatananao.Lasa ny pasitera indray ity no manao politika.
Mahereza mivavaka reto ah!
ary toa nanova anarana sahady i KRISTEL? loza mihintsy oe ny fiovaovan’ireto tgv ireo, vao eo no kristelle, de zao ndray sadic, olona iray ihany anefa ireo!
- eny eh, tsy mahagaga, fa ny lehibeny aza moa manao eny androany, dia manao tsia afaka adiny iray, milaza sy manizingizina androany, dia rahampitso milaza fa tsy nilaza izany!
tena tana là sy tana vavy daholo ireo foza orana ireo!
haona i Dadanareo ity e?tena tia vehivavy ny azy irery no vehivavy roa be zao no ijananonay aho @ hotely fa tsy mosy any amin’ny Lalao izy
tena tssssssssssssssssssss firy izao ny Reninareo manoratra miaro azy eto tsy efa 200?mahery ilay ilay mpitery ronono inu
Ô ry rakrisy a!! vadinao nga charles no hinonao teny ? olona mpmono olona iny . tsy mahagaga ko ;enao ko ary otran ny sadic no fieritreretako anao . le ola tsy mba manakatao fa mpanaratsy ola fotsiny no fiainanao . aza mba olondralava nify ihany oa . jereo zao izy iny mipenipenina ami ratsy ataony . ny afobe rajoelina no miandry anao a. hainao zany . belzeboba .
Tena mba manaova ny marina iany leiretsy !
raha ny toa an-dra8 ireny no zao no fiafarany dia tena hita fa misy tokoa ny tody : sesitany, dakar 1-2, fananana azo tsy ara-drariny hanaovana audit international…
tsy manaratsy olona hono ity « dada » ty nefa tsy misy teny tsy ho teneniny momba ny olona. ny pseudo-ny fotsiny defa ahalalana avy hatrany fa mpanompo olona sy voavidy vola ary tsy misy hajany mihintsy toy ny andevo. mivavaka amina tsangan’olona mihintsy.
FUCK……………. RAVALALE ta FACADE et RADO JOUELLE de MES FESSES
FUCK PASCALE GRANDAMY and FUCKIN ALAIN GRANDAMY de PANJAS
FUCK adrien Dit KAKA l EYMIRE SAUTERON ou NON de CONFLENS les deux COMMUNISTES !!!!!
FUCK les VRAIS amis FAUX de MADA
VIVE le ROI RADAMA II , notre PERE spirit tuel
C est tres tres CLAIR qui est KRISTELLE et qui n est pas BERTHE aux Grands PIEDS ……VOTRE GASY laisse a desirer
.le maitre TSACK s etant PRONONCE a ce suk jet ………..telephonez lui donc
Sala mat pagui ……….
izany no olona tena efa feno famatorana sy manana ny fotokevitra ijoroany , inona reh andriamatoa filoha no zavatra azonay aty dago aty ho anao afatsy ny mivavaka ho anao mbo ahantateraka ilay faniriantsika sy tarigetra efa nampetrakao hatramin’izay hoe hampandroso any madagasikara !! makasitraka tompko ! ny fiverenananao no andrasanay eh!!!!!!!!!!!!
Mahafinaritra be ny mandre sy mahita an’i Dada, hita avy hatrany fa olona feno fahendrena sy fahamatorana,olo-mendrika ary ohatra tsara ho an’ny Malagasy satria feno fitiavan-tanindrazana ary manà ja tanteraka ny maha-Malagasy reharehan’i Madagasikara.
Za leretsy dia toa lasa malahelo an’ity rafilahindrainareo ity ndray. Na ny feony aza eto manjary mangovingovitra fa tsy toy le ra8 emperora omaly iny tsony. Manjary tsy fombany koa hono ny manaratsy ny hafa !!!!!
