Andry Rajoelina

Andry Rajoelina

Namitaka ny olony Rajoelina

Mitohy hatrany ny dinika ho amin’ny fivoahana amin’ny krizy manjo ny Malagasy. « Tsy tokony hisy firenena hafa hiditra amin’ny raharaha tokan-tranon’ny Malagasy », hoy Ravalomanana io maraina io. Raha jerena tokoa dia misisika mafy lafrantsa, hita eto Pretoria daholo ny andrarezin’ny olon’ny frantsafrika toan’dry Andre Parant, Alain Joyandet, Beatrice Lederl. Ny sosokevitra natolony rahateo no iadian-kevitra. Ny tsiphin’ireo filohan’ny ankolafy telo dia ny efa nifanarahana sy nosoniavina tany Maputo sy Addis-Ababa no fototry ny fivahan’ny olana any Madagasikara.

“Hanao sonia fotsiny no haleha any Pretoria”, roa andro aty aoriana tsy nisy izany fanaovan-tsonia izany hatreto. Namitaka ny olony indray i Rajoelina, efa ela no nilazanay fa tsy mendrika ny hitantana firenena ny olona mivadibadi-dela toy izany. Taorian’ny filazany fa tsy hamonjy sy hidinika amin’ireo filoha telo lahy teo aloha intsony izy dia izao nivadi-dela izao indray. Tena tsy matotra sy tena mbola zaza saina tokoa, tsy nataotao foana akory ny voarakitra ao amin’ny lalam-panorenantsika tamin’ny Repoblika faha-3 teo izay naantona amin’ny hoe 40 taona vao tokony hitondra firenena.

Na Rajoelina miala, na izy manaiky fifampiraharahana

Tsy afa-hiemotra sy hiala bala intsony Rajoelina satria tsy manan-kery intsony eo amin’ny sehatra rehetra “en mauvaise position de force”. Hihemotra izy maty raibe, handroso maty renibe”. Na Rajoelina miala, na izy manaiky fifampiraharahana. Araka ny angom-baovao, dia eto amin’ny Sheraton ihany no hanaovana ny fifampidinihana rehetra anio, ary mety hisy vaovao handrasana ihany koa. Raha ny fizotra ny fifampidinihana dia mbola mety hitohy rahampitso ity fikatsaham-baha-olana tanteraka amin’ny krizy politika any Madagasikara ity. Ny azo marihana, na eo aza ny feo samihafa mandeha na eto Pretoria na any Madagasikara, samy manantena ny hahitana marimaritra iraisana ny delegasiona rehetra aty amin’ny ankapobeny. Mampanantena anao hatrany izahay fa handefa mivantana izay mety fitrangan-javatra rehetra mitranga rehetra eto Pretoria.



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Hitondra vahaolana sa handamoaka i Pretoria?
  2. Reseo lahatra i Rajoelina ho any Addis Abeba
  3. Hanao sonia i Rajoelina ?
  4. Rajoelina sy ny tafika no tompon’antoka
  5. Miverena ianao Rajoelina !

43 Comments

  • volaniana dit :

    aza asaina mody ao dago io bandy kely maditrany cocorico met pied dans le merde io raha tsy mivaha tanteraka ny olana sady misy babysitteur ho azy any fa efa any ny hadininy renimala hitaiza azy fa io ilay baby DJ boite de nuit .
    ny laingany TGV sy ny forongony efa fantatra fa sady mpandaiga no mpamadidresaka,mpamanhandalitriny vahoka …….soa ihany fa tany ny akolafiny rehetra sns……
    aza avela raha tsy matotra tsara ny rahara ary menaseo mihintsy raha tsy mety eo…
    na tonga dia sambory any ho tsaraina t@ ratsy vitany rehetra tonga dia asaivo mody any @ reny malalany fa efa any ny zanany eh!….
    ampidiro ny tafika UN na ny casque bleu hampandry tany fa aza mety lalaoviny io zaza io fa io miakamidina hotrany lelonjaza hoy aho na hotrany culotte ny makorelina……
    aza ampodina ao dago intsony fa tafika hampidirina ampandry tany fa efa be lotra ny malagasy maty ,migadra,henjehina,hampiorohorona,hampijalina,mijaly ny gasy hoy aho fa efa tsy manakohanina eh!no sady insecurite sns…..viole ny zaza amambehivavy sy ny fampiorohorona ny lehilahy sns……efa mijaly lotra fa efa 1ans izao ….
    aza avela lalaoviny DJ dago e! samy henjitra ianareo vieux loup ary aza avela hiditra @ rahara tokatranony gasy ny vahiny eh! sao mamosavy mamorika ny gasy i cocorico met pieds dans la merde…..

