Odon Razanakolona

Odon Razanakolona

Ho an’ny kristianina katolika mpiray Tanindrazana,

Nanaja ny fomba tokony natao eo anatrehan’ny mpitondra ny diocèse ianareo.Tsy hisy hanomena tsiny anareo amin’izany fandalanareo ny fanajana ny fomba izany, ary voninahitra nomenareo iny, kanefa nataony any am-pata-bary .! Tsy norasin’ny mpitondra ny diocèses Ianareo… Ny adidinareo vita fa na izany aza dia tsy tanty ny fandavana, ny tsy fandraisana fandraisana anareo, izay tonga marobe tokoa !

Raha tsy teny ianareo dia mety nahazo tsiny ! Aoka tsy ho adinontsika fa io rangahy io anie no anisan’ireo nandrehitra sy nisorona ny afo nanafàna ny fanonganam-panjakana io. Ary ity koa no tadidio fa teny amin’ny tranon’ny ECAR no nandrobahan-drajoelina ny taratasy nomen’ny Filoha RAVALOMANANA MARC nanomeny ny fahefana ny directoire militaire : norobain-drajoelina nampian’i tsirahona..! Nanatrika izany i odon ary nahita koa ny nilakamoan’ny miaramila ny Pasteur RASENDRAHASINA Lala Filohan’ny FJKM .

Inona hoy ianareo no nataon’i odon ? Tsy niteny tsy nivolana izy fa nijery fotsiny… Tsy nampiseho hetsika niaro an’iny Pasteur ! « Il n ‘ a rien fait ou il a laissé faire ». Iverentsika ny korontana sy ny tabataba nataon’i odon tao aorian’ny fandrohana an’i urfer..! Vava izany… tsy hay intsony na eveka izy na jiolahiboto..! Cardinaux efatra no nalefan’ny vatican nandamina ny korontana ary ny fandaminana teo amin’ny Fanjakana..!

Ka hoy aho hoe : « Mety nahazo teny mafy avy tamin’ny vatican izy ary koa tamin’ireo eveka Malagasy sahala aminy ary mety avy amin’izany « tehamaina  » azony izany no antony nandraisany anareo kristianina katolika … Ny nonce apostolika koa nanana fahadisoana satria ohatranb’ny nampirisika ity odon hanohitra ny fanapaha-kevitry ny fanjakana tamin’ny korontana mikasika an’i urfer…

Fa koa io nonce apostolika io no nifanaraka tamin’ny ambasady frantsay mba nandray an-drajoelina… hiafina ao amin’ny annociature… Nanaiky ilay nonce apostolika ary avy amin’ny Tantara-pirenena dia zanaka sy nandova ny Mission katholika frantsay anie ny eglise katolika malagasy é ! Koa misy fifandraisan’ny Eglise catholique frantsay akaiky dia akaiky amin’ny vatican sy amin’ny Fanjakana frantsay !

Ary eto dia miala tsiny aho fa tsy dia « manana fahalalahana loatra ny lehiben’ny eglise katolika Malagasy noho izany eo anetrehan’ny vatican sy ny eglise catholika frantsay « . Ary izany no nilazako hoe :  » Firenena afaka sy manana ny hasina sy ny fiandrianana i Madagasikara ary ny Malagasy rehetra dia manana ny zony, ny fahafahana eo amin’ny lafim-piainana rehetra ! »

Koa amin’ny fotoan-tsarotra toa izao dia manahirana ny mifidy ny fiarovana ny Fiandrianan’ny Firenena sy ny firaisana amin’ny vatican..! Izao no tiako ho lazaina :  » Tsy tsara sy manaja ny maha olombelona sy ny maha kristianina (olombelona nafahan’i JESOA) ve raha ka fifidiananan’ny Fikambanan’ny Mpino ao anatin’ny diocèse no mifidy sy manendry izay mendrika ho eveka ?

