MMirary ny soa rehetra ho anao Andriamatoa Filoha
Ny Tompo anie hanazava ny sainao , ny vatanao, ny fonao, sy ireo mpiaradia aminao, ho tonga aminy tanjona izay andrasany MAlagasy rehetra, hitarika ny adi-hevitra rehetra, ho tonga aliny FANDRESENA TANTERAKA
matoky anao izahay vahoka ry DADA Ravalomanana h@ farany fa ianao no efa sitrakay vahoka sy voafidy…..
mino aho fa ny tompo anie hombanao sy ny akohoanao e!
mahereza re ry dada Ravalomanana ary aza mandefitra intsony fa efa tena mijaly ny vahoka malagasy eh!
ianao sisa hianteherana sy hiankinany vahoka ka aza ampandeferinao intsony ny vahoka ry DADA Ravalomanana fa tena mijaly sy fadirandraiovana daholy ny erany lafy valo ny nosy eh!
misaotra re tompoko o!

Aminy Anarany Masina.Amen.

Volaniaina ô ! ozy ny Razana hoe : » Olona iray tsy mba vahoaka « .
Ka aza de miteniteny foana ! penses 7 fois avant d’écrire des âneries !
Mouvans mapito mihetsika indray angaha ny adalany lohanao andana mitsambo tene eh!
Mahereza tompoko, mahatoky anao zahay.