  • Hendry dit :

    Tsia..tsy mila frantsay, aleo ho avy izay ho avy fa aza manao sonia an’io Fifanarahana io.Famerenana ny fananan’ny filoha Ravalomanana no ahindrahindra ao ary momba ny resaka aministie dia tsy asiana resaka direct fa hoe hiandry ny parlemanta vaovao izay ho vidian’i La Frantsa ambongadiny. Tahaka izany koa ny resaka presidence. Fa ahoana no tsy hasiana resaka io???Sa kosa efa nisy nifidy an’i tgv teo. Non Non Non, tsy azo soniavina io fa di

  • Hendry dit :

    Raha mba hendry sy misaina manko izao ny vahoakan’Antananarivo dia ho hitany tsara izay tokony hatao Saingy indrisy fa faikan’olona daholo, matsatso loha tahaka ny fary….Tia tena mianakavy,Mpanavakavaka ory havamanana. Raha Ravalomanana olona avy ao aminy aza anaovany toetra ratsy tahaka izao maika ve ny olona aty amin’ny farintany…Vahoka tsy vanona.

  • fandresena tena izy dit :

    Misy marina ny anao ry Hendry kanefa inona no olana raha averina amin’ny tompony ny fananan’olona nangalarina . sao dia mba ianao kosa no mpanavakavaka aloha e! Diniho tsara an dia fakafakao amin’ny rariny sy ny hitsiny ary ny marina izay vao miteny .

  • Robine dit :

    Tena rariny sy hitsiny ny famerenana ny fanana SAINGY TSY AMPY IZANY ARY TSY MILA IFANARAHANA IZANY FA MAZAVA FA NY MPANGALATRA DIA TSY MAINTSY MAMERINA NY FANANANY AMIN’NY TOMPONY. Izay olona tsy misy saina no tsy mahazo an’izany.Ny tena olana goavana dia ilay tsy fisian’ny resaka fifidianana sy fahazahoan’ny filoha Ravalomanana mandray anjara amin’izany

  • GBD dit :

    Coucou Volaniaina
    « les Français FONT COCORICO LES PIEDS DANS LA MERDE  »
    disent les Anglais
    MDR avec la CNIL !!!!!!

  • Mao dit :

    Efa ela i Domelina no namitabahoaka fa ny dondrona sy kentrina sisa no manaraka azy sy mitazona ny rambony eo e!!!

  • Neutre dit :

    Soa iany fa nisy ny frantsay marina zao fa sahirna ravalo tsy hitany zay atao fa zao sadc zao mba heriny entina hitadiavana vahaolana. I ravalo koa moa te hody satria efa nanao ratsy ka mahita ny ngidiny tsara zao, azy ny azy fa mody rehefa tsy misy sonia atao e! Andry tsy maintsy president malagasy ary i Camil Vital no praiministre eo! Voafitaka ny sadc ndray n filoha ambony le aza, aza manao sonia eo f’efa miteny aho zay, tsy mila sadc zany isika malagasy, aleo iany frantsay aloa fa rehefa tafita ny tetezamita sady miala ny frantsay no miala ny sadekatra fa aleo miaramiasa amin’ny italiens fa ireo koa hafaka manampy ny malagasy

  • volaniana dit :

    GBD a!
    ka azo tenenina sa tsy eh!

    « les Français FONT COCORICO LES PIEDS DANS LA MERDE »
    disent les Anglais
    MDR avec la CNIL !!!!!!

  • GBD dit :

    tsy ny italiana hiany ry neutre â : toutes clés ny tarigetra !!!!!

