
Impasse
Inty indray no hevitra nalefan’ny namantsika teto.
Tapi-dalan-kaleha ny frantsay ka manomana coup d’Etat vaovao indray. Hisy officiers maro ho alefan’ny FAT hanao mission à longue durée any ivelan’i Madagascar. Ireo indray no ho travaillé-n’ny frantsay ary ho karamainy koa mba hanongam-panjakana. Efa fantatry ny frantsay fa tsy maintsy hanaiky izay ho tapaka any Pretoria i Andry ary raha raikitra ny fifidianana dia mbola Ravalomanana ihany no lany eo.
Ankoatra izay dia misy tetika koa ny ampisy korontana any amin’ny faritra ary ho averina ny zavatra niseho nitovy tamin’ny 72 (fanenjehana mpiavy) ka ny milisin’i Ramarosoana no ampanaovina azy, raha vao misy an’izany dia hoe tsy maintsy mandray andraikitra ny miaramila sy zandary ary ny polisy ka hanangana directoire militaire.
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:

Aoka isika hivavaka ary AZA MATAHOTRA FA HAIN ‘ANDRIAMANITRA ny ZAVATRA REHETRA .
Anio aloha isika dia tena mila mivavaka mba hanatrika ny Fivoriana any Pretoria Jesosy Kristy Mpanjakan’ny tany ka ny faniriantsika dia mba :
-Hiravona ny Fihavanana Malagasy
-Ho AFAKA amin’izay endri-panjanahana rehetra i Madagasikara
-Ho tombontsoa’ny Malagasy isam-baravarana no fifanarahana mipoitra avy ao .
Ho voninahitr’ Andriamanitra Irery izany ary ho Fiadanana ho antsika rehetra koa . Atambaro ny Finoana amin’ny alalan’ny vavaka ataontsika .
tena mitadiava vahaolana @ rehetra ary tena aleo mangataka fitaovana @ be kitana anaovana anti teorriste any dago fa tena lasa feno jiolahy i dago eh! ary handroso mihintsy @ demokratia tena izy isika ary taizana @ lalana ny vahoka malagasy halala ny lalany firenena mikambana sy ny ao dago….
io ilay teniko hoe: miomana ary fa DJ sy ny tafika va ny hitondra tsy ho lasa teorriste ny gasy ary lasa boite de nuit dago…
tandrema ry dada Ravalomanana fa na misy orinasa sy harena sy ny sns….asio agent secret sy anti teorriste sns…dago indrindra ny @ tserana mpiaramanidina sy ny sambo ….
lozanao ry cocorico met pieds dans la merde fa simbanao ny fireneko sy ny taranaka malagasy eh!
Ny africains no tampidalan-kaleha fa tsy ny la frantsa firenena lehibe manana fahefana lehibe mandidy sy manapaka eran’izao tontolo izao.Fandaniam-potoana fotsiny izany fa ny tanjony tsy maintsy tratra na ho ela na ho haingana.Rehefa mikorontana ny firenena dia efa dingana iray lehibe ahafahany manatontosa ny tanjony izany.Rehefa mihapotika koa ny asa vita.Raha tsy hoe olona tia tanindrazana angamba ny malagasy na mpanao politika malagasy.Raha izay dia mety ho marina
I Pierrot sy i Roland RATSIRAKA , Haja RESAMPA…Efa sur starting bloc handray ny relève…! Ce que Monja, Mounibou, Grl Fidy ont compris ! Ny olona alefa ho brulé-na no manao ny sale boulot.
Dia hatao aby izany izao vala tsa miorika rahetra izao hitadiavana hevitra hahazahoana an’i Madagasikara. Ny tena mahavariana dia firenena matanjaka be, manambola nefa mangataka amin’ny firenena mahantra izay nopain’ny zanatany teto hoe : « Mada mahantra, maloto, tsa misy hilà na azy, IL N’Y A RIEN A GRATTER » Hoy aho Hoy, WAWAWA !!!!!!!!