lasa mangovita miteny ,ela nitoratorahana i Dadanareo ka nahavoa ny tsy tokony hitorahana,tsapa zao fa malemy i Dada azon’ny Rajoelina tsy fombako ny manaratsy nefa taiza vavaben’ny Ravalo taloha ,mety hafetseny io ry Mouvans mapito a! zao i Deba sy zafy no mahazo tombony efa samy nanao ny tsingerintaonany any Afrique zavatra tsy mbola nataon’ny Zafy manao Aniverisera any ampita ,hoy izy mantsy an-Dravalo misaotra fa anao nagnanovako aniverisera Andafy tsy atako Fahavalomanagna eky agnaranao ,firy taona rapitso mou iZafy?aiza mou ny hahaizan’ny zanak’i Dada anizany fa aleo ajanona
ZÃ MINO FA TSY HO HENOM-BITSIKA TSY HO HENON-KALALALO NY FAHATONGAVAN’I DOMELINA SY NY DELEGATION TARIHINY ENY IVATO:
ny antony? AFA-BARAKA @ VAHOAKA MALAGASY FA BE VAVA LOATRA NIALA TETO OE » SONIA FOTSINY NO ATAO ANY ».
FEHEZO IHANY IO VAVA IO FA SAROTRA BE NY MAMERINA AZY ARY IZAY NO TSY MAHARAIKITRA NY FANAOVAN-TSONIA FA MENATRA NY VAVA NATAO.
I Kristelle sy Sadic ve aloha gasy sa vazaha e! Ny firesakereo rehetra hatram’izay raha narahiko dia mankasitraka ny Frantsay : Feuille de route Frantsay e! voafandriky Frantsay dadananreo e! sns … Vazaha ianareo ireo sa Malagasy fa tena manompa ny Tia Tanindrazana maty tamin’ny 1947 ny zavatra teneninareo rehetra . Izany no ataon’ny havantsika any amin’ny faritra hoe : MANOMPA RAZANA !
Misaotra Anao Andriamatoa Filoha hajaina sy toavina..
Mino sy manaraka ny foto-kevitra nijopoanao atrizao Izahay.
Mahatoky sy mankasitraka ary manohana Anao arak’izay azonay atao lalandava
Amin’izao fotoan-tsarotra ,izay nandimby ny fotoam-^pahasohavana nandritry ny fito tona dia ,ankoatrin’ny fitondran’ANDRIAMANITRA ,dia izanhoy Ianao no hametrahanay ny toky fanantenana ho amin’ny HO AVY MIRANA SY MANDROSDO ?
TSY MISY OLON-KAFA AFA TSY IANAO NO AZONAY IANTEHERANA SATRIA TSAPANAY SY ITANAY NY BAINGA VOAVADIKAO ,NEFA FA TSY HAINAY NY NIARO NY EZAKA NATAONAO NANDRITRY IZAY FITO TAONA IZAY !
MAROBE IREO ASA MIANDRY ANTSIKA ,KOA ANDRIAMANITRA ANIE HOMBA ANTSIKA HO TAFAVOHAKA AMIN’IZAO FITSAPANA IZAO !
HO ELA VELONA I MADAGASIKARA !
ARY HIFANOHANA LALANDAVA ARY MAHARITRA ISIKA REHETRA..
MISAOTRA ANAO IZAHAY ANDRIAMATOA FILOHANAY !
aza mody manao diversion eo ry fandresena tena izy fa ianareo miantso miaramila gena sy tafika iraisam-pirenena io ve tsy mamadika tanindrazana a, mbola mitsikombakomba mba hamotehana tanteraka ny firenena gasy miaraka amin’zay mponina ao aminy raha tsy omen’i Joelle seza ianareo
ny vahoaka nanongana ny dadanareo tsy niantso miaramila gena na tafika iraisam-pirenena. tsy menatra akory ianareo manao mandadilady eraky ny afrika sy mitalaho eraky ny tany tandrefana.
je propose que Rajoelina rentre illico presto et appliquer le plan « B », on s’en fout de la gueule de zuma s’il n’est pas content (puisque par respect de Zuma que Rajoelina reste encore en terre Sud AFROS selon lui), ou s’il n’est pas content qu’il chasse Ra8 de là -bas, on l’attend ici à Mada, tout comme les orphelins l’attendent, comme ça on verra si les G.B.D et cie osent l’accompagner jusqu’ici pour le soutenir.