Satria tsy mifanaraka amin’ny mahamahaleotena an’I Madagasikara ny manaiky fa Malagasy maro no miankina sy mandray « baiko na soro-dalana » avy amin’ny Fanjakana iray (vatican) ! Fijeriko izany, fa raha eveka nofinidin’ny Mpino io odon io, tsy toa izao no fihetsiny… sy ny fifandraisana amin’ny mpino tonga manaja azy, mba tsy nanaovan’izy ireo toa ny zinga mandika ny sinibe !!

Efa nisy ary mbola misy izany eveka tsy miankina amin’ny vatican izany. Tout au moins ,les evêques n’ont pas un lien direct ni allégeance avec le vatican ! Miala tsiny aho raha ka miditra amin’ny olana tsy mijery ahy mivantana… Manana havana maro lasa « catholika  » fa natahotra ny fianakaviana sao alain’ny franstay ny tany sy ny trano, dia mba misy catholika miaro ny fanana’ny fiana&kaviana..!

Fa na inona filazantsika dia tena tena mifanentana amin’ny maha olon’ANDRIAMANITRA AZY ny ny FANDAVAN’I ODON NANDRAY ANAREO TONGA MAROBE TENY ANDOHALO ! Mahereza !



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

24 Comments

  • Shhhhh dit :

    Izay no mahatonga ny firenena madagasikara tokony atao ho laika tanteraka mba tsy idiran’ny mpanao politika mitafy akanjo pasitera sy moseniera an-tsehatry ny fitondrana sy fanonganana fitondrana intsony.Tokony tadiavina izay fomba maro ahafahana mampihena tanteraka ny fahefan’izy ireo ka tsy hivoaka ny eglizy sy ny sekoly alahady intsony.Aza adino fa izy ireo anie no namelona ny afo tamin’ny 2002 nefa tsy nisy nitaraina.Raha toa ka nanao izany ankolaka indray izy tamin’ny 2009 dia mikonaina ireo izay nahazo tombon-tsoa fahiny rehefa notoheriny.Ka maninona moa raha fehezina mafy amin’izay izy ireo?

  • tolona/badoda dit :

    Katolika aho fa amiko manokana dia tsy mendrika ny antsoina hoe eveka akory io omar io.

  • Ziry Onésime dit :

    Tsy misy ho tenenina intsony ny fahamarinana navoaka eo ambony io. Eny fa na dia mpino katolika aza ny tenako, dia menatra tanteraka aho amin’izao fihetsika nataon’i OMAR izao. Dia sanatria ve tena ho lasa marina ilay tenin’ny olona hoe « ovay ny anaranao Monseigneur, ka ataovy hoe Odon RAZANABIBY fa tsy Odon RAZANAKOLONA intsony » noho ny fihetsikao tamin’ireny fotoana ireny ary ny tsy hitenenanao intsony amin’izao fotoana izao?
    Tsarovy Monseigneur ilay fiteny hoe « Qui ne dit mot consent », ka na dia eo aza ilay ohabolana hoe « izay mangina volamena », dia hitanay sy tsapanay kosa fa dia tsy volamena mihitsy izao fahanginanao izao fa dia tena VOLABAORITRA, satria dia mety ahatonga anay hilaza fa HAKANOSANA izao fihetsikao izao.
    HOMBA ANTSIKA ANIE ANDRIAMANITRA

  • dadazaka dit :

    Io no atao hoe « DEVOLY MANDEHANDEHA », SATANA tsiry RAMBO AORIANA fa RAMBO ALOHA »!!!

  • Rafily dit :