Tsa aleo mitsotra direkta hoe vonjeo agnay Mada fa matin’ny KRIZY, be ny Somera ka tsy arakay koa ny mamelona azy ! Be gesta ity le joanday nefa ny pôsy poak’aty TROUé !!!!!!!!
I Sarikô mipepipepy eran’izao tontolo izao mangataka. Izany rehefa be gesta loatsa, tsa mahalala fa kodiara-tsarety ny fiaignana ka mbola ho ambony ny ambany
KrisyShhhhh, sokinanani-bato agnareo, ny frantsay sepotra dia sepotra, mibebibeby etsy, miwawawa eroa. Mafy izany raona, be gesta loatsa koa sendra ny patsa raika tsy homby vava
Agna am’i Babanay ny LKILE ry kala a fa aza midegany vao maraina eto
ory ny ala ah! isika tany africain ange no mampanakarena ny firenendehibe eh! io no anaovany cocorico fanonganampanjaka…
satria ampiadiany dia varina miady dia alainy sy angalariny ny harena tsika mahantra e!
io no taotrany t@ andony napoléon sy fanjanahana dia nanafika ry zareo ary nanao zanatany antsika fa izao miova ilay strategie hampiadiny sy hampifandrafiny afatsiny raciste,dia ry zareo mangalatra ary tena panararaopaty ity cocorico ity mody mitsikitsiky fa ny ao antsainy efa mandry ny tetika ,mody homeny fanampina nefa izy mijonomoka ny saimbahoka halalany ny secret sns…..mora hidirany eh!ary halalany ny mombatsika ary ny ahy ny tiko tsy tokony hifandray @ cocorico be lotra intsony sy anaiky any ireo himpetraka ao dago intsony juste contra du travaille de oust….na iza vahiny fa na ny be kitana sy ny kelimaso aza hotranio daholy eh!
zany no hanampotehany ichale anireo ….
Marina ny teninao ry Volaniaina, fa raha tsy misy ny Afrikana tsy velona ireo tany mandroso ireo, indrindra fa ny Frantsay!
Ary izany indrindra no mahatonga an’izy ireo tsy hamela mihitsy an’i R8 hiverina eto, satria fantany fa ho -0,0005% no vato azon’ny soavaliny (Andry RADOMELINA io) raha mbola hirotsaka i RAVALOMANANA!
Ny olona voafidian’Andriamanitra anefa tsy hisy hahasakana mihitsy, ka na inona lazain’ireo gazety voavidin’i Andry RADOMELINA vola ireo (La Gazette de la Grande Ile, la Vérité, Ao Raha, Ritsoka,…) DIA TSY MAINTSY TAFAVERINA ETO NY FILOHA RAVALOMANANA ARY HO VOAFIDY INDRAY!
Ziry Onésime
tena marina ange io teniko io e! fa betsaka ireo vaza no miteny izany sady ny zanako mpianatra daholy dia fatantro ilay resaka fa mifampiresaka izahay ary ireo no mi exploite ny firenena antsimo aty afrique hivelomany fa na ny rano aza mila tsy hisy ny taniny nefa geste daholo ny rano @ bouteille sns…..
io no ny varotany zaza ny boite de nuit any rano tany tulear sns…….
dia isika no lasa mijaly sy fadirandrehovana sns….
andao isika malagasy hirahina @ izay hiaro ny tanintsika eh!
hihihi, dia vaka dia vaka ny saiko ry zareo, dia tena mbola tsy tonga saina ihany ve zany ry zareo fat fat ireto eh? tena mampalahelo mihintsy ny mieritreritra azy ireo, aiza ko vonoina daholo izay mihetsika kely rehetra; izao ndray zao, rehefa tsy nahazo ny teto dago dia any antsiranana indray ny miaramila no manasa vangy, tena mampalahelo no mahamenatra! tena marina eh, ry andry radomelina, ilay milaza oe hanao sonia fotsiny toa mbola tsy niverina ihany, sa kosa angamba taratasy amin’y taonina no hataony sonia any kou, raha izay dia tsy mifaka aho.