TENA SEMPOTRA DOMELINA LAVA TENDA FA NIADY IRERY TEO ANOLOAN’IZAO TONTOLO IZAO/AIZA RE IZANY RAHA MBOLA HOE HIFAMPIRAHARAHA HITADY FAMATSIAM-BOLA OHATRAN’I DADA RAVALO!MIANARA RANKIZY MALAGASY FA TSY BE FRIME FOTSINY DIA MANAO LAVA LAMOSINA DIA MPANEFOEFO TAMPOKA TSY TE HISAHIRANA.NY FAHAIZANA REHEFAEO AMINAO DIATSY VERY MANDEHA IANAO NO SADY HAJAIN’NY OLONA ARY TONGA HO AZY NY VOLA!AZA ADINO KOA NY MIVAVAKA ARY MAHALALA MATHOTRA AN’ANDRIAMANITRA!
Andriamanitra o! Mamelà re ny helok’ireo izay mba mi - »surf » amin’ity mailaka ity kanefa tsy misy tenenina sy avoaka hafa-tsy teniteny foana na zavatra miverimberim-poana e!
Mba sokafy amin’izay ny mason’izy ireo (Krystelle, Sadic, ry Mouvans Mapito,…) mba ahita amin’izay fa tena jamba loatra ka tsy mahita tenenina intsony, fa toy ireny « disque 1990″ goaga ireny ka ny eo ihany no miverine! Amen!
Ratsito
oui la qurestion qui blesse : une COMMISSION D’ENQUETE INTERNATIONALE SUR LES TUERIES DE 2009 ………
raha madio saina dia mahasaky !
raha mihemotra dia ao râha…

Mahatsokaiky,
- Milaza i Joelina kely fa tsy anjarany no manome « amnistie », raha tsiahivina anefa ny zavatra nataony fony izy vao tonga teo amin’io fitondrana fat io, inona hoy ianareo? « izao no nataony: nomety amnistie daholo ny dahalo tany am-ponja, ary dia navoakany soa aman-tsara » dia ireny hitantsika mirihariha, miseho milay eto an-tanà na ireny! izany oe , ny zavatra nataony omaly tsy tadidiny akory!
mampimeh ny zanak’i dada hi hi hi hi
lakalaka tokoa ny fiainana i Ravalo indray ty no lasa mangataka amistie ,manaova ny marina fa manody ny zavatra atao mipetraka amin’ny toeran-dratsiraka sesitany zany izao Dada?sa handeha ijery baolina no nalehany any
Ka toa mitady hamorika indray ity feuille de route frantsay fa tsy eken’ny MAE-n’ny UE.
Aza mba manao ratsy ihany fa ifoteran’ny rambony. Sonia fotsiny no noheverin’i ndrematoa kely hatao nefa nihasarotra teny an-dalana ny raharaha. Toa mbola tsy ho tafaverina hody androany raha izao no fandehan-javatra.
maninona i dada no lavantenda kely?
Mahatsokaiky faharoa :
- Omaly alina raha nivory niaraka tamin’ny Zacob Zouma ny chef de fil-ny mouvance 4, dia ohatra ny tsy tompon’ny tenany i domelina, nanontaniana izy oe hazavao ny zavatra tianao hatao, tankina daholo ny rehetra fa ny manazava ilay zavatra nolazaina fa izy no namolavola azy ary tsy hainy akory, midika izany fa dia iraka fotsiny izy, ary tsy mahalala na inona na inona ao anatin’ilay nolazainy fa oe : protocole d’accord efa neken’ny be sy ny maro » tsy hay aloha na iza loatra ilay lazainy oe be sy ny maro, fa rehefa nanontaniana ny ankolafy telo dia milaza fa tsy mahafantratra na inona na inona! sa mety ilay zavatra notapahany teny amin’ilay tranon’i dada » oe teny ifampierana » angamba izany nolazainy oe tapaky ny be sy ny maro izany!
-Noho izany tsy fahaizan’i domelina nanazava ny zavatra kasainy hatao izany, dia voatery andriamatoa Zacob Zouma, nanajanona tanteraka ny dinika, satria tsy fantatra intsony izay tian’i domelina lazaina, mifangaro voraka, tena nidona tamin’ny poteau hoy ny jeune!
-Noho izany dia tsy maintsy tohizana androany maraina indray ny dinika, mba havela haka rivotra kely alou i domelina,fa mety mitady hipitsoka angamba!
sao enao kriss dia tokony mila solomaso? hataovy ny comparaison, iza no tena lava tenda? ny dadanay sa i joelina kely? iza no hatao oe lavanify? fatsouraly !
eshhh a oe ry kristel eh! mihomeheza fa zay kou anie sisa no azonao hatao eh, sa ahoana? efa donto ihany sy badenina fa tsy mahita lalan-kizorana intsony ny lavanifinao dia mihomeheza kely alou fa sao kou ianao dia lasa mivika ohatr’azy eo!