    Mikasika an’i Omar dia olombelona tsotra ireny toa ahy sy ianao ka tsy mahagaga ny fihetsiny.Izaho dia katolika tanteraka ary tsy hiova finoana aho, fa milaza ny hevitro fotsiny momba izao zava-misy izao:
    1- I Omar dia fitaovana mahomby hitan’i Frantsay entina hanonganam-panjakana. Mora ny nisarika azy satria Ra8 dia protestant, ary niazakazaka loatra ny emancipation ny vahoaka madinika nataon’i Ra8, ka very remby ny katolika izay mpikolokolo ny ambany tanana mba ho fitaovana entina miasa @ alalan’ny fanaovana asa soa tsy hifampisondrotana fa hisian’ny dependance morale.Nahazo vahana ihany koa ireo hantsoina hoe fiangonana zandriny, ka tena sahirantsaina ny katolika, tena tsy tiany io satria secte hiasan’ny devoly nofandraisany azy.
    2- I Urfer indray dia tena manala baraka anay katolika ny resaka momba azy, mitovy @ resaka pedophilie ankehitriny ka nahavoatery ny Nonce hanao fiarovana tahaka ireny satria ny toerany no voatointohina, ary ny finoanay lasa tsy nisy lanjany. Vazaha moa izy dia nafangaro @ resaka politika, izy rahateo mpandalina ara-politika ao @ justice et paix. Niverina izy izao, misy dikany lehibe ho antsika katolika ve izany? tsia ny valiny, vao maika aza toa manasaro-javatra.
    3-Mijoro @ fahamarinana ny katolika koa aoka ny Eveka indrindra ny vatikana tsy hanamafy sofina, mitandrema ianareo fa finoana sy fiainam-bahoaka no mifangaro eto ary ianao Omar no filohan’izany.
    FEHINY: Andriamanitra antsika rehetra, fa tsy an’i relijiozy isan-karazany ihany, toy izany koa ny catholicisme, izay finoan’ny Malagasy an-tapitrisany. Ny fisian’ireo no fiangonana hijoroanareo, ny finoan’ireo no mahavelona ny katolika miaraka @ Jesoa, koa aza manao rano dikain’ny zinga intsony, ary miantso fibebahana faobe, indrindra ho anareo mpitondra, ny katolika laika.Misaotra Tompoko.

  • Babyfoot dit :

    Tena lotoin’ny mpitondra fivavahana ny anaran’ny Eglizy. Sady mivet… amin’ny ankizy kely no miray tsikombakomba @ mpanongam-panjakana. Tsy aleo ve esorina ny akanjo fotsy toy izay handoto ny finoan’ny mpino eran-tany.
    Tena nivadika ny tany rey olona ô ! Loza !!!

  • romotra dit :

    tonga dia fantatra fa tsy katolika ny mpanoratra, fa raha katolika ianao tsy niteniteny foana ohatran’ io. iza tsy tia an’i omar, ary mpandala ny legalista

  • Ny Aina dit :

    Azafady raha mba misy afaka manazava amin’izay tsy tonga teny Andohalo hoe:inona no antony tsy nandraisan’ny Arseveka ireo zay tonga teny? Sao dia mba tsy teo an-toerana izy na nisy raharaha lehibe tsy nafahany nanoatra? Alohan’ny hanomezana tsiny mantsy dia tokony hadihadiana tsara ny zava-nisy marina. Misaotra mialoha izay afaka manome vaovao.

  • vola dit :

    o!ry Ny Aina ah! io ny vaovao efa lazainy mydago ka inona indray no tatiavinao eh! aza manadala fa samy maimbo ra zao an!

  • kristelle dit :

    jamba angaha ny mason’ny mydago tsy maita io hompa be io nefa raha izahay sy sadic miteny dia kinga ery mamafa

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    POURQUOI L’EGLISE CATHOLIQUE DE MADAGASCAR RESTE INFEODEE A L’HEGEMONIE COLONISATRICE DU VATICAN..?
    Envoyé par: Dr Robin (Adresse IP journalisée)
    Date: mer 6 juin 2007 00:46:30

    Je fais remarquer que la publication de ce post s’est effecuée le 06 juin 2007 !
    Je l’ai re-publier car ,à cette époque ,
    nombreux ont critiqué sévvèrement et méchament ma désinvolture sur le vatican ,qui est seul responsable des dysfonctionnements de L’Eglise et et des agissements des chefs locaux des 2glises catholique..!
    Il y a eu des évêques  » irréprochables  » dans l’Eglise Catholiqie Malgache et leur  » manadture  » a l’éthique chrétienne a été pratiquée sur le terrainpar les fidèles ..
    Je rappelle seulement l’administration
    DU CARDINAL RAZAFINDRATANDRA GAETAN..
    Je suis protestant ,mais suistrès fier d’avoir eu des relations fraternelles avec le Cardinal ,que Nous regrettons Tous.