SAROTRA NY MANGAMPAJAKANA HATRETO EFA HITANDRAVALO DAHOLO HATRANY AMBOALOHANY TOA HODITRA AKONDRO BE HO ANY RADOMELINA SY TSIRAHONANA ITY FAT ITY ,ALEO MIARAKA AMINY ANGILISY SY NY B KITANA RANGAH FA TSY MIVOATRA MIITSY ISY MIARAKA @ VAZAHA FRANTSAY IRETO A
Tena marina tsy misy ho kianina ny anao ry HERY.
Efa ela no nahatsapana izany. Tena ny frantsay mihintsy no olona ambany noho ny fako. Ny fako aza mbola afaka mivoatra satria azo recyclé-na.
Mba jereo daholo ange ny zanataniny mihoatra ny an’ny anglisy ê!
Ny an’ny anglisy izao aiza daholo? Efa lasa satria tsy nosembatsembaniny. Ary madio na fisainana, na ara-piarahamonina.
Mba managatako kosa aloha ry « modo »-ny mydago mba zavatra mari-pototra no alefa ho atao sujet eto fa raha io tsy mbola misy io ary sao dia mba isika ihany no hampiady ny samy Malagasy kosa na dia tena izay ary no tadiavin’ny Frantsay
Fehiny: Aleo mba fotopotorina tsara izay avoaka eto fa amiko io mbola resaka manidina be
-Tapi-dalak’aleha ny FAT= Ekeko
-Officiers maro alefa mission= ????
ny tanjona dia hoe directoire militaire, aoka hazava fa izao ary izy afaka mana directoire militaire fa misy manakana azy fa tsy azoko hoo miandry ny formation’iza????
Besorongala et chers compatriotes ,
hoatry izany ko no heveriko : il y a du monde au balcon
je ne vois pas Radert ou Zafimahova , qui à mon avis ne feront pas office de repoussoirs pour le peuple.
Mais :
pourquoi ne pas préconiser le retour à la légitimité? avec exécution du mandat légitime restant de Ravalomanana ,selon la constitution existante , avec à l’issue des elections sous haute surveillance surveillance de l’ONU ?
N’est ce pas IMPOSER l’ESPRIT DE PUTSCH : LE BANALISER EN AFRIQUE ?
Trop d’entrechats malhonnêtes…de grosses ficelles .
Tous est GESTICULATION , pour des intérets clairs : ceux de la France qui perd pied partout,
même dans la françafrique profonde (afrique de l’ouest et même Darfour )
elle est poussée dehors petit à petit par la CHINE.
La France n’est plus que broutille face à la Chine.
Mieux vaut traiter avec un seigneur en puissance qu’avec un imperator décadent .
Mon avis , sans doute utopique et idéaliste , est d’avoir l’estomac de BOYCOTTER DES NEGOCIATIONS TRONQUEES D’AVANCE PAR LA FRANCE ET POUR LA FRANCE .
Même s’il peut y avoir une fin de crise dans l’immédiat, cela reste un EXPEDIENT , en effet :
l’avenir reste sombrement obéré , car la CHINE continue son rouleau compresseur sur l’Afrique.
Mieux vaut PARIER POUR L’AVENIR
QUE DE SE PLIER A DES CONTINGENCES FUGACES .
cela s’appelle vivre au jour le jour
cela s’appelle accepter de vivoter
ce dit volontiers » OUI , OUI MBWANA ! botte moi encore les fesses … »
=> on dit » TSY MISY AZON-DAMOSINA »
je suis plus que sceptique et peu confiante en la capacité de nos dirigeants .
Il faut plus de tonicité.
la politique ne peut se contenter de tactique , compte tenu des ENJEUX MAJEURS A REPERCUSSION POUR LE TRES, TRES LONG TERME .
