
Ambroise Ravonison
Alefa daholo ny resaka hanakorotanana saim-bahoka, sy tsy hitiavan’ny olona ny filoha Marc RAVALOMANANA nefa tsy misy vokany izany.
Lazaina fa mila ny Repoblika faha efatra isika ka nantsoina ambamin-dry Patrick Rajoelina hanangana izany lalà m-panorenana vaovao izany. Dia voafitaka t@ laza sy voninahitra nomena azy ity rangahy ity ka nanaiky hiara hiasa @ fitondrana mpamono olona sy mpisambotra ary mpandroba sady mpanao didy jadona. Izany hoe lasa foza orana izany ilay olona manan-kaja, dia i Patrick Rajoelina.
Tsy ny Repoblika no olana ary na Repoblika faha firy io na faha firy rehefa tsy hanaja ny lalà na isika dia tsy hety foana. Mihevitra ve i Patrick Rajoelina sy ny namany fa raha tafatsangana ny Repoblika faha efatra dia tsy hanao fanoganam-panjakana intsony ny miaramila sy ny mpanohitra ? Hevitra tena faran’izay diso tanteraka izany. Sady @ izay ny olona nitranga teto dia mikasika ny filoham-pirenena, ka noho izany dia ny fifidianan’ny filoham-pirenena no tokony himasoana fa tsy izany Repoblika faha efatra izay tena tsy ilaina sy tsy mamaha olana izany.
Notsaraina ny mpanao gazetin’ny Radio Fahazavana. Ireny dia porofo mivaigana milaza fa didy jadona sy habibiana ny FAT. Mpanao gazety manao ny asany, sy milaza ny marina dia hamoroporonana izay antony rehetra izao mba hiampangana azy ary dia any an-tranomaizina ny olona 9 satria nanao ny asany. Ny Radio viva, antsiva sy ny RDB dia tsy mba voakitikitika, iry voalohany dia fafy lainga, manompa sy mampiady olona, ity faharoa, dia milokaloka ny FAT indrindra @ ireny habibiana hataony ireny toy be midin’ny FIS tao @ fréquence plus, ny fanafihan’ny EMMORG sy ny FIS, ny FIGN sns… ary ity farany dia manindry matetika ny Radio Fahazavana, indrindra @ fotoanan’ny vaovao , Ampenjiky sy vavolombelona ianareo. Dia mbola mihogahoga hatrany ireo Radio ireo, fa ny Radio Fahazavana izany nilaza ny zava-nisy teny Fort Duchesne no nakatona ary natsipy any am-ponja ny mpanao gazety.
Notsaraina koa i Tonton Ambroise fa hoe naniratsira an’i andry rajoelina, hono, dia olona potika sy reraky ny vono no hita. Niharan’ny daroky ny FIS-ny alain ramaroson, ka ny kolonely richard ravalomanana no nanome ny baiko. Habibiana no nitranga ary ny helok’i Tonton dia sahy nijoro nilaza fa azo soloina rajoelina . Maniratsiraka izany hoy ry zareo, dia niharan’ny herisetra i izy ary tsy nohajaina mihitsy ny zon’olombelona fa dia ny habibian’ny FIS no nihatra. I Tonton Ambroise dia légaliste mijoro @ heviny hatramin’ny farany. Ny tolona hataony dia ny fiverenan’ny filoha Marc RAVALOMANANA Eto Madagasikara, @ andron’ny FAT no misy izany hoe voadaroka ianao dia ianao indray no voatory sy migadra. Tsy maintsy hisy valiny anefa izao ary tsy hamelanay mihitsy raha tsy voatsara tsirairay ireo FIS 20 nidaroka an’i Tonton ary indrindra ireo lehibeny dia i alain ramaroson sy ny kolonely ravalomanana. Aoka ho fantatsika rehetra fa fahavalom-pirenena ireo, ka izay mahazo azy ireo, na mahita hevitra handratrà na ny fiainany, dia aoka tsy hisalasala isika. Izahay koa dia miniana fa hivaly @ FAT, ary indrindra ny FIS izao habibiana izao.
Fehiny :
ANDRY RAJOELINA MPANDAINGA
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:

L’Empereur du lainga!
Je pense que Lalatiana Ravololomana devrait organiser son atelier de la dernière fois démontrant intélligemment à quel point Mr Rajoelina n’est pas digne de confiance, dans toutes les régions de Madagascar.
Et bien sûr qu risque de se faire emprisonner, voire éliminée…
foza daholo izay olona mba mandray andraikitra fa tsy manao grevy hamerenana ny volan’i dadanareo? rêvez toujours, Mada ne vous appartient pas uniquement,tsy maintsy manaraka ny be sy ny maro ianareo raha tsy te ho taraiky sy ho lasa fahavalom-bahoaka mandrakizay.
toa misy anarana gasy nefa vazaha taratasy daholo mpiasam-mpanjakana frantsay ireo aderadera hoe manam-phaizana amin’ny lalana.
Tsy misy maha malagasy an’ireo intsony afa tsy ny anarana!!! ry Platini ve mnola milaza azy ho Italiana na ry Poniatowski ve mbola Polonais?
Tena fanambakana ny Gasy io raharaha io!!!
iPATRICK RAJOELINA DIA MPIASA AO AMIN’NY MINISTRERAN’NY ATI-TANY FRANTSAY ARY NIARAKA AMIN’I SARKOZY.
OLONA NANDADY TEO AMIN’NY FOTONDRANA REHATRA NIFANDIMBY TETO ARY TENA LANY HENATRA!!!