    A TOUS LES MALGACHES D’ICI ,D’AILLEURS ET DE PARTOUT ,

    Madagascar et les Malgaches ont été victimes du corps exépéditionnaire français ,qui a été précédé par des jésuites pionniers ,qui eux ont la et la raison d’être mission dès sa création ,celle de stopper toute expansion du protestantisme (voir la Contreréforme dans Google )..

    Notre Royaume ,sous RANAVALONA III ,a érigé le protestantisme en réligion d’Etat..

    « Constitutionnellement ,les Malgaches étaient protestants avant l’annexion de 1896 de notre Pays par les Français..!

    Les français avaient un plan d’occuption et avaient utilisé la Mission Catholique française pour contrer toutes les initiatives protestantes et avaient pris par réquisition tous les bâtiments appartenant aux protestants..

    Nos arrière-grandes familles ,par précaution et certains par collaboration avec la nouvelle puissance ,s ‘étaient en deux pour protéger leurs patrimmoines contre les colons ,qui se comportaient propriétaires…!

    Il est clair que mes récriminations ne concernent de prime abord les catholiques malgaches des premières de la colonisation..

    Toutes les exactions contre les protestants n’ont pas été les fazits des Malgaches ,qui certainement avaient été « forcées ,obligés de contrer leurs propres familles restées protestantes..

    Cette situation avait perduré , avait évolué pour le compte du catholicisme ..largement et scrupuleusement encadrés par des réligieux catholiques..

    OUI UNE VERITABLE COLONISATION DE L’ESPRIT PAR L’INTERMEDIARE DES DIRECTEURS DE « CONSCIENCE « ,qui ont produit des hommes comme razanakolona ,rémi ralibera et autres ,c’est-à-dire des hommes perroquets ,qui répètent sans bien comprendre ce que l’on leur disait d’anônner..matin ,midi ,soir..!

    Les églises protestantes issues des missions anglaises ,françaises ,norvégiennes ont su ,après l’acquisition de leur autonomie ,ont su et se constituer en une seumle église indépendante ,libre ,responsable et ouverte..:la FJKM !

    L’église luthérienne par la suite a envisagé son union avec le FJKM pour formmer la FFPM.(Fiombonan’ny Fiangonana Protestanta eto Madagasikara..).

    La FJKM ,ainsi que la FFPM sont des fédérations d’églises libres ,responsables et ouvertes et sont très « jalouses « (aimment trop ) leur indépendance et leur souveraineté…!
    Tous les paroissiens sont des Malgaches .la FJKM a réservé
    le Temple d’Avaratr’Andohalo pour les protestants étrangers..,qui ,s’ils le veulent ,peuvent participer au culte dans les paroisses de la FFPM..
    A ma connaissance aucun pasreyr étranger n’exerce dans le champ de la FFPM ,sauf à Avaratr’Andohalo..

    Et ,je regrette franchement que cette autonomie ou la quête d’autonomie n’existe pas chez « nos parents catholiques « ..

    Notre histoire ,surtout durant la période coloniale et post-coloniale ,a tellement influencée par les réseaux de ces « catholiques « étrangers (canadiens ,italiens ,français , qui ont noyauté ,ont embrigadé des cerveaux d’enfants et d’adultes..à tel point que la liberté de penser ,de réfléchir s’est trouvée dans une pensée unique ,suivant un chemin déjà tracé..et fléché..!

    Ceci Nous handicape terriblement quand des problèmes nouveaux ou inopinés se présentent devant Nous..

    L’imagination ,la gréativité ,l’objectivité..,l’ouverture d’esprit me semblent bloquées et il me paraît que les solutions :il faut que ,il n’ y a qu ‘à ,les on a toujours agi ainsi  » ont fleuri comme des herbes folles !

