Société civile demande des comptes !


Fiara 1,8 miliara !

Nampiaka-peo ireo fiombonamben’ny fiaraisamonina sivily nanakiana ny fitondrana Fat, ahitana ny Ccoc, Vohifiraisana, Accès zon’olombelona.

Ao anaty fahasahiranana tanteraka ny vahoaka kanefa ny mpitondra dia manao izay danin’ny kibony, « misy mahavidy fiara1,8 miliara ny mpitondra amin’izao tetezamita izao » avy taiza no nahazoany izany volabe izany? mila mangarahara ny olom-pirenena amin’ny fahazoana izay loharanom-bola hoy ry zareo ireto.Tsy vitan’izay ihany fa « misy efa mahavita trano mihoatra ny Rovan’ ny Mandrakamiadana mihitsy ».Tsy maintsy miteny izahay hoy ireto mpandahan-teny ireto fa raha tsy izany dia hanjaka ny gaboraraka.Tokony hanao fanambarana ampahibemaso ny mikasika ny fari-panany ny mpitondra Fat, izay no nivoitra tamin’ny valandresaka nataon’ireto fivondronan’ny firaisamonina sivily ireto.

« fiovana amin’ny ratsy »

Nilaza sy nanome toky tokoa i Andry Rajoelina fa hitondra ny firenena any amin’ny fiovana, tena nisy fiovana tokoa, fa « fiovana amin’ny ratsy ». Anisany nanenjehina ny mpitondra teo aloha ny figeazana samy irery ny fanana sy fitomboana mihoam-pampana amin’ny fananan-karena tampoka ny mpitondra.Moa tsy izay rehetra nanakianana ny Fitondrana Ravalomanana teo alohaizay nitarika ny fanonganana azy? koa maninona no hataon’ireto milaza « hitondra fiovana »?

Tsy voafehy

Resaka iray ihany koa izay tsy fahita eran-tany, ity mitranga ao anatin’ny Foloalindahy Malagasy. Mifandrahona hifanafika ny Capsat sy ny Fign ? Misy fivorivoriana etsy sy eroa eo anivon’ny Tafika Malagasy. Efa tsinjo hatreto fa ho ratsy ny tantara, ho sarotra hoan’izay mpitondra amin’ny Repoblika faha efatra ny hifehy ireto miaramila ireto.Tsy voahaja intsony, nanomboka tamin’ny fikomian’ny Capsat sy ny fanerena ny Ministra hialana, ny « ethique » sy ny « déontologie » ny mpitandro filaminana .Ho sarotra ny hanarenana izany, ny tompon’andreaikitra voalohany amin’izany dia i Andry Rajoelina sy ny forongony.

48 réflexions sur « Société civile demande des comptes ! »

  1. izay vao mba misy zavatra mitombona voalazan’i Dadabe Lava Rambo: »Taiza ianareo hatr’izay ry zareo â ? » de ampiako hoe « efa nipitsika nijaikojaiko any afrika atsimo ny olona vao tonga ianareo ry zareo â »

  2. qu’elle est laide cette vieille femme!! ceux à qui elle demande des comptes devraient la trouver encore plus laide.

  3. raha mba te hahazo fiara tsara tarehy dia manaova toa anay ry societé civil an! lozana manakiana dia very eo.Izao zao Bruno(kmf/knoe)mandray15 millions par mois ao anatin’ny CENI.hihihih

  4. za miangavy mihitsy andry Lilison sy Charles hisamborana indray ireto be vava ireto, ataovy toy ny nanaovana an’i Lala Rasendrahasina, Manandafy, Ihanta Randriamanjato, fa mpanongampanjakana ireo

  5. manjato, manjato inona ry foza ? Be fanontaniana eo, kanefa ny anaran’ilay olona aza tsy hay akory !