  • GBD dit :

    volaniaina
    tena mety averimberina…
    MDR

  • Shhhhh dit :

    Ka io bandy kely io izao no mahafehy ny miaramila ka iza no afaka hitondra eo kanefa tsy eken’ny miaramila ankoatra azy?Mety maro ny lesoka azo lazaina momba azy fa ny lesoka lehiben’i Ravalomanana dia ny miaramila tsy mila azy intsony.Aleo halam-bahoaka toa izay halan’ny miaramila.Fahaizana daholo izany.

  • aokare dit :

    Tena vendra-tay mihitsy ilay Rajoelina fa tsy ny tombotsoan’ny Malagasy no kendreny fa ny tombotsoany sy ny an’ny frantsay, tsy tahotra tsy henatra fa dia hita miharihary be izao, tsy mendrika ny hitondra na hipetraka akory eto M/kara satria tsy asiany sira akory ny vahoaka M/gasy, tsy mendrika fa tsara hoa azy raha mandeha mody faty any Frantsa any izy manompo ny frantsay fa tsy ny firenena no atao sorona

  • kristelle dit :

    misy bendrana ve itovy @ dada

  • Anona dit :

    « il ne faut jamais faire confiance à la france »

  • liampandrosoana dit :

    o ry kristelle a! Mba mahaiza mandinika sy mamakafaka tsara fa mba efa lehibe ihany ny tena e!

  • fetsibe dit :

    Marina izany! Mila mandinika tsara fa efa lehibe ny tena e!

  • saina dit :

    Tsy omena tsiny fa mbola tsy ne « krizy – t – elle » e!

  • volaniana dit :

    misaotra ry GBDah! ny ahy averiberiko fa tena leo ahy @ fijaliany gasy fa ny tapny ihany no ataoko sady modifieko ny fanoratra azy dia @ izay hotrany hoe vendrana aho izany eh!
    ha!ha!ha! samy strategie zao no hatao fa samy malahelo ny tanindrany io eh!
    omeo passe any aloha na sopapa mba hianarako indray eh! ny olana @ko teny anglais na espagniole ny aty @ ko eh!efa ela aho no tsy tao france intsony …

  • volaniana dit :

    misaotra ry GBD ah! ny ahy averiberiko fa tena leo ahy @ fijaliany gasy fa ny tapany2 ihany no ataoko sady modifieko ny fanoratra azy dia @ izay hotrany hoe vendrana aho izany eh!
    ha!ha!ha! samy strategie zao no hatao fa samy malahelo ny tanindrazany io eh!
    omeo passe any aloha na sopapa mba hianarako indray eh! ny olana @ko teny anglais na espagniole ny aty @ ko eh!efa ela aho no tsy tao france intsony …
    zarako aza aho miteny gasy ato mba hatsiarovako ny tenindrazako e!
    merci d’avance oh!

  • GBD dit :

    vola
    tsy aty frantsa angaha ianao?
    momba « passee teny anglisy , dia misy CD-ROM PC&MAC collection DICTIONNAIRE OXFORD (production Hachette)
    dictionnaire interactif etsetra
    Raha any Dago ianao , misy hevitra angamba manao commde par internet (?) , St Denis de la Réunion heveriko fa misy FNAC , momba izany
    Mahereza ary re!
    Mamangy ô

  • volaniana dit :

    GBD ah!

    passe @ teny frantsay no tedaviko eh!

    St Denis de la Réunion heveriko fa misy FNAC misy havako tokoa mitady anio ao fa lazainy tsy hainy hono ilay toerana …..zaho aty japon no mipetraka eh!

  • RIVO dit :

    Rivo!
    Aza manaika ianareo fa io la france io no tena mpamotika ny Madagascar , matoky anareo rayamandreny dada ZAFY, RAVALO , RATSIRAKA , aza manaika ianareo ,

  • Verohanitra dit :

    Hamafiso hatrany ny fanomezam-baovao ry Mouvance Ravalomanana. Aza manaiky lembenana fa efa be izay ratrsy nataon’ireo TGV ireo. Aza manaiky hanao sonia fahatany fa diniho tsara aloha.
    Mitondra anareo am-bavaka ary manantena fa hisy ny vahaolana.