    Voyons de près et de façon objective la première mandature du Président RAVALOMANANA MARC :Que n’a-t’on pas dit sur la décision du Pouvoir de restructurer le Pays par la construction et ou la réhabilitation des routes ,la priorté donnée à la scolarisation des enfants de 6 à 16 ans ,l’importance de la refondation du service de santé..!

  • ony dit :

    « …Dans le monde, vous trouverez la détresse, mais ayez confiance : moi, je suis vainqueur du monde. » (Jean 16,29-33).

    « l’EVANGILE AU QUOTIDIEN
    Seigneur, vers qui irions-nous ? Tu as les paroles de la vie éternelle. Jn 6, 68

    lundi 17 mai 2010-Le lundi de la 7e semaine de Pâques

    Saint(s) du jour : St Pascal Baylon (1592), Bse Julie Salzano (1846-1929)

    Voir le commentaire ci-dessous, ou cliquer ici
    Saint Paulin de Nole : « Dans le monde, vous trouverez la détresse, mais ayez confiance, je suis vainqueur du monde »

    Evangile de Jésus-Christ selon saint Jean 16,29-33.

    « A l’heure où Jésus passait de ce monde à son Père, il parlait à ses disciples. Ceux-ci lui disent alors: « Voici que tu parles ouvertement, sans employer de paraboles. Maintenant nous savons que tu sais toutes choses, et qu’il n’y a pas besoin de t’interroger : voilà pourquoi nous croyons que tu es venu de Dieu. » Jésus leur répondit : « C’est maintenant que vous croyez ! L’heure vient – et même elle est venue – où vous serez dispersés chacun de son côté, et vous me laisserez seul ; pourtant je ne suis pas seul, puisque le Père est avec moi. Je vous ai dit tout cela pour que vous trouviez en moi la paix. Dans le monde, vous trouverez la détresse, mais ayez confiance : moi, je suis vainqueur du monde. »

    Extrait de la Traduction Liturgique de la Bible – © AELF, Paris

    Commentaire du jour :

    Saint Paulin de Nole (355-431), évêque
    Lettre 38, 3-4 : PL 61, 359-360.

    « Dans le monde, vous trouverez la détresse, mais ayez confiance, je suis vainqueur du monde »

    Depuis l’origine du monde, le Christ souffre dans tous les siens. Il est « le commencement et la fin » (Ap 1,8) ; caché dans la Loi, révélé dans l’Évangile, il est le Seigneur « toujours admirable » qui souffre et triomphe « dans ses saints » (2Th 1,10; Ps 67,36 LXX). En Abel, il a été assassiné par son frère ; en Noé, il a été ridiculisé par son fils ; en Abraham, il a connu l’exil ; en Isaac, il a été offert en sacrifice ; en Jacob, il a été réduit en servitude ; en Joseph, il a été vendu ; en Moïse, il a été abandonné et repoussé ; dans les prophètes, il a été lapidé et déchiré ; dans les apôtres, il a été persécuté sur terre et sur mer ; dans ses nombreux martyrs, il a été torturé, assassiné. C’est lui qui, maintenant encore, porte notre faiblesse et nos maladies, car il est homme lui-même, exposé pour nous à tous les maux et capable de prendre en charge la faiblesse que, sans lui, nous serions totalement incapables d’assumer. C’est lui, oui c’est lui qui porte en nous et pour nous le poids du monde afin de nous en délivrer ; voilà comment « la force donne toute sa mesure dans la faiblesse » (2Co 12,9). C’est lui qui en toi supporte le mépris, et c’est lui que ce monde hait en toi.

    Rendons grâces au Seigneur, car s’il est mis en cause, il remporte la victoire (cf Rm 3,4). Selon ce mot de l’Écriture, c’est lui qui triomphe en nous lorsque, prenant la condition de serviteur, il acquiert pour ses serviteurs la grâce de la liberté. « 

  • Zanak'i dada dit :

    Tena mahery ianareo ry zanak’i dada! tena mi-poa-tsatroka ny tenako! izay misolo tena ny vahoaka malagasy maro an’isa tsy miteny.