Nous sommes au 21° siècle que diable , il faut être capable de se débarasser de ces tares héritées du passé
Il ne faut pas se laisser piéger par cette atmosphère synchronisée pour installer UNE TROUILLARDISE PATHOLOGIQUE EN TOUT ET PARTOUT ; artificiellement , dans le seul but d’imposer des INTERETS PERSONNELS DE SOCIETES MULTINATIONALES .(comme Total )
Dans une ile si isoléeles fantasmes vont bon train
On essaie encore la zizanie ethnique : chou blanc!
On oppose catho et protestant…et les musulmans? et les animistes ? et les je n’en ai rier à F…..
Les Français pieds noirs ont un silence assourdissant sans doute la crainte de retombée dans une société instable et violente
Les immigrés importés par les Français (karana ou sinoa) ont des descendants qui dans leur trouillardise ne voient que la « protection de la France » quite à s’engager sur des voies sinueuses…méthode de sioux §
Madagascar est capable de FEDERER TOUTE LES SENSIBILITES
MADAGASCAR DOIT ETRE CAPABLE D’ADMETTRE SON ETAT DE QUASI MELTING POT .
Leur patrie maintenant : c’est Madagascar.
Un Canadien ou un Australien ne se réclame plus Anglais
Un Chinois ou un Japonais aux USA se réclamera américain, ils S’INTEGRENT tout en respectant leur culture.
Pourquoi se bander les yeux encore
Quand je vois poindre encore des histoires d’ANDRIANA(j’en suis une pourtant) , je pointe une arriération sociologique dans l’éducation familiale (la mienne comprise , et je le leur dit !)
Il ne faut pas confondre la transmission des traditions familiales , avec un besoin de frustré à vouloir sans cesse mettre le passé en avant : OBAMA N’EN A RIEN A CIRER !
Basta racisme, tribalisme, bondieuserie, mépris des miséreux (olona ambany dit on si bien )
ALLONS ENFANTS DE LA PATRIE
IL Y A DU MENAGE A FAIRE DANS NOS TETES
La seule
Pourquoi faire compliquer quand on peut faire simple
Oui, la bêtise me mets en colère et je m’en excuse .
Et le pouvoir pour le pouvoir = ZERO
Gouverner c’est d’abord et surtout ETRE AU SERVICE DU PAYS
SERVIR ! SERVIR !
sinon il faut circuler ailleurs
Voila pour la démocrate.
merci GBDah! fa marina io resaka io …..ny tena fanavotampirenena @ demokratia izao eh!
hoany belts!
miandry ny formatioany reny malala eh! zany ve dia tsy ho takatrao fa i renimalala izao no mibaiko any TGV sy ny forongony ary ny foza sy ny tafika eh!
Tsy aleo ve miaraka amin’ny malagasy dia vita toa izay hoe hiaraka amin’ny anglisy na frantsay na sinoa na amerikana?Raha tena misaina ianareo zanak’i dada.Tsy noho i madagasikara miantehatra be amin’ny firenen-kafa ve no mahatonga izao?
i Ravalomanana mampiady ny malagasy,ampirisihana ny pianatra mialasakana dia zao matimaty amin’ny tsy misy dikany
amiko de any am forces iany ny solution an’zao krizy zao.Resabe ny sisa!!!Tsy pessimiste za,fa izay no zava-misy eto.Ka na hoaiza na hoaiza isika raha tsy ireo de tsy hotafa krizy.Ny loza nefa de efa « mouillées » ry zareo ka tsy afa-mihemotra intsony.Ny fanantenana de ny hisian’ny forces tonga saina tsy miandany afaka handray ny fahefana,ary io de hanomana ny fifidianana fotsiny sy miregler ny affaire courante iany miampy ny amnistie générale,de aleo hilatsaka ze te-hilatsaka hohitan’ny havany eo!
Milaza fa tsy mila ilay protocole frantsay kanefa hanao sonia ihany ilay Ravalomanana.Fa mbola mino an’i dadanareo ihany ve ianareo ireto sa mpanohana an-jambany?
Tsy aleo ve mba misaina tsara vao manoratra e.Aiza izay efa nisy sonia natao teo?