  6. Aza kamo be tenda hoa ry foza ah ! Sa mananmbitamby dia mody manontany eo ? Ampiasaho ny loha !!

  7. o.k ary ry dadabe Lavarambo a, izay aho vao tena ho eny amin’ny plage fa zay vao tena tonga ny lera, fa ity aloha misy vaovao hitako vao teo tany amin’ny forum hafa tany, fanaovam-beloma: »Jean Ping, président de la Commission de l’UA, aurait pris conscience de l’erreur qu’il a faite en défendant les yeux fermés Marc Ravalomanana. L’UA vient de recevoir un rapport complet, via Paris et Washington, concernant la démission de l’ancien chef d’Etat en 2009, ainsi que les malversations financières perpétrées par celui-ci »(sobika.com),ary avelao i Kristelle hiteny f’aza ampitahorina ny akamanay « pour le changement »(et pour l’exil à vie de Ra8).et au fait Ra8 vient de déclarer au magazine jeune afrique qu’il veut aller à paris pour implorer Joyandet mais qu’il ne serait pas le bienvenu(d’après son interview). Aza mitaingina soavaly maty e, avelao ny firenena handroso.

  8. MDR
    en plus il « pense » (?????) à la place de Jean Ping , parce qu’il sait lire Sobika
    Quelle référence …….
    MDR! MDR! MDR !
    ras des paquerettes…………
    0+0 = 0

  9. Io dicky io hoa tsy mba manana scoop fa ny soratan’olona no atao copier/coller.Efa mba lazaina hoe:mianara tsara aloa aloha, vitao ny bepc izay vao miteny fa aza manoratsora-poana, sady mamafy lainga.Raha i tsipoy dia tsy mahagaga raha màka ny etsy sy ny eroa ho soràtana satria efa mahazatra.Ny dadanareo angaha r’i dicky mba tia hividy fiara? Koa, mbola hy bizna kely aloha fa, tsy ampy ny saosy

  10. Momban’io olona lazaina fa ratsy tarehy io r’i dicky, dia io no tava nomen’Andriamanitra azy, ka tsy azao fosaina izany satria zava-pady.Izany fijery mivilàna olona izany, no maha tonga anareo ambany saina sy devoly.Tsy ny tavan’olona no jerena fa ny zavatra lazainy.Tsy mahalàla fomba mihintsy itony.Zanak’adàla.

  11. misy foza Jwel
    zany ndray tafiditra ato @ tanana,iza indray io ry myDago? manao andiany ny foza fa mitady ho resy tsy manan-kevitra intsony.
    Ny hany hery dia miantso an’i Lilitay sy Charly olona tsy misy saina ireny aza antsoina ny Jewel a, ohatry ny mahita diky mahita an’ireny.
    Matahotra ampamoaka indray angaha ny Faty dia be vava eo, jereo fa ho samborina koa izao ireo membre societe civile ireo.
    Mahereza isika fa efa maro ny mahita ny fahotana be vava vitan’ny Faty.

    PS: Jwel zany ilay savoka ratsy fofona be amidy eny antsena, mba ratsy fifidy pseudo ko nareo a, zay ilay tsy mandinika.

  12. Hay va raKrisy ka niaky hiany roky fa mandray vola be amin’i DJ e ! 15 Miliao moa sa ohatsina marina izy teo ? Hitako ary eto hiany na morana na mandrivotsa na main’andro, tsa misy Repy mihitsy. Angamba na ho any amin’ny tragno fisaignana aza dia misy mitsirika eo ami’ily lavaka kely fivoahan’ny fofona

  13. Ouagray e !
    Ka zà anie efa niteny fa ireo miaramila ireo ihany no hamono an’i Domelina e ! Ary izany no fomba hamalian’Andriamanitra azy. Avelany aloha hambosimbosika, hameno kibo dia avy eo ny miaramilany ihany no asainy manala ny ao ankibonny sy ny eny ankodiny.
    Ireny ratsy fanahy ireny mantsy raha tonga dia dainana dia tsy mety satria tsy mangirifiry loatra. Avelan’Andrimanitra mihitsy hahavita loza marobe mihoapapana izay vao averiny aminy (x3) ny ratsy vitany.
    Eto isika hitazana e !