« La bonne nouvelle? Un protocole d’accord serait ainsi en cours, qui porterait entre autres points sur : la mise en place d’une enquête internationale sur la tuerie du 7 février, et d’un audit des biens de Marc Ravalomanana entre 2002 et 2009″ (sobika.com)
la Communauté Internationale va s’en prendre à Ra8, à cause des tueries du 7 Février et à cause de toute les aides de la C.I. qu’il a emmené en sud AFROS, enfin une bonne nouvelle, j’espère qu’ils vont faire l’enquête correctement,et bercez tout simplement les peuples Malgaches. Car rien qu’avec le rapport publié par les U.S.A. sur les fuites des devises depuis Madagascar depuis 2002, on sera déjà parti sur une bonne base et une piste fiable.
Mazotoa daholo isika fa efa ho kely sisa ny fandresena,
Mety hivika ve domelina miverina avy any prétoria???? ho hitantsika eo ny famaliany ny fanontaniana refa tonga eny ivato izy!
rectification,il faut lire j’espère que la C.I va faire l’enquête correctement et non bercer tout simplement le peuple Malgache
Tsy aleo ve mibebaka dia mijanona tsy manao politika. Rehefa mitady ho ratsy ny resaka dia malefaka, rehefa mahazo vahana kely dia midingin-drambo.Mivavaka ho anao aho ry DADA mba hiovanao @ io toetranao io.Andriamanitra ao ambony no nanome anao an’io toerana io dia izy ihany koa no amanala azy moramora teo ampelanatananao.Lasa ny pasitera indray ity no manao politika.
Mahereza mivavaka reto ah!
ary toa nanova anarana sahady i KRISTEL? loza mihintsy oe ny fiovaovan’ireto tgv ireo, vao eo no kristelle, de zao ndray sadic, olona iray ihany anefa ireo!
- eny eh, tsy mahagaga, fa ny lehibeny aza moa manao eny androany, dia manao tsia afaka adiny iray, milaza sy manizingizina androany, dia rahampitso milaza fa tsy nilaza izany!
tena tana là sy tana vavy daholo ireo foza orana ireo!
« Honore Rakotomanana a déclaré que l’impunité constitue un frein au developpement et detruit la nation ».(SOBIKA)
je partage cet avis,voilà pourquoi les orphelins malheureux de Mydago on n’accepte pas que votre dada reste impuni, lui qui est très prompt pour punir les autres gens,alors qu’il s’excuse mais ne veut pas être puni…
mba mpivavaka ve ela ry zeze dia zany no vava? za alou ataoko oe tsy mpivavaka fa mahay kosa mandanjalanja ny zavatra teneniko eh! iza alou no tokony hivavahana eh! ny mpanongam-panjakana, ny tsy mpanaja ray amandreny, ny mpanompo sampy, na mpandroba, ny mpamono olona, …… sa ny dadanay izay mipetraka tsara any amin’izay misy azy any? aza mba donto ihany oe
- raha ny mikasika ny pasteur ndray : tsy aleo ve manao politique toy izay manao PD, nalolana zaza tsy ampy taona, ohatra ireo pretra sy lay milaza fa mopéra eh! toy ry (aleo tsy teneniko…..), sy ny sisa.
- Moa tsy izany koa ve no nanirahan’Andriamanitra azy ireo, raha mikorontana ny mpiara-belona, dia anjaran’izy ireo no mampilamina, mananatra,sms… mba jero fotsiny ohatra ilay fifamelan’i pasteur sy col ravalomanana iny eh, tsy zavatra efa tsara ve ireny? ary ireny no tokony hataon’ny maro, sa ireny no hatao oe mpanao politique? aza mba donto ihany oe!
Si un accord quelconque est trouvé dans cette histoire c’est qu’il y a quelque chose qui va au delà de simples négociations. On voit bien les manoeuvres de la France qui se font révélées par les maladresses de Rajoelina.
