.
.
Vakio koa ity : Lalao Ravalomanana – Fetin ny Reny 30 mey 2010 (pdf)
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:

misaotra betsaka anao anie ry neny lalao nahatsiaro ny reny malagasy ao anatiny fahoriana sy ny fijaliany reny malagasy……
ny tompo anie hombanao sy ny ankohonanao dia tratrany fetiny reny koa anie ianao!
misaotra tompoko oh!
Dia misaotra anao mahatsiaro ny reny malagasy rehetra amin’izao fetin’ny reny izao.Dia ho tratr’antitra anie ianao sy ny ankohonanao.Mankasitraka hatrany amin’ny fahatsiarovanao mandrakariva ny mpiray tanindrazana.Mila olom-boafidy tsy manadino ny firenena ohatranao ny malagasy.Mandra-pihaona.Misaotra betsaka.
Misaotra sy makasitraka
Mahereza …
Teny tena milamina, tsy nindramina fa tena hita hoe fitenindreny tokoa ary toraka avy ao ampo! toy ny fehezambonikazo faran’izay tsara ndrindra no vôray refa avy nandre ny teny feno tambitamby teo ka na ny raimpianakaviana aza dé tohina mafy sy mahita fa tsy ampy izay teny retra misy entina hisaorana andRamatoa L Ravalomanana ! Ho ela velona, tompoko, tena makasitraka erampo e! Ary dé miaraba anao manokana nohon’ny herimpondreny hanananao !
Tsy adino koa ny miaraba ireo namana retra eto tratry ny fetin’ny Reny !
Pensées particulières à Verohanitra, GBD, Baby,Volaniaina, Maevanilla,elisa..Et toutes celles qui luttent pour la vraie démocratie !
Bonne fête également à nadia-kristelle ( « Na dé tsy mitovy evitra aza », Comme tu le dis souvent)..Et quand on parle des mamans, nous disons vive les hommes!Puisque sans nous, elles ne seraient pas mères.
Merci Luc
bravo
tu as même cité Nadia , il y a des mauvaises mères pourtant…
Misaotra anao ry reny malala mahatsiaro anay zanakao,mahatsiaro kamboty velon-dray aman-dreny tokoa mantsy @ zao fotona zao;nefa tsy manary toky fa raha mbola misy koa zao Andriamanitra izao ka raha mbola samy mana-taranaka dia « Mivavaha fa aza mitsahatra ».
Ny Tompo anie ombanao sy ny ankohonanao,ary zay maharitra hono vadin’andriana!!!!!!!!!!!!!!!!.
Malagasy ny tenako fa aty an-tany lavitra fa manaraka akaiky zay manjo ny Fireneko zay latasaka an-katerena @ zao fotoana zao!!!!!
Il vaut mieux tard que Jamais : A toutes les Meres qui meritent cette appellation : Bonne Fete!
J’espere de tout coeur que vous avez passé une bonne et belle journée.Jour tres special, parmi toutes les Fetes de l’Année.
Longue vie à Toutes Les amies ici, et pensées particulieres à Notre Mere à Tous et toutes : Madame RAVALOMANANA épouse du President Marc RAVALOMANANA! ( la precision est necessaire car y a :
Un ravalomanana2
un rajoelina2
et y a eu…..meme…..un fred2 qui a, apparemment pris la sage decision, etant Legaliste lui meme : merci fred !Prends le au sourire fred.
Bientot
Esperons qu’il n’y aura pas de HAT2 !
Mankasitraka sy mankatelina ny fihetsikao dia ny fahatsiarovanao ny reny malagasy ary dia mirary soa mitafotafo ho anao sy ny ankohonanao koa noho ny fetin’ny Reny
J’ai preferé eviter d’enoncer des noms, de peur d’en oublier, mais savent tres bien, celles à qui j’adresse pareillemnt mes sinceres voeux !
Freddy >> n’oublie pas : les milliers de femmes qui peuplent Magro tous le jours que Dieu fait. Celles qui viennent à pieds, qui sait ce qu’elles ont mangé aujourd’hui, si elles ont mangé . Beaucoup ne pourront pas lire , écouter sur le net.
Mais ce sont des mères vaillantes et courageuses
Bonne fête à toutes les mamans !
Dia mbola mamerina ho an’i Madama Lalao!
HO ela velona daholo ! samy ho tratrany manaraka.