  14. Iza ilay fat afaka nividy fiaro amina milliard ary maninona moa raha mba lazaina ny anarany, nefa ataovy tsara ny fanadihadiana, mino tokoa aho fa misy manao izany aho, mampalahelo daholo izany satria tsy ny tombotsoa ny vahoaka no nokatsahiny fa ny « fialonana sy fankahalana no bé tao an-dohan’izy ireo » any ka izao no hiafarany. Isika mpanaraka ny ara-dalana tsy ho toy izany ankory , ny marina tsy maintsy mandresy

  15. ka izany no nanalana azy teo ka inona ?efa klazaina fa aza asiana isa 8 ny zaza fa mpangalatra daholo,zafy ts MIVALO

  16. za alou zao tena dinihako tsara ny Anaranjaza rehefa miteraka IhantaAndriamandrato tsy mamely izany aiza ve rangahy ka niaranatory tamin’ny Dadabe Manandafy tena misy dikany io Anarana io marina e! tao no tratran’ny Charles nalahelo aloha iRalitera e! Anarany ve mandrato mou tsy mamango magnangy mandranto

  17. Fa ity Nadia ty ve dé adala no masahy mamototr’olona ôtrizao e! Sa efa mazatra nareo ny tsy maintsy mi-choquer ny olona amin’ny fiteny takizao ? Tsy misy dignité na kely aza! Aiza ary ity fivavahana vetesinao ty Rakrisy a!?
    Dé manararaotra meraba ny Akama retra e!

  18. Messieurs les membres de l’OSC!.. On sait depuis belle lurette que les membres de la HAT et le Gouvernement ont bâti leurs fortunes grâce aux pillages et exportations des bois de roses. Alors, au lieu de leur demander les origines de leurs richesses (qui sont des secrets de Polichinelle même pour les profanes et communs de mortels), pourquoi ne pas leur demander carrément combien chacun a eu avec les 263.000.000 US$ d’exportation des 273 conteneurs?… Et ce que l’on vous demande en complément, quelles actions vous allez faire après en cas du silence de cette HAT (qui sera d’aileurs prévisible)?… car ce que le peuple veut, CE SONT DES ACTIONS CONCRETES CAPABLES DE LE SORTIR DE CETTE SITUATION, ET CONTRAIRE A CELLES DE LA HAT?

  19. Dinio tsara ny anaran-janakareo fa tsy mlay ra mitovy amin’ireo mpanongam-panjakana ireo (fat izany) ho an’i légaliste rehetra. mba diniho tsara anie ny zavatra mba tenenin’ireo mpomba an’i hat ato eh, toy ndry « sadic, jwel, kris,sns…) tena mankando! marikoriko! tena ambany fisainana! mankeleo, olona tsy misaina mihintsy ! ireo olona ireo angamba le nahazo kely tany amin’ny hat tany dia milaza ny zavatra marikoriko toy ireny.

    Ny mahafaly alou dia izao eh, mivaly miandalana ny vavaka ataontsika na dia mandeha mora aza! ny sasany mety tsy mahatsikaritra fa ny légaliste alou dia efa faly mihintsy amin’izao eh,

    Miady antrano ny fat ao, za aloa dia mampirisika antsika rehetra oe : andao tohanana io hetsika androany eo ambohijatovo sy analakely io.

    Mifanipaka an-karono, oay ! tsy mifanipaka an-karona mantsy fa, mifampisintona an-karona eh, izay lasa ambony, sintomina midina ambany! izay ny mampiavaka ny foza!