Ny olona maty tamin’ny 2002 ve ambany kokoa noho ny tamin’ny 2009 ka afaka hanaovana famontsoran-keloka faobe?Ary angaha moa afaka mamela heloka indray fa tsy hoe mila ny parlemanta vao afaka manao izany?
Izay hoe tsy ho voavela izany heloky ny dadanareo fa ny and-Ratsiraka irery ihany ka afaka miverina soa aman-tsara an-tanindrazana.
Dia hanao sonia izany fifanarahana izany izao ny dadanareo ka iza marina no dombo sy misaina?Iza no tampidalan-kaleha?
=}shhhhh …
Mangina enao e!!! tsy misy ilana anao ato . zao ko zao ny DJ nareo vao avy nandatsadra tany diego . de mbola lazaina fa mety ny ataony? mitatao eo ambony lohany io ra halatsany io fa ho hitanao tsara . Dadanay tsy maintsy miverina fa tanindrazany aty na faly enao na tsy faly . tsy mbola nisy satana nahazo ny seza fiandrianan’Andriamanitra na ray ary fa nivarina foana ze nieritreritra ny hanao izany . mahatatesa fa ho avy aminao ny valiny
Rehefa tsy manana saina vory afaka mamaly amim-panajana dia handramana indray aloha ny fivavahana sao mba mandaitra.Ka raha mandaitra ny fampiasana fivavahana amin’ny politika naninona no nipitika tamin’ny sezany ilay mpivavaka Ravalomanana?Sa fitsapan’Andriamanitra fotsiny izany fa avy eo dia averiny ho azy amin’ny fahagagana ny seza very?
Ié, Raha tafaverina i Ratsiraka dia hataony chef d’équipe n’ny mpamafa trano sy serveur, mpitendry gitara agna Iavoloha i dj rehefa manasa vahiny izy
NY TOHINY NO HILAZA NY MARINA ….TSY HANOVA NA INONA NA INONA AMIN’IZAY TSY MAINTSY HO TOHINY NY TAIM-BAVA….
NY FAHARETAN ANDRIAMANITRA AKORY TSY MIDIKA FA RESY IZY…..NA RESY KOA IZAY TENA MIANTEHITRA AMINY……METY HO ZANAKA MILA FAMAIZANA FOTSINY NY ZANAK’ANDRIAMANITRA FA NY FAHAVALON’ANDRIAMANITRA AKORY TSY HO ATAKALONY NY ZANANY MADITRA NA OVIANA NA OVIANA
TSY MISY FIRENENA TSY MIANTEHITRA AMIN’NY HAFA NA NY AMERIKANA AZA…..FA MIANARA TSARA…..FA NY FOMBA FIARAHANA AMIN’NY FIRENENA HAFA NO MILA FEHEZINA TSARA…..
NA HILAZA INONA IANAO NA HILAZA INONA DIA MAZAVA TSARA FA TSY FAHAFAHANA MIALA AMIN’NY FRANTSAY NO FOTOTRY NY OLANA ………ARY AZA TAPENANA NY MASO FA HILAOZAN’NY TANY MITENY ANGLISY LAVITRA DIA LAVITRA NY TANY MITENY FRANTSAY…….IANAO NO EFA MILELAKA NY MALOTON’NY FRANTSAY ISAN’ANDRO LAVA AO……KA TSY MAHITA AFA-tsy NY….FRANTSA…….
MAHARETA HAHITA NY TOHINY E…..NY TAIM-BAVA FOMBAN’NY MATY ANDRANO ……TSY MAINTSY HAHITA NY TOHINY IANAO NA HODY FANINA AZA…..
FOMBAN’NY KELY AINA SY TSY AMPY FAHALALANA NY TSY MAMPIASA AFA-TSY SYSTEME REPRESSIF REHEFA MBA MAHAZO LAKA…..=.MAMPITAHOTRA…. MANDRAHONA…MISAMBOTRA…MANAGADRA…MITIFITRA….
FOMBAN NY EFA MIALA AINA KOA ZANY E….