    Dia tena tsy nisy nahasakana tokoa mantsy ianareo, tamin’ny nanateranareo ny (courone)teo amin’ny rindrin’ny Berlin an (teo analakely) tamin’ilay 13 mai iny?

    Na dia maro dia maro aza ny herim-pamoretana satria dia nahitana camion (5) ary 4×4 (4)tao teo Analakely tamin’iny fotoana iny dia vitanareo ihany ny nahatsiaro ny havantsika maty tamin’ny 72.
    Mipoa-tsatroka eh, Mankalaza eh, ary misaotra ny mahery fo!

    Homba antsika rehetra Andriamanitra!

  • Zanak'i dada dit :

    Ny Aina ô!

    (Mety ho tezitra enao zao raha hataoko oe : « AZA MANAO LOHA-POZA EH » na dia efa fantako fa FOZA aza ianao)

    1) Mody tsy tadidy sa tena tsy tsaroanao mihintsy ny nanaovanareo ny Dadanay Ravalomanana, fony izy mbola teto Madagasikara tamin’ny 2009, Nisy ny dinika natao teny amin’ny Hotel& Restaurant LE HINTSY, mba hitadiavam-bahaolana,
    2) Tsy tonga izy tamin’io fotoana io, satria mbola nanao fitetezam-paritany, fa ny tena zava-dehibe tsy nahatongavany tamin’io dia nolazain’i Tompokolahy Jacques SILLA oe aza makaty ianao fa sarotra be ny sécurité anao, mety hiafara amin’ny ainao mihintsy izany!
    3) Ka ra ohatra ve ka i Odon Razanakolona no tratran’izany amin’izao dia lazaina fa oe: tokony hanadihady tsara vao miteny oe maninona no tsy nety nandray ny lettre izy?
    4 ) Aza manao vaindrahalahy tsy maharary eh!
    5 ) Ny zavatra hataonareo ihany no miverina amin’izao ry Ny Aina ah!
    6 ) Sady tsy (motif) mihintsy koa anie zay ho lazainy eo eh, satria dia efa efatra (4) andro mialohan’iny hetsika nataon’ny Vondrona Katôlika iny dia efa nodradradradraina tamin’ny Radio, Télé, Gazety, sy ny maro hafa, fa hanao hetsika ny Vondrona Katôlika, ary avy eo dia hanatitra taratasy ao amin’ny Archevec Odon! Amin’ny fomba ahoana moa no tsy nahalalany izany? ny any an-dafy aza mahalala! mainka fa ny eto an-toerana?
    7 ) Izany oe noheverina fa dondrona hoatranao daholo angamba ny olona rehetra ka izany no mahatonga azy manao fikan-jaza toy izany!
    8 ) Ny tody tsy misy fa ny natao no miverina…..

  • Zanak'i dada dit :

    Jeudi, 20 Mai 2010, écoutez RADIO FAHAZAVANA 88.6 FM
    Jeudi, 20 Mai 2010, écoutez RADIO FAHAZAVANA 88.6 FM
    Jeudi, 20 Mai 2010, écoutez RADIO FAHAZAVANA 88.6 FM
    Jeudi, 20 Mai 2010, écoutez RADIO FAHAZAVANA 88.6 FM
    Jeudi, 20 Mai 2010, écoutez RADIO FAHAZAVANA 88.6 FM
    Jeudi, 20 Mai 2010, écoutez RADIO FAHAZAVANA 88.6 FM
    Jeudi, 20 Mai 2010, écoutez RADIO FAHAZAVANA 88.6 FM
    Jeudi, 20 Mai 2010, écoutez RADIO FAHAZAVANA 88.6 FM
    Jeudi, 20 Mai 2010, écoutez RADIO FAHAZAVANA 88.6 FM
    Jeudi, 20 Mai 2010, écoutez RADIO FAHAZAVANA 88.6 FM
    Jeudi, 20 Mai 2010, écoutez RADIO FAHAZAVANA 88.6 FM

  • mahery dit :

    Ka ny homard (omar) cousin an’ny foza orana anaty sobika (ny voody no misolo ny atydoha) dia zany no mahatonga azy hiaro ny foza orana; mbola ampin’i urfer (ilay damôpra pion an’i renimalala sady elak’i omar) vao maika tsy afaka manôtra i omar be orona….