  • Barbara Tabiby dit :

    I andry anie efa fantatra fa RATSY EH sady tsy misaina. Misy miteny hoe ireo miaramila tsy mila andRavalo. ny miaramila sasantsasany fotsiny io fa tsy ny rehetra fa ny mahagaga dia tsy mba manana hambom-po ireo miaramila maro. Fa na izany aloha tsy maintsy mbola ho avy ny patsa ray tsy omby vava ho an’ireo bandy miaramila tsy misy ilana azy ireo.

  • Shhhhh dit :

    Ka ireo miaramila mibaiko rehetra izao tsy mila an’i Ravalomanana daholo koa iza no mahita izay vongany voabaiko any?Ny miaramila manan-kery sy matanjaka dia tsy mila azy daholo fa ny osa malemy angamba sisa

  • Maevanilla dit :

    I Bandikely tsy mahafehy miaramila fa lalaovin’ny miaramila. rehefa lanilany ny volandramiaramila dia mody miseho angazety dia mirarak ny vola avy amin’i Joely homena azy ireo hanapenana ny vavany. Dia efa ataondreo kilalao mahazatra. Ny fourgonnette mpitondra vola angaha no tsisy hanomezana ny marasily sy ny beret noir!!! Miasa io fiaramatevimby io na sabotsy na lahady!!!! Sioka sifflet sy moto miriotra be dia efa fantatra fa miala any indray ny fiarabe.Dia fantatra fa ampitson’io dia hisy hetsika hafakely indray hiseho, Dia afaka roa andro dia mangina indray. NY DIKAN’NY HOE MAHAFEHY TSY FANTAKO FA NY HOE MANAPIMBAVA AMIN’NY FANOMEZAMBOLA DIA TALENTAN’I KAKAHELY JOELY.

  • Shhhhh dit :

    Asanao amin’izany filazanao izany fa izaho tsy afaka hilaza na marina na tsia fa anao ny anao.Ny azo antoka aloha izao dia tsy avelan’ny miaramila hiverina ny dadanareo sady tsy misy malagasy mitaky izany koa ankoatra ny vitsy kely eny amin’ny magro.Tsy aleo ve miaiky hoe resy?Tsy aleo ve mifona amin’ny vahoaka malagasy?

  • Romy dit :

    Dia maivana marina ry Shhhhh izany. Mpanohan an’i TGV koa tsy mahagaga.
    Lazaiko aminao fa ny ankabeazan’ny miaramila (tsy omena basy) ato dia manaraka an’i Ra8, fa miaramila voakarama no manaraka an’i TGV.
    Resy hoe? Iza no manatona an’i Ra8 any Af du Sud?
    Mifona fa nahavita làlana?, dispensaires?, sekoly???
    Mba mifohaza ka ahirato ny maso, sasao aloha fa toa tsy mahita.

  • Maevanilla dit :

    Ka marina io eh!!!ka rehefa inona no anahy ny ahy ary rehefa inona no anao ny anao ka rahoviana ihany vao hoe ho antsika ity tanindrazana iombonana ity????? Miaramila iza no sahy nilaza fa tsy afaka miverina i Ravalo izay lazainao fa dadanay!!!! na i Andrynareo aza tsy sahy milaza mivantana fa mody ry rakrisy zanakisoa no mody ampamoahana izao karazampehezandalana sy didy rehetra izao!!! Inona koa moa no mba habilité ny Andrinareo io eh!!!! na ny accord mahaprezida azy nolaniana tany maputo aza tsy hajainy. Miforidrambo lava toy ny amboa, ka isaka izay mandeha izao dia frio frio ny miaramila sy sy moto. Efa leo zahay andalovany lava izao. Miaramila isaka ny jaridaina, matory fotsiny no ataonjareo anaty fiara be, dia karamaina be satria miala ny toby misy azy. Ahoana moa no tsy ho tian’ny miaramila ny situation, indemnité angaha no tsy azony isanandro!!!! Ny rehetra ankoatran’izay miady mafy vao mihinana. Nanongampanjakana ???? tena nanampy an’i andry ny miaramila fa ny fiveran’i Ravalo zarandreo aza amizay mitombo indray ny sosy!!! jereo fotsiny i Lillyson sy Charles mody miady eh!!! i ndrasana mody be vava dia aiza izao. rehefa mahazo sosy dia mangina!!!! izany no itiavany ny DJ fa mampiditry ambiance ndreky vola