  20. Ho an’i krisy! izany avy ve dia tsy hay? anontanio domelina refa tsy mahay! inona koa moa no mba hainao eh?

  21. – Miady an-trano ny fat
    – Mitady hi-démission ra-domelina
    – Miafina tsy hita ny misy azy na aiza na aiza (ny siosion’dresaka alou dia hoe any Nosy be eh, tany kou mou ny toerana niriany ho hita hatrizay fony izy mbola tsy nanambola, hany ka mananaraotra refa avy nivarotra bois de rose, dia mandé manao la vie en bois de rose any NOSY BE)
    – Sa Miafina any amin’ny ambassade na résidence de france indray?
    – Ny fanampiana nanaovana fangatahana tetsy sy teroa nataon’ny (association fitia) hanampiana ny traboina, toa tsy hita popoka hatramin’izao? lasa aiza daholo ny fanampiana? maty ny vahoaka any atsimo. ny kely mba tonga tany aza norobain’ny olona fa tsy niandry fizarana akory, iza anefa no nampianatra ny olona nandroba??????
    – Vitsivitsy ihany ireo voalaza ireo!

    – Zany ve no atao hoe firenena milamina?
    Ankoatra izay:
    – Hakaton’ny Mpiasan’ny fahasalamana daholo ny CSB rehetra manomboka androany
    – Ny 03 mouvances, na ireo zay tsy ao anatin’ny 03 mouvances, fa tsy tia fotsiny io hat io, dia hidina eny analakely sy kianjan’ny démocratia anio
    – mitokona ny mpianatra eny ami’ny univérstité manerana ny nosy!
    – sns………………….
    – sns …………………..

    Kely sisa dia ho rava ny fanjakan’i belzaboba

  22. Ny dikany izany raKrisy dia miaiky hiany agnao fa mety ho rava ny fanjakan’i Dahalo
    Nivony ny double enina

  23. Rakrisy a,

    Taiza moa hoy aho no nisy an’ilay machine fanaovana dollar fôsika iny tamin’ny 2002?

  24. Izao amidy 5000 ny 10000 ariary, sandoka ! Tsy misy mpandray intsony ny 10000 fa be laotra ny vola sandoka. Vola sandoka no namelomana vahoaka !
    Izao tapaka ny, dia mody hoe nahena 50% ny karaman’ireto foza ! Angaha moa ny sefom-poza tsy efa nilaza fa hoe tsy mila mandray karama ê ?Izany no atao hoe fanjakan’ny foza ry gamara â !

  25. KM,
    Nahena ahoana? dia ohatrinona lasa ohatrinona?

    Tadidinay mantsy ilay bulletin de salaire nadradradradra tetsy sy teroa iny hoe 600000 fmgmoa dia lasa 1 millions et quelques miaraka amin’ny indemnités.. amin’izay hono mba tsy mitovy amin’ilay 25 millions teo aloha…

  26. Ny fantatra aloha dia hoe, nahenany 50% ny « valeran’ny Hat » ê ! Soldé !! Iza no mahita fa mety nampiakariny alohan’izany fanambarana izany, dia avy eo mody hoe -50%, na -75% ! Braderie !MDR !!!

  27. na rava io ravalo tsy miverina!!!!!mampihomehy marina i rakrys a! rehefa miala i radomelina d mahafaly izany. ohatran kivy ihany za nahita ireto vahoaka n tana namaly antso n association fitia!! tsy ny fifanampiana malagasy no kianiko fa ilay amin i anaran lé radomelina vavy, zay efa manao propagande hoan’ity vadiny izay miafina any ho any ka mamela azy ho miady ho azy . sa ve ts nisy nitsangana ny hafa d io no vonjena ampiana?

  28. Quand TGV a fait sa propagande pour etre maire de Tana ,il avait proclamé haut et fort qu’il ne toucherait pas de salaire ,mais que son salaire servirait à donner des cours gratuits pour les demunis .
    N’est ce pas le moment pour la HAT de montrer du patriotisme et donner leurs salaires pour resorber le chomage ?

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *