Mitongilana le arbitre eee; tokony mba isaina kely ihany ny mpikarakara raha ohatrireny satria mba niadsy ihany lay final fa noho ny farany tratra fa nangalatra ity arbitre itapoko itapirenena teo dia ho sanatria ko ve tonga tao montpl ny fombafomba ataon’ny HAT lol vazivazy io fa tsy nety mitsy ny fitsarana eee mba diniho ihany ry mpikarakara fa manimba ny sport sy ny fialamboly efa RNS io a
Nisy gasy ihany ve t@ ireo mpilalao basket ?
Sahala ny tsy nampiontsom-po mantsy ilay izy rehefa mainty sy tavaratra ary vazaha no mialalao. Aleho tonga dia NBA no jerena rehefa izany
Vive le Sport!
Je n’ai toujours pas compris ce qui s’est passé à la dernière minute.
Pourquoi l’arbitre au lieu de donner 2pts + faute => Ã tirer donne une faute technique au Magic.
Son influence sur le résultat finale a été décisif car à 9s de la fin, il a redonné la possession au Magic