L’une de ses maladresses se trouve dans la conceptions de Rajoelina de ce qu’est « un accord » qui, selon lui, a été établi par les médiateurs. NORMALEMENT, « un accord » ne se fait qu’entre protagonistes. Les médiateurs ne sont sensés qu’arbitrer le débat pour que l’on trouve l’accord en question. Le discours de Rajoelina sous-entend-il que parmi les médiateurs, il y en a qui font partie des protagonistes?
L’autre maladresse se trouve dans le lapsus de Rajoelina concernant l’amnistie de Ravalomanana. En voulant trop expliquer la chose, il a fini par dévoiler la personnalisation de la décision concernant ladite amnistie.
Un FAIT très REMARQUABLE, Rajoelina a de nouveau confirmé que Ravalomanana est le Président de la République. Il l’a appelé ainsi dans un de ses interviews.
ary ila Pasiterana nandainga?nampisotroina amany izy hoy izy ,rehefa nilaza i cherles fa tsy nampisotro izany dia ovaovaina
mpandainga
i Kintana Dadabe ve namono tena e!
priez les orphelins que votre dada supporte encore son échec pendant cette rencontre de la dernière chance de Pretoria, car voyant sa gueule sur ces images, l’attaque cardiovasculaire n’est pas loin, nous on ne veut pas sa mort, on veut tout simplement le punir pour qu’il paie comme tous les citoyens.
et restituer tous les biens publics qu’il a emmené en AFROS
iza no andrasan’i Verohanitra hody androany i Ra8 sa i Rajoel…?
haona i Dadanareo ity e?tena tia vehivavy ny azy irery no vehivavy roa be zao no ijananonay aho @ hotely fa tsy mosy any amin’ny Lalao izy
tena tssssssssssssssssssss firy izao ny Reninareo manoratra miaro azy eto tsy efa 200?mahery ilay ilay mpitery ronono inu
i verohanitra moa an’isan’ny manana dada anankiroa koa? sa mihoatra? sa iray ihany?(i Ra8 ihany)
i G.B.D vadiny fahafiry ry Kristelle?
Ô ry rakrisy a!! vadinao nga charles no hinonao teny ? olona mpmono olona iny . tsy mahagaga ko ;enao ko ary otran ny sadic no fieritreretako anao . le ola tsy mba manakatao fa mpanaratsy ola fotsiny no fiainanao . aza mba olondralava nify ihany oa . jereo zao izy iny mipenipenina ami ratsy ataony . ny afobe rajoelina no miandry anao a. hainao zany . belzeboba .
Tena mba manaova ny marina iany leiretsy !
raha ny toa an-dra8 ireny no zao no fiafarany dia tena hita fa misy tokoa ny tody : sesitany, dakar 1-2, fananana azo tsy ara-drariny hanaovana audit international…
tsy manaratsy olona hono ity « dada » ty nefa tsy misy teny tsy ho teneniny momba ny olona. ny pseudo-ny fotsiny defa ahalalana avy hatrany fa mpanompo olona sy voavidy vola ary tsy misy hajany mihintsy toy ny andevo. mivavaka amina tsangan’olona mihintsy.
FUCK……………. RAVALALE ta FACADE et RADO JOUELLE de MES FESSES
FUCK PASCALE GRANDAMY and FUCKIN ALAIN GRANDAMY de PANJAS
FUCK adrien Dit KAKA l EYMIRE SAUTERON ou NON de CONFLENS les deux COMMUNISTES !!!!!
FUCK les VRAIS amis FAUX de MADA
VIVE le ROI RADAMA II , notre PERE spirit tuel
C est tres tres CLAIR qui est KRISTELLE et qui n est pas BERTHE aux Grands PIEDS ……VOTRE GASY laisse a desirer
.le maitre TSACK s etant PRONONCE a ce suk jet ………..telephonez lui donc
Sala mat pagui ……….
hi hi
RadamaII…
sa biographie m’intéresse particulièrement…pour raison très personnelle .
Mais je ne te connais pas Rabemananjara…
izany no olona tena efa feno famatorana sy manana ny fotokevitra ijoroany , inona reh andriamatoa filoha no zavatra azonay aty dago aty ho anao afatsy ny mivavaka ho anao mbo ahantateraka ilay faniriantsika sy tarigetra efa nampetrakao hatramin’izay hoe hampandroso any madagasikara !! makasitraka tompko ! ny fiverenananao no andrasanay eh!!!!!!!!!!!!
Mahafinaritra be ny mandre sy mahita an’i Dada, hita avy hatrany fa olona feno fahendrena sy fahamatorana,olo-mendrika ary ohatra tsara ho an’ny Malagasy satria feno fitiavan-tanindrazana ary manà ja tanteraka ny maha-Malagasy reharehan’i Madagasikara.
Za leretsy dia toa lasa malahelo an’ity rafilahindrainareo ity ndray. Na ny feony aza eto manjary mangovingovitra fa tsy toy le ra8 emperora omaly iny tsony. Manjary tsy fombany koa hono ny manaratsy ny hafa !!!!!
lasa mangovita miteny ,ela nitoratorahana i Dadanareo ka nahavoa ny tsy tokony hitorahana,tsapa zao fa malemy i Dada azon’ny Rajoelina tsy fombako ny manaratsy nefa taiza vavaben’ny Ravalo taloha ,mety hafetseny io ry Mouvans mapito a! zao i Deba sy zafy no mahazo tombony efa samy nanao ny tsingerintaonany any Afrique zavatra tsy mbola nataon’ny Zafy manao Aniverisera any ampita ,hoy izy mantsy an-Dravalo misaotra fa anao nagnanovako aniverisera Andafy tsy atako Fahavalomanagna eky agnaranao ,firy taona rapitso mou iZafy?aiza mou ny hahaizan’ny zanak’i Dada anizany fa aleo ajanona
sadic! i Gasy be D sy i Baby foot sy Maevanille no vady nalainy farany ,nankaiza asa ilay roa vavy ? i Gasy be mbola hita
ZÃ MINO FA TSY HO HENOM-BITSIKA TSY HO HENON-KALALALO NY FAHATONGAVAN’I DOMELINA SY NY DELEGATION TARIHINY ENY IVATO:
ny antony? AFA-BARAKA @ VAHOAKA MALAGASY FA BE VAVA LOATRA NIALA TETO OE » SONIA FOTSINY NO ATAO ANY ».
FEHEZO IHANY IO VAVA IO FA SAROTRA BE NY MAMERINA AZY ARY IZAY NO TSY MAHARAIKITRA NY FANAOVAN-TSONIA FA MENATRA NY VAVA NATAO.
I Kristelle sy Sadic ve aloha gasy sa vazaha e! Ny firesakereo rehetra hatram’izay raha narahiko dia mankasitraka ny Frantsay : Feuille de route Frantsay e! voafandriky Frantsay dadananreo e! sns … Vazaha ianareo ireo sa Malagasy fa tena manompa ny Tia Tanindrazana maty tamin’ny 1947 ny zavatra teneninareo rehetra . Izany no ataon’ny havantsika any amin’ny faritra hoe : MANOMPA RAZANA !
Misaotra Anao Andriamatoa Filoha hajaina sy toavina..
Mino sy manaraka ny foto-kevitra nijopoanao atrizao Izahay.
Mahatoky sy mankasitraka ary manohana Anao arak’izay azonay atao lalandava
Amin’izao fotoan-tsarotra ,izay nandimby ny fotoam-^pahasohavana nandritry ny fito tona dia ,ankoatrin’ny fitondran’ANDRIAMANITRA ,dia izanhoy Ianao no hametrahanay ny toky fanantenana ho amin’ny HO AVY MIRANA SY MANDROSDO ?
TSY MISY OLON-KAFA AFA TSY IANAO NO AZONAY IANTEHERANA SATRIA TSAPANAY SY ITANAY NY BAINGA VOAVADIKAO ,NEFA FA TSY HAINAY NY NIARO NY EZAKA NATAONAO NANDRITRY IZAY FITO TAONA IZAY !
MAROBE IREO ASA MIANDRY ANTSIKA ,KOA ANDRIAMANITRA ANIE HOMBA ANTSIKA HO TAFAVOHAKA AMIN’IZAO FITSAPANA IZAO !
HO ELA VELONA I MADAGASIKARA !
ARY HIFANOHANA LALANDAVA ARY MAHARITRA ISIKA REHETRA..