Sadic,
« Mada tsy anareo, tsy manaraka ny besinimaro ianareo…. » mba efa nandinika ve ianao ? Nahita ve ianao teto Madagasikara t@ ity taona 2010 ity fa nisy fihetsiketsehana manohana ny FAT ? nefa any @ ny fahefana sy ny basy, fa izahay tsy mitam-basy no nahavita izany isan’andro eran’ny Madagasikara…
Heveriko fa tena tsra ny fisianao eto satria dia ho barofo ihany raha mitovy hevitra daholo ny olona ka dia tohizo hatrany manohitra ny ara-dalà na.
diniho tsara fotsiny ilay lalam-pisainana hoe tsymanaraka ny besinimaro ianareo, izany hoy ny mpanoana y ara-dalà na tsy manaraka ny besinimaro… tena mahagaga izany.. Ary rehefa tonga ny andro ka tsy mihatrana am-bava basy ny olona dia ho hitanao izany hoe « besinimaro izany ». Farny, raha tena anyaminareo ny besinimaro handao hiarahana manomana ny fifidiana fa izany no tena ahitana ny besinimaro… Azonao ato hatrany ny manohitra ary ilaina izany, aza hafangaro fotsiny ny hoe MANOHITRA sy ny hoe MANONGANA.
Ny an’i sadic efa ny toetsauny muhibtsy bo efa sadique
Ny zavatra azo tsapain-tà nana aloha dia izao: izay lalà m-panorenana misy eo dia tsy hety mihitsy satria hevitra mipoitra ary vohizin’ny Frantay!
Na iza na iza apetrany eo handrafitra an’izy io, dia tsarovy tsara fa tsy maintsy misy ny olona izay TENA MITADY NY FAHAMARINANA hanao fanentanana hitsipaka an’io, ka raha 15% fotsiny ve ny olona hanaiky an’io, dia mbola ho raisina hoe Lalà m-panorenan’ny Gasy foana,… raha tsy hoe hangala-bato be indray angaha ny FATn’alika dia hilaza fa 90% no nandany an’izy io?
Mireille Rakotomalala, Patrick Rajoelina.Anisan’ny olona noeritreretina ho mpandala ny marina nefa ankehitriny miara-miasa @ ny Hat.Ity farany ity dia ahiana ho olon’i Sarkozy mihintsy na atao ary izy hoe « Rocardien ».Mbola misy ny tsy maty voalavo an-kibo ka azo amidy mora foana.Soa ihany fa betsaka ny malagasy no tonga saina ka tsy tratry ny virus HAT.Mazava ho azy izao fa tsy misy hapoaka i TGV fa manao didy jadona fotsiny satria mbola any aminy ny basy.Tamin’ny andron’ny Apartheid dia basy koa no hery famoretana nananan’ny vitsy an’isa nefa moa ny marina tsy mba maty dia foana izany hery famoretana izany amin’izao fotoana izao.Nalaza tamin’ny didin-jadona ny ankamaroan’ny firenena amerika latina taloha(Argentine,Uruguay, Chili…) nefa ny marina tsy mba maty dia miaina an-kalalahana ireo firenena ireo amin’izao fotoana izao.Mbola ho avy ny antsika malagasy.
Monsieur Patrick Rajoelina nous avons fondé notre éspérance en vous mais qu’allez – vous faire dans cette galère comme disait mon ami Molière ? la seule constitution que nous n’avons pas encore essayé à ce jour est le FEDERALISME et qu’en pensez-vous ?
Oups !
Des foza de plus dans les personnes des fikambanan’ny raiamandreny malagasy et komity momba ny lalam-panorenana…
Ny ahy tsotra ihany, mahafinaritra rehefa sahy miseho vatana tahaka izao ireo olona ireo fa mitovy hevitra @ HAT. Tohano raha mahasoa anareo io politika io. Ny tsarovy dia izao, miandry fotoana ny vahoaka haniliany anareo(fifidianana io)satria ny vahoaka hendry dia tsy hanongam-panjakana velively fa mahay manaja ny maro an’isa sy ny lalana velona.
Tsy hilamina ny eto raha tsy misy faahalalahana eo @ lafiny rehetra, ary tsy maintsy haseho ny fahamarinana rehetra.
Moa ve fahamarinana daholo izao hataonareo izao?
Tsy mitovy fisainana daholo isika rehetra koa mahaiza mamindra sao dia hiteraka vali-faty tsy mety tapitra izao hataonareo izao.
Tsisy tompony Dago tokoa isika ry Sadic koa mila mahay mifanaja @ foto-kevitra hijoroany.
Ory sadic tena fozatay daholo na iza na iza momba ity mpisandoka ho fanjaka eto izao an! Mba misaina hoa fa donto noho i domelina itony, tsy mahagaga, tena maharikoriko na ny mieritreritra an’itony, foza maimbo, fozan-doza, foza ratsy, aleha mandeha anaty lava potaky ny foza any fa zahay tsy mila tsy mila mazava? Apetraho ny basy dfia midina hifanandrina raha sahy fa makaleo, andao hifanisa dia apetraho ny basy raha sahy fa aza miafikafinaa ambadiky ny basy sy ramarosahona sy ny mercenaires ny ry foza potaka an!
Izahay moa ry Nosy dia betsaka no niray feo hoe:
» Apetrah
Marobe ny Malagasy no niray feo hoe: « Apetraho ny
basinareo raha nosoran-dreninareo menaka toa anay ianareo dia raiketo ny gidra ê §
misaotra anao ry sadic amin’ny fitiavantanindrazana anananao ho ela velona anie ianao
asinus , asinum fricat.