  • Maevanilla dit :

    post omeko an’i Shhhh io eo io

  • Shhhhh dit :

    Anao daholo izany rehetra izany satria raha zohina izany ny resakao dia afaka miverina soa aman-tsara i Ravalomanana satria resaka saosy fotsiny no ahafahan’ny miaramila manakana azy na tsia.I Andry manome saosy ny miaramila vitsy mpanakana dia ho resin’ny miaramila maro anisa mpomba an’i Ravalomanana raha manome koa ny dadanareo.Sa tsy takatry ny sainy izany?Sa tsy manambola izy?
    Amiko dia mila mifona mafy i Ravalomanana satria halam-bahoaka ihany koa fa tsy ny miaramila ihany akory.Tsy misy malagasy faly na dia iray aza tamin’ny fikasany hamarotra tanindrazana amin’ny koreana.Tsy nisy malagasy nitsinjaka sy nihoraka hoe tafavoaka ny fahantrana isika satria mahavita force one roa.

  • Razafisera Odon B. dit :

    Marina mihintsy ny hevitr’i Hendry momba nyvahoakan’Antananarivo mpanonga-panjakana,amin’izao fotoana izao izao ireo vahoaka ory hava-manana ireo dia faly ery miletra ny entana lany daty hafara-dry Fatsouraly,Badouraly,Rajabaly,Meraly…

  • Shhhhh dit :

    Nankaiza i Maevanilla?Sa hoe izay mangina volamena?

  • ho an i malagasy dit :

    Mba ovaina kely ny resaka
    RAJOELINA RATSIRAKA ZAFY RAVALOMANANA MONJA
    Ireo olona ireo dia ekeko fa tena malagasy
    Fa izao, ireto olona ireto ve tena Malagasy ihany koa
    VITAL MONIBOU KOTITY LILYSON
    Aza atao mahatezitra fa mba fanontaniana tsotra ny ahy SATRIA ohatry ny hafahafa ny anarany

  • sadic dit :

    gasy daholo ireo ry ho an i malagasy a, asa raha nahafapo anao le valiny.

  • sadic dit :

    fa Ra8 sy i Deba izao no efa tsy gasy intsony, ny iray lasa AFROS ZOULOU(fianakavian’i G.B.D), ny iray lasa frantsay. du moins ny fony efa tsy gasy intsony.

  • Maevanilla dit :

    Inty foana aho ry Shhh ah!!!Izahay anie ka tsy manampotoana firy toa anareo eh!!!izahay tsy velonkalatra na miandry zaridaina toy ny miaramila ka handray vola mipetrapetraka. Na nandray ny 14 milliards ariary toa ny Andrinareo ka hamafy lainga sy hanakorontana lava izao. Iza moa no nanakorontana ny gasy eh???? Tsy i Andry ve???? naninona tsy niandry fifidianana nefa fifidianana izao ilitilitiana hatao.Lalaovin’i lafrantsa amin’ny 14 milliards ariary dia fanina. Mody atao takokenatra ny mairien’Antananarivo nefa chèque avy any ivelany foana no andoavana ny karaman’olona. Dia lazao indray fa anay ny anay. Na ny olona notaritiny nitolona aza ity efa leo azy, mbola any amy mpomba Ravalo indray no mangataka toaka kely ho sotroina. Ny miaramila gasy ry Shhhhh an dia izay manome vola dia tohanany ka izany no anohanany an’i Andrynareo. Rehefa tsisy vola io dia ialany dia izay manome bebe indray no tohanany. Ianao ve dia mieritreritra fa ireo nanao risoriso hiditra ho Academicien dia hiaro ny vahoaka no nidirany tao???? Anontanio ry Lillyson, Coutiti, Charles ry nandrasana sns……

  • Maevanilla dit :

    Shhh oh!!! dia ahoana indray ianao zany zao amilay ultimatum omen’i jeneraly Ndriarijaona eh!!! IO fa anao ny anao !!!!