MISAOTRA ANAO IZAHAY ANDRIAMATOA FILOHANAY !
aza mody manao diversion eo ry fandresena tena izy fa ianareo miantso miaramila gena sy tafika iraisam-pirenena io ve tsy mamadika tanindrazana a, mbola mitsikombakomba mba hamotehana tanteraka ny firenena gasy miaraka amin’zay mponina ao aminy raha tsy omen’i Joelle seza ianareo
fanatra ane fa ianareo ireo le VITSY an’isa nahazo tombotsoa nandritra izay fito taona izay e, tsy raharahanareo na tapaka ny fanampiana avy any ivelany satria mbola be ny tahirinareo,mieritreritra manko ianareo fa le vahoaka plus vulnérable hitroatra rehefa tapaka io fanampiana io ka aleo averina aminareo foana ny fitondrana raha tsy te ho faty noana ny vahoaka de hanaiky izay tianareo hatao, saingy tsy maintsy ho lany ihany io tahirinareo io( izany no efa mampahia dadanareo io), rehefa lany io tahirinareo io de hifankahita eo foana e, hanenenanareo no niantso loza ho an’ny gasikara, ny vahoaka madinika ane efa zatra ny fijaliana e, fa ianareo no mbola ahalala an’zany mangidy ranom-bava izany, samy eto hifankahita eto foana e.
ny vahoaka nanongana ny dadanareo tsy niantso miaramila gena na tafika iraisam-pirenena. tsy menatra akory ianareo manao mandadilady eraky ny afrika sy mitalaho eraky ny tany tandrefana.
MANGATAKA RE TOMPOKO MBA SAZIO NY FIRENENAY FA TSY MANOME SEZA ANAY, izany no ataonareo izao.
si j’étais à la place de l’Afrique du sud, puisque les Malgaches n’arrivent plus à s’entendre, je les aurais chassés et rapatriés tous sans exception et tout de suite avec des coups de pied dans les culs, comme ça les conflits seraient plus vite réglés si on est tous ici à Madagascar. des pauvres minables qui fuient à l’étranger puis continuer d’aboyer et d’emmerder tout le monde. Deba au moins en 2002, quand il a quitté Mada il a gardé le silence tout en restant à l’affut guettant et attendant le bon moment pour attaquer de nouveau (intervention radio-diffusée à la radio VIVA)
sady Ra8 ane tsy misy interdiction d’entrée du territoire hoatra ny nanaovany an’i Pierrot tamin’ny androny, izany hoe afaka mody izy, saingy matahotra ny vahoaka malagasy de miandry tafika gena hanatitra sy hiambina azy. c’est juste un poursuivi de justice en cavale, triste fin pour un dictateur milliardaire.
Mahagaga mihintsy ny fixation ity Nadia/kristelle ity
momba vady par ci
vady par là …
Répétition fréquente à caractère vraiment OBSSESSIONNEL.
il est vrai que tu appartiens à la clique issue de ces mariages au forceps(à réaliser sous un mois , à peine de résiliation de contrat),
de l’agence matrimoniale MURIEL FIEZ qui charie les pauvres filles malgaches paumées …..
……..vers les vieux puceaux de la campagne française de la Sarthe , de l’Ariège et autres joyeusetés .
ils sont en panne de main d’oeuvre , les femmes françaises refusent de trimer au milieu des champs parfumés au lisier(tahy-kisoa) ou de bouse de vache.
Sinon c’est du beurk , du mwola , du hi hi
RICHE DISCOURS (????) en vérité …
je propose que Rajoelina rentre illico presto et appliquer le plan « B », on s’en fout de la gueule de zuma s’il n’est pas content (puisque par respect de Zuma que Rajoelina reste encore en terre Sud AFROS selon lui), ou s’il n’est pas content qu’il chasse Ra8 de là -bas, on l’attend ici à Mada, tout comme les orphelins l’attendent, comme ça on verra si les G.B.D et cie osent l’accompagner jusqu’ici pour le soutenir.
TENA SEMPOTRA DOMELINA LAVA TENDA FA NIADY IRERY TEO ANOLOAN’IZAO TONTOLO IZAO/AIZA RE IZANY RAHA MBOLA HOE HIFAMPIRAHARAHA HITADY FAMATSIAM-BOLA OHATRAN’I DADA RAVALO!MIANARA RANKIZY MALAGASY FA TSY BE FRIME FOTSINY DIA MANAO LAVA LAMOSINA DIA MPANEFOEFO TAMPOKA TSY TE HISAHIRANA.NY FAHAIZANA REHEFAEO AMINAO DIATSY VERY MANDEHA IANAO NO SADY HAJAIN’NY OLONA ARY TONGA HO AZY NY VOLA!AZA ADINO KOA NY MIVAVAKA ARY MAHALALA MATHOTRA AN’ANDRIAMANITRA!