Eora
Merci de le rappeler
Je présente tous mes voeux de fête des mères , à toutes les ma
Zora
merci de le rappeler
Toutes mes pensées affectueuses aux mères-courage de MAGRO,malgré la rudesse de la vie au quotidien , avec cette pensée cruelle de penser tous les jours : » comment nourrir mes petits ? » et continuer la lutte
Bravo les mamans de Magro , vous êtes aussi méritantes et merveilleuses que les mères-courage d’Argentine qui ne lachent pas au quotidien , pour crier justice contre les disparitions de leurs enfants sous Pinochet!
Je rejoins la reponse de GBD. Merci Zora ! C’est tres important ce que tu dis !
Ne viendrait pas à l’esprit d’une Foza une telle pensée !
Merci à Mme lalao Ravalomanana et je souhaite aussi une très bonne fête à toutes les Reny Malagasy rehetra tsy ankanavaka, dé indrindra koa ho an’ilay mamako any lavitra any. Bisous bdb dé mirary fahasalamana lalandava maman!
Tsy misy miala eto e …
ny tenin’i Lioka no entiko hisolona tena eto ary dia mankahery antsika rehtra koa mba ho antanjaka ahavita ny adidy miandry antsika indrindra ny reny
Misaotra anao Ramatoa Lalao Ravalomanana fa ampy ho entinay mankahery tokoa ny voalazanao
mampamangy e!
Misaotra ry Reny malala fa na dia ao anaty ny sarotra aza ny toerana misy anao sy ny ankohonanao dia tsy nanadino ireto reny malagasy aoa anaty fangejana, fahoriana, fihafiana hianao. Tsy mba fisehosehoana anaovana propagandy sahady no natolotra fa fankaherezana ary na dia ny mahita eto ny tavanao, tony , milamina aza dia efa zava dehibe. Ambinin’Andriamanitra anie hianareo mianakavy ary ho tojo izay hirina, hirin’olonafa tsy haniry olona ary omeny tombon’andro lava hijerena ireto Malagasy tafahitsoka ao anaty lavaka mangitsokitsoka ka tsy mahita ny anjara masoanadrony intsony. Misaotra ry Neny
»
« Reny malala ou dada » n’ont aucun sens de féodalisation totale , pour le lecteur qui y voit une connotation » de culte de la personnalité » , dans notre culture malgache.
Ne disait on pas petit père ou petite mère du tsar ou de la tsarine de Russie?
n’appelle’on pas Bernadette Chirac « Bernie3 ,
ou Mittérand « tonton »
ce n’est qu’un signe familier ,
pas nécessairement affectif absolu.
Misaotra betsaka an’i Mme Lalao miarahaba ny reny rehetra. Ombako manana ny fiarahabany. Ampianaro i dada mba tsy hitoky amin’ny ody aman’osy intsony fa avy amin’i Jehovah irery ihany no misy ny famonjena. Dia aza asaina mamoy fo be loatra fa manjary manaonao foana mampiady ny Malagasy. Jehovah hono hoe no nanome ka matoa ianao tafala teo dia Izy ihany koa no naka.
efa 2 taona izay lalao mirenireny any,malahelo anao aho nefa naninona ianao raha mba niteny t@ Dada
Na dia somary tara aza dia misaotra anao Madame Lalao Ravalomanana tamin’ny fiarahabana feno fahendrena natolotrao anay. Voninkazo tena manitra ho anay tokoa izany. Manantena anareo mianakavy kely ho tafaverina soa aman-tsara aty an-tanindrazana.
Miarahaba an’ireo reny rehetra indrindra fa ireo namana mahafinaritra eto amin’ny Mydago : GBD, Baby, Volaniaina, Maevanilla sns…
Misaotra betsaka Lioka amin’ny fiarahabana. Miala tsiny fa izao aho vao tafaverina.
Bisous mamy ho an’ny rehetra.
MIOMBOKEVITRA AN’I VEROHANITRA NY TENANAY : « Na dia somary tara aza dia misaotra anao Madame Lalao Ravalomanana tamin’ny fiarahabana feno fahendrena natolotrao anay. Voninkazo tena manitra ho anay tokoa izany. Manantena anareo mianakavy kely ho tafaverina soa aman-tsara aty an-tanindrazana.
Miarahaba an’ireo reny rehetra indrindra fa ireo namana mahafinaritra eto amin’ny Mydago : GBD, Baby, Volaniaina, Maevanilla sns…
Misaotra betsaka Lioka amin’ny fiarahabana. Miala tsiny fa izao aho vao tafaverina.
Bisous mamy ho an’ny rehetra. »
ANDRIAMANITRA ANIE OMBANAO SY NY FIANAKAVIANAO SY SE MARC RAVALOMANANA VADINAO PREZIDAN’NY MALAGASY TIA TANINDRAZANA. AMENA.