  • Shhhhh dit :

    Efa mipetraka daholo eo amin’ny fitondrana izao ny miaramila tgviste ka andeha ho aiza eo ianareo tsy mahay na inona na inona?Rehefa tsy mety ny plan A dia tonga ny plan B.Ny olona anie rehefa mitondra dia mailo sy mahay mitazona izany fitondrana izany e.Ny an’i dadanareo no fitondrana mora ravana satria fitondrana tsy misaina firy afa-tsy ny misesika sakafo amin’ny famarotana tanindrazana amin’ny sinoa sy koreana ka aiza no tsy rodana.

  • GBD dit :

    je suis toujours partisane de discuter de projets et d’idées diverses « ENTRE NOUS  »
    Maintenant , je pense qu’il faudrait passer à un cran au dessus : pour préparer , envisager un avenir autre pour notre pays .(un cercle d’influence)
    Nous n’avons pas vocation à communiquer NOS IDEES ET PROJETS aux espions de la HAT et de la France..
    Il me semble fatigant de discutailler sur ce site avec des « tape-clavier » , des petites mains de la HAT qui sont là seulement pour vociférer…
    *aucune idée , aucune répartie intelligente , à défaut de grossièreté , de vulgarité , d’insulte…
    NOUS AVONS BEAUCOUP DE SUJETS A ETUDIER ENSEMBLE …
    Qui proposerait quoi?comment?
    Je ne vois qu’un RESEAU DIRECT par mydago ou GTT….
    Me concernant , j’engage des démarches dont je ne parlerai qu’au téléphone à ceux dont j’ai les coordonnés.
    J’interviendrai quand même épisodiquement sur le site…pour les copains qui y restent .

  • saina dit :

    TENA EFA VOKY SY MILAMINDAMINA KOSA NAREO ZANY A….AZA VARIANA LOATRA FA NY TAMPOKA TSY MAHA VEHIVAVY…..
    FITONDRANA MOHAKA NO TSY MIANTEHITRA AFA STY AMIN NY FAMPIASANA HERY..(systeme repressif)….AFO MOLO FOTSINY IO….FA MAHARETA KELY HAHITA NY TOHINY…..

    TSY MISY FITONDRANA MIANTEHITRA AMIN NY FAMPIHOROHORONA OLONA KA HATEZA E…..NY FITONDRANA ADALA DIA MANAO IZAY HITAZONANA FAHEFANA AMIN NY BASY SATRIA TSY MAHARESY LAHATRA NY MARO NY FAHAIZANY…ARY MIHA MAHANTRA RAHATEO NY OLONA ENTINY……TSY MAHAZO NY FATOKISAN NY OLONA DIA MIANTEHITRA AMIN NY BASY……..

    FOMBAN NY HENDRY SY MATANJAKA NY TSY MAMPIASA HERY REHEFA MISY OLANA HIFANDIRANA ….FA MIRESAKA ALOHA…..FA REHEFA HITA FA TENA ADALA TSY MISY FANAFANY NY MIFANATRIKA AMIN NY TENA VAO……HO HITANAO NY TOHINY…..

  • saina dit :

    KA TSY DIA ATAOVY MIARAMILA DAHOLO NO MITONDRA E…..VENDRANA DAHOLO ZANY FIRENENA MANDROSO LERETSY A…..SADY AMIN IZAY MIARAMILA VENDRANA…..TSY MAHAY AFATSY TENY FRANTSAY…….MISY AZA TSY MAHAY AFATSY TENY GASY…….

    MBA MIVOAHA KELY OA DIA MBA MANDEHANA MAKANY AMIN NY ZANATANY MITENY ANGLISY DIA HO HITANAO FA FOTAKA TSY MISY HILANA AZY NY ZANATANY MITENY FRANTSAY…..

    NY FRANTSAY NO MITSARA NY OLONA AMIN NY FAHAIZANA MIRESAKA FA NY ANGLISY MITSARA NY OLONA AMIN NY FAHAIZANA MIASA……KA IZA NO TSARA?????

    JEREO NY FILM FRANTSAY FA BE RESAKA FOTSINY…..TSY MISY ACTION…..DIA HITANAO AMIN IZANY TOE TSAINY…SY NY ZANATANINY E…..
    TSY ALEO MIOVA????

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site