Sadic
tu ne comprends rien, tu radotes vieux !
Epargne toi.
aza mba manendrikendrika ry gasy be a!
Andriamanitra o! Mamelà re ny helok’ireo izay mba mi - »surf » amin’ity mailaka ity kanefa tsy misy tenenina sy avoaka hafa-tsy teniteny foana na zavatra miverimberim-poana e!
Mba sokafy amin’izay ny mason’izy ireo (Krystelle, Sadic, ry Mouvans Mapito,…) mba ahita amin’izay fa tena jamba loatra ka tsy mahita tenenina intsony, fa toy ireny « disque 1990″ goaga ireny ka ny eo ihany no miverine! Amen!
mila an’i dadanay ihany ialahy fa tsy tafavoaka, koa akory izany voa la victoire c’ est à ravalomanana l’ homme le plus indispensable
L’ARMÉE MALGACHE …fait de la pession sur Andry RAJOELINA……..course à la montre de la garde PRETORIenne?…C’est là à PRÉTORIA une autre équation à résoudre à la HAT..(e)
»Ultimatum des Forces armées – Rencontre prévue avec Rajoelina »
Le « président de la HAT » devrait rencontrer les grands responsables des Forces armées à son retour au pays. L’ultimatum y est pour quelque chose.
………………………
Les grands responsables de la Grande muette avaient exigé une « feuille de route claire et vérifiable », selon les termes du général André Ndriarijaona, chef d’état-major général de l’armée (CEMGAM). La date de la fin du mois d’avril a été fixée suite à l’argument présenté par Andry Rajoelina. Interpellé, ce dernier avait promis de trouver une issue à la crise en mettant le processus conduisant à la rencontre de Pretoria comme principal argument. L’évolution de la situation dépend ainsi de l’issue des discussions en terre sud-africaine.
kefa hody lay aka rampitso 1er mai (raha marina ny vao² n’ny RTA) na dia tsy nisy zavatra vita sonia aza? De inona lay plan B (passation du pouvoir aux militaires?) izay ho eken’ny rehetra ve? indrisy fa de vao miharatsy ny toedraharaha fa andré no hitondra ny baolina!!!
Le site du GTT vient de mettre en ligne les propositions de Ravalomanana et de Rajoelina.
Celles de Ravalomanana ne peuvent être acceptées par Rajoelina pour 3 raisons:
– Il demande une commission d’enquête internationale pour les morts à Ambohitsirohitra (il est donc sûr que personne ne peut l’impliquer. Qui serait impliqué alors???)
– Il veut qu’un bilan soit fait sur ses biens acquis entre 2002 et 2009 (étant entouré de conseillers de toutes les origines et n’étant pas nait de la dernière pluie, il sait qu’une juridiction internationale ne pourra pas grand chose contre lui, sauf peut être quelques rappels d’impôts).
- Il veut un bilan de la situation de ses biens depuis 2009. Cela va obliger certains à se faire connaître publiquement et à rendre ce qu’ils ont accaparé.
Dommage que son nom revienne trop souvent dans ses propositions. En se montrant beau joueur pour le moment il aurait séduit encore plus.
Rajoelina va être obligé de dire clairement sur quel point de la proposition de Ravalomanana il n’est pas d’accord. Il a un point commun avec Joyandet: le ridicule ne les tue pas.
Ratsito
oui la qurestion qui blesse : une COMMISSION D’ENQUETE INTERNATIONALE SUR LES TUERIES DE 2009 ………
raha madio saina dia mahasaky !
raha mihemotra dia ao râha…
Les 2 pseudos (sagic/kristelle) n’appaîssent jamais l’un sans l’autre. Leurs posts se suivent sans point ni interligne.
Bizarrement bizarre !!!
Le pire ce qu’ils se disent bonjour, se remercient
L’un est un personnage en bois de rose, l’une en carton de whisky vide que les militaires ont jeté avant de partir en manoeuvre sur les route de la capitale.
(Sur les routes)