Inty Fanambaran’ny FJKM (pdf) izay nataony hatramin’ny zoma 28 mey teo.
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:
Inty Fanambaran’ny FJKM (pdf) izay nataony hatramin’ny zoma 28 mey teo.
Related posts:
Aoka Isika hiezaka tsy hatahotra na ho menatra :
-Mitia sy manompo an’ANDRIAMANITRA
-Mitia sy manompo ny Namana ,ny manodidina ,ny Firenena..!
« Ary tano mafy izay ananao mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao ao amin’i KRISTY ! ».
Ny ahy ny tsy azoko aminy fjkm dia ity, nahoana no ny olobe ao amin’ny tena no atao an’izao dia tsy miteny ny kristianina ao? Tsy manohitra sa andrasanareo tifitifirina sy vonovonoina vao hoe hihetsika ianareo? Ekeko ny vavaka fa tokony hanao fihetsehana goavana mihintsy ny fjkm, aiza ny laika nareo fjkm e! Tsy rarahiny olona izay fanambaranareo any fa asio asa e!
Amin’ny hery sy fitsanganana no hanohananay izao fanambarana ataon’ny pasitera rehetra izao.
Kristianina mandresy, fa tsy Kristianina resy. Mampalahelo raha manaiky resy ny Kristianina.
Misy anefa ireo izay pasitera tokony ho tadidin’ny maro izay pasitera be vava fotsiny fa tsy misy fitiavana tanindrazana fa fitiavan-tena no bestaka.
Ohatra richard andriamanjato. Hitam-poko ary hitam-pirenena amin’izao iza io richard andriamanjato io. Rehefa tsy misy voninahitra sy tsy misy vola, eo izy.
Raha ny hijoro hanohana ny ralahiny ara-panahy, ka hanelingelina ny fihinanany tsy eo izy. Politka n’y kibo no ampiasainy ny vavany fa tsy misy maha-kristianina azy. Tsy fitsarana sanatria, fa izany no hita taratra mazava amin’izao zava-mitranga izao.
Nanambara ary ny fiangonanan ny tsy fanekeny ny zava-mihatra @ FJKM sy ny tokony hijoroana @ marina. Fa na izany aza dia hita eny ihany ilay filazà na tsy hanaovana na inona nainona tsara ny mivavaka sy mijery ny baiboly fa mbola tsy nahasakana ny asa ratsin’ny maizina aloha izany hatramin’izaoka tokony hitady fanoherana lalina kokoa toy ny manao fotoam-pivavahana eny @ toerana tena manana tanara manokana: Ambohijatovo, 13 mai….. na mandeha manao tafika masina, mitory ny tenin’andriamanitra ay @ ireo FAT any @ ministera sy ny biraony isan-karazany mba milaza azy ireo mahanaja ny marina. Raha izany no tanteraka dia tena fandresena lehibe hoan’ny rariny no hivoaka eto.
Voici le commentaire du premier ministre Camille Vital qu’on trouve aujourd’hui dans l’Express de Madagascar: « Le chef du gouvernement se réfère en même temps à la loi en reprenant certains passages de la déclaration des pasteurs de la FJKM. «Concernant les personnes arrêtées, cela ne dépend pas de nous mais plutôt des juges. Nous agissons selon la loi» » Donc, selon le premier ministre les tortures subies par le Pasteur Valisoa sont legales. Ca alors! Madagascar est devenu un pays ou la torture est legale!
Ny fandresena dia avy amin’Andriamanitra.Ny fandresena dia manomboka any amin’ny fandresena any amin’ny tontolon’ny fanahy.Mila fantarina tsara raha arakan’ny sitrapon’Andriamanitra ny zavatra atao rehetra.Asa voalohan’ny fiangonana : mamonjy ny fanahy very amin’nu fitoriana ny filazan-tsara.
Mivavaha, mandoliha, mifadiha hanina mba halalana ny sitrapon’Andriamanitra marina.
Toutes les victoires des dirigeants spirituels s’obtiennent par l’Å“uvre du Saint-Esprit si leurs combats correspondent à la volonté de Dieu.
Que le nom de Jésus soit glorifié par tous nos actes !!!!
Vous les protestants FFPM en général et FJKM en particulier , vous n’êtes pas combatifs et depuis toujours dailleurs ( 19è siècle) ; ainsi les catho comme Rajoelina et Vital doivent rigoler quand vous faites des déclarations aussi mollasses et ils s’en foutent de votre bible qui est foulée aux pieds par leurs bidasses en colère (EMOREG et FIS )
Ny tena kristianina dia tsy matahotra fanenjehena, fanagadrana sy famonoana. Ny tena kristianina dia mivavaka ho an’ny fahavalo ary na tezitra aza dia tsy mba manozona fa misaotra. Ny tena kristianina dia mpanara-dia an’i Kristy fa tsy hoe mpanara-dia an-dra8 (fotsiny). Raha mahatsiaro tena ho kristianina marina ny rahalahy sasany ao anaty FJKM dia mivavaha ho an’ny tanindrazantsika fa aza miandany amin’ny olombelona. Raha tena mahatsiaro fa voan’ny tsindrihazolena tokoa ny rahalahy protestanta sasany dia aza manao izay hiadivana amin’ny katolika sy ny hafa fiheverana/finoana. Mivavaha ho an’ny tanindrazantsika. Raha tena mahatsiaro ho voaenjika tokoa ianareo, aza manozona, mifalia sy miravoa fa na Ilay Kristy arahintsika aza dia nataon’ny olona toy izany. Aza manopa, aza manozona.
Si vous vous sentez vraiment être victimes, soyez dans la joie et souffrez votre martyre en patience, vous n’êtes pas plus dignes que votre Maître qui Lui aussi est persecuté.
Mouvans mapito
les yeux toujours grands fermés ?
il n’y a plus de Andry…
la suite est préparée par françafrique…
A toi de choisir si tu préfères les yeux fermés les intérets de ton pays ou ceux de quelques entreprises françaises….
…..sache que la grande majorité des Français n’en tirent même pas avantage !
Choisis ton camp dans l’intéret de ta famille et de ta patrie cher mpiray-tanindrazana.
COURAGE LES TEMPS SONT DURS .
GARDONS LA FOI JUSQU’AU BOUT…DIEU D’AMOUR C’EST LE MYSTERE DE LA TRINITE : DIEU LE PERE DE JESUS CHRIST, LE FILS DE DIEU, ET, LE SAINT ESPRIT NE NOUS ABANDONNERA PAS SI NOUS DEMEURONS UNIS DANS CET AMOUR DIVIN….LA VOLONTE DIVINE C’EST QUE NOUS VIVIONS EN PAIX DANS LA JUSTICE ET L’AMOUR POUR LA GLOIRE DE SON NOM. AMEN.
mazotoa ry reto a,tsy foana tsy akory ny fikelezanareo aina ao @ tompo e