  • Mahita dit :

    Bjr,Izao resabe nareo eto izao dia manambara mazava fa misy ny mpamorona sy mpanely tsao,mahay mandainga ary ny tena mampalahelo dia be dia be noho izy ireo ny MPINO tsao sy mivelona aminy.Mahakivy.

  • VOLANIAINA dit :

    FOOOOZA OR—ANA ANATY SOBIKA, MIHOSOMPOTAKA MIFANGARO NY TA—Y SY NY SAKAFO, NY VO—DY MISOLO NY LOHA, NY ATIDOHA MAI—-MBO ETOTRA!!!!

  • Mahita dit :

    Ilay vulgarité aloa eto dia tena maharikorioko mihintsy é!!ny havoaka ny vava ihany anie ny ao an-doha,koa mazava loatra é!ary hafahafa ihany raha vehivavy no manana izany raha tsy hoe misandoka anarana,dia hita taratra eto ny endriny sy ny bikany « tsy mahate..mihintsy ary na dia mamikely aza,d1 !! d1!!!!misaotra. ary ity vocabulairenareo foza foza ity dia tsy misy dikany akory,fiten’olona maharikorioko toa anareo.tsy afaka iady hevitra hahasoa ny tanindrazana nareo;misaotra

  • Mbola-Fred dit :

    Aiza ianao r’i KM ?

  • denise dit :

    Mifindrà leitia Jesosy Mamonjy rehefa tsy mahatanty a! Ny katolika tena izy dia tsy afaka ny hanaiky intsony an-dRavalo mpangalatra sy mpamona olona hiverina eto Gasikara! Azo????

  • alain grandamy dit :

    Y a que le BIBITE qui compte !!!!!!!!!!!!

  • mahagaga dit :

    Tena mampalahelo ary tena mahamenatra ireo mitonona ho katolika ary milaza fa tsy noraisin’ny arseveka ka manaratsy sy manenjika azy. Indrindra koa moa fa ity izay nanoratra an’ity andalandahatsoratra ity izay manamafy izany. Ny tsara ho fantatra anefa dia tsy teto an-toerana i Eveka tamin’io fotoana io fa efa tany morondava satria nisy fanamasinana Eveka tany. Porofo fa ireo mpivory tany ireo dia olona tsy mpivavaka alahady satria dia tsy maharaka izany vaovao izany. Manaraka izany dia hoe nangataka ny hiditra tao amin’ny cathédrale izy ireo hoe mba hivavaka ao ary nilaza ihany koa fa tsy navela nanao izany. Tena mampalahelo ny to-tsaina mitsaratsara fahatany tahaka izany fa tsy mahalala ny tena antony. Tsy afaka niditra tao amin’ny Cathédrale izy ireo mazava ho azy satria mbola ao anatin’ny fanamboarana na fanavaozana io Fiangonana io izy ireo amin’izao fotoanai izao, ka ny mpino kristianina ao aza tsy mampiasa an’io na dia ny alahady aza fa any an-toerankafa no manao ny lamesa isaky ny alahady sy ny isanandro. tsy entina amin’ny lohabe fotsiny ity zavatra ity fa mba entina amim-pandinihana ihany koa. ary aoka mba hitady ny vaovao marina vao manao ny fanenjehana sy fanaratsiana tahaka itony fa vao mainka manimba firenena ary manimba toe-tsaina maro ihany.

  • Babyfoot dit :

    Nadia-sadic manindry bouton « Hidden » fa ny mpamaky dikté tsy dispo satria :
    9 h 37 : Mbola matory
    11 h : Manao apéro
    14 h 39 : Manao lasiesta sy mandevon-kanina
    18 h 47 : Manao apéro
    21 et plus : Matory

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*