Misaotra ny Mydago fa mahafinaritra, hitako hoe tena milaza ny marina ireto olona roa ireto na dia samy tgvista daholo aza. Tsy vahaolana mihintsy ny fanakatonana Radio zany. Avelao ny olona hiteny malalaka sy hilaza ze tiany ho lazaina. Io fanampenam-bava io no tena lesoka goavana nisy tamin’ny fitondran’ny Prm Ravalomanana ary dia mahagaga fa dia mbola iainana foana izany ao amin’ny site tim. Raha mijery ny olona misera ao enao dia ho gaga fa zara raha misy 8 sisa ny olona tena mpiserasera ao. Ary ny tena loza dia sakan’ilay moderatera ny mpanohana ny ara-dalana nefa ny tgvista miditra malalaka. AOKA IZAY RE NY FANAMPENAM-BAVA AOKA HIADY HOAN’NY FAHALALAHANA ISIKA ARY IANGAVIANA NY MODERATEUR AO AMIN’NY SITE MOUVENCE RAVALOMANANA HANALA NY SIVANA FA LOZA MITATAO IO ARY EFA HO FATY MIHINTSY LE SITE NOHON’NY ATAONAREO
Marina daholo izany resahantsika izany!.. Raha tsy matahotra ny mpanohitra ireo FATn’alika ireo, dia aoka izy hazaka ny tsikera, na dia mahavaivay toy inona aza izy ireo!.. tsy mahazaka izy ireo mato manao an’izao fihetsika izao.
Firy moa ny Gazety sy ny Haino amn-jery manohana azy ireo, ary firy kosa ny an’ny mpanohitra?… Firy moa ny Haino aman-jerin’izy ireo miparitaka any amin’ny faritra, ary firy kosa ny an’ny mpanohitra?
Ka inona no mbola atahorany?… Izany ve tsy hilazana fa hoe HAKANOSANA mihitsy ny an’izy ireo?… Sa ny « mission » ataony dia ny hananganana ny repoblika faha IV na inon-kidona na inon-kiantra satria izany no tadiavin’ny Frantay?… Tsarovinaro FAT ireo anefa, fa tsy andeha ho aiza ianaro fa eto Dago ihany, ka ho hitanareo ny valin-kafatra ataon’ny olona aminareo aoriana. Mihodina anie ny tany e, ka ny ambony tsy maintsy mbola ho ambany!
Ho anao kosa ry Marina (pseudo), aza mody manao « commentaire » pro-Ravalo eo ianao, fa fantatray tasara ny momba anao. Ny ActuMada sy ny Madagate aloha teneno ahazaka ny tsikera sy hamoha ny tranonkalany ho an’ny REHETRA fa aza aty amin’ny tranonkalan’ny Pro-ravalo aty ianao miteniteny foana. Tsy maty izany ny tranonkalan’ny Pro-Ravalo fa manahy izy sao dia hidiran’ny Virus toa anareo ka hidina eo indray. Izany no mahatonga azy HO MAILO! MAZAVA?….
Ny ahy aloha dia tsy laniko ilay foza milaza tsikera anefa eo ihany, hypoccrite fotsiny fa raha tena milaza fa tsy mety dia mieke heloka ampahibemaso dia honero ny tsy nety natao dia avereno ny zavatr’olona natao ankeriny fa tsy hhoe izao sy izzao, fa angaha adinony nataony Kotondrasana? Mieke heloka amin’ny vahoaka fa nanoata taminy dia izay vao miresaka sinon dehors foza mpamono olona an! Dehors dehors dehors
Mety lena ny orana tao @ T.G.V angamba ny AVI na laniny foza orana tao fa nitsoka ina nga no antony????
TSY MAHAZAKA DEMOKRATIE§ TE IDRADRADRA TERY ALO ALOHA OE DEMOKRATIE.MBOLA HO AVY AMIN’AREO AO AMIN’NY MPIKAMBANA AO AMIN4NY T.G.V AO MO NY ALAHELOM-BAHOAKA.ARY AMIZAY ANDRO RAY ZAY ALO DE METY HO FENO NO ALEFA ENY ANAJNAMASINA.FA ZAO AO I LAVA NIFY DE ASAINA ATAONY MALALAKA TSRA NY ANJANAMASINA FA TSY OMBY ENY REFA AFAKA FITAONA FOHY EO
Misaotra re Rabary Mathilde o! ela ny ela ka niteny ny AVI
Ny AVI anie manohana TGV e! fa izy toa tsy ao intsony

Rehefa heverina nanao tsy mety ra8, esory, rehefa hita mibaribary fa manao tsy mety TGV, anaovana théâtre ny vahoaka dia sady fikirina ihany ny seza, hadinon ny gasy kosa aloha ny fahantrany rehefa mijery théâtre izy e, mahomby ny tetika fa tohizo