Regarder les autres vidéos —–>
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:
Regarder les autres vidéos —–>
Related posts:
Hay ve be olona be otan’izao any Frantsa e…Tonga marobe ry zareo rehefa hiala voly fa tsy misy hita rehefa hanao tolona hoan’ny firenena. Mampanotany tena ihany hoe hatraiza marina ny firaisakinan’ny malagasy manoloana ny olana mianjady amin’ny firenena.
Lavitry ny maso, lavitry ny fo angamba ! Sa….?
Robine, ahitsoko kely lé zv lazainao, efa betsaka ny hetsika ataonay aty fa ny mpitondra ao Tanà toa n’i radomelina sy ny ekipany no mampitsoka ny zv rehetra, mora ny manome tsiny ny olona aty frantsa a, lazaiko anao fa efa tena bdb mintsy ny propositions sy ny tolona ataonay aty fa dé yé yé, any dago no pb fa tsy ny aty e, mieritrereta alou vao manome tsiny e!