Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Photos de Pretoria 28 avril
  2. Vidéo tirs à balles réelles
  3. video Ravalomanana – Behoririka 14 avril
  4. Fil de l’eau Prétoria (mises à jour fréquentes)
  5. Video declaration du president Ravalomanana

3 Comments

  • HoAiza dit :

    Mazava Président ô! Firenena ao anatin’ny vondrona Sadc i M/kara, noho izany i Chissano no hitarika ny fihaonana: Maputo sy Addis no ady eo!
    (Mahavelombolo ny mahita anareo delegation ny mouvance Ra8 tafaraka toa io…)

  • LOLO dit :

    HOMBA ANAO MANDRAKARIVA ANIE NY TOMPO PRESIDENT MBA HAHITA NY RARINY SY NY HITSINY

  • elia dit :

    MIRARY SOA SY FAHOMBIAZANA AMIN’NY ASA AMAN-DRAHARAHA IANTSOROHANAO INGAHY RAVALOMANANA MARC ; HITONDRA SOA HO AN’NY FIRENENA MALAGASY ANIE NY HEZAKA ATAONAO.
    MINO FA NA TSY ANY ANTOERANA AZA IANAO DIA TSY MANARY SY TSY MANADINO VELIVELY NY VAHOAKA MALAGASY.
    MANIRY RAHA MANIRY KOA NY FIVERENANAO HITONDRANAO NY FIRENENA NYMALAGASY NA HISY INONA NA HISY INONA. NY MARO AN’ISA AMIN’NY VAHOAKA MBOLA MAHATOKY ANAO.
    AZA MANAIKINAIKY FOANA IZAY TOROHEVITRY NY GOVERNEMANTA FRANTSAY IANAO FA MPAMITAKA IREO, TOMPOKO;

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site